Ny Baiboly ve? Tantaram-pitiavana io
1. niryna
(
31/07/2009 16:58)
Ny baiboly ve /tantaram-pitiavana io ka araky ny amakiko azy foana no vao maika aho mangetaheta ilay fitiavana nomen'Atra ahy,no vao maika aho mahita tsara ilay fitiavan'Atra isan'andro ato amiko.
Arakaraky ny hamakiako ilay tantaram-pitiavana no vao maika miredareda ato anatiko ilay fitiavan'Atra ahy
Mino izany ve hianao?
(l) niryna

novalian'i niryna ny 25/08/2009 18:50
2. ikaretsaka
(
31/07/2009 17:06)
Hay nanaiky ihany hoe tantara izy io fa tsy fangalana tsimpona? Ela ny ela
3. rijadolly
(
31/07/2009 17:50)
Ika a! azo angalana kitsipona io ka!
satria rehef oh ny hevir'ol na boky nosoratan-dRanona na filozofy malaza ranonona no entina hanohanana ny hevitry ny tena dia lazaina fa mety sy mahazo noty tsara.Fa ra oh ao anaty ilay Boky ts tiana halaza dia hevitra diso sy kitsipona tsy mifanaraka @ teotr'andro.Ra hevitr'ol tahaka izany no nahazona lesona sy naoty 19/20,tokony ?/20 ny naoty ol mahay maka lesona aoa natyn'ilay Boky lazaina fa anagalana kitsipona.
Ra mihaino tantara se?dia lazaina v we tsy za no voatonin'izany fa raketaka tao amin'ilay tantara?

4. ikaretsaka
(
31/07/2009 21:19)
ka tsy mety hoa izany fa samatsamahana de atambatra @ ze itiavana azy dia tsy ilay tantara intsony no tafita fa zavatra diso
resak"i paoly @ apolo no lazaina fa resak"i Jesosy @ niryna.. inona koa izany?
izanyu no ilazako foana hoe raiso par context le izy fa tsy par tsimpona

5. niryna
(
01/08/2009 05:18)
ikaretsaka:
Hay nanaiky ihany hoe tantara izy io fa tsy fangalana tsimpona? Ela ny ela
hi,hi tantaram-pitiavana io satria ahoana?
nampiseho antsika fa fitaivana Izy ary nampiseho antsika ny fitiavany antsika izy ary dia nomeny porofo isika .Jereo anie izany fitiavany antsika ry ika e
16 Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay.Jaona 3
ary mbola tiana ihany koa isika fa raha toa ka mibebaka aminy isika dia ho fafany avokoa izany fahotana rehetra izany.Raha tsy nanome ny zanany anafaka antsika amin'ny fahotana angamba izy dia aoka fotsiny ny fahotantsika fa dia nivangongona tsy omby trano hi,hi
9 Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra.I Jaona 1
6. niryna
(
01/08/2009 05:27)
ikaretsaka:
Hay nanaiky ihany hoe tantara izy io fa tsy fangalana tsimpona? Ela ny ela
Manaiky aho fa tantaram-pitiavana ny baiboly izay nomen'Atra antsika ka,mitantara ny fitiavana antsika izy ary araka ny amakiako ny tenin'Atra no vao maika mangetaheta te hihaino ny fanafahany ireo olona ho afaka amin'ny fahotana aho ka,
Ahoana hoy izy ? nampiseho antsika ny fitiavany izy ary raha mbola mpanota isika dia efa maty ho antsika ny Zanany.
7. niryna
(
01/08/2009 05:41)
He izany fitiavany antsika Salamo 103
9 Tsy mandaha-teny mandrakariva Izy, Na mitahiry fahatezerana mandrakizay.
Raha isika samy olona no misy fahatezerana dia lahoana indraindray vao tapitra eo ny ady,Atra kosa dia tsy mba manao izany na mitahiry lolom-po
10 Tsy mba manao amintsika araka ny fahotantsika Izy, Na mamaly antsika araka ny helotsika.
isaorana Izy fa tsy mamaly ny ratsy nataontsika sy vao ataontsika fa angamba tsy misy afa-bela na iray aza .mbola fitiavana ihany no asehony antsika
11 Fa tahaka ny hahavon'ny lanitra ambonin'ny tany No haben'ny famindram-pony amin'izay matahotra Azy.
jereo anie izany famindrampony amintsika e,mbola ilay fitiavana miredareda ao am-pony ihany izany
12 Tahaka ny halavitry ny atsinanana amin'ny andrefana No halavitry ny anesorany ny fahotantsika amintsika. dia mbola namafisiny ihany koa ao anatin'ny tantaram-pitiavany fa na mena toy ny jagy aza ny fahotantsika dia ho fotsy toy ny oram-panala
13 Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany No fiantran'i Jehovah izay matahotra Azy;
1 Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira;
2 Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.Salamo 1

9. fahamarinana
(
01/08/2009 18:36)
:arrow: hanao hs kely aho an !
Raha oharina amin'ny tantaram-pitiavana anie ilay Baiboly dia ohatrany mampanahy ihany e ! Za manokana io an dia avereno amiko rahatoa ka diso !
Azavaiko : Ireny tantaram-pitiavana ireny misy fiafarany foana ary misy karazany maro koa ny sujets tantarainy ao,ao ny miafara tsara,ao ny miafara ratsy ..dia ao ny miova hatrany ny role ,sns,sns ..Aiza ho aiza no hametrahantsika ny Baiboly raha atao fanoharana amin'ny boki-mpitiavana hita eny rehetra eny ? :D (l)

10. ikaretsaka
(
01/08/2009 20:39)
sur ve faha hoe misy fiafarany ny tantarampitiavana?
il furent hereux ey eurent bcp d'enfants ..nge tsy midika hoe fin fa mbola mitohy ny tantara hoe et les enfants de ces enfants etces enfants??

11. fahamarinana
(
01/08/2009 20:49)
:arrow: fiafarany samihafa re ry Ika fa adino ny nanoratra azya a! :D (l)
12. ikaretsaka
(
01/08/2009 20:56)
ka misy tantara maro samihafa koa ange ao de misy fiafarany samihafa...
fa tsy heo nen'i moizy hitovy @ amos ohatra

13. fahamarinana
(
02/08/2009 08:16)
:arrow: zany hoe zany ,raha misy mamorona Baiboly hafa dia hiova ny votoatiny ? Zay zany ve no mahatonga ny Baiboly misy fahasamihafana isan-karazany rehefa zohina tsirairay ny ao anatiny ! Ohatra ny sasany testamenta taloha ihany ,ny sasany hafa tanteraka fa niova !...Zany hoe manamafy zany fa misy tokoa ilay tantaram-pitiavana fa samy manana ny azy ?
Dia ny an'iza no tantara tena izy ary ? :D
Raha hs dia ialako tsiny amin'ny mpanokatra dinika dia aleo aza tsy valiana akory e!Nahalasa saina ahy monja ilay fanoharana fa mety diso fandray koa ny tenako anie ! (l)

14. bobone
(
03/08/2009 07:26)
Salama aby an! : ny ahy indray an! izao no fahitako azy! io baiboly io tsindromandrin'Atra no tao @ mpanoratra izay nanoratra azy io ! ary matetika tena maneho fitiavana ny zavatra voambara ao! ary arakaraky ny hamakiana zay no ahitanao zavatra tsy takatry ny sainao! ao anatin'izay ilay fitiavana! jereo tsara ange fa raha boky hafa no tahaka ny baiboly dia efa lefy hanitra izy fa arakaraky ny maha ela azy no hisiam-pitiavana be sy ary maheno ny fiainana an-davan'andro ! ohatra iray ity ! momba ny hoe lahilahy manambady lhilahy zao ! misy ao @ BB ao !ny fijangajangana, ny alatra , ny fialonana sns e! @ ankapoben'ny fainan'ny olombelona ! ny toetra ananany ny olombelona dia ao anatiny ao! matoa ireny ao dia misy dikany lehibe dia ny fanovana ny olombelona ho tsara mba handovany ilay fiainana mandrakizay.
15. ni81
(
03/08/2009 08:27)
De aza tsimponina sy tanisaina fa le fitiavana ao ampiharina eindraindray ilaina lé tsimpona aseho ho porofo fa sao miteniteny fahatany.
Rehefa misy miresaka ny fiainana andavan'andro eto dia misy manontany hoe: taiza no nahitanao an'io, firy isan-jato no nilaza ny toy izao sy ny toy izao... sns maro tsy voatanisa.
Ka tsara raha asiana POROFO
16. Mirananirina
(
03/08/2009 12:24)
resak"i paoly @ apolo no lazaina fa resak"i Jesosy @ niryna.. inona koa izany?
izanyu no ilazako foana hoe raiso par context le izy fa tsy par tsimpona
Ikaretsaka koa mampihomehy ka. :) :)
17. niryna
(
08/08/2009 19:06)
fahamarinana:fitiavan'Atra antsika no ao anatiny ao ry faha ,nasehony ho fantatr'izao tontolo izao izany
:arrow: hanao hs kely aho an !
Raha oharina amin'ny tantaram-pitiavana anie ilay Baiboly dia ohatrany mampanahy ihany e ! Za manokana io an dia avereno amiko rahatoa ka diso !
Fa toy izao no notiavanan'Atra izao tontolo izao,nomeny ny Zanany Lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay Jaona 3:16 io no tena powerfull indrindra,fanehoany ny fitiavany antsika ka izay manana ny Zanany no hanana fiainana .... Fitiavana anie izany e
Azavaiko : Ireny tantaram-pitiavana ireny misy fiafarany foana ary misy karazany maro koa ny sujets tantarainy ao,ao ny miafara tsara,ao ny miafara ratsy ..dia ao ny miova hatrany ny role ,sns,sns ..Aiza ho aiza no hametrahantsika ny Baiboly raha atao fanoharana amin'ny boki-mpitiavana hita eny rehetra eny ? :D (l)
dia miafara amin'ny fanoloran'ny zanany ny ainy ho antsika ilay izy,miafara amin'ny tsara
(l) (l) (l) (l)
18. niryna
(
08/08/2009 19:06)
ikaretsaka:
sur ve faha hoe misy fiafarany ny tantarampitiavana?
il furent hereux ey eurent bcp d'enfants ..nge tsy midika hoe fin fa mbola mitohy ny tantara hoe et les enfants de ces enfants etces enfants??
angaha ika tsy mba mihaino ny ankizy rehefa mijery film ny ao an-trano? tonga dia fantany hoe tapitra ilay izy fa mihafara amin'ny oroka foana matetika.Hoy ny zanako hoe ary toa tsy misy mifanoroka ilay izy ry neny ? :D
20. niryna
(
08/08/2009 19:09)
ikaretsaka:
ka tsy mety hoa izany fa samatsamahana de atambatra @ ze itiavana azy dia tsy ilay tantara intsony no tafita fa zavatra diso
resak"i paoly @ apolo no lazaina fa resak"i Jesosy @ niryna.. inona koa izany?
izanyu no ilazako foana hoe raiso par context le izy fa tsy par tsimpona
tsy ilay resaka tsimpona no olana fa hianao mi rebell ny tenin'Atra ooops sorry fitiavana no izarana ny tenin'Atra ka raiso izay tandrifinao