Inona izany hoe 666

21. artefy ( 20/05/2009 08:43)
tsy hita moa fa samy milaza izay tiany holazaina amin'io koh!
22. andry44 ( 20/05/2009 14:27)
Misaotra an'i Zina nametraka ny lien :lol:
Toy ny nataony angamba no tokony ataotsika zay te hahalala ny @ io isa mampivarahotsana ny maro io!Manaova recherche @ google fa maro be ny site miresaka an'io de mila vakiana daholo!
Hoy ny tenin'Atra nampilazain'ny an'i Paoly hoe "fantaro ny zavatra rehetra ka hazony mafy zay tsara" satria ny zavatra tsy fantatry ny olona ihany no mampahatahotra azy matetika;fa raha fantatatra na loza aza de azo ialana.

Amiko, raha tsy mahalala an'io marika io isiska de tsy maitsy ho tratrany ary tsy afaka miala aminy; na lay fanonatani"lay namana ray teo no tena intéressant: ahoana no hialana @ io?
Mazotoa mandinika e!
23. niryna ( 22/05/2009 02:47)
Zina:

Jereo eto:

http://www.youtube.com/AmazingFacts

dia ity koa

http://www.666truth.org/

tonga soa indray Zina a
misaotra betsaka aky a
:-* :-*
24. niryna ( 22/05/2009 02:52)
andry44:

Misaotra an'i Zina nametraka ny lien :lol:
Toy ny nataony angamba no tokony ataotsika zay te hahalala ny @ io isa mampivarahotsana ny maro io!Manaova recherche @ google fa maro be ny site miresaka an'io de mila vakiana daholo!
marina tokoa izany

Hoy ny tenin'Atra nampilazain'ny an'i Paoly hoe "fantaro ny zavatra rehetra ka hazony mafy zay tsara" satria ny zavatra tsy fantatry ny olona ihany no mampahatahotra azy matetika;fa raha fantatatra na loza aza de azo ialana.
hay ve !

Amiko, raha tsy mahalala an'io marika io isiska de tsy maitsy ho tratrany ary tsy afaka miala aminy; na lay fanonatani"lay namana ray teo no tena intéressant: ahoana no hialana @ io?
Mazotoa mandinika e!

raha mijery ao amin'ny Apok isika dia misy resaka Mark of Beast ao na koa hoe izay rehetra voatombo-kase moa izany no filaza azy ?
Dia ao koa anefa ny fiteny hoe efa voavidin'ny ran'i Jesosy ireo ,voatombo-kase koa izany izay rehetra mino Azy ?
ahoana tokoa izany no hialana amin'io ?

:D :D
25. soanja ( 22/05/2009 05:51)
niryna:

Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666

A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13

2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna

Ahoana izany no nahatongavana tamin'ny hoe A= isa izao sy izao, ary ny B= Isa izao x zao. Iza no nanapakevitra sy nilaza fa ny litera vazaha no mety sy mandaitra?

Ka ny teny gasy anefa tsy misy C sy ny hafa maro W, X sns... sa ny zava-bazaha ihany no mandaitra sy tena izy fa raha ny an'ny gasy dia ho finoanoam-poana avokoa???

Amiko ireo dia tsy mifanalavitra amin'ny sikidy ihany. Raha mahay mamaky ny sikidy ianareo dia hilaza aminareo aho fa hino koa an'izany koa angamba satria mi-make sense tokoa raha io no mi-make sense aminareo. Asa anefa!

Diniho tsara ihany!

26. soanja ( 23/05/2009 04:37)
niryna:

ahoana tokoa izany no hialana amin'io ?

:D :D

Tsotra be ny fialana amin'io ka. Tsy mandaitra aminao ny zavatra tsy misy dikany.

Toy ny hoe misy olona mahay mandatsabaratra. Ka rarahiantsika inona moa na mahay manotsaka tendrombohitra izy! Tsy natao hifanotsanana ny fiainana fa natao hifanasoavana. Ankoatr'izay tahotra tsy misy fototra avokoa!

27. litika ( 23/05/2009 14:20)
Angaha tsy iray amin'izay Pape ho avy indray ilay 666 ?
:roll:
28. andry44 ( 24/05/2009 07:12)
Hoy niryna hoe ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13

2 = 666
De hoy koa i 26. Mpandefa : litika [ Valio ] 23-05-2009 16:20:05
Lohateny : Re : Inona izany hoe 666
Angaha tsy iray amin'izay Pape ho avy indray ilay 666 ?

Raha ny fikaroana kely mba nataoko hatreto aloha de tsy miabotir any @ olona tokana io 666 io. Jereo tsara ny contexte nanomezanan'Antra an'i Jaona ilay fanambarana; tany @ taon-jato faha 2 na 3 tany ho any ary ny fanjakana romana no natanjaka indrindra t@ zany. Ny soratra nampiasany t@ zany de mety ho grika, ebréo na romana fa tsy latina toy izao ampiasaitsika izao vely²!
Raha hanao correspondance lettre :arrow: chiffre de avy eo ampifanapiana toy ny nataon'i Niryna ery ambony de any @ chiffre romain toy ny natao tany @ kilasy ambany tany @ T5 tany angamba no tokony heritreretina raha ny fihevitro
I=1
V=5
X=10
D=
M
de tsy tadidiko tsony kah! :lol:
29. niryna ( 28/05/2009 05:07)
niryna:

Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666

soanja a> io no nahatonga ahy nanoratra,nijery vaovao dia nizara izany ato

A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13

2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna
soanja:

Ahoana izany no nahatongavana tamin'ny hoe A= isa izao sy izao, ary ny B= Isa izao x zao. Iza no nanapakevitra sy nilaza fa ny litera vazaha no mety sy mandaitra?

Ka ny teny gasy anefa tsy misy C sy ny hafa maro W, X sns... sa ny zava-bazaha ihany no mandaitra sy tena izy fa raha ny an'ny gasy dia ho finoanoam-poana avokoa???

Amiko ireo dia tsy mifanalavitra amin'ny sikidy ihany. Raha mahay mamaky ny sikidy ianareo dia hilaza aminareo aho fa hino koa an'izany koa angamba satria mi-make sense tokoa raha io no mi-make sense aminareo. Asa anefa!

Diniho tsara ihany!

koa mbola eo no mipetraka ny fanontaniana ka

:D
30. niryna ( 28/05/2009 05:12)
litika a> tsy fantatro raha mahavaha ny fanontanianao ity fa jereo

Zina:

http://www.666truth.org/

Avadibadiho ny tantara
:D
31. andry44 ( 30/05/2009 16:53)
io 666 io de mahakasika izao tontolo izao mihitsy fa tsy ho antsika irery eto Madagasikara satria ny Biaboly , ny apokalpsy de nomena ho an\'ny olona rehetra tsy ankanavaka :arrow: tsy izy zany reo kajy² bdb eo ambony ireo!!!
32. soanja ( 01/06/2009 09:26)
niryna:

niryna:

Nijery vaovao tao amin'ny sobika aho dia nisy olona nanoratra ity hoe 666,mba misy afaka manazava ve hianareo e
by pour TGV=666 @ 13 May 2009 05:03 pm
Pour :
by TGV=666 @ 13 May 2009 03:38 pm
ANDRY TGV= Nombre de la béte =666

soanja a> io no nahatonga ahy nanoratra,nijery vaovao dia nizara izany ato

A = 1 x 6 = 6
B = 2 x 6 = 12
C = 3 x 6 = 18
D = 4 x 6 = 24
E = 5 x 6 = 30
F = 6 x 6 = 36
G = 7 x 6 = 42
H = 8 x 6 = 48
I = 9 x 6 = 54
J = 10 x 6 = 60
K = 11 x 6 = 66
L = 12 x 6 = 72
M = 13 x 6 = 78
N = 14 x 6 = 84
O = 15 x 6 = 90
P = 16 x 6 = 96
Q = 17 x 6 = 102
R = 18 x 6 = 108
S = 19 x 6 = 114
T = 20 x 6 = 120
U = 21 x 6 = 126
V = 22 x 6 = 132
W = 23 x 6 = 138
X = 24 x 6 = 144
Y = 25 x 6 = 150
Z = 26 x 6 = 156
ANDRYTGV = 6+84+24+108+150+120+42+13

2 = 666
Misaotra mialoha
(l) niryna
soanja:

Ahoana izany no nahatongavana tamin'ny hoe A= isa izao sy izao, ary ny B= Isa izao x zao. Iza no nanapakevitra sy nilaza fa ny litera vazaha no mety sy mandaitra?

Ka ny teny gasy anefa tsy misy C sy ny hafa maro W, X sns... sa ny zava-bazaha ihany no mandaitra sy tena izy fa raha ny an'ny gasy dia ho finoanoam-poana avokoa???

Amiko ireo dia tsy mifanalavitra amin'ny sikidy ihany. Raha mahay mamaky ny sikidy ianareo dia hilaza aminareo aho fa hino koa an'izany koa angamba satria mi-make sense tokoa raha io no mi-make sense aminareo. Asa anefa!

Diniho tsara ihany!

koa mbola eo no mipetraka ny fanontaniana ka

:D

Misaotra indrindra nizara ka!
Tamin'andro taloha elabe tamin'ny faha-Roma no nitondra ny baolin'ny fitondrana taty andrefana dia i NERO no nataon'ireto mpandalina ny baiboly ho 666 koa.

33. niryna ( 04/06/2009 02:19)
hay ve e,
soanja a > ity misy site manazava ny 666 fa anjarantsika no mandray azy na tsia

http://www.666truth.org/

34. soanja ( 04/06/2009 05:47)
Ny tenako aloha izany dia tsy mandray an'io mihitsy satria amiko tsy ny faminaniana (indrindra tsy fantatro akory hoe iza ilay olona namorona ilay website) no hanome fitaritan'ny Fanahy Masina amin'ny fiombonana amin'Andriamanitra fa ny fikatsahako an'Andriamanitra ao anatiko lalina izay mitsilo ny diako isanandro ary manome fahazavana ny fahamarinana amin'ny fiainana iainako manoloana izany.

Mazotoa ary ianareo amin'izay mahasarika anareo!
35. niryna ( 10/06/2009 19:27)

tsy ho voatery isika ka ,nozarain'ny namana tato io dia mba zaraiko koa,Tsara koa ny mahalala zavatra ary mifikitra amin'ny finoana izay ananana.Toy ny hoe ny famonjena dia avy amin'i kristy irery ihany,tsy misy anarana na iray aza ahazoana famonjena afatsy avy amiNy irery dia tazomiko hatramin'ny farany koa izany

36. soanja ( 11/06/2009 14:19)
niryna:

soanja:

Ny tenako aloha izany dia tsy mandray an'io mihitsy satria amiko tsy ny faminaniana (indrindra tsy fantatro akory hoe iza ilay olona namorona ilay website) no hanome fitaritan'ny Fanahy Masina amin'ny fiombonana amin'Andriamanitra fa ny fikatsahako an'Andriamanitra ao anatiko lalina izay mitsilo ny diako isanandro ary manome fahazavana ny fahamarinana amin'ny fiainana iainako manoloana izany.

Mazotoa ary ianareo amin'izay mahasarika anareo!

tsy ho voatery isika ka ,nozarain'ny namana tato io dia mba zaraiko koa,

Tsy manahy ka. Afaka mifampizara isika fa ny hanonotonona anaran'olona sy hametapetaka tsindry tsy fantatra mifandraika amin'ny olona iray no azo atao hoe mitsara koa aoka hitandrina satria ny azy ao amin'ny Politika sy ny hafa dia misy tanjona tokoa raha nanao izany izy. Na izany anefa na tsy izany dia malalaka koa isika eto mifidy sy manao izay mahatsara antsika. Hevitro manokana ny ahy iny, hoy Fahama izay!

37. xxx ( 03/07/2009 10:49)
Ao amin'ny baiboly ny isa 7 dia feno. de raha haverina in-3 de fanamafisana.
ny isa 6 izany de tsy feno. Noho izany ny 666 dia isa tena tsy feno hamafisina in-3 mazava fa i Satana no tompony
38. bor2lais ( 03/07/2009 12:55)
xxx:

Ao amin'ny baiboly ny isa 7 dia feno. de raha haverina in-3 de fanamafisana.
ny isa 6 izany de tsy feno. Noho izany ny 666 dia isa tena tsy feno hamafisina in-3 mazava fa i Satana no tompony

--> Mba mahatsikaiky koa izany "raisonnement" izany an !

x=10 (chiffre romain) : tsy feno satria tsy 7
xxx : tena tsy feno hamafisina in-3
Dia ahoana izany ?

:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652