Miarahaba antsika rehetra, ary nanonona ny fiadanan'ny Tompo ho antsika.
Tsy aiko na tokony ho ato ity no atao, fa misy site kristianina vao nisokatra http://jeunesenactionpourchrist.ning.com/. Maniry antsika izay liana hiditra ho mpikambana na hitsidika azy