Inona izany hoe 666
1. niryna
(
13/05/2009 16:00)
Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666
A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13
2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666
A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13
2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna
novalian'i bor2lais ny 03/07/2009 12:55
3. fahamarinana
(
13/05/2009 20:06)
:arrow: booboo : :lol:
niryna : ny ahy retsy raha vao akanisa izany dia tsy dia voako loatra a,marina e ! :? (l)
niryna : ny ahy retsy raha vao akanisa izany dia tsy dia voako loatra a,marina e ! :? (l)
5. niryna
(
14/05/2009 03:11)
fahamarinana:
:arrow: booboo : :lol:
niryna : ny ahy retsy raha vao akanisa izany dia tsy dia voako loatra a,marina e ! :? (l)
ka ilay izy anie toa tsy ankanisa fa marika hoe "beast" na ilay biby be ao anaty ranomasina na ilay marika misy tandroka na toa ohatran'izay ? tsy azoko tsasra ilay izy fa ao amin'ny Apo io fa tsy 1-2-3 akory
:D :D
6. xxx
(
14/05/2009 07:53)
nyrina:
ka ilay izy anie toa tsy ankanisa fa marika hoe "beast" na ilay biby be ao anaty ranomasina na ilay marika misy tandroka na toa ohatran'izay ? tsy azoko tsasra ilay izy fa ao amin'ny Apo io fa tsy 1-2-3 akory
an an an toa tena isaina le izy ry nyrina a, ary voalazan'ny baiboly fa fanisan'ny olona izany,
"Apokalypsy 13:18 Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny BIBIDIA, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany"
7. xxx
(
14/05/2009 11:13)
Niryna> raha te hahafantatra misimisy kokoa ianao dia ity misy porofo iray.
A=1
I = 2
N=6
R=3
Y=2
NIRYNA===>
(N) x (i)= 6x1= 6
(r) x (y) = 3x2= 6
(n) x (a)= 6x1= 6
Dia hitanao amin'izao ilay 666 amin'ilay solon'anaranao. Ary ianao dia mety ho isany fa tsy mahalala. Mitandrema havako.

8. coopsal
(
15/05/2009 08:15)
"1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,
3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,
4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,
5 manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.Red color" [IITimoty 3]
Andao amin'izay isika hanisa :
1- tia tena
2- tia vola
3- mpandoka tena
4- mpiavonavona
5- miteny ratsy
6- tsy manoa ray sy reny
6
1- tsy misaotra
2- tsy manaja izay masina
3- tsy manam-pitiavana
4- mpanontolo fo
5- mpanendrikendrika
6- tsy mahonom-po
6
1- lozabe
2- tsy tia ny tsara
3- mpamadika
4- kirina
5- mpieboebo
6- tia ny fahafinaretana ...
6
Raha ao aminao daholo ireo dia ao izany.
Mety mahaliana kokoa ny mahafantatra hoe ahoana no fomba tsy hananana ilay marika ?

9. niryna
(
15/05/2009 11:21)
nyrina:
ka ilay izy anie toa tsy ankanisa fa marika hoe "beast" na ilay biby be ao anaty ranomasina na ilay marika misy tandroka na toa ohatran'izay ? tsy azoko tsasra ilay izy fa ao amin'ny Apo io fa tsy 1-2-3 akory
xxx:isan'ny bibidia ilay izy ?
an an an toa tena isaina le izy ry nyrina a, ary voalazan'ny baiboly fa fanisan'ny olona izany,
"Apokalypsy 13:18 Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny BIBIDIA, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany"
fa ny tsy azoko dia taiza na izy no nanome an'io olona io ireo chiffres be dia be ireo ? nataony x 6 daholo dia lasa nanome 666 ilay anaran'olona sa nitontona ny eritreriny fotsiny ilay izy?
10. niryna
(
15/05/2009 11:33)
niryna:jereo an'ie ity ry xxx e
Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666
A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13
2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna
A=6
N=84
D=24
R=108
Y=150
T=120
G=42
V=13
Mety manoratra fotsiny koa angaha ilay olona fa tsy ampy 666 izany io ttsss
11. niryna
(
15/05/2009 11:37)
xxx:
Niryna> raha te hahafantatra misimisy kokoa ianao dia ity misy porofo iray.
"Apokalypsy 13:18 Indro ny fahendrena. Aoka izay manan-tsaina hanisa ny isan'ny BIBIDIA, fa fanisan'olona izany; ary enina amby enim-polo amby enin-jato no isany"
A=1
I = 2
N=6
R=3
Y=2
NIRYNA===>
(N) x (i)= 6x1= 6
(r) x (y) = 3x2= 6
(n) x (a)= 6x1= 6
Dia hitanao amin'izao ilay 666 amin'ilay solon'anaranao. Ary ianao dia mety ho isany fa tsy mahalala. Mitandrema havako.
=)) =)) =)) =))
12. niryna
(
15/05/2009 11:40)
coopsal:
"1 Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory.
2 Fa ny olona ho tia tena, ho tia vola, ho mpandoka tena, mpiavonavona, miteny ratsy, tsy manoa ray sy reny, tsy misaotra, tsy manaja izay masina,
3 tsy manam-pitiavana, mpanontolo fo, mpanendrikendrika, tsy mahonom-po, lozabe, tsy tia ny tsara,
4 mpamadika, kirina, mpieboebo, tia ny fahafinaretana mihoatra noho ny fitiavany an'Andriamanitra,
5 manana ny endriky ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, nefa nandà ny heriny; ireny koa dia halaviro.Red color" [IITimoty 3]
Andao amin'izay isika hanisa :
1- tia tena
2- tia vola
3- mpandoka tena
4- mpiavonavona
5- miteny ratsy
6- tsy manoa ray sy reny
6
1- tsy misaotra
2- tsy manaja izay masina
3- tsy manam-pitiavana
4- mpanontolo fo
5- mpanendrikendrika
6- tsy mahonom-po
6
1- lozabe
2- tsy tia ny tsara
3- mpamadika
4- kirina
5- mpieboebo
6- tia ny fahafinaretana ...
6
Raha ao aminao daholo ireo dia ao izany.
Mety mahaliana kokoa ny mahafantatra hoe ahoana no fomba tsy hananana ilay marika ?
:D :D tsy ratsy kosa ilay 666 coopsal :-*
13. coopsal
(
15/05/2009 12:23)
Niryna >>> ahoana no ilazanao fa tsy ratsy io ? Ratsy mihitsy ireo ary izay manana an'ireo (ilay marika) dia manana ny anjara-toerany any amin'ny farihy mirehitra afo.
14. fahamarinana
(
15/05/2009 12:52)
:arrow: dia ilaina ve ilay fanisana aloha e ! Misy lanjany be ve ! Fanontaniana ho anareo tia manisa io an :roll: (l)
15. bor2lais
(
16/05/2009 10:50)
fahamarinana:
:arrow: dia ilaina ve ilay fanisana aloha e ! Misy lanjany be ve ! Fanontaniana ho anareo tia manisa io an :roll: (l)
---------
mety ambakain'ny sasany kosa ange ry "Faha" raha tsy mahay manisa e !
:D
Na koa mety ny mifanohitra amin'izay : ny fahaiza-manisa no enti-manambaka ny sasany ! :D
16. fahamarinana
(
16/05/2009 11:11)
mety ambakain'ny sasany kosa ange ry "Faha" raha tsy mahay manisa e
:arrow: Eny e !Ekeko izay fa tsy amin'ny raha jiaby ity no handaniana andro hanisana ,indrindra raha resaka finoana sy fivavahana ! Hevitro monja izay an dia avereno amiko moa ilay filazan'ise azy raha tsy mety ?
Amiko mbola misy hafa tokony halalinina rahatoa ka misy fotoana sy andro ,ireo aza mbola tsy ampy satria olombelona be atao sy tsy manana faharetana koa ,za aloha io an fa mety tsy nareo !
Na koa mety ny mifanohitra amin'izay : ny fahaiza-manisa no enti-manambaka ny sasany !
:arrow: Dia eto indray ekeko zato isan-jato ary be tokoa no voambaka an ! Fa raha izay no hitany mety moa !Azy izay ,f'aza voany tokoa e ! :? (l)
17. bor2lais
(
16/05/2009 13:50)
Raha manokatra resto aziatika i "Faha" izao ka ataonao hoe "Dragona" no anarany dia mety misy olona tsy hiditra ao mihitsy angamba an !
Ny antony ? Araka ny fiheverako azy dia satria tsy mahazaka sakafo aziatika ilay olona !
P.S. Avereno aty raha ohatra ka ... :D :D
Ny antony ? Araka ny fiheverako azy dia satria tsy mahazaka sakafo aziatika ilay olona !
P.S. Avereno aty raha ohatra ka ... :D :D
18. fahamarinana
(
16/05/2009 14:39)
:arrow: bor2lais : samy manana ny raha tiany sy ny fandraisany azy tokoa r'ise ,eny na fiainana andavanandro tsy hidiran'ny finoana aza moa samy hafa daholo ny fandray azy !
ps :aleo tsy averina fa raisina daholo izay mety mahasoa sy mampieritreritra !Tsy misy lafatra akory eto an-tany na am inona na inona !Izay no hiarahana eto ! sa ahoana ? :) (l)
ps :aleo tsy averina fa raisina daholo izay mety mahasoa sy mampieritreritra !Tsy misy lafatra akory eto an-tany na am inona na inona !Izay no hiarahana eto ! sa ahoana ? :) (l)
20. artefy
(
20/05/2009 08:40)
le 666 rangah de zao ah: ny 6 raha vakina amin'ny teny gasy dia enina, ny n koa mety vakina hoe enina noho izany dia nnn dia enina enina enina izay manome 666 ka raha misy n miverina in-3 ny anaranao dia izy koa ianao izany :-D :-D :-D
ohatra hoe nirynina izao mety tsara, soa aloha ny ahy fa tsisy n na iray aza e :-D :-D :-D
ohatra hoe nirynina izao mety tsara, soa aloha ny ahy fa tsisy n na iray aza e :-D :-D :-D