Dikany
1. xxx
(
05/07/2009 09:59)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra
répondu par ni81 le 05/07/2009 13:23
2. ni81
(
05/07/2009 11:12)
Miarahaba. Inona angaha ny dikan'ny teny hoe "fiafonafonana" fa tsy haiko? Misaotra= fiavonavonana
3. xxx
(
05/07/2009 11:36)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona :D mankasitraka ni a!
4. xxx
(
05/07/2009 11:39)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona :D mankasitraka ni a!
5. ni81
(
05/07/2009 11:39)
Dia mbola i ni81 ihany no nanazava ny tsy azoko hatreto rey olona mankasitraka ni a!tsy misy fisaorana e! Manaza ny kely mba fantatra na dia miafina aza ilay oul ka! :-D
6. xxx
(
05/07/2009 11:45)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
7. xxx
(
05/07/2009 11:47)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
8. xxx
(
05/07/2009 11:48)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
9. xxx
(
05/07/2009 11:49)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
10. xxx
(
05/07/2009 11:49)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e :D Ni kony ko! :D
11. ni81
(
05/07/2009 13:23)
Ilay miafina tsy important fa ilay fifampianarana eto e Ni kony ko!marina izany e! :lol: :lol:
