JM sy pentekotista
1. diamondra27
(
16/04/2009 13:16)
zany hono e , hitambatra indray zany ry zareo roa tonta
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5970:hitambatra-jesosy-mamonjy-sy-pantekotista&catid=38:articles-malagasy&Itemid=57
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5970:hitambatra-jesosy-mamonjy-sy-pantekotista&catid=38:articles-malagasy&Itemid=57
novalian'i rakapy ny 16/04/2009 18:57
2. Mirananirina
(
16/04/2009 13:59)
Tsara kosa izany ,fa rahoviana ary vao hitambatra ny katolika sy ny Protestanta,Anglikana,sns........e
3. diamondra27
(
16/04/2009 14:20)
efa mitambatra ihany akia ireo am ireny manao hoe fivavahana iombonana ireny ka de asa na indray mande isataona monja ngamba izy zay
4. Mirananirina
(
16/04/2009 18:37)
,tokony 1 ihany ny fiangonana e,rehefa tsy mitovy ny hevitra dia misaraka,zao misy firy ??????tsy voatanisa intsony,nefa 1 ihany no hinoana.
5. rakapy
(
16/04/2009 18:57)
Amiko tsy dia tsy tokony hiisy olana ny fisian'ny finoana na fiangonana maro. Satria samy manana ny heviny sy ny filozofia hitondrany ny finoany sy ny fiangonany ny olombelona. Nefa kosa tsy tokony hifanabaty na hifanaratsy satria ilay A/tra hinoan'ny mpino maro dia iray ihany. Na Buddhist na Silamo na Xana sns...
