Fomba famaky Baiboly

21. ari.malala ( 15/07/2009 06:50)
xxx:

ari.malala, tsy haiko fa izaho mihevitra fa miteny en paraboles foana ATra otran\'ny @ TTV ireny! Tsy dia tena mahazo ny tian\'ny baiboly io lazaina matetika aho fa ohatran\'ny saro-takarina foana hatreto,izany isan\'ny tsy nampahazoto namaky ahy taloha fa niezaka taty aoriana nisy nanoro hoe mivavaka aloha. Izao anefa mivavaka alohan\'ny hamakiana matoky fa homeny tsilon-tsaina fa ireo versets ireo ihany miverina(ohatra: bokin\'ny nahoma na isaia46), misy ftn nefa miverina ny \"bénédictions\" tahaka ny isaia54



Ie, marina fa miteny @ fanoharana Andriamanitra, I Jesoa ihany aza dia efa miteny an'izany ka! fa ilay hoe miverina ny bénédictions, sy ny hatezeran'Andriamanitra, ny fahitako anazy, efa zatra an'ilay manokatsokatra fahoany fahoany ftsn ny tananao d lasa mi tomber eo @ ilay page azonao! Ny mila miova famaky baiboly aloha ry namana dia ie, tokony miova tokoa! Tsy haiko na Katolika ianao na protestant, fa efa misy calendrier hoan'ny vakiteny isanandro. Hoan'ny Katolika manokana dia efa misy lohahevitra atolotry ny Fiangonana hodinihina sy hiainana mandritra ny herinandro ary ny vakiteny mifandraika @ iny lohahevitra iny mandritra ny herinandro.
22. ikaretsaka ( 15/07/2009 23:35)
manampy kely an'i ari ...raha mamonjy lamesa isanandro ka manaraka ny vakiteny @ taona litorjika 1 ny kato dia voavaky aby ny baiboly
raha isankerinandro ianao no mamonjy lamesa dia isajy ny 4 taona no vitanao izy manontolo (misy hoe Taona A B C D ny taona litorkija kato)
23. ari.malala ( 16/07/2009 07:05)
ika, telo fa ts 4 :-P (ilay C ihany no D satria tsika gasy ts manana alfabeta C d tonga d natao D fa hoan'ny katolika vozah d C ny andry zareo :))
24. ravonjison ( 16/07/2009 11:49)
Voalazan\' i ari.malala :


\" Tsy haiko na Katolika ianao na protestant, fa efa misy calendrier hoan\'ny vakiteny isanandro. Hoan\'ny Katolika manokana dia efa misy lohahevitra atolotry ny Fiangonana hodinihina sy hiainana mandritra ny herinandro ary ny vakiteny mifandraika @ iny lohahevitra iny mandritra ny herinandro. \"


Izay ilay izy. Efa misy calaendrier efa namboarina ho an\' ny kristianina, mikasika ny vatikeny isan\' andro, isak\'herinandro ( \" ny mpiaramamaky \" no anarany raha tsy diso aho).Dia iny no arahina mandritry ny iray taona.

Misy koa capitole sy verset ao anaty baiboly izay voaomana sy mifanaraka @ zava-misy sy ny fiainana rehetra. Ka raha misy hetaheta sy zava-mitranaga dia iny no fidina ho vakiana.
Ohatra: - te hangataka ianao dia efa misy lahatsoratra miafanaraka @ izany.
- hanao mariage ianao dia efa misy ny page mifanaraka @ izany
- te hampiseho toetra tsara @ ankizy ianao dia efa misy ny lahatsoratra mifanaraka @ izany.
Noho izany dia tsy mety raha misy olona maty kanefa lahatsoratra ho an\' ny batisa no ampiasainao.
Izany anefa tsy misakana anao hamaky par hasard izay pejy voasokatrao, fa kosa ho anao irery ihany izany , na hamerimberina izay efa voavaky, mety misy mbola tsy azonao na tianao hamafisina..
25. ikaretsaka ( 17/07/2009 19:46)
Ny problemen'io tsatotsatoka sy mamaky ze sendra ny tanana io de matetika de tsy azo akory le context nisy t@ izany sns na tsy mifandraika @ le notadivina...
26. xxx ( 18/07/2009 14:58)
Ari.malala, tsy katolika aho. Manana alimanaka tokoa fa andraso indray aloha izay no atao:-) misaotra anareo foana manova ny fomba fijeriko ny baiboly!
27. Ratoa ( 18/07/2009 18:01)
Misy koa ny Baiboly sasany misy index fizahana lohateny ary afara dia any ianao no mitady ohatra "sambatra", "zanaka" ets... dia manoro ny boky sy ny andininy misy ireo lohateny ireo; Ny Baiboliko teny frantsay misy izany fa ny malagasy tsy misy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3364