Ny Baiboly ve? Tantaram-pitiavana io
21. niryna
(
08/08/2009 19:16)
ikaretsaka:
ka misy tantara maro samihafa koa ange ao de misy fiafarany samihafa...
fa tsy heo nen'i moizy hitovy @ amos ohatra
Fa fitiavan'Atra avokoa ilay tantara rehetra na inona izany na inona sa ?
1 Kor 13
12 Fa ankehitriny isika mizaha ao amin'ny fitaratra ka tsy mahita marina; fa rahatrizay dia mifanatrika; ankehitriny sombintsombiny no fantatro; fa rahatrizay dia ho fantatro tsara toy izay nahafantarana ahy
13 Ary ankehitriny dia ireto telo ireto no mitoetra: ny finoana, ny fanantenana, ny fitiavana; fa ny fitiavana no lehibe amin'ireo. .
(l) (l) (l) :-* :-* (l) (l) (l)
23. niryna
(
25/08/2009 18:46)
rzakarivola:
niryna:
He izany fitiavany antsika [b] Salamo 103
==> dia isika matahotra Azy.
ka matahotra azy amin'ny lafin'ny hoe manome voninahitra azy,manaja azy fa tsy hoe matahotra ho lanin'ny vitsika na matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana
:D
24. niryna
(
25/08/2009 18:50)
niryna:
He izany fitiavany antsika [b] Salamo 103
rzakarivola:
==> dia isika matahotra Azy.
niryna:
ka matahotra azy amin'ny lafin'ny hoe manome voninahitra azy,manaja azy fa tsy hoe matahotra ho lanin'ny vitsika na matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana
:D
rzaka> ilay fatahorana an'Atra eto dia ilay voalaza ao amin'ny soratra masina hoe ny fatahorana an'Atra no voaloham-pahendrena an "Fear of the Lord is the beginining of the wisdom"
