Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa

81. ni81 ( 13/08/2009 08:17)
ni81, mino v aloha indry fa nilazan'ny anjely Gabriely Maria hoe hitoe-jaza d ny anarany atao hoe Jesoa? in no nolazain'ny anjely t@ MAria t@ io andro io, ts hoe "ary ny Masina haterakao dia hatao hoe Zanak'Andriamanitra"? raha Zanak'Andriamanitra v ts Andriamanitra izany? d iza zany no Renin'Andriamanitra? ts Maria? Raha renin'ny Masina izy tsy Masina iany koa v? izay no maha Masina Maria azy.
mino ireo voalaza aho fa ny anay protestanta sy ireo finoana hafa koa (tsy ho tanisaiko eto) tsy ankalazaina i Maria.
82. ari.malala ( 13/08/2009 08:26)
Zà ts handresy lahatra hoe ankalazao na zao na zao fa zay ftsn d samy manaja ny anazy k! fa nanontany ndry d nanazava ah d zay le izy :)
83. ni81 ( 13/08/2009 08:34)
Zà ts handresy lahatra hoe ankalazao na zao na zao fa zay ftsn d samy manaja ny anazy k! fa nanontany ndry d nanazava ah d zay le izy
ie, fa tsy azoko ilay resaka tany am-piandohana no antony nanontaniako fa io ambony io vao nazava e! :)
84. Mirananirina ( 13/08/2009 09:43)
Mahaliana ahy be indray ilay resaka masina Maria.
mino ireo voalaza aho fa ny anay protestanta sy ireo finoana hafa koa (tsy ho tanisaiko eto) tsy ankalazaina i Maria.
Fa iza no namoaka an'i Jesoa teto antany e??I Marie,nahoana no tsy akalazaina izy,raha ny tena izy aza anie dia izy no tena masina e,raha tsy izay ve izy no fidiana ho renin'i Jesoa.Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra,naninona ary no tsy tonga dia natsipiny avy any any andanitra i Jesoa hoe ,iny ny zanako ho anareo e :)Izaho raha mangataka dia aminy Maria fa tsy amin'i Jesoa.Maria ô tahio ny dianay ohatra raha mi-voyage aho,mahagaga
85. ni81 ( 13/08/2009 09:51)
Fa iza no namoaka an'i Jesoa teto antany e??I Marie,nahoana no tsy akalazaina izy,raha ny tena izy aza anie dia izy no tena masina e,raha tsy izay ve izy no fidiana ho renin'i Jesoa.Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra,naninona ary no tsy tonga dia natsipiny avy any any andanitra i Jesoa hoe ,iny ny zanako ho anareo e Izaho raha mangataka dia aminy Maria fa tsy amin'i Jesoa.Maria ô tahio ny dianay ohatra raha mi-voyage aho,mahagaga
Ka i Jesosy no telo izay iray fa tsy Maria dia izy no angatahiko fa tsy ny reniny. Fa io mbola resaka lava be sy fanazavana marobe koa ka hatreo fotsiny aloha. :)
86. Mandefitra ( 13/08/2009 10:27)
Zao ve no fampianarana azonareo ry Mirananirina? hoe refa mangataka de @ Maria fa tsy @ Jesoa?
Tokony tsy Kristianina no hiantsoana nareo ngamba fa Marianina :)
87. ari.malala ( 13/08/2009 10:28)
Mirananirina, samy manana ny finoany akia a :)
88. Mirananirina ( 13/08/2009 10:46)
Ka i Jesosy no telo izay iray fa tsy Maria dia izy no angatahiko fa tsy ny reniny. Fa io mbola resaka lava be sy fanazavana marobe koa ka hatreo fotsiny aloha.
ni81mba lazao ahy hoe iza izany jesosy 3 izany? 8O ,raha azoko tsara izany dia tsy rarahanao koa ny reninao niteraka anao fa i Jesosy dia vita :) hoy ianao hoe tsy misy hidiran'i mamako,nefa amiko dia sahala,reny dia reny.
Zao ve no fampianarana azonareo ry Mirananirina? hoe refa mangataka de @ Maria fa tsy @ Jesoa?
Tokony tsy Kristianina no hiantsoana nareo ngamba fa Marianina
Tsy maninona raha izay no iantsoana ahy.Fa ianao Kristianina fa tsy Andriamanitra no hinoanao fa i Jesoa.Raha mivavaka ianao dia amin'i Jesoa fa tsy Andriamanitra.Izao anefa Raitsika rehetra Andriamanitra na mivavaka amin'iza na mivavaka amin'iza.samy mino isika fa misy izy.
Mirananirina, samy manana ny finoany akia a
Izany mihitsy ry ari-malala an,tsy midika akory anie fa hoe mivavaka amin'i Marie dia hadino ny olona hafa e :) Jesoa io,na i Josefa rainy.sy ireo olona masina rehetra.
89. ni81 ( 13/08/2009 10:53)
ni81mba lazao ahy hoe iza izany jesosy 3 izany? ,raha azoko tsara izany dia tsy rarahanao koa ny reninao niteraka anao fa i Jesosy dia vita hoy ianao hoe tsy misy hidiran'i mamako,nefa amiko dia sahala,reny dia reny.
RAY, ZANAKA, FANAHY MASINA: ireo ilay 3. Ka dia ireo no hivavahako fa tsy @ reniny ( aleo hindramiko ilay tenin'ny namako izay hoe: izaho an). :)
Zao ve no fampianarana azonareo ry Mirananirina? hoe refa mangataka de @ Maria fa tsy @ Jesoa?
Tokony tsy Kristianina no hiantsoana nareo ngamba fa Marianina
hafa ndray koa io an! :)
90. ari.malala ( 13/08/2009 11:02)
Aleo aloha tonga d ahitsiko, fa ny katolika tompoko dia tsy mivavaka @Maria fa @ Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina, fa kosa miangavy an'i Maria sy ireo olomasina na olon-tsambatra mba hivavaka hoazy. Manamafy ilay voalazan'i Jesoa ihany koa hoe raha misy olona 2 mifanaiky k mangataka zavatra Aminy d homeny, sy koa raha mangataka @ finoana.
91. fahamarinana ( 13/08/2009 11:03)
mirana:
Tsy maninona raha izay no iantsoana ahy.Fa ianao Kristianina fa tsy Andriamanitra no hinoanao fa i Jesoa.Raha mivavaka ianao dia amin'i Jesoa fa tsy Andriamanitra.Izao anefa Raitsika rehetra Andriamanitra na mivavaka amin'iza na mivavaka amin'iza.samy mino isika fa misy izy

:arrow: Mba azafady moa rahavavy ,inona ilay atao hoe Kristianina aminao manokana ,nipoitra avy aiza io anarana io ?
Angamba kosa tsy hoe i Jesoa no ivavahana irery fa izay ilay telo izay iray voalazan'ny ni81 tery ambony !!..Mino an'Andriamanitra Ray,Zanaka ary Fanahy masina ...izay ilay lazaiko fa Kristianina ,amiko monja nefa zay ! :)
Ekeko koa anefa fa samy manana ny azy ny Finoana tsirairay dia samia ary mandray zay azony raisina fa hifandresy lahatra eto hany ka ho raharaha an !Hatreto zany dia i Andriamanitra no mampiray hevitra antsika maro ireto avy eo miova araka ilay Finoana ananany ! (l)
92. ni81 ( 13/08/2009 11:05)
Aleo aloha tonga d ahitsiko, fa ny katolika tompoko dia tsy mivavaka @Maria fa @ Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina, fa kosa miangavy an'i Maria sy ireo olomasina na olon-tsambatra mba hivavaka hoazy. Manamafy ilay voalazan'i Jesoa ihany koa hoe raha misy olona 2 mifanaiky k mangataka zavatra Aminy d homeny, sy koa raha mangataka @ finoana.
amiko ve ilay fanazavana no miantefa aloha sa amin'iza e?
93. ni81 ( 13/08/2009 11:14)
Io ambony io izany ry mirananirina ka dia izay mety aminao ataovy tsara be. :)
94. Mirananirina ( 13/08/2009 11:16)
RAY, ZANAKA, FANAHY MASINA: ireo ilay 3. Ka dia ireo no hivavahako fa tsy @ reniny ( aleo hindramiko ilay tenin'ny namako izay hoe: izaho an).
Hay ve,mino io koa ny Katolika ka,saingy lazao kely hoe iza na iza izany fanahy masina izany(nahoana no hinoana)satria mino.Na tsy misy aza!Mbola tsy nisy na 1 aza milaza fa nahita ny fanahy masina ,na i jesoa na Andriamanitra :) Sa efa nisy nahita 8O Sa efa nisy nandre ny feony 8O Lazao aho raha misy izay dia mba hoany koa aho ka,sao tara.
Nefa mino isika fa izay no nampianarana atsika.Sahala amin'izay koa Marie renin'i jesoa.Renin'i Jesoa,mazava be,olona masina amiko
Aleo aloha tonga d ahitsiko, fa ny katolika tompoko dia tsy mivavaka @Maria fa @ Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina, fa kosa miangavy an'i Maria sy ireo olomasina na olon-tsambatra mba hivavaka hoazy. Manamafy ilay voalazan'i Jesoa ihany koa hoe raha misy olona 2 mifanaiky k mangataka zavatra Aminy d homeny, sy koa raha mangataka @ finoana
=D> =D> =D> voalazanao ny tena izy,betsaka manko no miteny fa manompo sampy ny katolika izay tsy marina velively.
95. ni81 ( 13/08/2009 11:22)
Hay ve,mino io koa ny Katolika ka,saingy lazao kely hoe iza na iza izany fanahy masina izany(nahoana no hinoana)satria mino.Na tsy misy aza!Mbola tsy nisy na 1 aza milaza fa nahita ny fanahy masina ,na i jesoa na Andriamanitra
Zà tsy mbola nahita fa nandre fotsiny hatramin'izao dia mino. Finoana = tsy hita maso fa ekana
96. Mirananirina ( 13/08/2009 11:22)
Mba azafady moa rahavavy ,inona ilay atao hoe Kristianina aminao manokana ,nipoitra avy aiza io anarana io ?
Angamba kosa tsy hoe i Jesoa no ivavahana irery fa izay ilay telo izay iray voalazan'ny ni81 tery ambony !!..Mino an'Andriamanitra Ray,Zanaka ary Fanahy masina ...izay ilay lazaiko fa Kristianina ,amiko monja nefa zay !
Ekeko koa anefa fa samy manana ny azy ny Finoana tsirairay dia samia ary mandray zay azony raisina fa hifandresy lahatra eto hany ka ho raharaha an !Hatreto zany dia i Andriamanitra no mampiray hevitra antsika maro ireto avy eo miova araka ilay Finoana ananany !
Tsy mandà mihitsy ny teninareo anie aho e.Marina tanteraka io,nefa misy koa ny hafa izay masina rehetra tokony hivavahana.Fa amiko i Marie reniny mbola ambony noho i Jesoa zanany,dia izay.Izay no Kristianina hoy ianao.......Ary taloha tsy nisy io Kristianina io ,efa nisy ny gasy an,sao hadinonao izany.... :) Mazava hoazy fa ny niandohana fahiny dia hafa noho io Kristianina io.Sa tsy taranaka Malagasy ianareo 8O
97. ari.malala ( 13/08/2009 11:26)
ni, ts oandry rery fa hoan'ny namana rehetra, indrindra ireo minia milaza fa mivavaka @ Maria ny katolika ;) :-*

Mirananirina, tsy azoko ny tiandry tenenina @ ilay hoe
iza na iza izany fanahy masina izany(nahoana no hinoana)satria mino.Na tsy misy aza!Mbola tsy nisy na 1 aza milaza fa nahita ny fanahy masina ,na i jesoa na Andriamanitra Sa efa nisy nahita Sa efa nisy nandre ny feony Lazao aho raha misy izay dia mba hoany koa aho ka,sao tara.
satria ny Fanahy Masina ilay Olona fahatelo ao @ Trinite Masina, ilay nitarehin'afo ka nipetraka teo ambonin'ny lohan'ny Apostoly sy Masina Maria t@ andro pantekoty, ilay nalefan'i Jesoa ho mpanafaka alahelo... fa nahoana no lazaina hoe na tsy misy aza? ts azoko fa mba azavao hoe azafady.?
98. ni81 ( 13/08/2009 11:28)
Nefa mino isika fa izay no nampianarana atsika.Sahala amin'izay koa Marie renin'i jesoa.Renin'i Jesoa,mazava be,olona masina amiko
izay zany no hevitrao koa! ny ahy hafa! ary izany no maha-protestanta ahy.
99. Mirananirina ( 13/08/2009 11:32)
Voalaza teo :
iza na iza izany fanahy masina izany(nahoana no hinoana)satria mino.Na tsy misy aza!Mbola tsy nisy na 1 aza milaza fa nahita ny fanahy masina ,na i jesoa na Andriamanitra Sa efa nisy nahita Sa efa nisy nandre ny feony Lazao aho raha misy izay dia mba hoany koa aho ka,sao tara.
satria ny Fanahy Masina ilay Olona fahatelo ao @ Trinite Masina, ilay nitarehin'afo ka nipetraka teo ambonin'ny lohan'ny Apostoly sy Masina Maria t@ andro pantekoty, ilay nalefan'i Jesoa ho mpanafaka alahelo... fa nahoana no lazaina hoe na tsy misy aza? ts azoko fa mba azavao hoe azafady
ten diso ny fomba fiteniko fa azafady,tena misy tokoa ny fanahy masina,io no tiako lazaina,dia mino ihany isika fa misy ny fanahy masina,finoana daholo izany
100. Mirananirina ( 13/08/2009 11:37)
Voalaza teo :
Nefa mino isika fa izay no nampianarana atsika.Sahala
amin'izay koa Marie renin'i jesoa.Renin'i Jesoa,mazava be,olona masina amiko
izay zany no hevitrao koa! ny
hay tokoa moa ianareo tsy manao ilay hoe:Arahaba ry Maria,feno hasoavana .
ari-malala;
Na tsy misy aza

na tsy hita aza,io no izy fa azafady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092