Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana
1. maeva74
(
17/06/2009 09:29)
Vao azoko androany maraina ity vavaka ity dia ho zaraiko amin' anareo namana koa , ka moramora amiko ny mizara azy eto toy izay hitady imail bedabe dia mazotoa daholo ary
Vavaka ho anao androany
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no mendrika ho anao sady voaomana ho anao .
Mifikira amin'izay irin'ny fonao, fa ho tanteraka izany. Amena !
Ny maso izay mamaky ity hafatra ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy
Ny tanana izay handefa ity hafatra ity amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana
Ny vava izay hanonona ny amena aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva.
Miorena amin'ny fitiavan'Andriamanitra !
Tsy hanjavona ny nofinao
Tsy ho rava ny fikasanao
Tsy ho foana ny anjaranao
Izay irin'ny fonao, dia ho azonao tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa.
Tonony mafy ny amena.
Hahafantatra ny anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity.
Tsy misy mandeha mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody
Androany, hadio anie ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa.
Ny sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana
any amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana.
Hisy zava-tsoa ho tonga aminao androany, zavatra izay efa
nantenainao.
Tsy vazivazy izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny
fiainanao amin-kery ny asan'Andriamanitra tsy azo sakanana.
Fitahiana maharesy ny ozona rehetra no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa.
Gaga ve ianao hoe nandefasako ity hafatra ity ?
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao hataoko aminao ?"
Dia hoy aho hoe : "Ray ô, arovy ary tsofirano ilay handray ity hafatra ity"
Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe : "tanteraka ny hatakao"
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
(l) (l) :-*

novalian'i rzakarivola ny 19/06/2009 12:17
2. michouh
(
17/06/2009 11:29)
Misaotra indrindra ho anao izay nandefa iny vavaka iny, ny Tompo anie homba
anao mandrakariva. Misaotra an.
Michouh.
4. ari.malala
(
17/06/2009 12:56)
Fanontaniana tena serieux, efa ela b mitns kou mants za no nahazo an'io "vavaka" io fa tena ts mety azoko mitns le hoe
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao hataoko aminao ?"aiza ilay varavaran'ny lanitra? izany hoe efa misy olona afaka mahita an'Atra mivantana araka ny tena endriny v?
5. cutie
(
17/06/2009 13:34)
aiza ilay varavaran'ny lanitra? izany hoe efa misy olona afaka mahita an'Atra mivantana araka ny tena endriny v?
Ze oul mahalala ny tena finoany sy miaina azy isan;andro ihany no mahita an;zany, tsy hisy afaka hilaza mitsy eo we ohatr'zao zany endrik'Atra zany. Refa mahita azy ihany enao vo tena mahalala ny dikan'ny we nahita azy mivantana. Tsy mitovy daholo ny experience-ny tsirairay :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
7. maeva74
(
17/06/2009 13:47)
Misaotra an' i tsirairay nafohy fotoana namaky, ny hoe varavaran' ny lanitra ??? rehefa hitady an' i Tompo ianao dia hahita azy tokoa , isika rehetra dia samy maniry ny hikatsaka izay misy azy avokoa.
" Aiza no misy toerana mangina hahitako Anao Andriamanitra o"
Ka mino aho fa ilay olona nadefa io vavaka io dia efa nahita ilay varavaran' ny Lanitra sy ny tavan' Andriamanitra tsy ferana izany.
Aza mitsahatra ny mitady azy ry namana isany fa mety ho hitantsika koa ny Endriny, tsy mba maniry izany ve ianao?????

8. cutie
(
17/06/2009 20:33)
Mpandefa : rdmy [ Valio ] 17-06-2009 15:44:17
Lohateny : Re : Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana
sérieuse be njy zany Cutie
aleo alou za himehy :-D :-D :-D :-D
11. niryna
(
18/06/2009 20:46)
maeva74:
Vao azoko androany maraina ity vavaka ity dia ho zaraiko amin' anareo namana koa , ka moramora amiko ny mizara azy eto toy izay hitady imail bedabe dia mazotoa daholo ary
Vavaka ho anao androany
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no mendrika ho anao sady voaomana ho anao .
Mifikira amin'izay irin'ny fonao, fa ho tanteraka izany. Amena !
Ny maso izay mamaky ity hafatra ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy
Ny tanana izay handefa ity hafatra ity amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana
Ny vava izay hanonona ny amena aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva.
Miorena amin'ny fitiavan'Andriamanitra !
Tsy hanjavona ny nofinao
Tsy ho rava ny fikasanao
Tsy ho foana ny anjaranao
Izay irin'ny fonao, dia ho azonao tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa.
Tonony mafy ny amena.
Hahafantatra ny anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity.
Tsy misy mandeha mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody
Androany, hadio anie ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa.
Ny sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana
any amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana.
Hisy zava-tsoa ho tonga aminao androany, zavatra izay efa
nantenainao.
Tsy vazivazy izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny
fiainanao amin-kery ny asan'Andriamanitra tsy azo sakanana.
Fitahiana maharesy ny ozona rehetra no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa.
Gaga ve ianao hoe nandefasako ity hafatra ity ?
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao hataoko aminao ?"
Dia hoy aho hoe : "Ray ô, arovy ary tsofirano ilay handray ity hafatra ity"
Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe : "tanteraka ny hatakao"
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
(l) (l) :-*
misaotra anao nizara e
:-*
12. soanja
(
19/06/2009 03:41)

Aleloia!!!!! Namaste!
14. rzakarivola
(
19/06/2009 12:17)
ari.malala:
aiza ilay varavaran\'ny lanitra? izany hoe efa misy olona afaka mahita an\'Atra mivantana araka ny tena endriny v?
==>
1- varavaran\'ny lanitra : tsy haiko loatra ny varavaran\'ny lanitra, fa ny vavahadin\'ny lanitra no hitako voasoratra ao amin\'ny baiboly hoe aiza, ary Jesoa niteny hoe \"Izaho no vavahady\"[Jaona 10]
2- olona mahita an\' Andriamanitra mivantana : \"Hoy Filipo taminy: Tompoko, asehoy anay ny Ray, dia ampy ho anay izay. Hoy Jesosy taminy: Izay ela izay no efa nitoerako teto aminareo, ka tsy mbola fantatrao ihany va Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy dia nahita ny Ray; koa ahoana no anaovanareo hoe: asehoy anay ny Ray?\"[Jaona 14]