Izay iheverany ahy
1. niryna
(
26/08/2009 03:33)
Aza kviy ary fa Atra mahalala izay heveriny ho antsika rehetra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
Ny fahasoavan'Atra anie irotsaka ao amintsika mandrakariva
(l) niryna
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
Ny fahasoavan'Atra anie irotsaka ao amintsika mandrakariva
(l) niryna
novalian'i niryna ny 29/08/2009 05:29
2. cutie
(
26/08/2009 12:44)
ny ahy ty no tena hitako we mitombona :)
http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0
http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0
4. cutie
(
26/08/2009 12:55)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 26-08-2009 14:48:33
Lohateny : Re : Izay iheverany ahy
Tiako io hira iraika io
de za koa tia an'le tsotra ihany an'i lalatiana fa rahoviana za vo omen-jy cd e :-D :-D :-D :-D
9. rijadolly
(
26/08/2009 15:41)
:cry: :cry: :cry: Za reto ts afaka mi-télécharge tsony fa hoe lasa miadana be hono ny mail alefa sy tonga ato am-piasana rehefa mampiasa ny rehetra de censure-na a! :cry: :cry: :cry: Marina io ô?
Mba asio lohateny sy ny mpihira hoe le hira soa dia efa ananako de mba afaka manome hevitra ihany aho.Asio toninykely ko ra azo atao.Mialatsiny indrindra.
Saika adinoko koa,za ty tena be fangatahana an! ataoko moramora ..asio feony kely ihihihihi! =)) =)) =)) =))

11. cutie
(
26/08/2009 19:19)
. Mpandefa : booboo [ Valio ] 26-08-2009 17:04:21
Lohateny : Re : Izay iheverany ahy
oui chef
weeeeeeeeeeeeee misaotra mialoha :wink:
12. cutie
(
26/08/2009 19:23)
Mpandefa : rijadolly [ Valio ] 26-08-2009 17:41:25
Lohateny : Re : Izay iheverany ahy
Za reto ts afaka mi-télécharge tsony fa hoe lasa miadana be hono ny mail alefa sy tonga ato am-piasana rehefa mampiasa ny rehetra de censure-na a! Marina io ô?
Mba asio lohateny sy ny mpihira hoe le hira soa dia efa ananako de mba afaka manome hevitra ihany aho.Asio toninykely ko ra azo atao.Mialatsiny indrindra.
Saika adinoko koa,za ty tena be fangatahana an! ataoko moramora ..asio feony kely ihihihihi!
http://tononkira.serasera.org/hira/firmin/manaiky-aho
13. rijadolly
(
27/08/2009 02:14)
cutie::D efa oe tsy afaka mi-telecharge video wa ko,le eo ambany no tena mety,misaotra cutie a!
omeo ny mail de asiako feony :-D :-D :-D :-D
Tsara io manaiky ahy io ka!
14. soanja
(
27/08/2009 02:16)
cutie:
ny ahy ty no tena hitako we mitombona :)
http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0
Cutie, Misaotra e!!! Namaste!
:-* :-*
15. niryna
(
27/08/2009 04:16)
rijadolly:
Mba asio lohateny sy ny mpihira hoe le hira soa dia efa ananako de mba afaka manome hevitra ihany aho.Asio toninykely ko ra azo atao.Mialatsiny indrindra.
Saika adinoko koa,za ty tena be fangatahana an! ataoko moramora ..asio feony kely ihihihihi! =)) =)) =)) =))
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
Izay iheverany ahy Ny Fanilo
Ry Tompo o! Izaho manaiky anao.
Amin'izay voasoritrao ho ahy
Vonon'aho ankatoa ny sitrakao
Tsy heriko fa ny herin'ny Fanahy
Ny fiainako ankiniko aminao
Ny ho aviko eo am-pelan-tananao
Ianao mahalal'izay heveran'ahy
Amin'ny fo no anekeko anao
Na mety na tsy mety ny atao
Ianao mahalal'izay heveran'ahy
Sankano tsy ho tanteraka sy toa
Izay iriko mitsa-tsy mahasoa
Ny fiainako ankiniko aminao
Ny ho aviko eo am-pelan-tananao
Ianao mahalal'izay heveran'ahy
Amin'ny fo no anekeko anao
Andriamanitra o! Tsy ho anay irery anie izany fa na iza na iza mandre
izao hira izao dia ampahafantaro azy fa hianao mahalala izay hevitra
heverana azy dia hevitra izay ahatonga fiadanana fa tsy loza
Tsy angovitra,tsy anan-tahotra
Ianao Jesoa toky sy hery ho ahy
Na iz'anenjika na itsara ahy
Tsy hihemotra aho fa hijoro anompo anao
Ny fiainako ankiniko aminao
Ny ho aviko eo am-pelan-tananao
Ianao mahalal'izay heveran'ahy
Amin'ny fo no anekeko anao
Ny fiainako ankiniko aminao
Ny ho aviko eo am-pelan-tananao
Ianao mahalal'izay heveran'ahy
Amin'ny fo no anekeko anao
Mahereza !
(l) niryna
16. ari.malala
(
27/08/2009 06:08)
Ôtran efa henoko fa ts azoko antsaina le hira fa tsara b le tonony
18. tywa68
(
27/08/2009 07:07)
cutie:
ny ahy ty no tena hitako we mitombona :)
http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0
Mitombona ahoana akia ? ny ahy aloha tena tiako be mihitsy e:wink:
19. rijadolly
(
27/08/2009 09:55)
Misaotra betsaka Niryna a! Anisany tena mihira mitabataba be mihitsy a raha vao mandeha io hiran'Fanilo moa koa tena mahazo haim-Panahy mihitsy.Mahatsiaro tena fa tsy very e,Misaotra Niryna!
20. cutie
(
27/08/2009 20:57)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 27-08-2009 09:07:01
Lohateny : Re : Izay iheverany ahy
Hoy i cutie:
ny ahy ty no tena hitako we mitombona
Jereo eto
Mitombona ahoana akia ? ny ahy aloha tena tiako be mihitsy e
hehehe ka ny ahy ny hira tiako matoa tiako de misy dikany daholo zay, fa tsy we refa mahafinaritraritra ny sofina fotsiny no mihaino azy de we tsara ny hira na we tiana, lasa ohtran'ny mihaino pop music fotsiny zay. Fa io hira io efa hitako nisy mpandahatra foana tao @ rvg fa tsy de henoko matetika, fa sendra tafaheno fotsiny za t@ ndray mandeha zay, de tonga de nanaitra ahy le hira satria, it makes sense, zany we tsapako @ experience hianaiko @ fiainana le izy e :) Asa na mzava zay fa za koa tsy de mahay manazava tsara :)