Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
101. fahamarinana
(
13/08/2009 12:15)
mirana:
Tsy mandà mihitsy ny teninareo anie aho e.Marina tanteraka io,nefa misy koa ny hafa izay masina rehetra tokony hivavahana.Fa amiko i Marie reniny mbola ambony noho i Jesoa zanany,dia izay.Izay no Kristianina hoy ianao.......Ary taloha tsy nisy io Kristianina io ,efa nisy ny gasy an,sao hadinonao izany.... Mazava hoazy fa ny niandohana fahiny dia hafa noho io Kristianina io.Sa tsy taranaka Malagasy ianareo
:arrow: Aza itarina resaka malagasy sy ny sisa aloha fa mbola resaka Kristianina izao isika !Sao hisangojy eto manko ,ny eo tsy mazava dia hiditra resaka hafa indray ! Sady aok'etsy fa mbola tsy nisy nilaza teto hoe tsy taranaka malagasy !tokoa moa zany an !..sa mahita volana alohan'ny biby i mirana hoe zay no holazaiko na holazainay moa zany ?
Za manokana aloha,tsa mbola niteny na Maria ambony na Jesoa ambony !Ny haiko dia io efa naverina ombieny io hoe "Telo izay Iray ".Manaja koa aho ny fahasamihafan'ny Finoana sy ny fomba amam-panaony !Amiko tsy ny fiadivan-kevitra ny differences no lafatra fa ny mampifandray antsika !
Ny hoe misy masina kokoa mbola hivavahana indray dia tsy afaka ny hamaly anao aho,tsy amin'ny fahaizako izay,tsy afaka ny handinika lalina akory satria tsy dia manintona ahy loatra !Aleoko apetraka amin'ny havanana amin'ny theologie fa ireny no handalina izay! :)
Ianao moa no nanokatra ity dinika ity hoe manimbazimba ny Finoana ....dia io atomboka amin'ny fanajana ny Finoana tsirairay ihany koa fa tsy hoe resaka kato ihany !Izay no mahatonga ny anarany samihafa satria misy tsy itovizana ao na fomba na zavtra hafa tsy hidirana fa efa niverina mazana teto rahateo koa !...
Fehiny :Za manokana dia tsy mipetraka olana amiko na aiza aho mivavaka !Rehefa mivavaka aho dia faly ! BE ! :D (l)
102. bor2lais
(
13/08/2009 12:23)
Hoy i Faha etsy ambony :
"Ianao (Mirananirina io) moa no nanokatra ity dinika ity hoe manimbazimba ny Finoana ....dia io atomboka amin'ny fanajana ny Finoana tsirairay ihany koa fa tsy hoe resaka kato ihany !Izay no mahatonga ny anarany samihafa satria misy tsy itovizana ao na fomba na zavtra hafa tsy hidirana fa efa niverina mazana teto rahateo koa !... "
--> miombon-kevitra tanteraka ! Misaotra indrindra anao "rahavako" !

103. fahamarinana
(
13/08/2009 12:43)
:arrow: bor2lais :tsy misy fisaorana " rahavako " !Lasa be hanihany moa ise io zao ? :D (l)
104. ikaretsaka
(
13/08/2009 13:41)
RAY, ZANAKA, FANAHY MASINA: ireo ilay 3. Ka dia ireo no hivavahako fa tsy @ reniny ( aleo hindramiko ilay tenin'ny namako izay hoe: izaho an).
io koa izany typen"ilay hoe siksa daholo fa azoko rams fa eo ianao rabofin-drams.... de rehefa hirahin-drams ny bofiny de.......
105. ari.malala
(
13/08/2009 14:03)
Mirananirina:Azafady fa mbola ts azoko ihany! ambony @ lafiny in moa aloha e!
Fa amiko i Marie reniny mbola ambony noho i Jesoa zanany,dia izay
Mirananirina:dia mbola averiko iany ny fanazavana fa Andriamanitra irery no ivavahana. Ny sisa antsoina hanampy fotsiny ihany @ vavaka atao, akàna tahaka @ oha-pitondran-tena nananany (ireo olomasina sy olon-tsambatra.) Sa inona ilay masina tian'i Mirananirina tenenina aloha?
ny hafa izay masina rehetra tokony hivavahana
106. fahamarinana
(
13/08/2009 14:13)
:arrow: ari : dia miara-miandry any miranirina isika roa fa za koa tsary maharaka intsony!
:arrow: ataovy mazava moa fa tsy dia misy mahazo ilay lazainao ;za aloha tsy mahazo hoe inona no tinao lazaina eto !Raha tsy mahadiso ihany koa ! (l)
Ika:
io koa izany typen"ilay hoe siksa daholo fa azoko rams fa eo ianao rabofin-drams.... de rehefa hirahin-drams ny bofiny de.......
:arrow: ataovy mazava moa fa tsy dia misy mahazo ilay lazainao ;za aloha tsy mahazo hoe inona no tinao lazaina eto !Raha tsy mahadiso ihany koa ! (l)
107. ikaretsaka
(
13/08/2009 14:40)
Faha: ho an le tsy miraharaha an' I Maria nefa milaza fa manana Jesoa io ... de nataoko fanoharana hoe ahoana izany hoe nahazo ny vadinao ianao dia tsy rarahiana ny reniny?
108. ari.malala
(
13/08/2009 14:40)
Faha, io lazain'ika io akia lay lazaiko hoe manao tahom-boanjo a! le hoe ahilika ny tahony refa azo ny voanjo e! manao hoe tsis ilàna an'i MAria renin'i Jesoa tsony fa Jesoa d ampy... nefa moa raha tsy nifidy oul Atra hiteraka ny Zanany, nanao akory ny fiainan'ny oul? Ary raha tsy Marie ndray le voafidy ho Renin'ny Mesia fa oul hafa d ahoana ndray ny fipetrany?
109. fahamarinana
(
13/08/2009 14:59)
:arrow: eka ozy ! Mazava be ! Aleoko nanontany fa sao handray vilana eo aho !
Tsy haiko aloha any amin'ny Fiangonana hafa fa za moa sady mandeha Kato no mandeha Protestant,ny Mpiara-miangona mifanotrona foana ,indrindra moa andro lehibe ,ary ny ankamaroany samihafa Finoana ny mpivady ka izay angamba no mahatonga ny ao aminay manana fomba fijery hafa !Hisy hilaza ndray zao fa tsy tena izy ! :-P .
Rehefa manao cellule de priere dia mbola miaraka hatrany na Kato na Protestant,eny misy Finoana hafa koa aza !Atao na hira Kato na Hira Protestant ! Rehefa Fotoam-pifohazana dia mbola miaraka koa na Kato na Protetant ary misy aza Mpiandry Kato sy Finoana hafa miaraka rehefa lasy lehibe rahateo !...comme quoi ,afaka miaraka tokoa rehefa misy comprehension ! Miala tsiny amin'ny teny faran'ny tsy hay fa izay no mahalaza feno azy !
Ohatran'io no tena hiriko ,dia ny fitambaran'ny maro ho lasa ekiominika fa tsy atao fontsiny ho indray mandeha isan-taona ny fankalazana azy !Mety ho revin-gadra ihany fa aleo aho aloha mba hanonofy rahatoa ka maha-falifaly ny saiko sy maha-sambatra ahy ,sa ahoana ? :D (l)

110. Mirananirina
(
13/08/2009 17:10)
Faha: ho an le tsy miraharaha an' I Maria nefa milaza fa manana Jesoa io ... de nataoko fanoharana hoe ahoana izany hoe nahazo ny vadinao ianao dia tsy rarahiana ny reninymarina mihitsy izany
Faha, io lazain'ika io akia lay lazaiko hoe manao tahom-boanjo a! le hoe ahilika ny tahony refa azo ny voanjo e! manao hoe tsis ilàna an'i MAria renin'i Jesoa tsony fa Jesoa d ampy... nefa moa raha tsy nifidy oul Atra hiteraka ny Zanany, nanao akory ny fiainan'ny oul? Ary raha tsy Marie ndray le voafidy ho Renin'ny Mesia fa oul hafa d ahoana ndray ny fipetrany?=D> =D> =D> =D> tna marina mihitsy io.
dia mbola averiko iany ny fanazavana fa Andriamanitra irery no ivavahana. Ny sisa antsoina hanampy fotsiny ihany @ vavaka atao, akàna tahaka @ oha-pitondran-tena nananany (ireo olomasina sy olon-tsambatra.) Sa inona ilay masina tian'i Mirananirina tenenina aloha?
ari-malalaireo olona masina rehetra e,marina Andriamanitra irery no ivavahana,nefa ny atsika Kristianina miampy betsaka,jesoa fanahy sns...ohtra lazaiko:masindahy Joany,masindahy paoly,sns.....hangatahana vavaka araka ny teninao,fa raha hoe
Andriamanitra irery no ivavahanadia mitovy aminy musulman isika,satria ny azy io ihany,tsy misy hafa tsy Andriamanitra.
Fehiny :Za manokana dia tsy mipetraka olana amiko na aiza aho mivavaka !Rehefa mivavaka aho dia faly ! BEmitovy isika izany,ny ahy na jiosy na musulman ,indou na secta,efa nidirako daholo,hijerevako ny fomba atao sy ny finoany hoe ahoana.Ny mbola tsy hitako izao dia ny bouda.
111. fahamarinana
(
13/08/2009 17:36)
:arrow: Mirananirina :hatreto aloha dia Kato sy Protestant no hitako sy nidirako,ny ambiny mbola tsy nalehako tsy haiko raha hidirako ihany koa ! Tsy dia hoe hijereko ny fomba fatao kosa ny ahy satria efa mazava amiko ny inoako fa kosa za efa hatramin'ny fony kely no notaizana tahaka izay ! :) (l)
112. ni81
(
13/08/2009 20:49)
Faha: ho an le tsy miraharaha an' I Maria nefa milaza fa manana Jesoa io ... de nataoko fanoharana hoe ahoana izany hoe nahazo ny vadinao ianao dia tsy rarahiana ny reniny?tsy hoe tsy miraharaha azy fa samy manana ny andraikiny izy mianaka.
113. ikaretsaka
(
13/08/2009 22:48)
ni> de samy omeo andraikitra ary .. jesoa mivavaka aminao zahay..
masina maria mivavaha ho anay....
masina maria mivavaha ho anay....
114. Mandefitra
(
14/08/2009 04:48)
Ny andraikitr'i Maria dia efa vitany tety antany.
Ny an i Jesosy mbola mitohy @ maha Andriamanitra azy.
Rehefa maty neny tsy manana andraikitra amiko intsony izy. Fahatsiarovana sisa mitoetra ho ahy sy ho an'ny vadiko, na ny zanako.
Ny an i Jesosy mbola mitohy @ maha Andriamanitra azy.
Rehefa maty neny tsy manana andraikitra amiko intsony izy. Fahatsiarovana sisa mitoetra ho ahy sy ho an'ny vadiko, na ny zanako.
115. ikaretsaka
(
14/08/2009 05:24)
mbola tsy vita ka.... jereo ao @ apokalipsa 12, 1-17 ao ( ravehivavy mitafy masoandro) sy ny hafatr"i Jesoa t@ Joany teny @ lakroa "indro ny reninao"
116. ni81
(
14/08/2009 06:02)
ni> de samy omeo andraikitra ary .. jesoa mivavaka aminao zahay..tsy voatery aho ka! Jesosy efa mpanalalana ahy dia tsy miandry an'i Maria intsony aho
masina maria mivavaha ho anay....
118. ikaretsaka
(
14/08/2009 06:13)
De hono koa hoa ry ni(sy izay rehetra tsy mila maria > ahoana ny hataonao raha toa ohatra hoy i Ramosenao mantsy anao hoe
" tiako be sy potika aminao aho ry ni ary lamban"akoho ny amintsika...fa tzy tsy mila miresaka amin'i neninao intsony, tsy ilaiko ny fianakavianao sy ny akamanao, tokony hosazianao izy ary tsy mila azy manatona antsika aho fa ianao ihany no tiako de ianjao no ataoko lamban'akoho"
tena valio ianao sy ny kconscience azafady??
de toy izany ny ataonao raha mnilaza ho tia an'i jesoa ianao fa tsy miraharaha izay manodidina azy!
119. ni81
(
14/08/2009 06:27)
De hono koa hoa ry ni(sy izay rehetra tsy mila maria > ahoana ny hataonao raha toa ohatra hoy i Ramosenao mantsy anao hoezavatra tsy mitovy mihitsy e! Maninona no ho ferana tsy hifandray @ reniko sy ny fianakaviako sy ny namako aho (raha toa ka tsisy olana aminay?)
" tiako be sy potika aminao aho ry ni ary lamban"akoho ny amintsika...fa tzy tsy mila miresaka amin'i neninao intsony, tsy ilaiko ny fianakavianao sy ny akamanao, tokony hosazianao izy ary tsy mila azy manatona antsika aho fa ianao ihany no tiako de ianjao no ataoko lamban'akoho"
tena valio ianao sy ny kconscience azafady??
de toy izany ny ataonao raha mnilaza ho tia an'i jesoa ianao fa tsy miraharaha izay manodidina azy!
Fa ny resaka ao @ baiboly dia tsy izany no anton'ilay fa hoe:
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy (ao @ Timoty no misy an'io). Ka noho izany araka io voalaza io dia ampy sy feno tanteraka ny fahefana ananan'io Jesosy io ka tsy maka olona hafa hisolo vava ahy intsony aho ankoatra Azy.
120. ikaretsaka
(
14/08/2009 06:44)
Concept mitovy tsara mitsy zany... fa rehefa tratra de modiana fanina le concept maha olombelona fa ovaina haingana Atra.
I Jesoa koa ange nanao fanoharana zavatry ny tany raha hampiditra conception momban'Atra @ olombelona e
I Jesoa koa ange nanao fanoharana zavatry ny tany raha hampiditra conception momban'Atra @ olombelona e