Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ?

41. rakaroka ( 18/09/2009 19:58)
rzakarivola:

[quote=ikaretsaka]ka ny olona ato (sera) ange saika efa mahalala Azy daholo ry Rzaka e)

==> Efa nandre momba Azy daholo. Izaho tsy tonga hampahafantatra anareo an'i Jesoa KRISTY, tonga ho vavolombeloNy aho, fa Izy ihany no hampahafantatra ny tenaNy amin'izay tia Azy, dia izay mitandrina ny didiNy, teniNy izany fa tsy ahy.

ikaretsaka:
fa raha te hitory ianao de zao atao (hoy i P Pedro):
La parole à dire, la vérité à faire connaître. Le chemin à parcourir. La lumière à diffuser. La vie à vivre. L'amour à aimer. La joie à répandre. Le sacrifice à offrir. La paix à donner. Le pain de vie à manger. L'affamé à nourrir. L'assoiffé à rassasier. L'étre nu à vétir. Le sens abri à loger. Le malade à guérir. L'isolé à aimer. L'indésirable à accueillir. Le lépreux pour laver ses plaies. Le mendiant pour lui sourire. L'ivrogne à écouter. Le malade mental à protéger. Le tout-petit à embrasser. L'aveugle à guider. Le muet pour parler à sa place. L'estropié pour marcher avec lui. Le drogué à secourir. La prostituée à sortir du danger et à secourir. Le prisonnier à visiter. Le vieillard à servir. Pour moi: Jésus

Jesus est la manifestation de l'amour de DIEU,

Ce n'est pas laseule manif de son Amour!

IL est tout ...

Mais il n'est pas Rzaka!...je vois ici dans mon angle une grande différence
La chair ne sert de rien
et pourquoi on a besoin de la créer sinonsi?...


42. ikaretsaka ( 18/09/2009 20:24)
La chair ne sert de rien

ataovy serieux le..
ko naninona i Jesoa no tonga nofo aza?
mba valio mivantana fa aza hitsimponana ahako
43. majesty ( 20/09/2009 05:23)
rakaroka : ary ndry ve allergikan'le Jesoa e ?
Dia ireo Kristy bdb resahan-ndry eo ambony ireo izay lazain'ndry hoe samy manasohaso ny azy fa ny fan no miady, mba aiza izy ireo amin'zao ? mbola velona ? sa efa maty ?

Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ???
Nanome fianarana ho an'ny olona rehetra fa bdb ny mpitondra fivavahana mpitari-bato vilambava toy ireo fariseo sy sadoseo t@ fotoan'androny.
Nampiseho hoe tsy angano ange ty Mesia ho avy ity fa tena zava-misy.
sns

44. ikaretsaka ( 20/09/2009 16:29)
Tsy alerjika an'i jesoa Kosa angamba rakaroka fa kosa alerjikan'ireo mpilaza ny tenany mpitory ka nandiso tanteraka ilay hafatra sy tena nahatongavani Jesoa teto an-tany..
nuance izany ra majesty a
45. rakaroka ( 20/09/2009 21:02)
[quote=majesty]
rakaroka : ary ndry ve allergikan'le Jesoa e ?

Ka "trop" ilay "fanononam-poana" ilay anarana, c'est mormaly raha allergique.
Raha tsy piblisité na étikety sns izy ity koa, ny tsy tiako zary very "hasina" ilay anarana!
Dia ireo Kristy bdb resahan-ndry eo ambony ireo izay lazain'ndry hoe samy manasohaso ny azy fa ny fan no miady, mba aiza izy ireo amin'zao ? mbola velona ? sa efa maty ?

Mbola any avokoa ary miara-miasa @ i Jesoa hono! fa tsy etats terrien 'tsony 'zareo!

Inona no nahatongavan'i Jesosy tety an-tany ???

Nanome fianarana ho an'ny olona rehetra fa bdb ny mpitondra fivavahana mpitari-bato vilambava toy ireo fariseo sy sadoseo t@ fotoan'androny.
Nampiseho hoe tsy angano ange ty Mesia ho avy ity fa tena zava-misy.
sns

Izay mihitsy, anefa hatr'izao dia mbola 'reo mitoetra foana ireo mpitondra mpitari-bato vilam-bava! Izay no mahonena sy mampa-allergique ahy toa io!
46. majesty ( 21/09/2009 04:24)
ika :
Tsy alerjika an'i jesoa Kosa angamba rakaroka fa kosa alerjikan'ireo mpilaza ny tenany mpitory ka nandiso tanteraka ilay hafatra sy tena nahatongavani Jesoa teto an-tany..
nuance izany ra majesty a


Eo am-pandrasàna hono no mahita ny atiny e ! dia avy eo koa izy namaly dia nazava tsara le antony.
47. ikaretsaka ( 21/09/2009 04:32)
Ka na tsary nanazava aza anie rakaroka d'efa mazava be izany ra majesty e
48. rijadolly ( 21/09/2009 15:23)
Nataoko ihany ny tsy hiteny...Tsy nisy nitory teo na iray aza,ary tsy nisy nanonona ny anaraNy teo na iray aza,fa ny Teny mamy ho an'izay mandray azy no naverina na nampatsiarovana natao copie cole,izay tsy tian'sasany fa kosa tian'sasany izay tsy miteny na mamaly.
49. ikaretsaka ( 21/09/2009 15:31)
Ovaiko le izy aza..tsy nitory fa nitsimpona .....
50. xxx ( 21/09/2009 15:33)
Nataoko ihany ny tsy hiteny...Tsy nisy nitory teo na iray aza,ary tsy nisy nanonona ny anaraNy teo na iray aza,fa ny Teny mamy ho an'izay mandray azy no naverina na nampatsiarovana natao copie cole,izay tsy tian'sasany fa kosa tian'sasany izay tsy miteny na mamaly.
Dia tena mahatalanjona oa e! toy ny voa afafy io ka ny sasany maniry @ tany tsara ary ny sasany any anaty tsilo fa aza kivy e!
51. ikaretsaka ( 21/09/2009 16:40)
xxx sy i rijadolly> azavao ny mahasamihafa ny mitsimpona sy ny mitory teny ary ny ataon"ilay olona nanokatra ny lohahevitra ary ho azohn"ny sisa bebe kokoa
52. rijadolly ( 22/09/2009 16:15)
53. xxx ( 22/09/2009 16:35)
:) be ny mahazo an'io ka!
54. ikaretsaka ( 22/09/2009 16:38)
Toa lazaonan'ianona mikmeme fotriny?
55. majesty ( 23/09/2009 04:54)
ika :
Ka na tsary nanazava aza anie rakaroka d'efa mazava be izany ra majesty e


Ny toky hono fitaka fa ny atao ro hita :)
56. xxx ( 23/09/2009 07:22)
Toa lazaonan'ianona mikmeme fotriny?
:lol: aleo mikimeme toy izay milongilongy ...
57. bor2lais ( 23/09/2009 09:11)
xxx:

Toa lazaonan'ianona mikmeme fotriny?
:lol: aleo mikimeme toy izay milongilongy ...

--------


:D
58. ikaretsaka ( 23/09/2009 14:33)
ka azavao le izy fa reto ko tsss
59. ni81 ( 23/09/2009 14:49)
ka azavao le izy fa reto ko tsss
:lol: :lol:
60. bor2lais ( 24/09/2009 06:32)
Hoy "Ise" etsy ambony (50) :
"azavao ny mahasamihafa ny mitsimpona sy ny mitory teny"

Hoy "Ise" ery ambony ery (5):
"ary tsy wawawa ange no atao hoe toriteny fa ... ny tsiky ... dia efa toriteny goavana "

Hoy ny namana maro etsy ambony (51,..., 55,56,58) :
" :lol: "

Nefa hoy indray "Ise" (53) hoe :
"Toa lazaonan'ianona mikmeme fotriny?"
-----
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078