Fomba famaky Baiboly

1. xxx ( 12/07/2009 21:03)
Manahoana daholo! Ahoana kay ny fomba hamakinareo baiboly? Izaho manokana manko dia mivavaka aloha, mangataka fanazavana etc dia avy eo maka pejy iray \"au hasard\" ka izay iantefan\'ny masoko eo no heveriko fa teny ho ahy anio. Indray2 nefa lasa ihany ny saina rhf toy io fa rhf tena latsaka ankaterena iny matsiaro ny tsy manendrika teo anatrehan\'ny Tompo dia toy io ihany koa fa versets ny fahatezeran\'Atra miendrika ozona no vovaky 1er(t@ Israely oh).
Midika inona re?:roll: sa n ratsy no mamily? baampio e
novalian'i Ratoa ny 18/07/2009 18:01
2. ikaretsaka ( 13/07/2009 10:56)
Andriamanitra aloha tsy nanao hoe atomboy @ pejy zao sy ny toko zao sy ny bokin zao
Fa arakarak'ilay antony hilavanao ilay vakiteny io..hoa tsimpona andalanteny kely @ le metimety ve?
Hanao asy tsato piso ve de tsabo 9 de mivoaka ao? Abrabadabra!
Te hahalala ny tantaran'i Jodita ve? na olona 1 sy ny fiarahany t@ Antra sa ny fianakaviana sa ny tantaram-piainan. Ireny olona taloha ireny ve?
Hahiza hie impiry miverina ny teny zao sy zao ve..
Hijeryy ny karakteren'i ramadelenina ve
Sns sns...
De arakarak'izay no hamakianao azy
3. xxx ( 13/07/2009 11:28)
Ilay izy zany misy tohe-javatra @ fiainana hilavana fitarihan\'Andriamanitra na hanontaniana valiny mangina mivantana Aminy,izany hoe (izay sarotra ihany satria tsy misy mahalala \"ny pensées ny fanahy afa-tsy ny fanahy\"/ asa na mifandraika @ilay tiana ho heno ny teny vakiana eo sa satria \"au hasard\" nakana azy dia arak izay koa valiny? Izany hoe vokatry ny saina maha-olona Sa tena izay ilay toro lalANy?

4. xxx ( 13/07/2009 11:30)
Ilay izy zany misy tohe-javatra @ fiainana hilavana fitarihan\'Andriamanitra na hanontaniana valiny mangina mivantana Aminy,izany hoe (izay sarotra ihany satria tsy misy mahalala \"ny pensées ny fanahy afa-tsy ny fanahy\"/ asa na mifandraika @ilay tiana ho heno ny teny vakiana eo sa satria \"au hasard\" nakana azy dia arak izay koa valiny? Izany hoe vokatry ny saina maha-olona Sa tena izay ilay toro lalANy?

5. ari.malala ( 13/07/2009 12:10)
Efa nametrahako fanontaniana sa fanamarihana teto io maka teny au hasard io! fa raha sanatria moa izany ka ilay hoe afatory ny tongony sy ny tanany ka atsipazo any ivelany ilay io no azonao dia ahoana no fandraisanao izany? hiverina haka teny au hasard ndray ve ianao satria mieritreritra fa tsy appropriate @ ilay olanao ilay teny azonao? :roll:
6. xxx ( 13/07/2009 12:32)
ari.malala, tsy haiko fa izaho mihevitra fa miteny en paraboles foana ATra otran\'ny @ TTV ireny! Tsy dia tena mahazo ny tian\'ny baiboly io lazaina matetika aho fa ohatran\'ny saro-takarina foana hatreto,izany isan\'ny tsy nampahazoto namaky ahy taloha fa niezaka taty aoriana nisy nanoro hoe mivavaka aloha. Izao anefa mivavaka alohan\'ny hamakiana matoky fa homeny tsilon-tsaina fa ireo versets ireo ihany miverina(ohatra: bokin\'ny nahoma na isaia46), misy ftn nefa miverina ny \"bénédictions\" tahaka ny isaia54
7. ikaretsaka ( 13/07/2009 12:47)
Amiko manokana izay fihevitra zay tsy misy hafa @ le hoe manao tsabo 3 na..
loterie de andriamanitra no antsoina hoe ataovy mahazo..de kanjo tsy le numero mahazo de manao mody fanina.... fa raha vo le nahazo de iny fa mijoro vavolombelona e... manketsy mankeroa e...
Amiko manokana raha milaza za fa taritin ny fanahy de za ihany fa tsy mila zavatra hafa...I jesoa izao nentin\'ny fanahy ..nga izy nila namaky an zao sy zao
8. xxx ( 13/07/2009 13:06)
Ahitsiko kely Ika fa tsy hoe ny valINy nahafa-po ahy dia entiko hireharehana vvlombel akory avy eo fa ilay izy ara fitarainana \"pr savoir sa volonté\" @ zavatra sarotra heverina mitranga. Donc zany ve amin\'i Ika na ari, ny saina (ndao hatao hoe: ny ratsy mahalala ny failles ako) no maniraka ahy ho tonga @ilay pejy hasard? Tokony hiova fomba famakiana ve aho ary hatao ahon dray izany fa hitako mibloquer ahy ilay izy(mi démoralìser hoe inona indray zao lazaINy? Lasa tahotra zany ilay baiboly e
9. xxx ( 13/07/2009 13:24)
Ikaretsaka, tsy zavatra banale no hangatahako AMiny ka hoe omeo valiny hantsoiko IAnao! Ka raha ok dia hireharehavako na tsy dia hodiako fanina, manana finiavana aho izany handray ny valiNy na eny na tsia fa tsy hoe izay tiko loatra dia ahy sy Izy ny ihany ny valiny satria personnel ilay hataka face à des soucis perso fa tsy hoe raha izao dia hijoroako vvlbel! Asa na azon\'i IKa fa zahako tsy dia mahay manazava koa mo?
10. xxx ( 13/07/2009 13:38)
Hozy Ika hoe: tsy mila mamaky an zao sy zao... Izao indray ve izany no handé hataoko? : hivavaka fotsiny aho fa tsy hamaky dia hanankina finoana AMiny fotsiny! Hahalalako ny sitrany. Moitié résolu kosa angamba ny pbko @ izay ry Ika o? :-d
11. rijadolly ( 13/07/2009 15:25)
xxx1:
Manahoana daholo! Ahoana kay ny fomba hamakinareo baiboly? Izaho manokana manko dia mivavaka aloha, mangataka fanazavana etc dia avy eo maka pejy iray "au hasard" ka izay iantefan'ny masoko eo no heveriko fa teny ho ahy anio. Indray2 nefa lasa ihany ny saina rhf toy io fa rhf tena latsaka ankaterena iny matsiaro ny tsy manendrika teo anatrehan'ny Tompo dia toy io ihany koa fa versets ny fahatezeran'Atra miendrika ozona no vovaky 1er(t@ Israely oh).
Midika inona re? sa n ratsy no mamily? baampio e
Ty zavatra ty dia lesona nahasaropiaro an'IKa mihitsy,"vakio le context"
Ny tiako ho tsindrina dia zao,raha tojo zavatra manahirana eo amin'famakiana Baiboly dia io leson'ika io atao.oh zao io nahazo an'se io,nisy ny tsy nety natao ka sendra namaky Baiboly se dia fahatezeran'Andriamanitra ny tao.Tsara iny,fa tohizo ny famakiana angalana lesona fa tsy maintsy hitanao ao ny nataon'ilay ol tezeran'Andriamanitra.Ra nihatra taminy ilay fahatezerana,mahaiza mi-déple fa tsy ilay lalany no lalana.Ts nisy action izy apres nanaovany ilay fahadisoana(na ts nahazo fotoana)dia mazava fa ianao nahazo,ts mitsara azy se fa maka lesona a!

12. xxx ( 13/07/2009 15:51)
Rijadolly, mazava tsara no sady nahazoana toro hvt tsara fa dia misaotra indrindra!! Mampanahy tokoa manko raha dia tsy afa-handray baiboly intsony noho ny antony toy izany. Ilay valim-bavaka notadiavina rahateo koa tsikaritro ho efa nivaly ihany fa dia misaotra ny namana roa namaly etsy ambony ko! :-)
13. xxx ( 13/07/2009 15:52)
Rijadolly, mazava tsara no sady nahazoana toro hvt tsara fa dia misaotra indrindra!! Mampanahy tokoa manko raha dia tsy afa-handray baiboly intsony noho ny antony toy izany. Ilay valim-bavaka notadiavina rahateo koa tsikaritro ho efa nivaly ihany fa dia misaotra ny namana roa namaly etsy ambony ko! :-)
14. rijadolly ( 13/07/2009 16:40)
xxx1:
sa n ratsy no mamily?
Tsy manova dinika aho fakosa manoy no sady manazava fa saingy hafa kely fotsiny ny nahazo ahy.

Fanontanian\'namana iray zay manao hoe:\"Ra ny fahalalan\'Dolly hoy izy Tenin\'Andriamanitra daholo v ny ao anaty baiboly?\" :roll: :roll:Sarotra ô?
Ny zv efa masaka sy azoko antoka hatramin\'izay anefa dia Tenin\'Andriamanitra daholo.izany hoe Tenin-tsoratra Masina ny ao.Velona tato anatiko ny fisalasalana fa misy tenin\'fahavalon\'Andriamanitra ao anatin\'Baiboly,ary dia tsoriko fa sarotra nalana tato anatiko izany satria misy tokoa izany.
Naika ataoko ankamatatra ihany anefa ny nampiverina ny saiko sy ny fanahiko saingy ts tiako satria,tsy tiako ahazo oh ahy ny sasany aminareo izay nandany ny 2/3 ny alina iray manontolo.
Namana iray hafa ihany no nahita vahaolana.Tsotra no sady efa re matetika ary Teny ao anaty Baiboly ihany dia http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=8&andininy=28-28&dika= fanampiny ihany koa izay azoko taty aoriana http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IIKORINTIANA&toko=12&andininy=19-19&dika=
15. xxx ( 13/07/2009 18:30)
Eo indrindra!! Azoko tsara ny tinao holazaina satria vao andro vitsy monja izay naharesy lahatra ahy t@ io! Nisy passage izay tsy tadidiko fa ny votoatiny dia izao: hotefeKO tahakany \"or\" ianao, izany hoe azoko izany fa nisy aloha fitsapana, fanaintainana fa fahasoavana no setriny farany tahaka i Joba, Joba ary tsy nanota fa notsapainy! Fomba nentiNy iasana amintsika avokoa izany angamba:roll:
16. xxx ( 13/07/2009 18:58)
Rijadolly, izaho koa efa tena toa anao izany teo, fa kosa tsy nisalasala fa ATra niteny na nanidry fanahy hitoetra @ olona nasainy nanoratra, donc tsy maintsy ao ny solutions ako fa@lay ny miintérpréter foana no manahirana ahy azony betsaka ny paramètres miseho anaty réalités!
17. ikaretsaka ( 13/07/2009 19:29)
Ka tsy livre de tsatopiso kosa nge le izy ry rijadolly e fa livre de reflexion...tsy hoe narary fo ianao fa elaela nareo sy rafotsy tsy niaraka de nanao le tsatopiso de ny hitanao tao 2 tim 4:13 manao hoe "ento aty ny kapaotiko" d hoe nasain I jehova nanatitra kapoty ho azy akory ny dikany....
18. xxx ( 13/07/2009 19:53)
Ika:lol::lol: raha izay kosa angamba mba hay ihany manavaka azy eee:-D
19. booboo ( 14/07/2009 17:25)
Misy fitaovana bobaka eto an-tany ( izay hinoako fa nataoNY ) manampy @ fahazoana ny Baiboly. Ohatra hoe La Bonne Semence, Mana isan'andro, Perikopa isaka ny fg ( misy ifandraisany aby ireo textes TT sy TV ao ) sns.

Misy version mora vakiana ny Baiboly. raha ny @ teny malagasy izao dia tsapako mora vakiana kokoa ilay DM. Ny @ teny frantsay feno isa-karazany no sady misy ny sasany feno kisarisary sy réf. historique dia mora ahazoana ilay contexte n'ilay lahatsoratra sns.

@ Net koa bobaka beeee.

Ilay manao au pif ity klou tsy maharesy lahatra anà manokana...
20. rakaroka ( 15/07/2009 05:05)
Ny manahirana @ fomba famaky baiboly dia rirotin´ny olona araka ny saim-pantany sy zary "fombafomba" ilay izy! 8O 8O 8O dia zary isehoana ivelany, na tsy maintsy iverimberenana vakiana! tsy tokony hisy regle toa izany raha "mpamaky tsy mora manadino" araka ny voasoratra ao isika. Amiko raha tena nifotorana tsara ny teny novakiana, on n´:á plus besoin hoe hiverenana vakiana indray: satria raha niteny Atra ohatra Tiava
an´i Jehovah Atrao, tiava ny namanao tahaka ny tenanao...ordre et mission mazava sy mitaky atrika ilay izy. Donk une fois voaray ny hafatra dia any @ fiatrehana no banjinina fa tsy hilona handany andro @ famakiana ao ftsn !satria betsaka koa ny dingana isankarazany mbola miandry aorian´ny etape iray dia ny famakiana ny "mission" dia izay voasoratra! Ka tsy tokony ho laniandro haminany ny "interpretation" heverina fa an´ny fanahy araka ny fihevitry ny saina ihany koa anefa!
Etape iray natao holalovana izany hirosoana @ dingana manaraka!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1698