Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
121. ni81
(
14/08/2009 06:48)
Concept mitovy tsara mitsy zany... fa rehefa tratra de modiana fanina le concept maha olombelona fa ovaina haingana Atra.Mody fanina @ ahoana e? Hafa ny fiainana iarahan'ny olombelona @ samy olombelona ary hafa ny lalàna hiarahana @ Andriamanitra ary koa ny zavatra takiany. Dia izay ny ahy no "ezahiko", ezahiko hoy aho satria sarotra sy tsy mora mihitsy ny ezaka ataoko mba ahavitako azy.
I Jesoa koa ange nanao fanoharana zavatry ny tany raha hampiditra conception momban'Atra @ olombelona e
122. ikaretsaka
(
14/08/2009 06:51)
Fanoharana hafa ihany
Ahoana raha hoe. Tsy mila anao ny fianaran-janakao fa namoaka lalana ny directrice hoe Ramoseanao sy ny maitresse no mibizina ny fianaran'ny zanakao de ny zanakao no mpanalalana azy 2 tonta...de ahoana hoy ianao de ahoana hoy ny zanakao?
De toy izany le izy...

123. ni81
(
14/08/2009 07:11)
Fanoharana hafa ihanyKa efa misy tompon'andraikitra ao dia efa ampy fa tsy mila fanampiana hafa intsony.
Ahoana raha hoe. Tsy mila anao ny fianaran-janakao fa namoaka lalana ny directrice hoe Ramoseanao sy ny maitresse no mibizina ny fianaran'ny zanakao de ny zanakao no mpanalalana azy 2 tonta...de ahoana hoy ianao de ahoana hoy ny zanakao?
De toy izany le izy...
124. ari.malala
(
14/08/2009 07:55)
Mirananirina, tsia, tsy mitovy @ Musulmans ka! raha miteny ah hoe Andriamanitra d tonga d tafiditra ao avy hatrany Jesoa sy ny Fanahy Masina, satria izy ireo dia Telo izay iray. Tokana ihany, tsy tokana @ maha irery akory sanatria fa Tokana @ fomba maha Andriamanitra (raha tsy diso ah dia any @ Prefasy no misy an'io teny io). Noho izany, averiko ary izingiziniko, fa Andriamanitra (Ray Zanaka Fanahy Masina) no ivavahan'ny kristianina katolika, fa manampy azy hivavaka sy angatahiny hivavaka hoazy kosa ny olomasina sy ny olontsambatra.
125. bor2lais
(
14/08/2009 08:30)
Voalaza etsy ambony fa :
"Noho izany, averiko ary izingiziniko, fa Andriamanitra (Ray Zanaka Fanahy Masina) no ivavahan'ny kristianina katolika, fa manampy azy hivavaka sy angatahiny hivavaka hoazy kosa ny olomasina sy ny olontsambatra. "
-> Mba efa mazava kosa angamba izay ka ! Ny somary olana kely fotsiny dia toa kianin' "Ise" izay tsy manaraka an'io dia lasa mirirotra ilay resaka !

127. fahamarinana
(
14/08/2009 08:56)
:arrow: ari : i "ise" rrure angambany no tian'ny bor2 lazaina akia !
Ika : tohizo foana ilay fanoharana dia ivadika ny resaka amin'ny farany !Jesoa nanao fanoharana,tsy midika isika fa voatery hanao tahaka azy koa !Ny voasoratra aza efa tsy hay izay hanaovana interpretations azy dia ampiana z'histoire-ndra-olombelona sy tokatrano koa ve !
Aza terena ( tena io no fandraisako ilay insistance ) koa ny namana hanaiky ny argu-nao ! Efa mazava be ny voalaza tery ambony nolazain'ny ari (isaorako azy rahateo koa )...izay no maha-Kato anao sy maha-protestante ny hafa !Tsy nisaraka rahateo ireo fa nisy antony ary anisany ity voadinika ato ity !
Sa isika ve manana fahefana hanova ny efa nitsangana tao-jato fahiny hoe hataovy izao indray e!.....Tsy hiafara amin'ny fananganana sekta va ny hiafarany !
Am-pitiavana no ilazako izany fa ataovy tahaka ny tsy niteny aho rahatoa diso ! :) ....
:arrow: Marina tanteraka "rahavako "! Misaotra nanamafy azy ! 8) (l)

bo2lais:
Mba efa mazava kosa angamba izay ka ! Ny somary olana kely fotsiny dia toa kianin' "Ise" izay tsy manaraka an'io dia lasa mirirotra ilay resaka !
:arrow: Marina tanteraka "rahavako "! Misaotra nanamafy azy ! 8) (l)
129. ari.malala
(
14/08/2009 09:13)
fahamarinana:marina mitnsy ny an'i Faha! Ika tsy tia terena nefa manery ny hafa! Izay no finoany, dia aleo izy hitana ny azy, toa antsika mitana ny antsika iany io.
Aza terena ( tena io no fandraisako ilay insistance ) koa ny namana hanaiky ny argu-nao !
130. fahamarinana
(
14/08/2009 11:08)
:arrow: ari : :-* :-* mahafinaritra ahy ilay fomba fijery mahay mijery ny hafa koa sy manaiky ny fahasamihafana ary miezaka manazava ny any tena tsy manao forcing fa mampieritreritra kosa nefa sy mampametraka fanontaniana anty ! Izay no tena mba tiako !!!
Izay no tsy ahafoizako anjy ! :wink: (l)
Izay no tsy ahafoizako anjy ! :wink: (l)
131. ikaretsaka
(
14/08/2009 15:20)
Bord sy ari ary faha sy ny sisa> tsary manery ahako "letsy" fa manazava @ "laisany" @ fanoharana ny atao hoe tahom-boanjo a....
Maha voanjo alika ny voanjo alika
Maha voanjo alika ny voanjo alika
132. klitika
(
14/08/2009 16:03)
rehefa rano kosa dia H2O daholo miampy Mg, Fe, Ca.... Ka tsy hitako izay mampiavaka azy fa fivarotana toerana mba tiana ho be mpizaha fotsiny ireny any lourde ireny. Fanjanahan-tsaina eh.
Ahoana ilay namana iray any Niorka izay, mba nandeha tany kay vaomaika lasa pahana. Tena marina io an
Ahoana ilay namana iray any Niorka izay, mba nandeha tany kay vaomaika lasa pahana. Tena marina io an
133. Mirananirina
(
14/08/2009 16:06)
Aiza kosa moa dia hoe terana.Fa samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay avy dia izay.Marina mihitsy ilay hoe tsy voatery mitovy.Fa izaho aloha mbola tsy resy lahitra amin,ilay hoe Andriamanitra 1=olona 3.
Asa aloha fa amiko dia Andriamanitra=1,Jesoa=1,fanahy=1,marie=1,sns......olona samy hafa dia tsirairay avy.Hazavao kely indray hoe ry ari-malala ny maha 1 azy 3 ireo.
satria izy ireo dia Telo izay iray.izany hoe3=1.
Asa aloha fa amiko dia Andriamanitra=1,Jesoa=1,fanahy=1,marie=1,sns......olona samy hafa dia tsirairay avy.Hazavao kely indray hoe ry ari-malala ny maha 1 azy 3 ireo.
134. ikaretsaka
(
14/08/2009 16:24)
NNy hy hoe manery amiko de hoe tsy maintsy manao anzao nareo sinon zao ny hahazo an'areo...
Fa ny milaza hoe matoa manao anzao dia izao ny antony ka diniho akaiky de ze tia manaraha. ...zay hafa
Fa ny milaza hoe matoa manao anzao dia izao ny antony ka diniho akaiky de ze tia manaraha. ...zay hafa
135. ari.malala
(
17/08/2009 06:04)
ika, tsy hiteny zavatra betsaka ah, fa jereo kely ny fomba fiteninao. Tsy misy mintsy ao hoe ze tia manaraha, fa tonga d sesiboletra toy ny fataon'ilay efa mi hanter anao iny iany :-D :-D :-D
Mirananirina, jereo any anaty baiboly any fa Jesoa mintsy no niteny hoe "Izaho sy ny Ray dia iray ihany", tsy in1 fa efa imbetsaka. Ohatra mibaribary ngezabe tsy azo odian-tsy hita ny maha Iray ihany an'Andriamanitra na dia olona 3 aza ny t@ batemin'i Jesoa sy t@ fiovan-tarehy tany an-tendrombohitra. (T@ batemin'i Jesoa, raha vao vita ny batemy d nisokatra ny lanitra, d nidina naka endri-boromahailala teo an-dohan'i Jesoa ny Fanahy Masina d niteny Atra hoe inty no Zanako malalako, t@ fiovan-tarehy kou toy izany, vao avy niteny i Piera hoe ndao hanorina lay sns d nisy rahona nanarona d niteny kou Atra hoe inty no zanako malalako)

136. ikaretsaka
(
17/08/2009 14:40)
klitika:
rehefa rano kosa dia H2O daholo miampy Mg, Fe, Ca.... Ka tsy hitako izay mampiavaka azy fa fivarotana toerana mba tiana ho be mpizaha fotsiny ireny any lourde ireny. Fanjanahan-tsaina eh.
Ahoana ilay namana iray any Niorka izay, mba nandeha tany kay vaomaika lasa pahana. Tena marina io an
misy maha samihafa azy io ko..
maninona Rajesosy zao tany Jordana no natao batemy fa tsy tany Ikopa ohatra nefa samy H20?
ao raha
mety tany koa izy no vao mainka niseho ny miracle hoe ato @ masony nareo ry doko no mijery fa ato no aretiny a
137. ikaretsaka
(
17/08/2009 15:50)
ika, tsy hiteny zavatra betsaka ah, fa jereo kely ny fomba fiteninao. Tsy misy mintsy ao hoe ze tia manaraha, fa tonga d sesiboletra toy ny fataon'ilay efa mi hanter anao iny iany
za kosa tsy nanao hoe any @ afo be tenisany raha tsy manao ze teneniko eo e
Ika :!Jesoa nanao fanoharana,tsy midika isika fa voatery hanao tahaka azy koa
tsy voatery isika fa afaka manao kosa .. sa misy tsimpona mandrara ny fanaovana an"izany koa any ho any?
138. rijadolly
(
17/08/2009 17:25)
Mirananirina:Mirananirina eo le olana no mipetra ra nanaraka tsara ilay ady hevitra aho.Fanontaniana iray fotsiny no ampetrako.
Fa amiko i Marie reniny mbola ambony noho i Jesoa zanany
Jesoa v no fitaovana naha masina an'Marie sa Marie no fitaovana ahatanteraka an'Jesoa? Ny tiako tsindriana dia izao,Izay fitaovana @ izy roa no latsaka.(l)(l)
139. ikaretsaka
(
17/08/2009 17:36)
Amiko manokana ry rija de samy fitaovana izy mianaka...
Tsisy naha"zanak'olona " an'i Jesoa raha tsy nateraka izy
Ary tsisy naha renin' Atra an'i Maria raha tsy niteraka an'i Jesoa izy
Tsisy naha"zanak'olona " an'i Jesoa raha tsy nateraka izy
Ary tsisy naha renin' Atra an'i Maria raha tsy niteraka an'i Jesoa izy
140. rijadolly
(
17/08/2009 17:52)
fahamarinana:Marina sady misaotra an'se fa efa mibanjina sahady ny farany se.Ny lohalika rehetra marina dia mbola ho avy ny handoalihany hanompo ny tena Andriamanitra marina, na atoko in zany na atoko in.Tsy revin-gandra fa fanantenana ny ho avy zany.JAONA 4 :20-21 "Ny razantsika nivavaka teto amin'ity tendrombohitra ity; fa hianareo kosa milaza fa any Jerosalema no tokony hivavahana.21 Hoy Jesosy taminy: Ravehivavy, minoa Ahy, fa avy ny andro ka tsy amin'ity tendrombohitra ity, na any Jerosalema aza, no hivavahanareo amin'ny Ray."
:arrow: eka ozy ! Mazava be ! Aleoko nanontany fa sao handray vilana eo aho !
Tsy haiko aloha any amin'ny Fiangonana hafa fa za moa sady mandeha Kato no mandeha Protestant,ny Mpiara-miangona mifanotrona foana ,indrindra moa andro lehibe ,ary ny ankamaroany samihafa Finoana ny mpivady ka izay angamba no mahatonga ny ao aminay manana fomba fijery hafa !Hisy hilaza ndray zao fa tsy tena izy ! :-P .
Rehefa manao cellule de priere dia mbola miaraka hatrany na Kato na Protestant,eny misy Finoana hafa koa aza !Atao na hira Kato na Hira Protestant ! Rehefa Fotoam-pifohazana dia mbola miaraka koa na Kato na Protetant ary misy aza Mpiandry Kato sy Finoana hafa miaraka rehefa lasy lehibe rahateo !...comme quoi ,afaka miaraka tokoa rehefa misy comprehension ! Miala tsiny amin'ny teny faran'ny tsy hay fa izay no mahalaza feno azy !
Ohatran'io no tena hiriko ,dia ny fitambaran'ny maro ho lasa ekiominika fa tsy atao fontsiny ho indray mandeha isan-taona ny fankalazana azy !Mety ho revin-gadra ihany fa aleo aho aloha mba hanonofy rahatoa ka maha-falifaly ny saiko sy maha-sambatra ahy ,sa ahoana ? :D (l)