Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
1. niryna
(
13/08/2009 14:50)
Matetika dia fiteny ny hoe taha-dray,matetika isika dia tsy mahita fa ny zavatra ataontsika ihany no mety ho ataon'ny zaza.Ireto aza misy ohatra kely ka anjaranareo ny mizara raha mba misy azo alaina ohatra ny olona nanabe na ny ray aman-drenintsika na ny olona manodidina antsika.
Manambady ity rangahy ary niteraka lahikely,tsy vitan'ny nanambady ihany anefa izy fa niaraka tamin'ny lehilahy ihany koa ary nifoka rongony sy nisotro toaka.
Teny an-dalana izy mianaka dia hoy ity zanany hoe dada a ! rehefa lehibe aho dia tiako ny mitovy anao." Dad , I want to be like you" . Izay teny kely izay no nanova ny fiainan'ity rangahy ity .
Hitovy amiko hono ny zanako,nitamberina tao aminy avokoa ny zavatra nataony ary dia nivavaka izy ,nandohalika,nitomany ary nitalaho tamin'Atra mba anampy azy,tsy tiany intsony ny toetrany,zaza mahafatifaty kely ny zanako hoy izy kanefa dia mitady ny hitovy ahy.
Indraindray isika dia tsy mahafantatra fa ny zavatra ataontsika dia mampiova fiainan-jaza,ny zaza koa no mety ampiasain'Atra anova ny toetra ratsin-tsika.
Mino izany ve hianao ?
(l) niryna

répondu par niryna le 22/08/2009 06:21
2. niryna
(
13/08/2009 14:59)
Ity indray nisy iray: nalain'ilay ity zaza ny siramamy ary nataony teo ambonin'ny labatra ka notrohiny tamin'ny orony.Talanjona tsy nahateny ilay rainy satria ahoana ,izay no fanaony ao an-trano(cocain indray io) ,tsy aiko ny filaza azy amin'ny teny gasy ,rongony ve ?
3. niryna
(
13/08/2009 15:02)
Tany am-pigadrana ilay tovolahy rehefa tonga namangy azy ny reniny ary dia nanontany azy hoe fa maninona hianao no nanao izao toetra izao? sady nitomany ilay tovolahy no niteny hoe "hianao tsy mba nampianatra ahy ny tsy mety na diso nataoko fa izay rehetra nataoko dia tsy mba nobedesinao aho na noteneninao hoe tsy mety"
Malalaka be tokoa ny fitaizana sasany ka na ny rar aza dia tsy misy tsy manabedy ny zanany mihitsy fa avelany anao izay tiany sy omeny izay tadiaviny ny zaza :oops: :cry:
Malalaka be tokoa ny fitaizana sasany ka na ny rar aza dia tsy misy tsy manabedy ny zanany mihitsy fa avelany anao izay tiany sy omeny izay tadiaviny ny zaza :oops: :cry:
4. niryna
(
13/08/2009 15:06)
Isaky ny avy mandeha any amin'izay alehany any ity rangahy dia apetrany eo ambonin'ny latabatra ny volabe.Itanao ireo hoy izy mantsy ny vadiny,tsy mila miasa akory aho dia mahazo vola,mangalatra,manendaka ary mamono olona no ataony .Tsy mba tsampani'ity rangahy anefa ny ny zanany koa eo ary naheno ny teniny.Indray andro ity zaza dia nalainy ny antsy ary dia notsobarany efa ho im-polo kely ity rainy ary rehefa noentina ho any am-ponja izy dia nisy mpanao gazety naka am-bavany azy.Misy teny kely tianao ho tenenina ve hoy ilay rangahy."mpihatsaravelatsihy ny raiko hoy izy"
Asa aloha izay teny mifono amin'io farateniny io
Asa aloha izay teny mifono amin'io farateniny io
5. niryna
(
13/08/2009 15:10)
Falifaly ery ity tovolahy fa afaka licence tamin'ny motto.Tonga tao an-trano izy dia nasehony ny ray aman-dreniny ilay izy fa afaka mitondra motto amin'izy hono izy,tsy nisy nahalala ny tao an-trano hoe nianatra izy an.Faly ery ny reniny fa ny rainy kosa dia nanao teny hoe aleo aloha aho anamboatra fasana.
Fantatro fa tsy nety izany teny izany satria tokony niteny izy hoe izahay sy ny mamanao mba saika hividy motto saingy rehefa nahita ireny accident betsaka ireny dia tsy nividy.
Hoy ilay zaza hoe ,hianao ihany no nampianatra ahy hoe aza mirehareha rehefa manao zavatra ,aza atao fantatry ny olona mialoha ilay izy fa rehefa mipoaka vao ataovy fantatry ny olona,hianao ihany no nianarako ,hi,hi
io indray dia nianatra zavatra tsara taminny rainy ilay zaza an :D :D

6. ikaretsaka
(
14/08/2009 04:50)
[size=10px] misy idirany @ fivavahana sy finoana ve izany dinika lavabe tsisy mpamaly izany sa.....
aiza le sujet mikasikafivavahana na 1 aza @ zao deaiza le tsimpona de le rakitra.. pasitera , vanjo alistra... de indrindra ny resaka Atra @ le wawawa lavabe [/size]
aiza le sujet mikasikafivavahana na 1 aza @ zao deaiza le tsimpona de le rakitra.. pasitera , vanjo alistra... de indrindra ny resaka Atra @ le wawawa lavabe [/size]
7. soanja
(
14/08/2009 15:35)
niryna:
Indraindray isika dia tsy mahafantatra fa ny zavatra ataontsika dia mampiova fiainan-jaza,ny zaza koa no mety ampiasain'Atra anova ny toetra ratsin-tsika.
Mino izany ve hianao ?
(l) niryna
Miasa ao amintsika Andriamanitra fa Izy tsy mampiasa antsika velively. Raha manao zavatra iray isika ka hanasoavana ny mpiaramonina sy ny tena dia satria Andriamanitra ao anatintsika no mihetsika sy mampiodina ny momba antsika.
Ny zaza dia zaza ary izy ireo dia ny manaraka izay ataon'ny olon-dehibe manodidina azy na ny zaza toa azy no momban'ny fiainany.
Ilay olona resahinao ireo koa dia mahatsapa izy ireo fa afaka miova. Afaka mitaratra ny momba azy ary mahalala fa tsy misy fetra ny fitiavan'Andriamanitra. Anjaran'ny tsirairay no mahatsapa tena eto fa tokony hiova na handroso ihany hanao ny tsy mifanaraka amin'izay konsiansa misokatra eo imasony hanasoa ny tenanao sy ny mpiarabelona aminao.
Andriamanitra dia miasa lalandava n'aiza n'aiza.
8. cutie
(
14/08/2009 16:14)
saika hamaly ny dinik'i niryna za taitra be njay nahita ny avatarn'i soanja :-D :-D :-D
9. soanja
(
14/08/2009 16:20)
cutie:
saika hamaly ny dinik'i niryna za taitra be njay nahita ny avatarn'i soanja :-D :-D :-D
Ary tsy miseho eto amin'ny ecran-ko ny avaratako!
:o Raiso mora ao e! :lol: :lol: :lol:
10. niryna
(
14/08/2009 16:24)
ikaretsaka:=D> =D> ^:^ ^:^
[size=10px] misy idirany @ fivavahana sy finoana ve izany dinika lavabe tsisy mpamaly izany sa.....
izay no anaovako hoe Andriamanitra dia fitiavana,mampianatra antsika ao amin'ny soratra masina izany fitiavana izany izy ary ampiharina tokoa izany soratra masina izany fa tsy vitan'ny kintsimpontsimpona araka ny eritreritro
ity ary ny tsimpona zaro amin'ny lalana tokona alehany ny zaza ka na lehibe aza izy dia tsy hiala aminy izany :D mazava aminao amin'izay ilay tsimpona ?
dia tezi-dava ,dia mi-rebelll foana ,dia manohitra ny tenin'Atra foana ,dia tsimpahina foana izay rehetra mizara ny tenin'Atra ,dia inona koa re e aleo aloha omena holly kiss satria ny tenin'Atra miteny hoe tiava ny namanao tahaka ny tenanao,ampaherezo koa ireo izay mbola tsy mahalala fa na dia andaha aza izy efa tonga ny hafatra ary sao hiova ny fony ka angetaheta ny tenin'Atra ihany izy indray andro any.
aiza le sujet mikasikafivavahana na 1 aza @ zao deaiza le tsimpona de le rakitra.. pasitera , vanjo alistra... de indrindra ny resaka Atra @ le wawawa lavabe [/size]
Ohabolana 6
5 Afaho ny tenanao toy ny gazela [Izahao 2 Sam. ii. 18.] miala amin'izay mihazona azy, Ary toy ny voron-kely miala amin'ny tànan'ny mpamandrika
Dégage-toi comme la gazelle de la main du chasseur, Comme l`oiseau de la main de l`oiseleur
11. cutie
(
14/08/2009 16:28)
8. Mpandefa : soanja [ Valio ] 14-08-2009 18:20:53
Lohateny : Re : Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
Hoy i cutie:
saika hamaly ny dinik'i niryna za taitra be njay nahita ny avatarn'i soanja
Ary tsy miseho eto amin'ny ecran-ko ny avaratako!
Raiso mora ao e!
ka mety vo nampirin-jy ngamba, ny ahy koa manko nanao ohtr'zay taloha :wink:
12. niryna
(
14/08/2009 16:30)
ikaretsaka:
aiza le sujet mikasikafivavahana na 1 aza @ zao deaiza le tsimpona de le rakitra.. pasitera , vanjo alistra... de indrindra ny resaka Atra @ le wawawa lavabe [/size]
:roll: :cry: :cry:
13. niryna
(
14/08/2009 16:33)
niryna:
Indraindray isika dia tsy mahafantatra fa ny zavatra ataontsika dia mampiova fiainan-jaza,ny zaza koa no mety ampiasain'Atra anova ny toetra ratsin-tsika.
Mino izany ve hianao ?
(l) niryna
soanja:
Miasa ao amintsika Andriamanitra fa Izy tsy mampiasa antsika velively. Raha manao zavatra iray isika ka hanasoavana ny mpiaramonina sy ny tena dia satria Andriamanitra ao anatintsika no mihetsika sy mampiodina ny momba antsika.
Ny zaza dia zaza ary izy ireo dia ny manaraka izay ataon'ny olon-dehibe manodidina azy na ny zaza toa azy no momban'ny fiainany.
Ilay olona resahinao ireo koa dia mahatsapa izy ireo fa afaka miova. Afaka mitaratra ny momba azy ary mahalala fa tsy misy fetra ny fitiavan'Andriamanitra. Anjaran'ny tsirairay no mahatsapa tena eto fa tokony hiova na handroso ihany hanao ny tsy mifanaraka amin'izay konsiansa misokatra eo imasony hanasoa ny tenanao sy ny mpiarabelona aminao.
Andriamanitra dia miasa lalandava n'aiza n'aiza.
misaotra nizara
14. niryna
(
14/08/2009 16:35)
cutie:
saika hamaly ny dinik'i niryna za taitra be njay nahita ny avatarn'i soanja :-D :-D :-D
:-* :-* manahoana indry :D elaela tsy tazako ilay sakakely :D
15. cutie
(
14/08/2009 17:16)
Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
tena marina mitsy zany fa anjaran'ny tsirairay no mahatsapa tena we mety ve ty ataoko sa tsy tsia mba ho tarafin'ny taranaka aty aoriana na ny mpiara-belona amin-tena :D
16. Ratoa
(
14/08/2009 22:10)
tena marina mitsy zany fa anjaran\'ny tsirairay no mahatsapa tena we mety ve ty ataoko sa tsy tsia mba ho tarafin\'ny taranaka aty aoriana na ny mpiara-belona amin-tena
izay mihitsy ilay izy ary ao main\'izay hevitra na fomba fijery izay no misy ny finoana sy ny fivavahana fa ny mino tsy hanao ratsy fa hampianatra ny soa.
17. ikaretsaka
(
15/08/2009 00:42)
de fivavahana ve izany sa inona .. no hiantsoana azy eto?
le Ray amandreny zany no hivavahana sa okory?
le Ray amandreny zany no hivavahana sa okory?
18. Ratoa
(
15/08/2009 20:02)
Fiainan'ny olona mino an 'Atra no ilazako azy. Tsy ivavahana ny ray amandreny fa izy no fitaratra anahafana fietsika sy fomba fiainana . Izy no voalohan'olona sy fiainana hita sy fantatry ny zaza. Ny RAD mino ka miaina ny fiainana kristiana dia tsy hanome oha-dratsy mety ho tahafin'ny zanany na dia tsy hitory filazantsara amin'ny zanany aza izy. Fa ny fahendrena ao amin'Andriamanitra dia omeny izay te handray, tahaka ny fitiavany. Ary izay mandray sy nomena dia mba hanome koa.
19. rzakarivola
(
20/08/2009 13:45)
niryna:
Ohabolana 6
5 Afaho ny tenanao toy ny gazela [Izahao 2 Sam. ii. 18.] miala amin'izay mihazona azy, Ary toy ny voron-kely miala amin'ny tànan'ny mpamandrika
Dégage-toi comme la gazelle de la main du chasseur, Comme l`oiseau de la main de l`oiseleur
==> Izao aho vao mahatsikaritra ity teny ity ry niryna dia izao no fanontaniana mipetraka ao an-tsaiko : "Comment est-ce qu'une gazelle peut s'échapper à son chasseur?" (tsy voatery olona milanja basy, sady t@ zany tsisy basy, fa ireny biby mahery sy haingam-pandeha ary fetsy ireny : leopard, lion, ...sns).
Izao no valiny tonga ao an-tsaiko : "Par la grâce de Dieu".
Ity koa fanontaniana "Comment un oiseau déjà pris dans le piège peut-il se dégager de la main de l'oiseleur?"
Izao no valiny tonga ao an-tsaiko : "Par la main de Dieu".
20. rzakarivola
(
20/08/2009 13:46)
Tahaka ireny @ avatar-n'i cutie ireny ilay tonga chasseur de gazelle rehefa lehibebe.