Dikany

1. xxx ( 05/07/2009 09:59)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 13:23
2. ni81 ( 05/07/2009 11:12)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan'ny teny hoe "fiafonafonana" fa tsy haiko? Misaotra
= fiavonavonana
3. xxx ( 05/07/2009 11:36)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona :D mankasitraka ni a!
4. xxx ( 05/07/2009 11:39)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona :D mankasitraka ni a!
5. ni81 ( 05/07/2009 11:39)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona mankasitraka ni a!
tsy misy fisaorana e! Manaza ny kely mba fantatra na dia miafina aza ilay oul ka! :-D
6. xxx ( 05/07/2009 11:45)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
7. xxx ( 05/07/2009 11:47)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
8. xxx ( 05/07/2009 11:48)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
9. xxx ( 05/07/2009 11:49)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
10. xxx ( 05/07/2009 11:49)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
11. ni81 ( 05/07/2009 13:23)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e Ni kony ko!
marina izany e! :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1372