Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?

1. niryna ( 17/06/2009 21:12)
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.

20 Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. I Kor 6:19-20

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=7&andininy=5-8&dika=

(l) niryna
novalian'i ni81 ny 20/07/2009 13:52
2. xxx ( 17/06/2009 22:07)
Ireny teny ireny dia ireo destiné ho an'izay voavonjy ihany
Fa tenim-pahadalana daholo izany ho an'ireo izay ho very.
3. cutie ( 17/06/2009 22:53)
koa raha tsinona :?
4. rdmy ( 18/06/2009 16:15)
[quote]message[/xxx]

1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-06-2009 00:07:00
Lohateny : Re : Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Ireny teny ireny dia ireo destiné ho an'izay voavonjy ihany
Fa tenim-pahadalana daholo izany ho an'ireo izay ho very


marina io voalazan i xxx io raha ity no jerena

1 COR 18 Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent, mais pour ceux qui sont en train d'étre sauvés, pour nous, il est puissance de Dieu.
5. niryna ( 18/06/2009 20:13)
niryna:

Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.

20 Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. I Kor 6:19-20

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=7&andininy=5-8&dika=

(l) niryna

dia mbola tohizako ihany koa izany amin'ny hoe :
10 Fa raha Kristy no mitoetra ao anatinareo, na dia maty ihany aza ny tena noho ny ota, dia fiainana kosa ny fanahy noho ny fahamarinana.

11 Ary raha ny Fanahin'Izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. Romana 8:10-11




6. niryna ( 18/06/2009 20:30)
xxx:

Ireny teny ireny dia ireo destiné ho an'izay voavonjy ihany
Fa tenim-pahadalana daholo izany ho an'ireo izay ho very.


xxx a,marina izany ary mbola nomena teny koa isika hoe mandehana amin'izao tontolo izao ka ataovy ho mpianatro ny firenena rehetra.
Izay kely nomen'Atra antsika izany no toriantsika fa tsy mitady ny tsy ita sa ahoana?
Dia mbola manamafy ihany koa fa hoe:
2 Anefa noho ny fijangajangana
dia aoka ny lehilahy rehetra samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rehetra samy hanana ny vadiny avy.

3 Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy. I kor 7:2-3



7. niryna ( 18/06/2009 20:32)
cutie:

koa raha tsinona :?



:roll: tsy azoko aky ny tiandry tenenina a :-*
8. niryna ( 18/06/2009 20:34)
[quote=rdmy]
message[/xxx]

1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-06-2009 00:07:00
Lohateny : Re : Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Ireny teny ireny dia ireo destiné ho an'izay voavonjy ihany
Fa tenim-pahadalana daholo izany ho an'ireo izay ho very


marina io voalazan i xxx io raha ity no jerena

1 COR 18 Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent, mais pour ceux qui sont en train d'étre sauvés, pour nous, il est puissance de Dieu.
ka izay anie no ilazako hoe marina izany e,fa moa ve isika dia mijoro amin'ny fahamarinana fa tsy mba mampahafantatra izany hoan'ireo izay tsy mahafantatra? afafy ny voa ka izay mandray dia arahaba soa ,raha tsy mandray izy mbola vonona ny hamafy eto foana isika e .Ny tany lava misy isainana sa ahoana?



9. cutie ( 18/06/2009 21:07)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 18-06-2009 22:32:10
Lohateny : Re : Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Hoy i cutie:

koa raha tsinona




tsy azoko aky ny tiandry tenenina a

le lazain'i xxx eo ambony io no nolazaiko we koa raha tsinona.
Tenim-pahadalana we :?
10. cutie ( 18/06/2009 21:32)
fa nga koa moa tsy misy an'zao ao @ baiboly ao ( tsy tadidiko tsara alou le izy ) fa misy we tsy tonga hamonjy ny in moa fa we tonga hamonjy ny very Izy , ka in ndray ny antony ilazana we tenim-pahadalana ze voasoratra, zay no tsy azoko :roll:
11. soanja ( 19/06/2009 03:40)
niryna:

niryna:

Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.

20 Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. I Kor 6:19-20

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=7&andininy=5-8&dika=

(l) niryna

dia mbola tohizako ihany koa izany amin'ny hoe :
10 Fa raha Kristy no mitoetra ao anatinareo, na dia maty ihany aza ny tena noho ny ota, dia fiainana kosa ny fanahy noho ny fahamarinana.

11 Ary raha ny Fanahin'Izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. Romana 8:10-11







Ka moa va tsy marina izany! "...mankalaza an'Andriamanitra amin'ny tenanareo" hoy ny baiboly.

Io no faratampony amin'ny fitakian'Andriamanitra na ny Fanahy Masina ho antsika isanisany avy. Ahoana no anaovako izany??? betsaka ny teny na ao anaty boky be dia be na amin'ny hafatry ny manam-panahy, ny hita eny amin'ny manodidina eny, ny iainana an-davanandro ny tsara sy ny ratsy manoloana manoro ny fomba hankalazana Azy fa ny hitako fa mandaitra indrindra dia ny fiatrehana ny ao anaty lalina ho olom-baovao lalandava , hanana ny fahamarinana ary ho fanomezam-boninahitra ny efa nomeny ho talenta entina hanopoana azy amin-karavoana.

Ny famirapiratan'ny fanahy ao anatinao no ho filamatry ny hafa hifanasoavantsika! Tiavo ny Tompo fa tsara!


12. maryline ( 19/06/2009 05:56)
Tiavo ny Tompo fa tsara fa aza hararaotina koa ny fahatsarany, derao Izy ary mivavaha
13. ari.malala ( 19/06/2009 06:11)
Dia valio ary azafady ny momba ny mpivady manao firaisana aranofo satria nolazainao fa fahotana sy fijangajangana izany, nefa momba ny mpivady no resahina. misaotra
14. fahamarinana ( 19/06/2009 07:06)
maryline:
fa aza hararaotina koa ny fahatsarany

:arrow: sanatria koa ohatrany takalom-patsa vidim-pihinana ny lazainao eto ! Tsa izay kosa ila Inoako kouh ! Hevero fa ny zanany aza nafoiny,tsy mbola nanary ahy Izy na tsy tanteraka aza aho !Lehibe ny famindram-pony sy Fitiavany ,za koa miezaka araka izay tratrako hanaraka Azy ,eny na dia solafaka hatrany aza eny ho eny ! Tsy mbola nahatsiaro very sy nariany !
Za moa zay fa asa nareo ! Raha diso ny fandraisako ialy lazain'ny maryline dia ialako tsiny tanteraka :? (l)
15. soanja ( 19/06/2009 14:57)
maryline:

Tiavo ny Tompo fa tsara fa aza hararaotina koa ny fahatsarany, derao Izy ary mivavaha


Mba hazavazavao anie raha tsy mahadiso ny hevitry Maryline eto.

Amiko mantsy raha ny fahitako azy raha ny hatsaran'Andriamanitra, nefa mbola tsy nahazo fanavazana avy amin'i Maryline ny tiany lazaina, dia mitondra lalandava amin'ny fanasoavana ny tena sy ny hafa ary ny tontolo misy. Ny hatsaran''Andriamanitra ao anaty fitiavana feno dia tsy ho afaka hanararaotana velively.

Matoa misy ny fanararaotana dia mbola manjaka ny filan'ny nofo sy ny saina izay mbola mandeha ila na mikontringa satria fa tsy mifanaraka amin'ny asan'ny fanahy, izay tsy inona fa ny fahamarinana.

Nefa mety hafa mihitsy ny tianao lazaina momba io ambony io. Havazao raha sitrakao.




16. niryna ( 19/06/2009 18:24)
Mpandefa : niryna [ Valio ] 18-06-2009 22:32:10
Lohateny : Re : Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Hoy i cutie:

koa raha tsinona




tsy azoko aky ny tiandry tenenina a
cutie:

le lazain'i xxx eo ambony io no nolazaiko we koa raha tsinona.
Tenim-pahadalana we :?
hay ve ,izay vao azoko.Ny teny tiana ho tenenina io raha ny fahafantarako azy dia izao.Ho an'ireo izay mino an'Atra dia inoany sy ataony ary miezaka izy andeha amin'ny fahamarinana ka raha potraka na manao ny tsy mety dia mivavaka aingana ary dia mifona.Dia toa izany foana .Ny fahotana mantsy no mampisaraka antsika amin'Atra ka izany no antony ivavahana sy ibebahana rehefa manonta .
Fa hoan'i ireo izay tsy mino dia toa fahadalana izany ary indraindray aza dia hihomehezany ilay mpino kanefa raha misy zavatra mahazo azy indray dia hoe "ireny hono no mba mpino" efa nahita toa izany ve cutie? matetika dia tena sensitive be mihitsy ny toerana misy ny mpino satria raha fihetsika na teny kely fotsiny no tenenina dia misy mamingana hianao ary dia mametraka anao hoe eo aminm'ny toerana toa tsy mitovy azy ary tonga mifangaro latsa aza hoe izany ve no mba hoe "kristiana?'
_________________________________________________________
ho antsika rehetra ity
Ho an'ireo izay tsy mahalala an'Atra na minia mikimpy ka tsy miraharaha fa hoe misy Atra dia toa heveriny ho adalana izany ary indraindray aza dia toa heveriny fa adala ireo mpijoro mizara ny tenin'Atra.Ny antony dia tsy fantany,na fantany fa modiany tsy fantatra dia ny ataony ihany no ataony.
Koa ny vatan-tsika izany dia tempolin'Atra,hajaina,tsy avela ho viravirain'ny hafa.Ny fihetsika,ny fiteny,ny fanoratra,ny fiankan-jo dia efa anehoana sy tokony anehoana fa zanak'Atra isika. Mety isy iteny ve izany hoe raha ratsy akanjo aho izany dia tsy zanak'Atra na zavatra hafa?
Satria amin'ny maha -kristiana dia ny fanahintsika no vokisantsika ary rehefa manomboka mahafantatra izany fanahin'Atra izay mitoetra ao amintsika izany isika dia tsy hieritreritra toy ny hoe ahoana izany ireny olona tsy manambady ireny tsy tokony iray ve izy?
Dia hoy Paoly hoe ataoko tsotra ilay dikanteny :raha ny faniriako dia aleoko koa hianareo tsy manambady tahaka ahy saingy raha toa ka tonga kosa izany fitadiavana ny filan'ny nofo izany dia tsara ho anareo ny manambady. Noho izany ,hajaina ny vatana fa tsy omena izao rehetra izao,diovina ny vatana na lahy io na vavy,ampahafantarina ny tanora izany fa ny fitiavana dia tsy firaisana akory ka hoe tsy fahadisoana ny manao firaisana.Manjary mampandainga ny fanahy masina indray isika izay mampianatra antsika iteny ao anatin'ny baiboly hoe:
11 Fa ny nanoratako taminareo dia ny mba tsy hiharoharoanareo aminy, raha misy atao hoe rahalahy, nefa mpijangajanga, na mpierina, na mpanompo sampy, na mpanaratsy, na mpimamo, na mpanao an-keriny, dia aza miara-mihinana akory amin'ny toy izany hianareo.

12 Fa ahoako ny hitsara ny any ivelany? Tsy ny ao anatiny va no tsarainareo?

13 Fa ny any ivelany dia tsarain'Andriamanitra. Esory aminareo ilay mpanao ratsy. I kor 5



17. niryna ( 19/06/2009 18:27)
cutie:

fa nga koa moa tsy misy an'zao ao @ baiboly ao ( tsy tadidiko tsara alou le izy ) fa misy we tsy tonga hamonjy ny in moa fa we tonga hamonjy ny very Izy , ka in ndray ny antony ilazana we tenim-pahadalana ze voasoratra, zay no tsy azoko :roll:

marina tanteraka izany ,tsy tonga hiantso ny marina aho hoy kristy fa tonga mba hiantso ny mpanota hibebaka,ny marary no mila fanafody fa tsy ny salama ary izy irery ihany no lalana amin'izany rehetra izany satria izy no lalana ,fiainana ary fahamarinana ,tsy misy na iray aza mankany amin'ny ray raha tsy avy amin'ny alalany.
Andraso fa ho hazavaiko aminao be dia be kokoa io tenim-pahadalana io ok

:-*
18. cutie ( 19/06/2009 21:48)
ok :D
19. niryna ( 22/06/2009 16:14)

niryna:

Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.

20 Fa olom-boavidy hianareo; ka dia mankalazà an'Andriamanitra amin'ny tenanareo. I Kor 6:19-20

http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=7&andininy=5-8&dika=

(l) niryna
niryna:

dia mbola tohizako ihany koa izany amin'ny hoe :
10 Fa raha Kristy no mitoetra ao anatinareo, na dia maty ihany aza ny tena noho ny ota, dia fiainana kosa ny fanahy noho ny fahamarinana.

11 Ary raha ny Fanahin'Izay nanangana an'i Jesosy tamin'ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an'i Kristy Jesosy tamin'ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin'ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. Romana 8:10-11





soanja:


Ka moa va tsy marina izany! "...mankalaza an'Andriamanitra amin'ny tenanareo" hoy ny baiboly.

Io no faratampony amin'ny fitakian'Andriamanitra na ny Fanahy Masina ho antsika isanisany avy. Ahoana no anaovako izany??? betsaka ny teny na ao anaty boky be dia be na amin'ny hafatry ny manam-panahy, ny hita eny amin'ny manodidina eny, ny iainana an-davanandro ny tsara sy ny ratsy manoloana manoro ny fomba hankalazana Azy fa ny hitako fa mandaitra indrindra dia ny fiatrehana ny ao anaty lalina ho olom-baovao lalandava , hanana ny fahamarinana ary ho fanomezam-boninahitra ny efa nomeny ho talenta entina hanopoana azy amin-karavoana.

Ny famirapiratan'ny fanahy ao anatinao no ho filamatry ny hafa hifanasoavantsika! Tiavo ny Tompo fa tsara!





misaotra anao
:-*
20. niryna ( 22/06/2009 16:28)
[
message

1. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-06-2009 00:07:00
Lohateny : Re : Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Ireny teny ireny dia ireo destiné ho an'izay voavonjy ihany
Fa tenim-pahadalana daholo izany ho an'ireo izay ho very[/xxx][quote=rdmy]


marina io voalazan i xxx io raha ity no jerena

1 COR 18 Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent, mais pour ceux qui sont en train d'étre sauvés, pour nous, il est puissance de Dieu.

ity koa misy iray 14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany 1 Kor 2:14

http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=2&andininy=14-14&dika=ls
ohatrany tsy azokazoko ilay filazana hoe homme animal eto

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0751