Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?

1. rzakarivola ( 14/09/2009 15:43)
"Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy."[Jaona 6:38]
"Fa hoy izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy."[Lioka 4:43]
"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be."[Jaona 10:10]
novalian'i cutie ny 25/09/2009 19:10
2. rijadolly ( 14/09/2009 16:01)
Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
fanampiny iray,Ny ananan'izay mino AZY Fiainana manadrakizay.Jaona 3: 16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.
3. rakaroka ( 14/09/2009 19:25)
dia mbola itarina ...izany hoe "ampiana!...." . Hibedy ny ankizy toa Rakaka be fampitahorana raha maditra ny ankizy! hanome sakafo ny gasy ao anaty krizy !
hametra ny fijery ny fiainana tsy ifantoka raha tsy aminy irery satria "possession-ny" sy mpanompony no fihevitra fa tsy hoe "zoky modely izy!"...hamonjy na h@ mpanota matevin-koditra aza: suffit de "manaiky ftsn hoe "sur lery Ianao no tena izy! :-D :-D :-D
Nahatongavany koa @ izay afaka manao croisée le bras 'reo mpitady tany malemy hanorenam-pangady fa efa vitan'i Lery ny rehetra (bien que voasoratra hoe "Ny hatsembohan'ny tavanao no ihinananao...sady tsy misy 'tsony ity ny mana latsaka avy any an-danitra koah!"
Nahatongavany koa sitrany mba misy "imaginaire pure" hosarangotina satria tsy misy azo itokisana !
4. ikaretsaka ( 14/09/2009 20:11)
Ny nahatonga an'i Jesoa teto an tany dia mba hanazava ny eritreritsika momban'Atra aloha voalohany indrindra..ny blablabla rehetra dia mifototra @ io aby
Faharoa; tsy lasa izy fa mitoetra eo amintsika lalandava @ eokaristia, ny mahantra sy ny madinika,ny lahasa andavanandro.ary nametraka ny fanahiny ao @tsika

Ny ankoatran'izay de ahaingitraingim-boambolana miaro interpretation aby!
5. soanja ( 15/09/2009 03:48)
rzakarivola:

"Fa tsy nidina avy tany an-danitra Aho mba hanao ny sitrapoko, fa ny sitrapon'Izay naniraka Ahy."[Jaona 6:38]
"Fa hoy izy taminy: Tsy maintsy mitory ny teny soa mahafaly ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra any amin'ny tanàna hafa koa Aho, satria izany no nanirahana Ahy."[Lioka 4:43]
"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be."[Jaona 10:10]


Isika olombelona koa dia manana ireo andraikitra rehetra voalaza ireo ary avy ao ampo tsy miloaka Andriamanitra mampita antsika io hafatra io isanandro rehefa mifandray amin'ny tenantsika isika sy ny hafa.




6. ikaretsaka ( 15/09/2009 13:48)
izay mantsy
ary tsy wawawa ange no atao hoe toriteny fa na ny lahasa isan"andro sy ny tsiky eo am-panaovana azy @ fihezahana maneo ny endrik'i Jesoa @ atao sy ny fanasoavana ny mpiara-belona dia efa toriteny goavana
7. ari.malala ( 15/09/2009 14:26)
rakaroka:

dia mbola itarina ...izany hoe "ampiana!...." . Hibedy ny ankizy toa Rakaka be fampitahorana raha maditra ny ankizy! hanome sakafo ny gasy ao anaty krizy !
hametra ny fijery ny fiainana tsy ifantoka raha tsy aminy irery satria "possession-ny" sy mpanompony no fihevitra fa tsy hoe "zoky modely izy!"...hamonjy na h@ mpanota matevin-koditra aza: suffit de "manaiky ftsn hoe "sur lery Ianao no tena izy! :-D :-D :-D
Nahatongavany koa @ izay afaka manao croisée le bras 'reo mpitady tany malemy hanorenam-pangady fa efa vitan'i Lery ny rehetra (bien que voasoratra hoe "Ny hatsembohan'ny tavanao no ihinananao...sady tsy misy 'tsony ity ny mana latsaka avy any an-danitra koah!"
Nahatongavany koa sitrany mba misy "imaginaire pure" hosarangotina satria tsy misy azo itokisana !



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. rakaroka ( 15/09/2009 15:45)
:lol: :-P :-D
Ilay izy kosa Ari. mba marina mafffy fa isaky ny misy tranga iray dia toa Jesosy foana hono ny fototr'izay knou...Ohatra nanitsaka tsilo, dia "maty aho Jesosy". :oops: Manao enveloppe surprise "ataovy mahazo aho Jesosy :wink:
Marary: sitrano aho Jesosy ! mianantsimo, mianavaratra : "tantano aho Jesosy" . Mieritreritra : "toroy hevitra aho Jesosy ! " . Be fanahiana : "Arovy aho Jesosy! . Mavesatra entana => Ento ny entako Jesosy sns tsy voatanisa !
Izany hoe 'lay Jesosy izany no "acteur principal" dia asa izay mba rôlen'ilay
tsy Jesosy @ izany :roll: :roll: 8O 8O 8O
9. ikaretsaka ( 15/09/2009 15:54)
izay mantsy.. avy eo mizeshta hoe "miaramilan'i Jesosy e" "Mpiara miasa @ jesosy e"
aia izay maha miaramila sy mpiara miasa eo.. toa le 1 foana no manao ny zavatra!
10. rakaroka ( 15/09/2009 16:43)
'za kosa aloha dia "mahatsapa" fa "Nitaaaaaaaaaarina BBBbe" ny filaza momba an'i Jesosy e . ary na zavatra tsy mifandray Aminy aza dia "volen'ny sasany fotsiny tsotra izao hoe "Izy hono ny fiandohana sy fiafarana , anefa ilay "conception resahako sady tsy fiandohana no tsy fiafarana fa "antenantenany!" ....Dia mbola hoforonina indray izao hoe "aiza ny tsipona miresaka "antenantenany mifandray @ Jesosy ?... :roll: :?: :?: :?:
11. ikaretsaka ( 15/09/2009 16:59)
:-D :-D
12. cutie ( 16/09/2009 00:30)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 15-09-2009 17:45:59
Lohateny : Re : Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?

Ilay izy kosa Ari. mba marina mafffy fa isaky ny misy tranga iray dia toa Jesosy foana hono ny fototr'izay knou...Ohatra nanitsaka tsilo, dia "maty aho Jesosy". Manao enveloppe surprise "ataovy mahazo aho Jesosy
Marary: sitrano aho Jesosy ! mianantsimo, mianavaratra : "tantano aho Jesosy" . Mieritreritra : "toroy hevitra aho Jesosy ! " . Be fanahiana : "Arovy aho Jesosy! . Mavesatra entana => Ento ny entako Jesosy sns tsy voatanisa !
Izany hoe 'lay Jesosy izany no "acteur principal" dia asa izay mba rôlen'ilay
tsy Jesosy @ izany

njy koa de tena mampime mitsy. Misy mpiara-miasa @ namako zay refa anontanina hono le oul we "how are you today" de mamaly le oul we " I am blessed by jesus" :-D
13. cutie ( 16/09/2009 00:33)
Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?

tsy tokony ho zay tsony ny fanontaniana mipetraka fa izy aza efa tonga.
Tokony we in no ataonao, hanaraka sy hino azy ve sa tsia??? de we satria nahoana???
Anao ny safidy :)
14. ari.malala ( 16/09/2009 05:33)
rakaroka:

:lol: :-P :-D
Ilay izy kosa Ari. mba marina mafffy fa isaky ny misy tranga iray dia toa Jesosy foana hono ny fototr'izay knou...Ohatra nanitsaka tsilo, dia "maty aho Jesosy". :oops: Manao enveloppe surprise "ataovy mahazo aho Jesosy :wink:
Marary: sitrano aho Jesosy ! mianantsimo, mianavaratra : "tantano aho Jesosy" . Mieritreritra : "toroy hevitra aho Jesosy ! " . Be fanahiana : "Arovy aho Jesosy! . Mavesatra entana => Ento ny entako Jesosy sns tsy voatanisa !
Izany hoe 'lay Jesosy izany no "acteur principal" dia asa izay mba rôlen'ilay
tsy Jesosy @ izany :roll: :roll: 8O 8O 8O



:-D :-D :-D :-D :-D marina mints alou zany e! amiko koa alou, ts ny fitanisana lava an'ilay jesosy mnts no ahitana hoe tena mpianany sy miaradia aminy e! ny atao mahasarika, taratra @ fihetsika sy ny fanaon'ny oul 1 eny foana @ alalan'ny fanehoampitiavana asehony @ manodidina ny maha mpianatr'i Jesoa anazy. D zay lay finoana arahin'asa fa tsy plivava hoe jesosy à tout bout de champ d hoe tena izy lay ah zay :-P
15. rzakarivola ( 16/09/2009 12:59)
soanja:
Isika olombelona koa dia manana ireo andraikitra rehetra voalaza ireo ary avy ao ampo tsy miloaka Andriamanitra mampita antsika io hafatra io isanandro rehefa mifandray amin'ny tenantsika isika sy ny hafa.

==> Izany koa no ambaran'ny Apostoly Paoly ao @ Romana 1 sy 2. Napetrak' Andriamanitra ato anatsintsika ny tokony hataontsika ... saingy moa ve tantera- tsika izany ? Izany no nahatongavan'i Jesoa : "Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. " [Matio 5:17]
16. rzakarivola ( 16/09/2009 13:07)
ikaretsaka:
izay mantsy
ary tsy wawawa ange no atao hoe toriteny fa na ny lahasa isan"andro sy ny tsiky eo am-panaovana azy @ fihezahana maneo ny endrik'i Jesoa @ atao sy ny fanasoavana ny mpiara-belona dia efa toriteny goavana

==> Ny tsiky mety mahasarika olona, saingy ataoko fa tsy nitsiky velively i Jesoa rehefa nilanja ny hazo fijaliana. Mbola vao nandritra ny Paska aza Izy dia voasoratra fa "nangorohoro ny fanahiny". Ary ny Mpaminany dia nilaza hoe "fa rava endrika loatra izy, ka ny tarehany efa hoatra ny tsy tarehan'olombelona intsony;
ary ny tavany efa hoatra ny tsy tavan-janak'olombelona intsony
," [Izaia 52:14]
17. rzakarivola ( 16/09/2009 13:27)
rakaroka:

:lol: :-P :-D
Izany hoe 'lay Jesosy izany no "acteur principal" dia asa izay mba rôlen'ilay
tsy Jesosy @ izany :roll: :roll: 8O 8O 8O

==> Ao anaty film tsy ny acteur principal ihany ka, misy acteurs hafa be dia be ao, saingy rehefa tsy misy acteur principal ny film dia ahoana ? Combien plus @ vie réel ? tsy misy fampiraisana raha tsy misy anakiray mampiray, ary i Jesoa izany.
18. rzakarivola ( 16/09/2009 13:39)
ikaretsaka:
izay mantsy.. avy eo mizeshta hoe "miaramilan'i Jesosy e" "Mpiara miasa @ jesosy e"
aia izay maha miaramila sy mpiara miasa eo.. toa le 1 foana no manao ny zavatra!

==>
1- Rehefa vita ny trano soa aman-tsara ny infrastructure anakiray dia ny architecte no arahabaina hoe nahavita, izy no atao hoe nanao ny trano ... nefa fantatsika fa isy mpiasa marobe ao, saingy izy no lohany ary ny mpiasa rehetra mitambatra no tenany. Tahaka izany Kristy lohan'ny fiangonana ary ny Fiangonana tenan'i Kristy. Jesoa, ilay zanaky ny Mpandrafitra no tena Architecte nanao ny Tempolin' Andriamanitra. Ary ao amiNy ireo mpiara-miasa amiNy ireo dia mifaly. Izy no mitsinjara ny andraikitra sy mandrindra ny asa, Izy rahateo no efa nanome ny fahasoavana ho an'ny tsirairay, tout est par Lui et pour Lui.

2- Rehefa naharesy t@ ady anakiray dia ny mpitari-tafika no voalaza fa nandresy (na ny mpanjaka, na ny filoha), tsy midika izany fa tsy nisy afa-tsy izy irery no niady, fa Izy no lohany, ary ny hafa miaramilany. Tsy misy hafa @izany Kristy Mpitari-tafika, sy ny miaramilaNy. Izy no miady fa ny miaramilaNy hangina. Tsy azo izany raha tsy iainana.
19. ikaretsaka ( 16/09/2009 14:05)
architecte za no milaza aminao ry Razaka..... fa misy lisitra lavabe fa tsy ny architecte ihany ...
misy hoe structural by (de eo ny anaran'ilay olona sy/na compagnie)
framing by ...
hatramin'ny kabone sns...
marina hoe tsy lazaina heo Rakoto no nametaka na nandalotra an'ity fa lazaina kosa ny hoe zao io materiel io. orinasa izao no nanao azy
Raha nirodana ny Twin Towers t@ 2001 tsy ny architect ihany no niaka-nidina sy nahazo tsiny fa ireo rehetra involved t@ fanorenana azy rehetra .. hatr@ ny bilao nampiasaina!
20. rzakarivola ( 16/09/2009 14:12)
rakaroka:

'za kosa aloha dia "mahatsapa" fa "Nitaaaaaaaaaarina BBBbe" ny filaza momba an'i Jesosy e . ary na zavatra tsy mifandray Aminy aza dia "volen'ny sasany fotsiny tsotra izao hoe "Izy hono ny fiandohana sy fiafarana , anefa ilay "conception resahako sady tsy fiandohana no tsy fiafarana fa "antenantenany!" ....Dia mbola hoforonina indray izao hoe "aiza ny tsipona miresaka "antenantenany mifandray @ Jesosy ?... :roll: :?: :?: :?:

==> T@ andro niainany i Mendel noheverin'ireo siantifika maro namany fa mitapitapy ... nefa ny fampianarana momba ny génétique @ izao iainantsika izao dia basé betsaka @ théorien'i Mendel. I Bool dia mathématicien, nahita ny lois binaires ET, OU, NON, fa nihomehezan'ny siantifika namany, nefa ny informatique ampiasaintsika @izao dia basé tanteraka @ 0 sy 1 sy ny algèbre de Bool. Betsaka ny exemple azoko raisina, fa hoy fotsiny aho hoe, tsy voatery hahafantatra ny amin'i Jesoa daholo akory ny olona, raha izany dia tsy nila fitoriana intsony sy fampianarana! Izay lazaiko momba an'i Jesoa dia nianarako tamiNy, et je confirme qu'IL est le vrai sel. Manana ny tsiro mampiavaka azy ny saosisy, manana ny tsiro mampiavaka azy ny anana, ny voatabia, ny tongolo ... fa ireo rehetra ireo raha tsy misy sira dia tsy mahafinaritra. Tahaka izany, ny talentan'ny olona rehetra dia zava-poana raha tsy miasa ao @'i Jesoa.
Mbola hiteny aminao koa aho fa ny amplificateur, na dia izay farany tsara indrindra aza, rehefa tsy misy courant dia zava-poana! Tahaka izany, i Jesoa no courant ahafahan'ny olona iray miasa tsara araka ny sitrapon' Andriamanitra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1951