Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
21. xxx
(
22/06/2009 16:39)
Nyrina a mba diniho tsara hoe taiza no nisy izany tempoly zany hatrizay ary ahoana ny fomba natao t@ izany
22. niryna
(
22/06/2009 16:53)
cutie > omeko ary ilay fanazavana araka ny fahalalako azy a
resaka fahadalana no resahina eto dia ity koa misy iray
I Kor 2:14
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
na
14 Mais l`homme animal ne reçoit pas les choses de l`Esprit de Dieu, car elles sont une folie pour lui, et il ne peut les connaître, parce que c`est spirituellement qu`on en juge.
na 14 Now the natural man doesn`t receive the things of the God`s Spirit, for they are foolishness to him, and he can`t know them, because they are
spiritually discerned.
or the man withour Spirit does not accept the things that come from the Spirit of God, for they are foolishness to him,and he cannot understand them, because they are spiritually discerned ( ity iray ity no fanazavaana tao @ NIV Bible (New International Version)
xxx:
1 COR 18 Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent, mais pour ceux qui sont en train d'étre sauvés, pour nous, il est puissance de Dieu.
niryna:
ity koa misy iray 14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany 1 Kor 2:14
na
http://baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=2&andininy=14-14&dika=ls
ohatrany tsy azokazoko ilay filazana hoe homme animal eto
resaka fahadalana no resahina eto dia ity koa misy iray
I Kor 2:14
14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany.
na
14 Mais l`homme animal ne reçoit pas les choses de l`Esprit de Dieu, car elles sont une folie pour lui, et il ne peut les connaître, parce que c`est spirituellement qu`on en juge.
na 14 Now the natural man doesn`t receive the things of the God`s Spirit, for they are foolishness to him, and he can`t know them, because they are
spiritually discerned.
or the man withour Spirit does not accept the things that come from the Spirit of God, for they are foolishness to him,and he cannot understand them, because they are spiritually discerned ( ity iray ity no fanazavaana tao @ NIV Bible (New International Version)
23. niryna
(
22/06/2009 17:37)
cutie > omeko ary ilay fanazavana araka ny fahalalako azy a
ity koa misy iray 14 Fa ny olona izay araka ny nofo ihany dia tsy mba mandray izay an'ny Fanahin'Andriamanitra; fa fahadalana aminy izany sady tsy azony, satria araka ny Fanahy no amantarana izany 1 Kor 2:14
I Kor 2:14
na
14 Mais l`homme animal ne reçoit pas les choses de l`Esprit de Dieu, car elles sont une folie pour lui/, et il ne peut les connaître, parce que c`est spirituellement qu`on en juge.
na 14 Now the natural man doesn`t receive the things of the God`s Spirit, for they are foolishness to him, and he can`t know them, because they are spiritually discerned.
or the man withour Spirit does not accept the things that come from the Spirit of God, for they are foolishness to him,and he cannot understand them, because they are spiritually discerned ( ity iray ity no fanazavaana tao @ NIV Bible (New International Version)
Izany hoe isika izany dia tsy ahazo ny tenin'Atra raha tsy ilay Fanahiny no miaina ato anatintsika.Indraindray toa jerena hoe teny gasy ilay izy,teny gasy ve tsy ho haiko na hoe teny anglisy na teny izay hiainantsika dia mihevitra izany isika fa hoe ho azontsika ilay izy.
we have the mind of Christ na koa hoe manana ny fanahin'i kristy isika ary dia mahafantatra ny teniny,sy ny antony hinoantsika Azy.
9 Fa araka ny voasoratra hoe:" Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy" (Isaia 64:3) .
10 dia isika no nanambaran'Andriamanitra izany tamin'ny Fanahy; fa ny Fanahy mamantatra ny zavatra rehetra, na dia ny saina lalina izay an'Andriamanitra aza. izany hoe ho an'izay tia an'Atra dia efa nomeny azy ireo sahady ilay fanahy masina ary mahafantatra zavatra maro ary io fanahy io no mampahafantatra izay rehetra mino Azy sy tia Azy
11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona afa-tsy ny fanahin'ny olona izao ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ihany.
Dia mifanohitra an'izany izany ireo izay tsy tia Azy,manda ny teniNy satria sady toa heverina fa tsy misy dikany ilay izy no tsy fantany mihitsy koa ny hasarobidiny dia izay no mahatonga ny hoe fahadalana izany
12 Fa isika tsy nandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen'Andriamanitra antsika. :arrow: dia ilay fanahin'izao tontolo izao izany ilay lazaina hoe fahadalana ho azy izany satria tsy fantany sy tsy ao aminy ny fanahin'Atra
Omeko fotsiny aloha ny teny ao amin'ny soratra masina mba ahafahanao mijery azy fa tsy noforonina ilya izy fa hiainan'ny rehetra na manana ny fanahin'Atra izy dia ahalala ny tenin'Atra izay lazaina na tsy manana ny fanahin'Atra izy dia tsy mahalala fa toa fahadalana ho azy izany ary toa heveriny koa aza fa adala ireo mizara ny tenin'Atra,tsy ho azony ary tsy andray izay teninina mihitsy ny olona iray raha toa ka ao aminy izany tsy finoany sy tsy fitiavany ary tsy fanekeny ilay tenin'Atra izany
xxx:
1 COR 18 Le langage de la croix, en effet, est folie pour ceux qui se perdent,

24. niryna
(
22/06/2009 18:03)
maryline:
Tiavo ny Tompo fa tsara fa aza hararaotina koa ny fahatsarany, derao Izy ary mivavaha
ahoana izany ry maryline ? aza hararaotina? misy manararao-paty angaha ?
:D
araraoty ny andro anaovan-tsoa fa mandala izao fiainana izao .Izay no mba fantatro aiza moa no misy an'iny ?
25. niryna
(
22/06/2009 18:33)
ari.malala:aoka aloha hazava fa tsy misy ary tsy nisy baiboly nilaza na milaza fa fahotana sy fijangajangana ho an'ny mpivady ny manao firaisana ara-nofo ?
Dia valio ary azafady ny momba ny mpivady manao firaisana aranofo satria nolazainao fa fahotana sy fijangajangana izany, nefa momba ny mpivady no resahina. misaotra
ny tenin'Atra aza mamporisika hoe tsy tsara raha irery ny lehilahy ka dia nanaovan'Atra vady(vehivavy ) ho sahaza azy .
Tantaran'i Adama sy Eva io
Tsy fantatro aloha izay anontanian-dry fa raha mpivady manao firaisana ara-nofo dia hoy ny tenin'Atra izay nakamban'Atra dia aoka tsy ho sarahan'olombelona. Miresaka fiarahan'ny mpivady izy eto
Koa na iza na iza no mampisaraka ilay olona dia olombelona izy izany na dia ny iray amin'izy roa aza.Hafa ny hoe raha mijangajanga ilay iray ,tsy maninona ny misaotra azy (na misaraka azy) satria izay rehetra miray amin'ny mpijangajanga dia efa mpijangajanga koa izy ,voasoratra ao anaty baiboly koa izy.
Kristy koa dia niteny fa tsy ny firaisana ara -nofo ihany no atao hoe fijangajangana eto fa na dia mitsiriritra ao am-po sahady aza ny olona iray dia efa fijangajangana izay . (lust no ilazana azy eto,ireny olona tsy mahatanty mijery ny vehivavy ireny na nono io na inona ka manintona azy) hafa ny hoe mahafinaritra sy tsara bika izany vehivavy izany dia eo ihany ,maso mijery tsy mitondra mody hoy ny lehilahy jejo-pilaka ny masony ,hi,hi
inona moa no atao hoe fijangajangana eto(adultery) ? miray alohan'ny fanambadiana,miaraka olon-kafa kanefa efa manambady,mampirafy na manao vady mihoatra ny iray ,maka vadin'olona na miaraka ny vadin'olona kanefa efa mahafantatra fa hoe efa manambady ilay olona( raha tsy mahalala indray izy dia hafa izay kanefa dia mbola misy firaisana alohan'ny fanambadiana ihany koa izany ,manao vady maro,manana fisainana any anaty ka manitatra izay fisainana izany ara-nofo amin'ny olona iray na lust ireo no azoko ho lazaina fa mety mbola misy hafa angamba sy mbola misy afaka milaza ihany koa
Toy ny fahotana rehetra ihany koa anefa ny fijangajangana fa matetika ka Atra dia tsy tonga hiantso ny marina fa tonga kosa izy hamonjy ny mpanotra rehetra izay mibebaka,mbola misy ihany koa izany eto hoe ho an'izay rehetra mibebaka dia ho voavela tokoa ny fahotany raha miaiky izany izy
Resahina foana ilay fijangajangana satria araka ny fahafantarako azy dia amin'ny maha olona antsika izay nataon'Atra mitovy hendrika aminy isika dia nohazavainy fa tempolin'Atra ny tenantsika ka tsy azo ho virairain'ny ambodia ,tsy azo vetavetaina na lotoana.
Tsy misy marina anefa isika na iray aza,mety misy ny tsy mijangajanga fa mangalatra ohatra,mety koa tsy manao izany fa mpidaroka na mpisotro tsy misy fitsaharana,na mpanao fanafody hafa na koa manana atra hafa ,fahotana avokoa izany ,izay rehetra fantatra fa tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra kanefa mbola ataontsika satria eritreretintsika fa ilain'ny nofontsika izany na mety mahasoa antsika kanefa henatra sy fahotana eo anatrehan'Atra ,izany dia fahotana avokoa.
Soa ihany fa nomeny ny Zanany lahitokana isika (Jaona 3:16)
Ny tena tadiavin'Atra amintsika dia ny hiverenantsika aminy indray satria efa maty tao anatin'ny fahotana isika ka novelominy indray ary dia nandray azy indray.
Rahoviana izany no ho afaka amintsika ny fahotana? Tsy ho afaka amintsika io raha tsy miala ety isika saingy ny olona izay nifidy an'Atra ,ny olona izay nanatona an'Atra dia efa ny fanahy masina (io foana no lazaina satria io no miaraka amintsika rehetra izay mino an'ilay kristy mpamonjy) io no manampy antsika tsy hiverindalana ary mampahatsiahy antsika mba hibebaka ka andeha amin'ny lala-mahitsy. Satria ahoana? efa voavidin'ny ran'i Jesosy izay rehetra mino azy fa izy no mpamonjy azy ary raha tonga aza izany fakam-panahy izany dia ny fanahy izay miaraka amintsika no hivavaka satria indraindray tsy fantantsika akory izay angatahintsika.Ao anatin'ny soratra masina koa izany
Asa na mazava amin'i ari ny teniko fa io no fahalalako azy
Izany hoe ny fananantsika an'ATra dia hery lehibe iray ahatohatra ny fahotana rehetra izay tsy ho vitantsika irery
26. ari.malala
(
23/06/2009 06:37)
Niryna, io ary jereo kely io ambany io azafady
Iza no nilaza an'io nataoko bold io? Io no tiako ahazoana valiny mazava. Zà mahalala fa tsy ny baiboly mintsy no mandrara ny firaisan'ny mpivady, sinon efa tsy nataon'Atra i Adama sy Eva fa tonga d nataony otran'ny créatures sasany hoe misia sns...
9. Mpandefa : niryna [ Valio ] 04-06-2009 04:04:39
Lohateny : Re : Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity
(Ity ny olan'ilay olona)Voalaza teo :
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO
(Eto no manomboka ny valin-tenin'i niryna momba ilay olan'ilay olona:)
Andao anie isika haka ohatra kely e,ny olona variana amin'ny filaloaovana dia matetika tsy mahay,raha tia milalao baolina ny ankizy dia variana amin'iny dia mety tsy mahay fianarana. Raha toa kosa ka asiana manao sport ny ankizy ka ampifandanjana izany fianarana sy sport izany dia tsy dia variana amin'ny vehivavy izy na misotro toaka na mifoka rongony ohatra.
Misy koa izao ataoko hoe dokotera mpitsabo ireny olona marary saina ireny dia toa lasa hafahafa izany ilay rangahy,asa noho izy olona marary saina foana no mifanena aminy ? tsy fantatro aloha e.
toa izany koa ny olona iray raha toa ka nanolontena an'Atra izy,dia ny fanompoana an'Atra no betsaka sy mibahana ao an-dohany.Mitombona ny hoe matahotra koa izy hoe aza mijangajanga ,aza manao izao,mila madio ny tena ,mila manaja ny tena koa,misy tahotra ao ,misy fanarahana ny didin'Atra ao,na dia ny teny hoe hajao ny ray sy ny reninao mba ho lava andro hiainana aza hianao dia tena manaja tokoa satria misy tahotra(fear the Lord,na hoe fanajana ilay tenin'Atra sy ny tahotra amin'ny lafiny hafa fa tsy hoe matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana akory a)
Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
Anjaranao no mizara ny hetahetanao amin'ny vadinao amin'ny mahavadinao azy,raha toa ka misy zavatra toa tsy mitovy ny eritreritrao dia mandehana any amin'ny dokotera ary lazao azy ny mahazo anao fa mety misy antony koa.
Isika tonga ety an-tany dia mihaina toy ny rehetra kanefa na izany aza dia mila manaja ny vatan-tsika isika,izany koa anefa tsy midika hoe kristiana dia tsy mba afaka mifaly toa ny olona,manana fifaliana isika fa hafa ny lalan'ilay fifaliana,misy lalana alehan'ny zanak'izao tontolo izao tsy tokony alehantsika.Fa nahoana? satria fantan'ny satana fa zanak'Atra isika ka raha mitsabatsabaka any amin'ny territoire-ny dia tonga dia vitany ny amingana antsika ary lahoana isika vao afaka ao anaty harato ao
,izay no mba azoko zaraina anao
niryna
Iza no nilaza an'io nataoko bold io? Io no tiako ahazoana valiny mazava. Zà mahalala fa tsy ny baiboly mintsy no mandrara ny firaisan'ny mpivady, sinon efa tsy nataon'Atra i Adama sy Eva fa tonga d nataony otran'ny créatures sasany hoe misia sns...
27. niryna
(
23/06/2009 19:57)
ari.malala:mialatsiny fa nataoko xxx ilay mpandefa mba hazava tsara fa namaly no nataoko saingy diso ilay fametrahana azy fa toa izaho no nanao azy ,oops
Niryna, io ary jereo kely io ambany io azafady
[quote=xxx]
Lohateny : Re : Tena mihaino Atra fa tandremo an mahaliana ity
(Ity ny olan'ilay olona)Voalaza teo :
tiako ny vadiko nefa mbola tiako lavitra sy ambony foana Atra,fa ny olana de zao rhf manao firaisana @vadiko aho tsy mahazo filinina zany aho toa mafy amiko ilay izy nefa tsy hitako zay atao .Dia mety ilay vavaka nataoko taloha ve no nahatonga zany hoy ianareo.VALIO
ari a ,ahitsiko ilay izy fa tsy mazava tsara ilay fipetrany
raha hoe eto no manomboka dia izay angamba fa aleo ary ho vakiko dia valiako raha aiko raha tsy aiko moa dia teneniko ihany fa samy mifampianatra soratra masina isika rehetra eto ok !
ari-malala:
(Eto no manomboka ny valin-tenin'i niryna momba ilay olan'ilay olona:)
Andao anie isika haka ohatra kely e,ny olona variana amin'ny filaloaovana dia matetika tsy mahay,raha tia milalao baolina ny ankizy dia variana amin'iny dia mety tsy mahay fianarana. Raha toa kosa ka asiana manao sport ny ankizy ka ampifandanjana izany fianarana sy sport izany dia tsy dia variana amin'ny vehivavy izy na misotro toaka na mifoka rongony ohatra.
Misy koa izao ataoko hoe dokotera mpitsabo ireny olona marary saina ireny dia toa lasa hafahafa izany ilay rangahy,asa noho izy olona marary saina foana no mifanena aminy ? tsy fantatro aloha e.
toa izany koa ny olona iray raha toa ka nanolontena an'Atra izy,dia ny fanompoana an'Atra no betsaka sy mibahana ao an-dohany.Mitombona ny hoe matahotra koa izy hoe aza mijangajanga ,aza manao izao,mila madio ny tena ,mila manaja ny tena koa,misy tahotra ao ,misy fanarahana ny didin'Atra ao,na dia ny teny hoe hajao ny ray sy ny reninao mba ho lava andro hiainana aza hianao dia tena manaja tokoa satria misy tahotra(fear the Lord,na hoe fanajana ilay tenin'Atra sy ny tahotra amin'ny lafiny hafa fa tsy hoe matahotra ilay rakaka be maso ao ambanin'ny fandriana akory a)
[Anjaranao no mizara ny hetahetanao amin'ny vadinao amin'ny mahavadinao azy,raha toa ka misy zavatra toa tsy mitovy ny eritreritrao dia mandehana any amin'ny dokotera ary lazao azy ny mahazo anao fa mety misy antony koa.
Isika tonga ety an-tany dia mihaina toy ny rehetra kanefa na izany aza dia mila manaja ny vatan-tsika isika,izany koa anefa tsy midika hoe kristiana dia tsy mba afaka mifaly toa ny olona,manana fifaliana isika fa hafa ny lalan'ilay fifaliana,misy lalana alehan'ny zanak'izao tontolo izao tsy tokony alehantsika.Fa nahoana? satria fantan'ny satana fa zanak'Atra isika ka raha mitsabatsabaka any amin'ny territoire-ny dia tonga dia vitany ny amingana antsika ary lahoana isika vao afaka ao anaty harato ao
,izay no mba azoko zaraina anao
niryna
ari-malala:
Iza no nilaza an'io nataoko bold io? Io no tiako ahazoana valiny mazava. Zà mahalala fa tsy ny baiboly mintsy no mandrara ny firaisan'ny mpivady, sinon efa tsy nataon'Atra i Adama sy Eva fa tonga d nataony otran'ny créatures sasany hoe misia sns...
niryna:
miala tsiny fa meno no nanaovan'i ari azy a fa tsy tezitra akory aho fa nalaiko fotsiny ilay izy
Mikasika ny filan'ny nofo dia marina izany ,tsy mifandanja ireo,satria ny tenantsika dia tempolin'Atra ka noho izany dia ajaina .
inona no tiako tenenina eto ? izay ary no hazavaiko eto,misy miteny ve aloha eto hoe nandrara ny firaisan'ny mpivady ATra ? tsia no valiny.Dia ho tohizako ary ny teninao fa Atra no niteny an'i Adama sy Eva hoe mitera ka mamenoa ny tany .Atra mihitsy no niteny fa tsy tsara raha irery ralehilahy ary dia nanaovany vady sahaza azy.Adama sy Eva eo no tantara resahiko.
iza no niteny fa ny tenantsika dia tempolin'Atra ? izay no tianao fantarina aloha satria io no noteneniko. dia ny sujet-ko ery ambony no nalaiko tao anaty baiboly Ahoana ary? moa tsy fantatrareo fa ny tenananareo dia tempolin'Atra?
dia azavao inona no tianao ho tenenina na manitikitika aminao mikasika io teneniko io ? mila manaja ny tenantsika isika hoy aho .Tafiditra amin'izay ny tsy manambady na ny efa manambady kanefa mangalam-pihinana any ivelany,tempolin'Atra avokoa isika ka fadiana ny tsy tokona atao,Fa tsy niteny aho hoe tempolin'Atra dia tsy mahazo manao ny mpivady fa fahotana ?
Raha mikasika ny hoe isaky ny hanao firaisana izy dia mahatsiaro tsy mahazo feeling ,izay indray dia tsy aiko ny hamaly azy fa manazava izay fantatro fotsiny aho ,averiko indray fa ny firaisana amin'ny vady dia tsy fahotana,ary tsy nisy baiboly niteny izany ao.Efa nomeko anao ny fanazavana an'iny.
Alefaso ihany ny fanontaniana raha toa ka tsy voavaliko ny teninao ,raha aiko hoy aho dia valiko raha tsy aiko kosa inona no teneniko e
fanoharana no teneniko eto ary izy tsy mahazo feeling dia hoy aho hoe anjarany no mizara izay zavatra mampalahelo azy na manembatsembana azy amin'ny vadiny,tsy itako izay omena azy akoatr'izay.
28. niryna
(
23/06/2009 19:59)
xxx:
Nyrina a mba diniho tsara hoe taiza no nisy izany tempoly zany hatrizay ary ahoana ny fomba natao t@ izany
:D ny tenantsika dia tempolin'Atra re fa tsy omby ny toerana asiana ilay sujet a
29. ari.malala
(
24/06/2009 05:50)
niryna:
inona no tiako tenenina eto ? izay ary no hazavaiko eto,misy miteny ve aloha eto hoe nandrara ny firaisan'ny mpivady ATra ? tsia no valiny.Dia ho tohizako ary ny teninao fa Atra no niteny an'i Adama sy Eva hoe mitera ka mamenoa ny tany .Atra mihitsy no niteny fa tsy tsara raha irery ralehilahy ary dia nanaovany vady sahaza azy.Adama sy Eva eo no tantara resahiko.
iza no niteny fa ny tenantsika dia tempolin'Atra ? izay no tianao fantarina aloha satria io no noteneniko. dia ny sujet-ko ery ambony no nalaiko tao anaty baiboly Ahoana ary? moa tsy fantatrareo fa ny tenananareo dia tempolin'Atra?
dia azavao inona no tianao ho tenenina na manitikitika aminao mikasika io teneniko io ? mila manaja ny tenantsika isika hoy aho .Tafiditra amin'izay ny tsy manambady na ny efa manambady kanefa mangalam-pihinana any ivelany,tempolin'Atra avokoa isika ka fadiana ny tsy tokona atao,Fa tsy niteny aho hoe tempolin'Atra dia tsy mahazo manao ny mpivady fa fahotana ?
Raha mikasika ny hoe isaky ny hanao firaisana izy dia mahatsiaro tsy mahazo feeling ,izay indray dia tsy aiko ny hamaly azy fa manazava izay fantatro fotsiny aho ,averiko indray fa ny firaisana amin'ny vady dia tsy fahotana,ary tsy nisy baiboly niteny izany ao.Efa nomeko anao ny fanazavana an'iny.
Alefaso ihany ny fanontaniana raha toa ka tsy voavaliko ny teninao ,raha aiko hoy aho dia valiko raha tsy aiko kosa inona no teneniko e
fanoharana no teneniko eto ary izy tsy mahazo feeling dia hoy aho hoe anjarany no mizara izay zavatra mampalahelo azy na manembatsembana azy amin'ny vadiny,tsy itako izay omena azy akoatr'izay.
Tsy ny hamantatra izay niteny ny maha tempolinAtra ny vatan'olombelona no nametrahako ilay fanontaniana, fa ilay famalinao ilay olona manao firaisana @ vadiny ts mahazo fiany, d lazainao fa ts mifandanja, satria nahoana? vadiny anie e! D @ manaraka refa ts mahay d aza miteniteny foana fa manjary mitarika oul any @ fahadisoana sy fisalasalàna, misaotra.
32. niryna
(
27/06/2009 21:01)
ari.malala:mety ny teny gasiko no tsy azonao ka avelao amin'izao izany e,tsy niteny aho fa hoe fahotana ny fanaovan'ny mpivady firaisana,tsy azonao ilay tiako tenenina dia tsy itako intsony izay lazaina aminao. misalasala amin'ny inona ,mitarika ny oul amin'ny inona? forium no eto mety ho diso amiko mety ho marina amin'ny hafa dia alaivo izay marina ario izay diso ,tsy itako izay olana amin'izany,averiko indray fa ny anao hoe manao firaisana dia fahotana amin'ny mpivady ,tsy izany no tiako ho tenenina ok
Tsy ny hamantatra izay niteny ny maha tempolinAtra ny vatan'olombelona no nametrahako ilay fanontaniana, fa ilay famalinao ilay olona manao firaisana @ vadiny ts mahazo fiany, d lazainao fa ts mifandanja, satria nahoana? vadiny anie e! D @ manaraka refa ts mahay d aza miteniteny foana fa manjary mitarika oul any @ fahadisoana sy fisalasalàna, misaotra.
:-* :-*
33. xxx
(
01/07/2009 14:46)
Eny ary fa manaiky nyrina fa tempoly isika fa tsy aiko na azonao le fanontaniako @ ilay tempoly tany aloha , fa ilay tempoly dia misy fanaka ao anatiny ary ireo fanaka ireo dia misy dikany , taloha ihany koa dia nisy fomba natao tao , nisy sorona natao etsetra ny karazambiby nampidirina natao sorona tao , dia raha ampitahaina @ tsika ankehitriny izany de ahoana misy fitoviany ve sa ahoana
34. Veloo
(
03/07/2009 01:05)
ny ahy ny fahafantarako ny hoe templon'andriamanitra isika dia izao;
mila kolokoloina, sy karakaraina tsara ny tenan-tsika. Ohatra: tsy hanampidirana zavatra izay hanimba azy otrany hoe drogue, alcohol, etc... izay ny cote iray, ny faharoa dia ny fikarakarana ilay tenan-tsika (misakafo tsara, manao exercice, mba hisokatra tsara ny saina, miran-dava etc...)
tsy manao izay danin-kibony fotsiny.
Tsy ho simbana ny lela na ny molotra asiana an'ireny kavina ireny (azafady raha nisy voavely tao)
La verite blesse.

35. ni81
(
05/07/2009 07:43)
Tsy ho simbana ny lela na ny molotra asiana an'ireny kavina ireny (azafady raha nisy voavely tao)(Tsy anisan'ny voavely t@ ireo akory fa mba liana fotsiny ahafantatra) Dia tsy mety koa izany ny kavina @ sofina sy orona?
La verite blesse.
37. ikaretsaka
(
06/07/2009 11:09)
Veloo..de ahoana indray le resaka hoe asio peratra ny tanany sns rehefa voararanao ny kavina?
38. xxx
(
06/07/2009 11:31)
Aza tapahina koa ny hoho sy ny volo rehetra fa misy dikany ny nanomezan'A/tra ireny rehetra ireny??? :-D :-D :-D