Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
141. ikaretsaka
(
17/08/2009 18:00)
Tokony asiana silamo sy franx macons koa ao aminareo ry faha... efa oekiomenika ihany manko
142. rijadolly
(
17/08/2009 18:59)
ikaretsaka:Marina,ary fantatra fa noho iMaria madio sy tsara fitondratena no nifidiaanan azy hitondra an'Jesoa Kristy.Tsy latsa-danja noho izany kosa anefa ny maha taranaky Davida an' Josefa,izay efa voalazan'Mpaminanany fa avy amin'taranaky Davida no hipohiran'I Kristy.Isika Kristianina rehetra dia samy mahafantatra fa tsy ovulen'Maria sy spermn'Josefa nitambatra i Jesoa Kristy.Inona ny maha samy hafa an'i Maria Sy Josefa?(ny ray lahy de ny iray vavy =)) =)) =)) sangisangy in an!) Ny hitovizany no hitako dia ny maha fitaovana azireo fotsiny ihany ahatanteraka ny Fikasan'Andriamanitra.Tsy ba nisy niteny anefa hoe rayn'Andriamanitra Josefa fa nahoana? Samy nitaiza, samy nofidin'Andriamanitra, samy nahareha ny tenin'Anjely. dia mety alaim-panahy ianao miteny hoe ka i Maria anie ka tao ankibony iJesoa no sady nampinonony e! eka ouzy tsy tao ankibon'Josefa no sady tsy nampinonon'Josefa tokoa Jesoa.=))=)).
Amiko manokana ry rija de samy fitaovana izy mianaka...
Tsisy naha"zanak'olona " an'i Jesoa raha tsy nateraka izy
Ary tsisy naha renin' Atra an'i Maria raha tsy niteraka an'i Jesoa izy
143. ikaretsaka
(
17/08/2009 19:22)
ny naha samihafa azy akoatran"io? i josefa nanatanteraka izya voalaza, i Maria sany nanatanteraka no nitahiry "izany tao am-pony"..Maria voalaza hoe " ianao no.. "i Josefa voateny hoe "ataovy izao" dia nanao
144. ari.malala
(
18/08/2009 07:03)
ikaretsaka:peut étre, fa ndraso nge tsimponiko ze teninao k mi forçer oul ankolaka e!
za kosa tsy nanao hoe any @ afo be tenisany raha tsy manao ze teneniko eo e
1/
112. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-08-2009 00:48:43
Lohateny : Re : Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
ni> de samy omeo andraikitra ary .. jesoa mivavaka aminao zahay..
masina maria mivavaha ho anay....
2/
116. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-08-2009 08:05:29
Lohateny : Re : Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
de maninona ianao no mityeny hoe pasiterahivavaka ho anao?
3/
117. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-08-2009 08:13:12
Lohateny : Re : Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
De hono koa hoa ry ni(sy izay rehetra tsy mila maria > ahoana ny hataonao raha toa ohatra hoy i Ramosenao mantsy anao hoe
" tiako be sy potika aminao aho ry ni ary lamban"akoho ny amintsika...fa tzy tsy mila miresaka amin'i neninao intsony, tsy ilaiko ny fianakavianao sy ny akamanao, tokony hosazianao izy ary tsy mila azy manatona antsika aho fa ianao ihany no tiako de ianjao no ataoko lamban'akoho"
tena valio ianao sy ny kconscience azafady??
de toy izany ny ataonao raha mnilaza ho tia an'i jesoa ianao fa tsy miraharaha izay manodidina azy!
119. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-08-2009 08:44:42
Lohateny : Re : Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
Concept mitovy tsara mitsy zany... fa rehefa tratra de modiana fanina le concept maha olombelona fa ovaina haingana Atra.
I Jesoa koa ange nanao fanoharana zavatry ny tany raha hampiditra conception momban'Atra @ olombelona e
121. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 14-08-2009 08:51:11
Lohateny : Re : Fanimbazimbana ny finoan'ny hafa
Fanoharana hafa ihany
Ahoana raha hoe. Tsy mila anao ny fianaran-janakao fa namoaka lalana ny directrice hoe Ramoseanao sy ny maitresse no mibizina ny fianaran'ny zanakao de ny zanakao no mpanalalana azy 2 tonta...de ahoana hoy ianao de ahoana hoy ny zanakao?
De toy izany le izy...
Ireo rehetra ireo santionany iany. Ny olona efa milaza sy manizingizina sy manambara fa izay no finoany, ny anao iany no asesikao, toy ny miteny ankolaka hoe tsy misy marina izany fa ny anay iany... Mitovy tsy misy valaka @ le hoe refa tratran'ny fanontaniana mahafanina d mody ny manohitra sy manamafy fo no avoaboaka kou enao...
145. ikaretsaka
(
18/08/2009 15:25)
samihafa be reo ari a.. ny 1 manao hoe" tsy maintsy izao na tiana na tsy tiana" ... tsisy fanazavana
fa ny 1 manao hoe
"diniho ange zao cas izao de mba valio aho... ok.... raha izany ny mitranga ary de ahoana no izy? hay? de izay atao ary e!"
fa ny 1 manao hoe
"diniho ange zao cas izao de mba valio aho... ok.... raha izany ny mitranga ary de ahoana no izy? hay? de izay atao ary e!"
146. rzakarivola
(
20/08/2009 07:07)
ari.malala:
ny zava tsy hay aza ibitabitahana razakarivola a! ...
==> torohevitra fahendrena ity anao ity. Iray no haiko : Jesoa Kristy no tenin' Andriamanitra velona, koa soa ho ahy ny tsy hino teny ho tenin' Andriamanitra, raha tsy mifanaraka @ i Jesoa.
ari.malala:
faha ekenao fa nateraky ny nofo i Jesoa nahoana no tsy inoanao ny reniny? enao iany manohitra ny tenanao, satria eo enao milaza izay ateraky ny nofo d nofo,
==> Inoako tanteraka fa i Maria virjiny no niteraka ny nofon'i Jesoa. Izay no inoako fa ny maha renin'i Jesoa an'i Maria dia ny nofo. Niasa saina aho hoe "iza ary no renin'i Jesoa ara-panahy", dia misy valiny voasoratra ao @ Baiboly : "Mety manadino ny zanany minono va ny reny? Eny, mety manadino izy, fa YAHVEH kosa tsy mba hanadino na oviana na oviana". YAHVEH ihany no niteraka an'i Jesoa @ fanahy, araka ny voasoratra hoe "Zanako ianao, androany aho niteraka anao".
ari.malala:
k aminao Andriamanitra i Jesoa sa olombelona?
==> Amiko Andriamanitra mahay ny zava-drehetra, ary mahay maniraka ny tenaNy Izy hamonjy, mahay manetry tena Izy ka tonga tahaka ny olombelona (kanefa tsy mba tahaka ny ogre ao @ le chat botté), ary izany indrindra Izy ao amin'i Jesoa.
147. rzakarivola
(
20/08/2009 08:47)
Mirananirina:
raha ny tena izy aza anie dia izy no tena masina e, raha tsy izay ve izy no fidiana ho renin'i Jesoa.
==> Raha ny fahamasinany no nifidianana azy hiteraka an'i Jesoa, nahoana no natao hoe "nohasoavina" izy ? Maria dia taranak'Israely, raha dinihina ny nifidianan' Andriamanitra an'i Jakoba (izay atao hoe Israely), dia inona izany ilay atao hoe fahamasinana?
Mirananirina:
Andriamanitra mahay ny zavatra rehetra, naninona ary no tsy tonga dia natsipiny avy any any andanitra i Jesoa hoe, iny ny zanako ho anareo e :)Izaho raha mangataka dia aminy Maria fa tsy amin'i Jesoa. Maria ô tahio ny dianay ohatra raha mi-voyage aho, mahagaga
==> Izaho tsy gaga, tsy mahafantatra an'i Jesoa ianao, tsy haiko hoe maninona i Jesoa no tsy fantatrao, fa izao kosa no nolazain'i Jesoa : "Izay tia ahy dia hitandrina ny didiko, ... ary izaho ho tia azy ka hiseho aminy". Miseho amin'izay tia Azy (dia izay mitandrina ny didiny) i Jesoa.
148. ari.malala
(
20/08/2009 10:12)
razakarivola:8O 8O 8O 8O 8O 8O manao toetran'ilay farizianina nande nivavaka kou ranga ty!!! fahefana avy aiza no ahasahianao mitsara olona toa io? zay nge no antony ametrahako fanontaniana foana hoe nga enao Jesoa sa enao Atra no miseho mahalala ny any ampo sy saina ary ny momba ny olona 1 e! de quel droit vous permettez vous monsieur de juger les gens ainsi???? vous prenez vous pour Dieu???
tsy mahafantatra an'i Jesoa ianao
149. rzakarivola
(
20/08/2009 11:23)
ari.malala:
Manamafy ilay voalazan'i Jesoa ihany koa hoe raha misy olona 2 mifanaiky k mangataka zavatra Aminy d homeny, sy koa raha mangataka @ finoana.
==> Izao ary no soso-kevitro e! Nahoana moa raha mba mifanaiky ny protestanta sy ny katolika hangataka @ Andriamanitra mba hanehoany ny marina ? Anakiroa ireo, ary azoko antoka fa raha ataony izany dia samy hahafantatra ny marina tokoa.
150. rzakarivola
(
20/08/2009 11:36)
Mirananirina:
Hay ve, mino io koa ny Katolika ka,
==> Ary ny finoana hono mila arahina asa.
Mirananirina:
saingy lazao kely hoe iza na iza izany fanahy masina izany (nahoana no hinoana) ... Mbola tsy nisy na 1 aza milaza fa nahita ny fanahy masina, na i jesoa na Andriamanitra
==> Ka ry Masin-dahy sy Masimbavy ilay lazainao fa inoanao aza no nilaza sy nijoro vavolombelona ny fahitany an'i Jesoa! Mipetraka @ inona ny finoanao raha izany?
Mirananirina:
:) Sa efa nisy nahita 8O Sa efa nisy nandre ny feony 8O Lazao aho raha misy izay dia mba hoany koa aho ka,sao tara.
==> Efa nisy nilaza maro ihany teto, ary raha tena mitady Azy marina ianao dia hahita, saingy matoa ianao hatramin'izao tsy nahita dia satria ianao tsy mitady. Izy (Jesoa) efa niteny fa "Izay mitady dia hahita, izay mangataka dia homena", ary izaho nitady dia nahita.
Mirananirina:
Nefa mino isika fa izay no nampianarana atsika.
==> Nampianarina tokoa momba an' Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina aho, fa ny nahafahako nino, dia ny fandrenesako ny feon'i Jesoa namaly ny hetahetam-poko.
T@ andron'i Noah dia azo inoana fa maro ireo mpiasa, isan'izay nanamboatra ny sambofiara (150m de long kosa v t@zany fotoana izany!), saingy i Noah 8 mianaka ihany no voavonjy. Isan'ny nanampy nanamboatra ny sambofiara izy ireo, saingy tsy mba nahazo ny tombontsoa t@izany sambofiara izany ankoatra ny karamany, satria tsy nino izay nambaran'i Noah.
Mety ho angano angamba izany @ olona sasany, fa ity anakiray lazaiko manaraka ity dia azoko antoka fa tsy angano, ankehitriny dia maro koa ireo olona isan'ny manamboatra ny Fiangonan' Andriamanitra, kanefa izy tenany tsy mino, dia ho tahaka ireo mpamboatra ny sambofiara izy, rehefa mihidy ny varavarana izay vao hanenina.
Mirananirina:
Sahala amin'izay koa Marie renin'i jesoa. Renin'i Jesoa, mazava be, olona masina amiko.
==> Ka ilay Jesoa aza tsy fantatrao akory, ahoana no ahafahanao hino fa masina Izy? Fa ity fanontaniana, maninona no i Jesoa no nanao t@ mpianaNy hoe "tsy maintsy miverina any @ Ray aho", ary koa, teo am-pialàna aina dia nanao hoe "Ray ô! Ray ô! Nahoana no dia mahafoy ahy ianao" ?
151. rakapy
(
20/08/2009 11:40)
hoy Rzakarivola
O !Rzakarivola. Asa na mba fantatra fa tsy mihaino ny protestanta na katolika na ny kristianina velively ilay A/tra heverinao fa tinao. Ireo mpanao tontakely sy ny mpanendaka no tena henoiny.
Izao ary no soso-kevitro e! Nahoana moa raha mba mifanaiky ny protestanta sy ny katolika hangataka @ Andriamanitra mba hanehoany ny marina ? Anakiroa ireo, ary azoko antoka fa raha ataony izany dia samy hahafantatra ny marina tokoa.
O !Rzakarivola. Asa na mba fantatra fa tsy mihaino ny protestanta na katolika na ny kristianina velively ilay A/tra heverinao fa tinao. Ireo mpanao tontakely sy ny mpanendaka no tena henoiny.
152. rzakarivola
(
20/08/2009 11:41)
ni81:
Zà tsy mbola nahita (ny fanahy masina na i Jesoa) fa nandre fotsiny hatramin'izao dia mino. Finoana = tsy hita maso fa ekana
==> Tena tenin'i Jesoa mihitsy ny hoe "Sambatra izay tsy nahita nefa mino". Tenin'i Jesoa koa ny hoe "dia ny Fanahin'ny Fahamarinana, izay tsy azon' izao tontolo izao ho raisina, satria tsy hitany na fantany, fa ianareo mahafantatra, satria eo aminareo izy ary ho ao anatinareo"
153. ari.malala
(
20/08/2009 11:42)
razakarivola, tena manafintohina b lay toetranao tia tsingolongoloka, nefa fantatrao tsara fa loza hoanizay iavian'ny fanafintohinana! averiko aminao ny fanontaniako, fahefana avy aiza no ahasahianao mitsara olona toa io? zay nge no antony ametrahako fanontaniana foana hoe nga enao Jesoa sa enao Atra no miseho mahalala ny any ampo sy saina ary ny momba ny olona 1 e! de quel droit vous permettez vous monsieur de juger les gens ainsi???? vous prenez vous pour Dieu??
Diso miseho milay sy miseho mahafantatra loatra an'Andriamanitra enao ka lasa miavonavompiteny ny iafarany! hehehe! samy hotsaraina @ ataony moa fa d hifankahita e!
Diso miseho milay sy miseho mahafantatra loatra an'Andriamanitra enao ka lasa miavonavompiteny ny iafarany! hehehe! samy hotsaraina @ ataony moa fa d hifankahita e!
154. ari.malala
(
20/08/2009 11:45)
in mints nga ny tsy matinle ranga ty lolo @ finoana katolika fa tena halany maizina mints! nefa hono zany d misoratena ho pasitera mitory teny! mba mandiniha tena kely azafady ramose a! pfffffffff madio ivelany toa fasana! ety ivelany miseho mitory nefa ny ao anaty fo lo sy lotik ny fankahalana...
155. fahamarinana
(
20/08/2009 12:01)
:arrow: ari : calme izany Zandriko zany , aza raisina akia fa lasa na ny tenanjy aza ho sorena sy feno alahelo !
rzaka : Manomboka manahirana ilay zavatra ambaranao satria voatsaranao daholo ny bobaka rehetra,ao ny tsy mahay any Jesoa,ao ny matimaty,ao ny mangatsiaka,ao ny miteniteny foana milaza fa Masina i Maria,sns sns..
Mandiniha tena bitika kely aloha r'ise fa na ny zavatra nahaliana sy naika niditra aza lasana nitsoaka ,tsy i Jesoa dradrainao intsony no hita fa ilay fitiavanao mitsikera sy mitsongolika ny tsirairay !
Minoa aho fa tsy izay no takian'ny Jeso amintsika nandray Azy ,na milaza sy midradradra fa nandray Azy !! :(
Am-pitiavana be e!
Mirary soa ny rehetra ahita ilay tena Fahamarinana araka an'Andriamanitra e!...Ho tahian'ny Tompo tsika aby ireo o (l)
rzaka : Manomboka manahirana ilay zavatra ambaranao satria voatsaranao daholo ny bobaka rehetra,ao ny tsy mahay any Jesoa,ao ny matimaty,ao ny mangatsiaka,ao ny miteniteny foana milaza fa Masina i Maria,sns sns..
Mandiniha tena bitika kely aloha r'ise fa na ny zavatra nahaliana sy naika niditra aza lasana nitsoaka ,tsy i Jesoa dradrainao intsony no hita fa ilay fitiavanao mitsikera sy mitsongolika ny tsirairay !
Minoa aho fa tsy izay no takian'ny Jeso amintsika nandray Azy ,na milaza sy midradradra fa nandray Azy !! :(
Am-pitiavana be e!
Mirary soa ny rehetra ahita ilay tena Fahamarinana araka an'Andriamanitra e!...Ho tahian'ny Tompo tsika aby ireo o (l)
156. ari.malala
(
20/08/2009 12:30)
Faha :) :-* misaotra akia a! tena sur le coup tena tafintohina mints kosa alou e!
157. fahamarinana
(
20/08/2009 12:46)
:arrow: ari :azoko tsara akia ! Fomban-javatra daholo,efa nandalo teo koa aho ,tsy ela an ! Mahereza hatrany ! :-* :-* (l)
158. rzakarivola
(
20/08/2009 12:49)
ari.malala:
manao toetran'ilay farizianina nande nivavaka kou ranga ty!!!
==> Marina ihany izany, tena isan'ireo fariziana aho, i Md. Paoly koa isan'ireo fariziana. Isaorako ny Tompo fa tahaka ny Md. Paoly, nifanena tamiNy aho ary nohajambeNy izay vao nirahiny ho vavolombeloNy.
ari.malala:
fahefana avy aiza no ahasahianao mitsara olona toa io?
==> Izy tenany no nilaza fa tsy mahafantatra an'i Jesoa, ka nahoanano lazainao fa mitsara olona aho? Raha mitsara aho dia tsinontsinona ny fitsaràko, ka i Jesoa Mpitsara marina sahady no efa milaza fa voatsara tahaka izay nitsarako ny hafa aho. Na dia atao hoe mitsara aza aho, i Jesoa kosa tsy mitsara, fa "izay mandà ny teniko ...", hoy izy, "dia manana ny mpitsara azy, dia ny teny izay nolazaiko taminy"
ari.malala:
zay nge no antony ametrahako fanontaniana foana hoe nga enao Jesoa sa enao Atra no miseho mahalala ny any ampo sy saina ary ny momba ny olona 1 e! de quel droit vous permettez vous monsieur de juger les gens ainsi???? vous prenez vous pour Dieu???
==> Tsia dia tsia tompoko, tsy anjarako ny mitsara. Hoy ny Md. Paoly, ary izaho miombona aminy hoe "Ny Tompo no mitsara ahy". Izao koa no nolazainy "Koa @izany dia tsy misy fanamelohana intsony @izay ao amin'i Kristy".
159. ari.malala
(
20/08/2009 12:56)
aza i Paoly tsy manints manin ary rangà ty no endrikendrehana refa enao no donton'ny fankahalana a! ie! misaora an'Andriamanitra fa farizianina mpanambony tena sy mpitsingoloka ko! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hay voaantso hitsingoloka kay :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mazotoa e!
160. ari.malala
(
20/08/2009 13:00)
ary marina iany lay lazaiko hoe nandra :-D :-D :-D :-D :-D tsy azony akory kay ny tiako tenenina amlay hoe farizianina nande nivavaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D aiza hoaiza ao anaty baiboly no milaza fa nohajambain'Atra lay farizianina? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D oshy ah oe! ts hamaly tsony ah fa mivazavazà rery eo amizay, refa reraka mangina iany :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
