Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
1. Mirananirina
(
09/08/2009 18:14)
Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io.
Nony niverina ilay pasitera dia nomeny rano taminy tavoangy ilay madama ary nomeny azy hoe ity.Dia nitantara ilay pasitera tany ampiangonany io zavatra io,ka hoy izy hoe;rano ve no hoentiko any anaty avion?Mitovy daholo rehefa rano,fa tsy hoe rano avy any Lourdes dia masina,dia rano taminy paompy no nomeko azy.tena misy io.
Hevitrareo.

novalian'i ikaretsaka ny 02/09/2009 16:29
2. ikaretsaka
(
09/08/2009 18:29)
De nandry ve hono ny konsiansin-drapasy..
Mamela azy @ tsy fahalalany... vokatry ny kitsimpotsimpona daholo io e..
Ny toerana 1 dia misy antony manokana... maninona no edena? Maninona no korintianina sns
Maninona no any ampiangonana no mandeha fa tsy hoe manao kabone ngozabe 1 de ao ny olona no itoriana ohatra?
Amiko manokana de misy fahasamihafany ary misy antony io... maninona no hoe jordany fa tsy tiberiada i Jesoa no natao batemy ohatra?

3. simplex
(
09/08/2009 19:12)
ny hoe rano masina sy tsy masina zony tanteraka ny milaza ny heviny ary tsy tokony ho kihanina @ izany izy.
Ny hoe fanimbazimbana koa somary teny "mahery" loatra hoy aho. Raha ohatra ka nopipiazany le izy zao dia azo lazaina hoe fanimbazimbana...
Ny tena hitako ho olana fotsiny dia izy hoe pasitera kanefa nandainga. Tsy mba hoe olon-tsotra akory fa namany akaiky, matoa afaka mangataka aminy hoe itondrao an'zao aho dia namana akaiky izany. Rehefa tsy te hitondra izy tokony nanda hatr@ voalohany... Pire encore, tsy vitan'ny hoe nandainga izy fa notantarainy ampahibemaso ny laingany, otran'ny hoe hireharehany...
:arrow: tsy dia toetra mendrika loatra ngambany izany, surtout hoe mpitondra fivavahana izy.
:)
5. Bita
(
09/08/2009 19:58)
Ohatry ilay olona mandeha manao vakansy izany hoe mankany Tamatave ohatra dia hoy ny havany hoe: mba hitondrahy coco izahay dia ao Analakely ilay mpandeha no nividy fa tsy tany Tamatave akory fa marina ny an'i Simplex ny lainga nataon'ilay Pasitera tena mahatsiravina aleo izy alana ny satro-boninahitra maha Pasitera azy izany.......
Ny finoan'ilay Ramatoa nahatzo ilay hoe Rano hafa mihintsy "rano masina" azy izany fa raha mba henony fa tsy izy akory tena voafitaka mafy izy.....????
Aleo milaza ny marina ihany e!

6. rakaroka
(
09/08/2009 20:17)
Ny ahy indray ny marihiko dia ilay toetra mihanina "suffisance!" . Ary marihiko fa io no antony mahatonga ahy masiaka rehefa miresaka eto !
Ny "blem" , ilay Ray nihary dia nanao zavatra maaaro tsy hita noanoa, ary
samby misy ilana azy avokoa izy ireny, misy zavatra raketiny, ary efa nohariany ho mpanjakan'izany any ra-olombelona! dia ilay olona indray no managana fetra isan-karazany hoe "ny izao ihany no fihevitra, sy fino, sy azo dinihina=> zary mihena ny "champs de vision; mihena koa ny azo kiraina =>
mihasahirana satria zary bala tokana izany! Anefa efa ny fiainana "MANONTOLO!" no noharian'ilay mpahary ho antsika!
Taoko Jesoa raha nankany @ onin'i Jourdana , na nampiasa ny feta t@ toerana iray t@ fanasitranana maso , misy antonantony ny matiera fa tsy fanahy ihany no natao ho kiraina! Misy "apportn'ny matiera tsy tokony ho
tsinontsiniavina fa natao ho fitaovana ho antsika!

7. cutie
(
09/08/2009 20:34)
ka matetika koa ny antony mahatonga ny sasany manimbazimba ny finona'ny hafa nge de fatahorana ny azy ho mbola tsy marim-pototra sy tsy mbola tafahoriny tsara e lol.
8. ikaretsaka
(
09/08/2009 20:36)
ny ahy aloha rakaroka nmisy antony le hoe Jordana fa tsy hoe ze rano rehetr'io a...toy izany koa ny hoe Lourdes fa tsy Andranovelona ohatra
naninona no tsy teny Ikopa?
naninona no tsy teny Ikopa?
10. ikaretsaka
(
09/08/2009 20:44)
ka izay le izy hoe antony=ilaina le rano avy any Lourdes ... fa tsy hoe ranon"ny paompy
11. cutie
(
09/08/2009 20:46)
de le dinika eto zany tsy tokony we fanimbazimbana fa tsy fanajana :-D
12. niryna
(
10/08/2009 04:43)
Mirananirina:
Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io.
Nony niverina ilay pasitera dia nomeny rano taminy tavoangy ilay madama ary nomeny azy hoe ity.Dia nitantara ilay pasitera tany ampiangonany io zavatra io,ka hoy izy hoe;rano ve no hoentiko any anaty avion?Mitovy daholo rehefa rano,fa tsy hoe rano avy any Lourdes dia masina,dia rano taminy paompy no nomeko azy.tena misy io.
Hevitrareo.
aoka ny teninareo rehefa eny dia eny ary rehefa tsia dia tsia.Tsy tokony nandainga ilay pasy ary indrindra mbola nozarainy ny hafa ,mahatonga ny olona tsy atoky azy intsony.Afaka niteny ilay olona teo izy rehefa tsy mino izay rano tany lourdes.Afaka miteny mivantana koa izy hoe tsy afaka itondra an'iny ao amin'ny avion aho.
14. ari.malala
(
10/08/2009 07:38)
Mitovy daholo rehefa rano,fa tsy hoe rano avy any Lourdes dia masina,dia rano taminy paompy no nomeko azyd pasitera no nanao ani'zany?!! sahy izy ka! nefa rehefa alahady ny andro mitanisa ery ny oe aza mandainga :) tiava ny namanao tahaka ny tenanao :) d mba fitiavana v hono zany nataony zany?
ika, itondrao za refa mankaty enao (tena serieux)
15. rakaroka
(
10/08/2009 08:33)
'za anie mitovy fijery @ Ika hoe misy "aspect" mety mahasamy hafa ny rano etsy sy eroa ! fa ilay saina manakapoka ho iray ny rehetra
vokatry ny "fitaizana" no tsy tafa. Voamarika fa tsy ampy profondeur des choses izany isika gasy matetika !
Jereo ftsn anie ny karazana eau mineraly alaina etsy sy eroa fa tsy mitovy ny composante-ny an ! ary na any amintsika aza dia toa izany, misy rano be calcaire kokoa tahaka ny any atsimo ohatra! ny ao Antananarivo tsy dia be calcaire ny rano!
Dia ny ranomafanan'Antsirabe koa, tsy mangatsiaka be tahaka an'i Tritriva sns!
sns...

16. bor2lais
(
10/08/2009 09:59)
Mba mahita dinika koa ange ry "Mirananirina" izany e !
Ndao ary ho jerena akaiky ary ilay lohateny : "Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa"
Resaka Pastera sy Katolika ilay izy.
Efa azo antsaina sahady ny dinika andrasan'i "Mirananirina" an !
Hoy ny valinteny sasany etsy ambony :
"d pasitera no nanao ani'zany?!! sahy izy ka! "
Katolika no naniraka Pasitera hitondra rano izay hinoany (ilay naniraka io) fa masina (avy any Lourdes).
Ny fanontaniana dia ny hoe : heverin'ilay naniraka ve fa mino an'io koa ilay irahina ? Sa zavatra efa fantany mialoha fa tsy hinoan'ilay irahina nefa asainy ataony ihany ! Moa ve tsy fakàna fanahy ilay Pasitera ilay fanirahana azy !!
Ka eto ... iza no antsoina hoe "manimbazimba ny finoan'ny hafa" ? Ilay Pasitera ve sa ilay naniraka azy ? Sa ... ilay mpitantara ? Resaka tiana hateza moa izy ity ... :D

17. ni81
(
10/08/2009 10:07)
Azo entina @ avion iny ko...za aza mitondra foana rehef mankanyraha asitrika anaty valizy fa tsy atao an-tanana
18. ikaretsaka
(
10/08/2009 10:21)
ari.malala:
Mitovy daholo rehefa rano,fa tsy hoe rano avy any Lourdes dia masina,dia rano taminy paompy no nomeko azyd pasitera no nanao ani'zany?!! sahy izy ka! nefa rehefa alahady ny andro mitanisa ery ny oe aza mandainga :) tiava ny namanao tahaka ny tenanao :) d mba fitiavana v hono zany nataony zany?
ika, itondrao za refa mankaty enao (tena serieux)
Ary mahagaga fa tsy sahy lery nanao hoe mitovy daholo rehefa boky na mitovy aby rehefa toaka na vehivavy....
Ari rehefa mody ry zalahy auto ecole de ampitondraiko ( @ faran taona)
19. Mirananirina
(
10/08/2009 10:23)
Ny fanontaniana dia ny hoe : heverin'ilay naniraka ve fa mino an'io koa ilay irahina ? Sa zavatra efa fantany mialoha fa tsy hinoan'ilay irahina nefa asainy ataony ihany ! Moa ve tsy fakàna fanahy ilay Pasitera ilay fanirahana azy !!
Ka eto ... iza no antsoina hoe "manimbazimba ny finoan'ny hafa" ? Ilay Pasitera ve sa ilay naniraka azy ? Sa ... ilay mpitantara ? Resaka tiana hateza moa izy ity ...
sao ianao, mihitsy ilay pasitera ary??????? :( :( :(
Amiko tsy manaja ny finoan'ny hafa izany ,mety mahery angamba ilay fanimbazimbana(Ialako tsiny),
Maninona moa raha niteny izy fa tsy afaka hitondra izany aho dia vita.Fa inona moa no anaovana batisa na batemy??????????????Tsy rano ve :(
Maninona raha hatao tsy misy rano????????????????Mahagaga e... Izay ilay finoana e.Sa moa ny Pasitera tsy mampiasa rano,maninona no misotro divay???fa tsy rano aminy paompy????????????Valio.
20. Mirananirina
(
10/08/2009 10:32)
mba hitondrahy coco izahay dia ao Analakely ilay mpandeha no nividy fa tsy tany Tamatave akory fa marina ny an'i Simplex ny lainga nataon'ilay Pasitera tena mahatsiravina aleo izy alana ny satro-boninahitra maha Pasitera azy izany.......Bita,marina mihitsy izany,tsy tsara ny mandainga,aleo miteny hoe tsia toa izay mamitaka.
Ny finoan'ilay Ramatoa nahatzo ilay hoe Rano hafa mihintsy "rano masina" azy izany fa raha mba henony fa tsy izy akory tena voafitaka mafy izy.....????
Aleo milaza ny marina ihany e!
De nandry ve hono ny konsiansin-drapasy..
Mamela azy @ tsy fahalalany
Ikaretsaka,mitovy hevitr tanteraka aminao aho.
Ny hoe fanimbazimbana koa somary teny "mahery" loatra hoy aho. Raha ohatra ka nopipiazany le izy zao dia azo lazaina hoe fanimbazimbanaSimplex,marina izany,ialako tsiny,tokono hoe tsy fanajana no izy.
Ny ahy indray ny marihiko dia ilay toetra mihanina "suffisance!" . Ary marihiko fa io no antony mahatonga ahy masiaka rehefa miresaka eto !rakaroka,Malaza manko fa nohamasinina io rano io ka masina,betsaka ny olona sitrana noho io,betsaka noho izany ny antony hanenjehany finoana hafa izany.
Ny "blem" , ilay Ray nihary dia nanao zavatra maaaro tsy hita noanoa, ary
ka matetika koa ny antony mahatonga ny sasany manimbazimba ny finona'ny hafa nge de fatahorana ny azy ho mbola tsy marim-pototra sy tsy mbola tafahoriny tsara e lol.cutie, Izaho koa aloha dia manana eritreritra mitovy aminao,nefa moa izay ilay zavanitranga.Sady mankarary fo.