Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
21. rzakarivola
(
16/09/2009 14:21)
ari.malala:
marina mints alou zany e! amiko koa alou, ts ny fitanisana lava an'ilay jesosy mnts no ahitana hoe tena mpianany sy miaradia aminy e! ny atao mahasarika, taratra @ fihetsika sy ny fanaon'ny oul 1 eny foana @ alalan'ny fanehoampitiavana asehony @ manodidina ny maha mpianatr'i Jesoa anazy. D zay lay finoana arahin'asa fa tsy plivava hoe jesosy à tout bout de champ d hoe tena izy lay ah zay
==> Tena marina mihitsy fa tsy voatery hiteny daholo vao hanambara an'i Jesosy, ny mpianatra rehetra dia samy vavolombelon'i Jesoa @ fiainana, ary ny fiainana no tena maha vavolombelona voalohany. Tsy midika izany fa tsy tokony hiteny sy hitory Azy, au contraire, ahoana no andrenesana raha tsy mitory Azy ? Ary ahoana no ahafantarana raha tsy ampahafantarina ? Ampy hampahay matematika anao ve ny fahitanao oul iray mahay matematika ? Ampy hahafantaran'ny olona fa misy ny virus h1n1 ve raha tsy nampahafantarina ny oul hoe nisy cas nitranga, mba handraisany fepetra @ fiarovana ? Raha @ zavatra tsy maharitra toy izany aza ampahafantarina ny oul, nahoana no tsy hampahafantarana sy itoriana an'i Jesoa?
Marina koa ny finoana arahina asa. Mila mino aloha, dia tanterahina ny asa inoana. Mino aho fa tokony hanambara izay ambarako @i ari.malala, tanterahiko izany.
22. rzakarivola
(
16/09/2009 14:29)
cutie:
Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
tsy tokony ho zay tsony ny fanontaniana mipetraka fa izy aza efa tonga.
Tokony we in no ataonao, hanaraka sy hino azy ve sa tsia??? de we satria nahoana???
Anao ny safidy :)
==> Indraindray ny mpino manaonao foana, fantany ihany hoe censé hi représenter an'i Jesosy izy, saingy tsy mi-représenter an'i Jesosy izy, censé hanambara an'i Jesosy izy, saingy Jesosy hafa no ambarany, dia ilaina mihitsy ny mamerina mijery hoe : inona no nataony tety an-tany. Izay koa hahitan'ny hafa izay tsy mpino.
Ahoana rahateo no ahafahako hino raha tsy fantatro akory ?
23. ikaretsaka
(
16/09/2009 14:31)
. Tsy midika izany fa tsy tokony hiteny sy hitory Azy, au contraire, ahoana no andrenesana raha tsy mitory Azy ? Ary ahoana no ahafantarana raha tsy ampahafantarina ?
ka ny olona aro (sera) ange saika efa mahalala Azy daholo ry Rzaka e)
fa raha te hitory ianao de zao atao (hoy i P Pedro):
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Jésus
24. rakaroka
(
16/09/2009 18:03)
rzakarivola:
[quote=rakaroka]
==> Ao anaty film tsy ny acteur principal ihany ka, misy acteurs hafa be dia be ao, saingy rehefa tsy misy acteur principal ny film dia ahoana ? Combien plus @ vie réel ? tsy misy fampiraisana raha tsy misy anakiray mampiray, ary i Jesoa izany.
8O 8O 8O
Fa rehefa mandeha ny "génerique" , dia "Soratana aby hoe "iza avy ny "participants? iza no ni-joué rôle izao sy izao ...Dia hita aby fa misy scénariste, misy réalisateur, h@anao mozika sns.... fa tsy hoe "ilay Anaran'ilay Acteur principal ihany no "arentirenty" 'nefa ny hafa mbo nisasatra koa! C'est du voln'ny hatsembohan'ny sasany!...
Tsy azonao ilay "blem" aterany, satria raha mivoaka sehatra marobe anie ny olona iray ka tsy "fanontaniana mikasika an'i Jesoa mihitsy no hipetraka aminy ! plutôt aza hoe inn ny cv-nao? Dia hoe mpanompon'i Jesosy?...
25. cutie
(
16/09/2009 19:40)
==> Indraindray ny mpino manaonao foana, fantany ihany hoe censé hi représenter an'i Jesosy izy, saingy tsy mi-représenter an'i Jesosy izy, censé hanambara an'i Jesosy izy, saingy Jesosy hafa no ambarany, dia ilaina mihitsy ny mamerina mijery hoe : inona no nataony tety an-tany. Izay koa hahitan'ny hafa izay tsy mpino.
Ahoana rahateo no ahafahako hino raha tsy fantatro akory ?
hay misy jesosy hafa koa :-D
26. rakaroka
(
16/09/2009 20:04)
[quote=rzakarivola]
Tsia dia tsia ! Misy tsirony hafa mahafinaritra koa ny "tomate-cerise izao hohahin'ny olona tsy misy sira fa ny lelanao no efa zatra sira, misy itiavana azy aby anie na ny vatomamy , ny voankazo mamy tsy misy sira e!, sns...
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :twisted: :twisted: :x :x :x :? :cry: :cry:
MAMPALEHELO, MAHONENA ny "FISAINANA toa izao, satria na ilay Nahary mbola atao hoe eo ambonin'ity Jesosy aza dia tsy mba " nanafoka " na nanimbazimba ho tsy misy valera ny hafa , taoko misy heviny sy dikany ary indrindra SAROBIDY aminy avokoa ny hary rehetra tsy an-kanavaka fa raha tsy ao na ny iray monja @ ireo aza, tsy "tontolo ilay tontolo!" :idea:
Manana ny tsiro mampiavaka azy ny saosisy, manana ny tsiro mampiavaka azy ny anana, ny voatabia, ny tongolo ... fa ireo rehetra ireo raha tsy misy sira dia tsy mahafinaritra.
Tsia dia tsia ! Misy tsirony hafa mahafinaritra koa ny "tomate-cerise izao hohahin'ny olona tsy misy sira fa ny lelanao no efa zatra sira, misy itiavana azy aby anie na ny vatomamy , ny voankazo mamy tsy misy sira e!, sns...
Tahaka izany, ny talentan'ny olona rehetra dia zava-poana raha tsy miasa ao @'i Jesoa.
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :twisted: :twisted: :x :x :x :? :cry: :cry:
MAMPALEHELO, MAHONENA ny "FISAINANA toa izao, satria na ilay Nahary mbola atao hoe eo ambonin'ity Jesosy aza dia tsy mba " nanafoka " na nanimbazimba ho tsy misy valera ny hafa , taoko misy heviny sy dikany ary indrindra SAROBIDY aminy avokoa ny hary rehetra tsy an-kanavaka fa raha tsy ao na ny iray monja @ ireo aza, tsy "tontolo ilay tontolo!" :idea:
27. cutie
(
16/09/2009 20:07)
ilay Nahary mbola atao hoe eo ambonin'ity Jesosy
mitsimpona kely alou fa nahatsikaritra zavatra :-D
tsy iray ihany moa izy roa reo sa ahona????
28. rakaroka
(
16/09/2009 20:14)
[quote=rzakarivola]
Izao no "antsoina hoe "affirmation gratuite!" Tsy zava-poana kosa aloha amiko
ny "talenta" maro namokatra firifirin'ny tsy mpino akory e, nefa à la servicen'ny "tontolo" izy ankehitriny, dia na énao izao aza mampiasa azy ireny soa aman-tsara, anefa manafokafoka am-bava toa io: TSY mety izany, du moins tokony ho nisaotra ireny olona ireny ianao satria na ianao mpahazo izay nilaina t@ i Jesosy aza toa tsy nahaary toa an-drizareo akory!
Il faut étre juste quand méme!...
Tahaka izany, ny talentan'ny olona rehetra dia zava-poana raha tsy miasa ao @'i Jesoa.
Mbola hiteny aminao koa aho fa ny amplificateur, na dia izay farany tsara indrindra aza, rehefa tsy misy courant dia zava-poana! Tahaka izany, i Jesoa no courant ahafahan'ny olona iray miasa tsara araka ny sitrapon' Andriamanitra.
Izao no "antsoina hoe "affirmation gratuite!" Tsy zava-poana kosa aloha amiko
ny "talenta" maro namokatra firifirin'ny tsy mpino akory e, nefa à la servicen'ny "tontolo" izy ankehitriny, dia na énao izao aza mampiasa azy ireny soa aman-tsara, anefa manafokafoka am-bava toa io: TSY mety izany, du moins tokony ho nisaotra ireny olona ireny ianao satria na ianao mpahazo izay nilaina t@ i Jesosy aza toa tsy nahaary toa an-drizareo akory!
Il faut étre juste quand méme!...
29. fahamarinana
(
16/09/2009 20:34)
rakaroka:
Tsy zava-poana kosa aloha amiko
ny "talenta" maro namokatra firifirin'ny tsy mpino akory e, nefa à la servicen'ny "tontolo" izy ankehitriny, dia na énao izao aza mampiasa azy ireny soa aman-tsara, anefa manafokafoka am-bava toa io: TSY mety izany, du moins tokony ho nisaotra ireny olona ireny ianao satria na ianao mpahazo izay nilaina t@ i Jesosy aza toa tsy nahaary toa an-drizareo akory!
Il faut étre juste quand méme!...
:arrow: rzaka : misy fahamarinany kosa ity voalazandrakaroka ity r'ise ! Aiza kosa dia ho zava-poana izay talenta rehetra rahatoa ka tsy mpino ? Lasa tafahoatra kosa izany ,sa ? efa ho tonga amin'ny extremisme !Miala tsiny raha tsy mifanentana ilay teny ambarako fa izay no hitako eto !Ilay hevitra tahaka izao no mahalasa ny olona mankahala ny olona mpino ,nefa tsy ny rehetra no tahaka izay fa voahosopotaka aby ! Mampalahelo ihany kah !! tokoa moa zany !! :( (l)
30. rakaroka
(
16/09/2009 20:46)
cutie:
ilay Nahary mbola atao hoe eo ambonin'ity Jesosy
mitsimpona kely alou fa nahatsikaritra zavatra :-D
tsy iray ihany moa izy roa reo sa ahona????
8O 8O :roll: :-D :-D 'lay fanontanianareo koa anie mandray roa: sady iray no roa ?...arakaraka ny hoe"roa nanjary iray araka ny "kalo"! ?....:-D :-D
Raha ny marina misy "hierarchie" tena tahaka ny fipetraky ny "ray sy ny zanaka" . Afaka akapoka ho iray satria misy fifamatorana angamba, fa raha ny marina ny "fonction" samihafa ,ny rôle samihafa, ary Jesoa aza raha nampianatra nivavaka dia nampanao hoe "adressé-na @ Ray" dia nivavaka t@ Ray foana izy , nefa maro no mivavaka @ Jesoa !
Noho ny "fampianarana taty aoriana indrindra indrindra!"
32. ikaretsaka
(
16/09/2009 21:53)
izy telo mitambatsa.... zay no hanaovana @ anaran'ny rasy sy ny zanaka sy ny famahy masina isaky ny shef'an fa tsy tonga de kapobatana de amen e!
34. rakaroka
(
17/09/2009 02:54)
cutie:
hay de iza no ivavahan-jy jesoa sa le Ray :-D
Eto @ misy ahy misy 40 nations mahery aloha dia tsy mis'adresse @ Jesosy izany ny maro an! => Ary nahatarafako hoe "tsy iray ihany ny Christ" fa maro
, samby nanana ny "mission"-ny avy sy ny toerana naha-masina azy . Dia "lazaiko tsara fa tahaka ny fanasohason'ny mpanaraka an'i Jesoa koa ny
giheveran'ny hafa ny azy "tsy latsaka mihitsy an
Efa nandrea aza aho fa nisy étre plus perfectionné noho i Jesoa t@ ny Christ
fa tsy lazaiko eto hoe iza tsy hifanenjehana , satria raha ny marina tsy mifanenjika rizareo fa ny "fan"-ny aby no samby miaro sy manatsara ny azy!
Ka tsapako manefy "Unité kokoa ny Dieu , rahateo ny fiainana sy ny fampianarana dia maneho ny fisian'ny "hierarchie" tsy azo odian-tsy hita !
Dia "zoky" maha-te ho tia sy modely avokoa ny Christ" amiko!
35. cutie
(
17/09/2009 10:50)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 17-09-2009 04:54:13
Lohateny : Re : Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?
Hoy i cutie:
hay de iza no ivavahan-jy jesoa sa le Ray
Eto @ misy ahy misy 40 nations mahery aloha dia tsy mis'adresse @ Jesosy izany ny maro an! => Ary nahatarafako hoe "tsy iray ihany ny Christ" fa maro
, samby nanana ny "mission"-ny avy sy ny toerana naha-masina azy . Dia "lazaiko tsara fa tahaka ny fanasohason'ny mpanaraka an'i Jesoa koa ny
giheveran'ny hafa ny azy "tsy latsaka mihitsy an
Efa nandrea aza aho fa nisy étre plus perfectionné noho i Jesoa t@ ny Christ
fa tsy lazaiko eto hoe iza tsy hifanenjehana , satria raha ny marina tsy mifanenjika rizareo fa ny "fan"-ny aby no samby miaro sy manatsara ny azy!
Ka tsapako manefy "Unité kokoa ny Dieu , rahateo ny fiainana sy ny fampianarana dia maneho ny fisian'ny "hierarchie" tsy azo odian-tsy hita !
Dia "zoky" maha-te ho tia sy modely avokoa ny Christ" amiko!
interesting :)
36. rzakarivola
(
17/09/2009 12:01)
ikaretsaka:
ka ny olona ato (sera) ange saika efa mahalala Azy daholo ry Rzaka e)
==> Efa nandre momba Azy daholo. Izaho tsy tonga hampahafantatra anareo an'i Jesoa KRISTY, tonga ho vavolombeloNy aho, fa Izy ihany no hampahafantatra ny tenaNy amin'izay tia Azy, dia izay mitandrina ny didiNy, teniNy izany fa tsy ahy.
ikaretsaka:
fa raha te hitory ianao de zao atao (hoy i P Pedro):
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Jésus
==> Jesus est la Parole vivante de Dieu, Jesus est le Chemin, la vérité et la vie, Jesus est la lumière du monde, Jesus est la manifestation de l'amour de DIEU, Jesus est le pain de vie, son sang est le breuvage, IL est tout ... Mais il ne faut pas oublier ce qu'IL a dit : "La chair ne sert de rien, l'Esprit vivifie. La parole que je vous dis est Esprit et Vie".
37. ikaretsaka
(
17/09/2009 13:00)
Rzaka..aza adino fa ny teny tonga nofo...ny nofo tonga mofo... fa tsy nijanona ho teny fotsiny...eritrereto lalina ange e
38. cutie
(
17/09/2009 13:07)
Hoy i ikaretsaka::-D :-D :-D :-D
fa raha te hitory ianao de zao atao (hoy i P Pedro):
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Jésus
==> Jesus est la Parole vivante de Dieu, Jesus est le Chemin, la vérité et la vie, Jesus est la lumière du monde, Jesus est la manifestation de l'amour de DIEU, Jesus est le pain de vie, son sang est le breuvage, IL est tout ... Mais il ne faut pas oublier ce qu'IL a dit : "La chair ne sert de rien, l'Esprit vivifie. La parole que je vous dis est Esprit et Vie".
39. ikaretsaka
(
17/09/2009 13:28)
ka raha izany ange razaka de tsy hahita Jesoa intsony ianao fa miakara any andanitra kalongany e
