Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa

61. fahamarinana ( 12/08/2009 13:56)
fidinirina:
Fa tsy noho ny toriteny tatsy sy taroa no nahatonga ahy nino, na noho ny famakiana documentations na fandalinana manokana, na famakiana Baiboly. Fa ny tenako no nandre an'i Jesosy, ary amin'ny alalaNy no ahafahako mino na mandà ny toriteny na fampianarana na fandalinana.

:arrow: Raha io voalazazn'ise io zao no hotsiponiko dia tahaka izao ! Sasatra ihany mamaky Baiboly sy miheno Toriteny satria mety tsy handre any Jesoa akory ! Zay ilay mahasarotra ilay Finoana zany sy maha-betsaka ny olona tsy mety resy lahatra ! :roll:
Raha diso fandray aho dia mba omeo fanazavana aza e ! misaotra mialoha ! :) (l)
62. rakapy ( 12/08/2009 14:00)
Fahamarinana>I Rzakarivola no nanoratra anio ka! Sao dia efa manangatra anao mbola velona ohatra an'i Nirina koa aza Fidinirina? :-D :-D :-D
63. fahamarinana ( 12/08/2009 14:03)
:arrow: mea culpa ! Diso be fa azafady aloha fidinirina an!
Dia atoraka any amin'ny rzakarivola ndray zany ilay fanontaniana !
rakapy : karakaran'izegny !.. :-D ...vazivazy arô sao misy mora vinitra ato an! :D (l)
64. Mirananirina ( 12/08/2009 14:05)
kay ise ity be hatsikna ry bor2lais !...i rijadolly koa no mbola pire! hihihi !....tsy voavaliko intsony ilay dinika !
Fahamarinana,hay tsy izaho irery no mpanao hatsikana eto ee :) :)
ny ts fitiavany katolika aza efa tonga hatrany an'orony ko itondra rano avany Lourdes @ ahoana aza izy sady zà manohitra anaz foana oupsss manohitra an'Andriamanitra mants e! araka ny filazany io! ny ts hainy d hoe ny fihevitr'Atra hafa ary ny fiheviny hafa

ari-malala, :-D :-D :-D :-D :-D tsy nihomehy indray ahy raha tsy io an.
niryna koa angaha mankany Lourdes le... aoka letsssss fa aleloia be raha misy zany le

fa tsetsatsetsa kely

Voalaza teo :

tsy misy Fanahy hipetraka amin'eau de javel zany eo

tena assure ve .... ho'ziza le
Ikaretsaka,hiaraka hanao aleloia isika izany fa hoany izy.
Voalaza teo :
hihihi,zany hono niryna an,dia hitondray koa za.
tsy i mirana aza ve no akaiky mandeha an'i Lourdes kokoa noho izy? sa?
Ni81,tena mbola tsy tany aho marina,nefa anie dia akaiky tokoa e,misaotra aminy torohevitra fa mila makany aho.
Ny hevitro ? nidedaka i pasitera hoe aleony nandainga d nanome rano tsotra an'ilay olona nangataka ! naninona anefa raha niteny tsotra hoe tsy te-hitondra an'izany aho fa aza omena tsiny, d nanazava ny antony ?
Ny finoana d entre n'Atra sy ilay mino fa tsy i pasitera akory no manana ny marina momban'ny hoe mety sa tsy mety ilay fomban'ilay olona... f'efa rhf tsy nandà izy fa nanaiky nitondra d tokony nanaja ny zavatra nekeny fa tsy mandainga ary maka 19 any ampiangonana avy eo
tywa68Misaotra amin'ny hevitrao fa tena marina mihitsy izany.Namonjy batisa ny havako moa no nidirako tao tamin'iny fa gaga aho raha nahita fa tsy misy miraika ny olona tao nilazany an'io,nefa mandainga izy anie e.Aminy dia hoe aza mino izany fa tsy mety .
65. ari.malala ( 12/08/2009 14:06)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D nga koa misy manangatra mbola velona izany? :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Ôtran mba tiako hoa raha ireny oul miseho ts mino sns sy manaratsy ireny no isehoan'i Masina Maria e!
66. rakapy ( 12/08/2009 14:16)
Ôtran mba tiako hoa raha ireny oul miseho ts mino sns sy manaratsy ireny no isehoan'i Masina Maria e

Za efa nisehoany. Dia tsy nino mihintsy aho. hoy aho hoe aiza ny porofo? dia saika nanala akanjo izy, tonga de nitsaoka aho vao niala ny ambonin'akanjony :-D :-D :-D
67. Mirananirina ( 12/08/2009 14:18)
Mirananirina >>> Raha ny ranon'i Lourdes no inoan'ilay vehivavy dia tena voazimbazimba tokoa, fa raha i Jesoa Kristy no inoany, dia tsy voazimbazimba mihitsy ny finoany raha izany
rzakarivola;hono hoa nahita an'i Jesoa kristy izany ianao io,nahoana no mino anefa?????? :) Sahala amin'izay ilay finoana e!!Mino fa masina ilay rano,ary nohamasinina.Inona no antony hisotroana divay sy mofo any ampiangonana(nohamasinina dia masina),fa tsy hoe mizara sakafo ry pasitera sy mopera dia milahatra ny olona hihinana azy :)
Fa ny tenako no nandre an'i Jesosy, ary amin'ny alalaNy no ahafahako mino na mandà ny toriteny na fampianarana na fandalinana
nandre azy taiza moa ianao????Mba asaivo miresaka amiko hoe izy azafady.Fa mino ianao dia izay,ary izaho koa mino dia izay.samy tsy nahita ,samy tsy nandre nu feony,fa baiboly no hita maso
mea culpa ! Diso be fa azafady aloha fidinirina an!
Dia atoraka any amin'ny rzakarivola ndray zany ilay fanontaniana !
rakapy : karakaran'izegny !.. ...vazivazy arô sao misy mora vinitra ato an!
fahamarinana =)) =)) =)) ianao indray no nanao komika tato an,dia lasa vinitra ny olona fa tsy nihomehy ve :-D :-D :-D
68. rzakarivola ( 12/08/2009 14:23)
fahamarinana:

:arrow: Raha io voalazazn'ise io zao no hotsiponiko dia tahaka izao ! Sasatra ihany mamaky Baiboly sy miheno Toriteny satria mety tsy handre any Jesoa akory ! Zay ilay mahasarotra ilay Finoana zany sy maha-betsaka ny olona tsy mety resy lahatra ! :roll:
Raha diso fandray aho dia mba omeo fanazavana aza e ! misaotra mialoha ! :) (l)

==> Izay interprétation iray.
Ity misy interprétation anakiray hafa : Tena tsy sasatra ihany kay namaky Baiboly sy nino fa nisy olona izay tsy tia sy tsy nino lasa nino rehefa nandre an'i Jesosy. Kay tena misy marina ilay Jesosy ninoako, marina tokoa izany ilay hoe "Sambatra izay mino nefa tsy nahita", koa ndeha aho hino be kokoa, fa na dia ireo zavatra maro nampisalasala ahy aza dia marina izany...
69. rzakarivola ( 12/08/2009 14:25)
ari.malala:
Ôtran mba tiako hoa raha ireny oul miseho ts mino sns sy manaratsy ireny no isehoan'i Masina Maria e!

==> Inona no mahatonga anao hitady an'izany ? Izaho tiako mba hiseho @ olona tsy mino sy misalasala i Jesoa Kristy, mba hinoany ka hovonjena izy. Nefa kay voavaly sahady ny faniriako satria miseho @ olona isanandro Izy, ary mandondona eo am-baravaran'ny fon'ny olona, fa ny olona no tsy mino... Finalement, tiako mba hino ny tenin'i Kristy ny olona hahitany Azy @ maha Izy Azy.
70. ari.malala ( 12/08/2009 14:28)
rakapy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D enga anie ho tanteraka tokoa ny fisehoany aminao :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Mirana, ko hita fa taratra sy tsikaritra @ famaliany dinika eo iany anie hoe tena halany maizina mitns ny katolika e! asa nataon'ny katolika in nga izy iny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

Mirana, d efa miomana indray isika fa hoavy eo ndray le tantara hoe nitenenan'i Jesosy :-P fa tiko b alou le fanontaniana e! ary tiako ian kou lay fanamarihana hoe
Inona no antony hisotroana divay sy mofo any ampiangonana(nohamasinina dia masina),fa tsy hoe mizara sakafo ry pasitera sy mopera dia milahatra ny olona hihinana azy
Hehehe ahoana ndray enao razakarivola amin'io a! asio fanoharana kely mameno cahier ndray alou andinihan azy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
71. ni81 ( 12/08/2009 14:58)
Ni81,tena mbola tsy tany aho marina,nefa anie dia akaiky tokoa e,misaotra aminy torohevitra fa mila makany aho.
Izaho efa nandeha tany indray mandeha :)
72. ni81 ( 12/08/2009 15:01)
Hoy i ari
Ôtran mba tiako hoa raha ireny oul miseho ts mino sns sy manaratsy ireny no isehoan'i Masina Maria e!
hoy rakapy
Za efa nisehoany. Dia tsy nino mihintsy aho. hoy aho hoe aiza ny porofo? dia saika nanala akanjo izy, tonga de nitsaoka aho vao niala ny ambonin'akanjony
:D
73. ikaretsaka ( 12/08/2009 15:50)
Fa ny tenako no nandre an'i Jesosy, ary amin'ny alalaNy no ahafahako mino na mandà ny toriteny na fampianarana na fandalinana

io izany mitovy amin'ilay hoe azony ny zanany vavy de babay rafozana e....
nefa hozy ny gasy hoe raha tiana ny vady de ny rafozana no tsinjovi mande
74. ari.malala ( 13/08/2009 06:44)
ni, hihi enga anie hoa ho tanteraka @ rakapy araka izya tadiaviny :-P :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
75. rzakarivola ( 13/08/2009 06:45)
ari.malala:

Mirana, ko hita fa taratra sy tsikaritra @ famaliany dinika eo iany anie hoe tena halany maizina mitns ny katolika e! asa nataon'ny katolika in nga izy iny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

==> Betsaka tokoa ny olona mpivavaka mankahala katolika, izaho anisany taloha. Fantatro kosa fa ny Katolika dia isan'ny tian'i Jesosy indrindra. Hoy ilay rahalahy anakiray izay hoe : "Ny Fiangonana Katolika Romana dia tena feno fitahiana be mihitsy". Tiako raha mba feno fanatrehan'i Jesosy koa izy.

ari.malala:
Inona no antony hisotroana divay sy mofo any ampiangonana(nohamasinina dia masina), fa tsy hoe mizara sakafo ry pasitera sy mopera dia milahatra ny olona hihinana azy

Hehehe ahoana ndray enao razakarivola amin'io a! asio fanoharana kely mameno cahier ndray alou andinihan azy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
[/quote]
==> Ataonao inona moa ny teniko ? Hihomehezanao sy hesoinao? Jesoa Kristy ilay lazainao inoanao koa nihomehezan'ireo mpiray firenena tamiNy (izay niray firenena taminy), ary ireo ary no nanolotra azy mba ho fandatsa sy fihomehezan'ny hafa rehetra koa. Izy izay niteny t@ mpianany hoe "raha nihaino ny teniko izao tontolo izao dia hihaino anareo koa izy ... saingy tsy fantany aho, ka izany no hanaovany izany rehetra izany aminareo". Fantatro fa Kristiana Malagasy tahaka ahy ianao. Ny tenin'i Jesoa Kristy mikasika ny kaominio dia izao ihany hoe "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy na oviana na oviana no misotro ianareo".

PS : Izaho tsy avy hiantso ny marina.
76. ari.malala ( 13/08/2009 06:50)
asa ko! enao mants raha hanao fanoharana manmeno cahier tena spécialité anao mints zay :-D :-D :-D :-D :-D :-D manaratsy ery nefa toa ilay aratsiana iany no inoana! ny anaovako hoe manaratsy mantsy, aratsianao ery sy amavoinao ery ny finoana katolika, nefa ny fombafomba rehetra ao @ katolika iany no alain-tahaka.
77. rzakarivola ( 13/08/2009 06:52)
Ikaretsaka:
io izany mitovy amin'ilay hoe azony ny zanany vavy de babay rafozana e....

==> Ny mahasamy hafa kely azy fotsiny dia hoe, ilay zanaNy eto tsy hafa fa ny Ray Mandrakizay ihany (ilay Ray ihany no Zanaka, nefa FAnahy), dia YAHVEH Mpamonjy.
Tsy mbola novakianao ngah ilay tenin'i Jesoa hoe "Izay ateraky ny nofo dia nofo, fa izay ateraky ny fanahy dia fanahy" ?
Hoy ny teolojiana hoe : Jesoa dia olombelona 100% sady Andriamanitra 100%. Ny nofony dia nateraky ny nofo, ary ny Fanahiny dia nateraky ny Fanahy, ary Andriamanitra izany Fanahy izany.
78. ari.malala ( 13/08/2009 07:05)
ny zava tsy hay aza ibitabitahana razakarivola a! faha ekenao fa nateraky ny nofo i Jesoa nahoana no tsy inoanao ny reniny? enao iany manohitra ny tenanao, satria eo enao milaza izay ateraky ny nofo d nofo, k aminao Andriamanitra i Jesoa sa olombelona?
79. ni81 ( 13/08/2009 07:38)
ny zava tsy hay aza ibitabitahana razakarivola a! faha ekenao fa nateraky ny nofo i Jesoa nahoana no tsy inoanao ny reniny? enao iany manohitra ny tenanao, satria eo enao milaza izay ateraky ny nofo d nofo, k aminao Andriamanitra i Jesoa sa olombelona?
azavao kely hoe ilay fanekena ny reniny ry ari?
80. ari.malala ( 13/08/2009 08:03)
ni81, mino v aloha indry fa nilazan'ny anjely Gabriely Maria hoe hitoe-jaza d ny anarany atao hoe Jesoa? in no nolazain'ny anjely t@ MAria t@ io andro io, ts hoe "ary ny Masina haterakao dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra"? raha Zanak'Andriamanitra v ts Andriamanitra izany? d iza zany no Renin'Andriamanitra? ts Maria? Raha renin'ny Masina izy tsy Masina iany koa v? izay no maha Masina Maria azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0399