Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa

21. Mirananirina ( 10/08/2009 10:49)
Ary mahagaga fa tsy sahy lery nanao hoe mitovy daholo rehefa boky na mitovy aby rehefa toaka na vehivavy....
Ikaretsaka,marina mihitsy izanyhevitrao izany.Misy ny mampitovy sy tsy mampitovy ny rehetra.Araka ny henoko aza anie hono dia mpanala devoly io pasitera io in 1 isambolana.Nefa dia nanana toetra nanao izany.
aoka ny teninareo rehefa eny dia eny ary rehefa tsia dia tsia.Tsy tokony nandainga ilay pasy ary indrindra mbola nozarainy ny hafa ,mahatonga ny olona tsy atoky azy intsony.Afaka niteny ilay olona teo izy rehefa tsy mino izay rano tany lourdes.Afaka miteny mivantana koa izy hoe tsy afaka itondra an'iny ao amin'ny avion aho.
niryna,izay indrindra anie e,nefa anie batisa ny andro tamin'izay.Dia gagagaga ihany aho raha tsy taitra ny olona tao,asa aminy maha mino aho fa masina tokoa ny toerana sy ny rano any Lourdes angamba, dia tsy zakako ilay izy.
pasitera no nanao ani'zany?!! sahy izy ka! nefa rehefa alahady ny andro mitanisa ery ny oe aza mandainga tiava ny namanao tahaka ny tenanao d mba fitiavana v hono zany nataony zany?

ika, itondrao za refa mankaty enao (tena serieux)
ari-malala,nefa amin'io izy eo ampanaovana batisa no miteny an'izany,tsy azoko mihitsy ka..soa fa tsy ny rehetra no mieritreritra toa azy.

ialako tsiny ihany raha nahatezitra ny sasany ilay hoe fanimbazimbana,tsy fanajana no izy.
22. ari.malala ( 10/08/2009 10:50)
Zà no niteny ani'lay hoe pasitera no nanao an'izany?!! sahy izy ka! ie, tena zà mintsy, ary tsy misy valinteny andrasako in'in mintsy @ io fa mahagaga anà ilay fahasahiana mandainga... Ny hoe mino v ts mino v, anjaran'ilay nirahina no niteny hoe ts inoako ny fahamasian'izany k ts afaka hitondra ah, tsotra, mivantana! fa tsy sady ambaniana ilay naniraka (amiko fanambaniana izany ary tena fanimbazimbana mintsy) tsy mahery mintsy akory ny définition an'i Mirananirina, fa tena mitombina ary mamaritra ny nataon'ilay pasitera!
23. tsikikely ( 10/08/2009 10:59)
:D Misaotra anao pasitera nitondra rano tamin'ny paompy avy any Lourdes. Ny marina anie ka rano EDFn'ny ville de Lourdes no atao hoe rano voasina é. Resaka tourisme sy fanentanana ny katolika fotsiny hoa rano avy amin'ny grotte. Ny labozia aho ary misy système recyclage.
Jesosy no tsy miova, azo antsoina n'aiza n'aiza, tsy mila mankany Lourdes.
Miala tsiny amin'izay katolika, tsy manimbazimba an'i Maria aho akory fa ny baiboly tsy nanome toerana azy mihoatra an'Andriamanitra hoatra anareo.
Farany, raha tsy teo ny grotte lourdes, tsy misy antom-pisiana ny commerce,ny rano voasina, ny tanàna ary ny hotely ao. :D
24. tsikikely ( 10/08/2009 11:04)
:D Misaotra anao pasitera nitondra rano tamin'ny paompy avy any Lourdes. Ny marina anie ka rano EDFn'ny ville de Lourdes no atao hoe rano voasina é. Resaka tourisme sy fanentanana ny katolika fotsiny hoa rano avy amin'ny grotte. Ny labozia aho ary misy système recyclage.
Jesosy no tsy miova, azo antsoina n'aiza n'aiza, tsy mila mankany Lourdes.
Miala tsiny amin'izay katolika, tsy manimbazimba an'i Maria aho akory fa ny baiboly tsy nanome toerana azy mihoatra an'Andriamanitra hoatra anareo.
Farany, raha tsy teo ny grotte lourdes, tsy misy antom-pisiana ny commerce,ny rano voasina, ny tanàna ary ny hotely ao. :D
25. ari.malala ( 10/08/2009 11:24)
ry tsikikely tony le mpanao tahom-boanjo...
26. ikaretsaka ( 10/08/2009 11:29)
Mazava ho azy... afaka omenao dessin an ny profil geo an lourdes ve za ry tsikikely ahitako anzany lainganao izany? Enao efa kopikopy edf ihany
27. ikaretsaka ( 10/08/2009 11:32)
Ny mahagaga amin le jesosy reny ihany reto dia hoe azo jesosy de bye bye ny namoaka azy.... nefa izy raha nahazo ny vadiny tsy nanao hoe bye bye nareo ray amandrenimbaady...mahazendana ihany
28. Mirananirina ( 10/08/2009 11:44)
anjaran'ilay nirahina no niteny hoe ts inoako ny fahamasian'izany k ts afaka hitondra ah, tsotra, mivantana! fa tsy sady ambaniana ilay naniraka (amiko fanambaniana izany ary tena fanimbazimbana mintsy) tsy mahery mintsy akory ny définition an'i Mirananirina, fa tena mitombina ary mamaritra ny nataon'ilay pasitera

ka misy tsy mahataty io teny io anie no antony nialako tsiny e,fa samy manana y fandraisany azo moa ny olona,ao ny momba ao ny mankahala satria resaka finoana no resahina.
Misaotra anao pasitera nitondra rano tamin'ny paompy avy any Lourdes. Ny marina anie ka rano EDFn'ny ville de Lourdes no atao hoe rano voasina é
Ranon'i EDF hoe????????y EDF tsy mpamatsy rano fa électricité,donc tsy misy hidirany.
Miala tsiny amin'izay katolika, tsy manimbazimba an'i Maria aho akory fa ny baiboly tsy nanome toerana azy mihoatra an'Andriamanitra hoatra anareo.
Farany, raha tsy teo ny grotte lourdes, tsy misy antom-pisiana ny commerce,ny rano voasina, ny tanàna ary ny hotely ao.

ary mety anisan'ilay olona tao ampiangonana inao io an.Raha ohatra anao daholo ny toetsainy ny mpino hafa,tsy misy ilaina azy.
ry tsikikely tony le mpanao tahom-boanjo...
=D> =D> =D> =D>
Mazava ho azy... afaka omenao dessin an ny profil geo an lourdes ve za ry tsikikely ahitako anzany lainganao izany? Enao efa kopikopy edf ihany
:lol: :lol: edf mpamatsy rano no fantany Ikaretsaka a,fa tsy mpamatsy électricité.hihihihi
29. ni81 ( 10/08/2009 11:53)
samy mahay azy nareo ry mirananirina a :D
30. rakapy ( 10/08/2009 12:19)
:-D :-D :-D Sao dia variana miady vavahady sy seza any an-danitra eto ary nareo ka ho lasanay taranak'i Velzeboba ny toerana any :-D :-D :-D
Tadidinareo moa ilay jiolahy niaraka nofantsikhina t@ jesosy? azon'i lery ny lapa . :-D :-D :-D
31. simplex ( 10/08/2009 13:35)

:-D:-D
ra izao no mitohy dia hifarana @ izao ny conclusion an'ity dinika ity: aleo tsy minamana, tsy mifankahalala ary tsy hiara-monina intsony ny katolika sy ny protestants :P

aiza ny vazah no tsy ho lasa tsy mpino an'A/tra ny ankamaroany ;-)

sarotra ny miaina
:)
32. ari.malala ( 10/08/2009 13:45)
rakapy, zà aloha ts miady e! manantena hihaona aminao any refa tonga izay andro zay ;)
33. bor2lais ( 10/08/2009 13:59)
Hoy i mirananirina : "... valio." ka hiezaka aho hamaly araka izay azoko atao.

Voalaza etsy ambony :
"sao ianao, mihitsy ilay pasitera ary??????? "

-> aza manahy ianao fa tsy Pasitera aho akory fa mpiserana tsotra ihany izay tsy dia mankasitraka loatra resaka "fifampindrafesana" na "fifampiadiana" ny samy mpino (na mivantana izany na ankolaka) !

Voalaza ihany koa :
"Amiko tsy manaja ny finoan'ny hafa izany ,mety mahery angamba ilay fanimbazimbana(Ialako tsiny),"

-> aleo hazava ny resaka aloha fa tsy manome rariny n'iza n'iza aho akory eto fa mba milaza ny hevitro tahaka ny rehetra ihany mikasika io "tantara" nomenao io ! Araka ny tenin'ilay namana iray (eto @ ity sehatra ity) izay : inona moa no hafatra na lesona tianao ampitaina @ mpiserana eto izany ?

Dia voalaza ihany koa :
"Maninona moa raha niteny izy fa tsy afaka hitondra izany aho dia vita."

-> tsy dia mahafantatra ny antsipirihany @ ilay tantara aho ka izay no nahatonga ahy nametraka ireo fanontanina ireo.

Tsy dia voako loatra mantsy ny manao "conclusion hative" indrindra rehefa miampita tahaka izao ilay resaka (hevitro manokana izay an) : mety be ny "paramètres" tsy fantatra !

Farany, voalaza ihany koa :
"Fa inona moa no anaovana batisa na batemy??????????????Tsy rano ve
Maninona raha hatao tsy misy rano????????????????Mahagaga e... Izay ilay finoana e.Sa moa ny Pasitera tsy mampiasa rano,maninona no misotro divay???fa tsy rano aminy paompy????????????Valio."

-> miala tsiny aminao fa tena tsy azoko velively ny tianao tenenina eto : inona no ifandraisan'ilay lohateny @ ity lazainao ity ?

Izay no azoko lazaina anao fa dia ialan-tsiny mialoha raha toa ka tsy mahafa-po !
34. Mirananirina ( 10/08/2009 14:32)
samy mahay azy nareo ry mirananirina a
aleo atao hoe izay e.
Sao dia variana miady vavahady sy seza any an-danitra eto ary nareo ka ho lasanay taranak'i Velzeboba ny toerana any
rakapy tsy misy ady aky eto fa resaka hifanazavana an.
ra izao no mitohy dia hifarana @ izao ny conclusion an'ity dinika ity: aleo tsy minamana, tsy mifankahalala ary tsy hiara-monina intsony ny katolika sy ny protestants

aiza ny vazah no tsy ho lasa tsy mpino an'A/tra ny ankamaroany

sarotra ny miaina
simplex,aza atao an'izany kosa fa tsy izany no tanjona e,mba gaga fotsiny aminy fomba fitsaran'ny sasany ny finoan'nyn sasany e.Marina mihitsy aloha io fa 90%ny vazaha tsy miditra ampiangonana intsony,ary ny tsy mino betsaka ihany.
aleo hazava ny resaka aloha fa tsy manome rariny n'iza n'iza aho akory eto fa mba milaza ny hevitro tahaka ny rehetra ihany mikasika io "tantara" nomenao io ! Araka ny tenin'ilay namana iray (eto @ ity sehatra ity) izay : inona moa no hafatra na lesona tianao ampitaina @ mpiserana eto
ngaha moa rehefa mametraka dinika dia mila lesona na hafatra na hanatra hoan'ny mpisera? :) tsy izay no tanjona fa resaka mila valiny.Ataoko fa samy olona manana ny maha izy azy avy no eto ka tsy ilaina omena lesona :)
"Fa inona moa no anaovana batisa na batemy??????????????Tsy rano ve
Maninona raha hatao tsy misy rano????????????????Mahagaga e... Izay ilay finoana e.Sa moa ny Pasitera tsy mampiasa rano,maninona no misotro divay???fa tsy rano aminy paompy????????????Valio."

-> miala tsiny aminao fa tena tsy azoko velively ny tianao tenenina eto : inona no ifandraisan'ilay lohateny @ ity lazainao ity

tsy azonao ve :( resaka rano :) rano anie no resahina eto e,rano avy any Londres sy rano nomena taminy paompy :)
35. rijadolly ( 10/08/2009 15:59)
ts azo lavina mihitsy aloha fa ny rano dia misy \"Hery\" izay avy any amin\'Andriamanitra,ny hevitro iray ihany koa dia matiera iray hipetrahan\'Fanahy,na fanahy ratsy na Fanahy tsara.Tsy misy fanahy mipetraka amin\' maina izany.

iverenako ilay hoe misy Hery.
isika rehefa mivavaka alohan\'misakafo dia mangataka amin\'Andriamanitra mba ahazo Hery amin\'ilay sakafo.Anisany ao amin\'izany ny rano(boisson,ranon\'ampango,rano mangatsiaka @ paompy...)Koa ra zavatra efa nokasihan\'tanan\'olombelona tahaka izany no inoatsika fa ahazoana Hery avy any amin\'Andriamanitra,ahoana no tsy hinoatsika fa manana Hery ny rano Naturel,tsindriko ilay hoe angatahan\' amin\'Andriamanitra.Izany hoe tsy mila toerana io fa rehefa avy any amin\'Andriamanitra dia tsara avokoa.sa rehefa jus avy any andafy sy vitan\'star sy ny tiko dia tsara fa rehefa vita n\'Andriamanitra tsy mbola nisy nikitika dia ...

mbola nisy nitsidika kely koa ao ny heo rano @paompy,Za re ol dia manentana antsika,aza mba reny no ampiasaina amin\'fanaovana Batisa sy hitsofan-drano fa tsy misy Fanahy hipetraka amin\'eau de javel zany eo.Mazava fa miditra amin\'resaka Fanahy isika.Mety hisy mikarokaroka fanontaniana hoe aiza avy ny toko sy andininy ilazan\'rijadolly ka hanamarinana izany dia aoka tsy hapetra aloha satria ho valiako fa ho tsiponiko avy izireo mba hanamarina fa eo amin\'Rano ny fanahy no mipetraka.Anotany ihany koa ianao hoe manino ary ny ol no hitoeran\'Fanahy? Mazava wazy hitoeran\'ol satria tsy maina.
Ts ekeko kosa ihany koa anefa ny hoe: ny rano avy any ananona ihany no hipetrahan\'Fanahy,satria samy niasan\'Andriamanitra daholo ny Firenena rehetra no sady nomeny rano avy...
36. ni81 ( 10/08/2009 17:12)
Marina mihitsy aloha io fa 90%ny vazaha tsy miditra ampiangonana intsony,ary ny tsy mino betsaka ihany.
na ny gasy aza dia misy be dia be koa.
ngaha moa rehefa mametraka dinika dia mila lesona na hafatra na hanatra hoan'ny mpisera? tsy izay no tanjona fa resaka mila valiny.Ataoko fa samy olona manana ny maha izy azy avy no eto ka tsy ilaina omena lesona
marina fa samy manana ny maha izy azy avy eto, fa maro koa ny zavatra azo notovozina teto! Ny tsirairay no mahalala izay tokony ho sahaza azy ho raisiny. :)
37. ikaretsaka ( 10/08/2009 21:06)
Marina mihitsy aloha io fa 90%ny vazaha tsy miditra ampiangonana intsony,ary ny tsy mino betsaka ihany.

inona aloha no tiana lazaina hoe "vazaha" eto
38. marindra ( 10/08/2009 21:28)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
39. bor2lais ( 11/08/2009 09:47)
Miala tsiny fa te-hanao HS kely indray aloha aho.

Hoy ari.malala ery ambony ery :
"ika, itondrao za refa mankaty enao (tena serieux) " (ilay rano ao Lourdes no tenenina eto an !)

-> Dia mba lasa ny eritreritra :
Raha tsy Ika indray moa no asaina mitondra fa i Niryna !

Mety hisy kely fandraisany @ ity lohateny ity ve sa dia HS tanteraka ny ahy ?

(Angatahana kely isika mba tsy hisy himeme an !)
40. ni81 ( 11/08/2009 10:19)
:( :lol: :lol: :lol: tsy hita fa mampme na dia mody nanao mampalahelo aza !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0647