Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa

41. Mirananirina ( 11/08/2009 10:43)
mbola nisy nitsidika kely koa ao ny heo rano @paompy,Za re ol dia manentana antsika,aza mba reny no ampiasaina amin'fanaovana Batisa sy hitsofan-drano fa tsy misy Fanahy hipetraka amin'eau de javel zany eo

rijadolly,mahita lazaina koa ity ianao an :lol: :lol: :lol:
marina fa samy manana ny maha izy azy avy eto, fa maro koa ny zavatra azo notovozina teto! Ny tsirairay no mahalala izay tokony ho sahaza azy ho raisiny
eny e,marina mihitsy izany,misy ny azoraisina mihitsy eto.oh fotsiny izao izay lazain'i ni81 dia mendrika daholo.
inona aloha no tiana lazaina hoe "vazaha" eto
Ikaretsaka,vazaha e,frantsay ohatra e... :) :) sa inona no atao hoe vazaha?
Raha tsy Ika indray moa no asaina mitondra fa i Niryna !

Mety hisy kely fandraisany @ ity lohateny ity ve sa dia HS tanteraka ny ahy ?

(Angatahana kely isika mba tsy hisy himeme an !)

hihihi,zany hono niryna an,dia hitondray koa za.
42. ni81 ( 11/08/2009 10:44)
oh fotsiny izao izay lazain'i ni81 dia mendrika daholo.
Mendrika daholo? Sao mba tsy marina ilay hoe "daholo" :)
43. Mirananirina ( 11/08/2009 12:59)
Mendrika daholo? Sao mba tsy marina ilay hoe "daholo"

Ao indray ary atao hoe ny sasany ihany e,ny sasany ssss.....
44. ari.malala ( 11/08/2009 13:07)
:-D :-D :-D :-D :-D

Bord, aza mampme hoa! ny ts fitiavany katolika aza efa tonga hatrany an'orony ko itondra rano avany Lourdes @ ahoana aza izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sady zà manohitra anaz foana oupsss manohitra an'Andriamanitra mants e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D araka ny filazany io! ny ts hainy d hoe ny fihevitr'Atra hafa ary ny fiheviny hafa :-P
45. ikaretsaka ( 11/08/2009 14:26)
niryna koa angaha mankany Lourdes le... aoka letsssss fa aleloia be raha misy zany le

fa tsetsatsetsa kely

tsy misy Fanahy hipetraka amin'eau de javel zany eo

tena assure ve .... ho'ziza le
46. ari.malala ( 11/08/2009 14:42)
:-D :-D :-D :-D :-D ouziz rijadolly =)) =))
47. ni81 ( 11/08/2009 14:44)
Ao indray ary atao hoe ny sasany ihany e,ny sasany ssss.....
raha io dia mba ekekokeko ihany :D
hihihi,zany hono niryna an,dia hitondray koa za.
:) tsy i mirana aza ve no akaiky mandeha an'i Lourdes kokoa noho izy? sa? :lol: :lol:
48. ikaretsaka ( 11/08/2009 14:54)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D ouziz rijadolly =)) =))


lasa mpaminany koa zalahy io
49. rijadolly ( 11/08/2009 15:05)
=)) =)) =)) nga ny anareo ry ika rano amin'paompy ny ampiasaina =)) =)) =))
50. ikaretsaka ( 11/08/2009 15:11)
nena lo ranon lourdes foana no ampiasaiko e.. de misy paompy kely zay fangalana azy eo ankavian"ny grottes

misy aza lety ry rija le hoe ao anaty piscine no atao batisa @ le sekta voanjo alika any @ versite ireny .. chlorine tsy clorine sy ny sisa.. de ireny izany tena tsy poinsa
51. rijadolly ( 11/08/2009 15:29)
Mahazo Fanahy izy ra mangataka ka.Fa ilay rano anaovana an'le Batisa tena tsy sur za ko...ouzy Rijadolly a! =)) =)) =)) =)) Aza mampihomehy se ari.malala a!
52. ikaretsaka ( 11/08/2009 15:33)
nga moa tsy hoe rehefa voahasina sy/na nalaina tamin'ny toerana masina de tsy efa misy fanahy?
53. tywa68 ( 11/08/2009 17:41)
Mirananirina:

Nisy pasitera nandeha tany Lourdes(io moa ily toerana masina hoy ny Katolika)Dia nisy katolika niteny taminy ,mba hitondray ilay rano any anie aho pasitera fa masina io rano io.
Nony niverina ilay pasitera dia nomeny rano taminy tavoangy ilay madama ary nomeny azy hoe ity.Dia nitantara ilay pasitera tany ampiangonany io zavatra io,ka hoy izy hoe;rano ve no hoentiko any anaty avion?Mitovy daholo rehefa rano,fa tsy hoe rano avy any Lourdes dia masina,dia rano taminy paompy no nomeko azy.tena misy io.
Hevitrareo.


Ny hevitro ? nidedaka i pasitera hoe aleony nandainga d nanome rano tsotra an'ilay olona nangataka ! naninona anefa raha niteny tsotra hoe tsy te-hitondra an'izany aho fa aza omena tsiny, d nanazava ny antony ? :lol:
Ny finoana d entre n'Atra sy ilay mino fa tsy i pasitera akory no manana ny marina momban'ny hoe mety sa tsy mety ilay fomban'ilay olona... f'efa rhf tsy nandà izy fa nanaiky nitondra d tokony nanaja ny zavatra nekeny fa tsy mandainga ary maka 19 any ampiangonana avy eo.
54. ari.malala ( 12/08/2009 06:43)
Rijadolly =)) =)) =)) manin an'sé ndray za e =)) =))
55. fahamarinana ( 12/08/2009 06:49)
bor2lais:

Miala tsiny fa te-hanao HS kely indray aloha aho.

Hoy ari.malala ery ambony ery :
"ika, itondrao za refa mankaty enao (tena serieux) " (ilay rano ao Lourdes no tenenina eto an !)

-> Dia mba lasa ny eritreritra :
Raha tsy Ika indray moa no asaina mitondra fa i Niryna !

Mety hisy kely fandraisany @ ity lohateny ity ve sa dia HS tanteraka ny ahy ?

(Angatahana kely isika mba tsy hisy himeme an !)

:arrow: :-D :-D :-D kay ise ity be hatsikna ry bor2lais !...i rijadolly koa no mbola pire! hihihi !....tsy voavaliko intsony ilay dinika ! :lol: (l)
56. tywa68 ( 12/08/2009 08:09)
:lol: :-D
57. rakapy ( 12/08/2009 08:20)
:-D :-D :-D
58. rzakarivola ( 12/08/2009 08:35)
Mirananirina >>> Raha ny ranon'i Lourdes no inoan'ilay vehivavy dia tena voazimbazimba tokoa, fa raha i Jesoa Kristy no inoany, dia tsy voazimbazimba mihitsy ny finoany raha izany.
59. rakapy ( 12/08/2009 08:39)
Hoy rzkarivola
Mirananirina >>> Raha ny ranon'i Lourdes no inoan'ilay vehivavy dia tena voazimbazimba tokoa, fa raha i Jesoa Kristy no inoany, dia tsy voazimbazimba mihitsy ny finoany raha izany.

Sao dia samy mifanimbazimba sy samy voazimbazimba avokoa ary izy ireo fa ianao no tsy mahalala?
60. rzakarivola ( 12/08/2009 13:48)
[quote=rakapy]
Hoy rzkarivola
Mirananirina >>> Raha ny ranon'i Lourdes no inoan'ilay vehivavy dia tena voazimbazimba tokoa, fa raha i Jesoa Kristy no inoany, dia tsy voazimbazimba mihitsy ny finoany raha izany.

Sao dia samy mifanimbazimba sy samy voazimbazimba avokoa ary izy ireo fa ianao no tsy mahalala?

==> Raha ny mikasika an'i Lourdes dia tsy fantatro, fa raha ny amin'i Jesoa indray dia miara-miteny @ Apostoly Paoly aho manao hoe "fantatro izay inoako". Fa tsy noho ny toriteny tatsy sy taroa no nahatonga ahy nino, na noho ny famakiana documentations na fandalinana manokana, na famakiana Baiboly. Fa ny tenako no nandre an'i Jesosy, ary amin'ny alalaNy no ahafahako mino na mandà ny toriteny na fampianarana na fandalinana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0364