Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra

1. niryna ( 29/03/2009 05:04)
[10 Farany, mahereza ao amin'ny Tompo sy amin'ny herin'ny faherezany.

11 Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hifahatra amin'ny fanangolen'ny devoly.

12 Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny amin'ny rivotra [lanitra].

13 Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra hianareo.

14 Mifahara ary, ka sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,

15 ary kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;

16 ary ho fanampin'izany rehetra izany dia tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan''ilay ratsy.

17 Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;

18 ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra,


[b] Ireo iizany no ampinga etina andresy ilay fahavalo izay tsy nofo aman-dra velively fa [b]fanangolen'ny devoly. Efesiana 6:10-18



(l) niryna

novalian'i niryna ny 07/04/2009 10:08
2. rtcflora ( 29/03/2009 22:31)
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .

3. tsikikely ( 30/03/2009 00:42)
Niryna, mankasitraka anao aho.

rtcflora, tsy hoe akory saribakolin'ny pasitera ny Kristiana ka manoratra sy mizara ny ao anatin'ny baiboly. Io tompoko, ny haben'ny fo no itenenan'ny vava ka izay betsaka ao am-ponao ho hitan'ny olona. Mibaribary ny ao am-ponao.
ProTGV ianao, mazava amiko izay. Izaho indray proRA8 aho satria nanao soa ho an'ny firenena izy tamin'ireny làlana, sekoly nataony ireny. Olombelona izy ary manana ny fahalemeny, raha misy tsy mety nataony manana mpitsara mafy be noho ny olombelona izy ( Andriamanitra ).
Ny resaka FKJM indray angamba, fikambanana io hoatra ny fianakaviana iray izay manana ny fomba fitondrany ; tsy nisy nanakana n'iza n'iza hanome vola na hanohana azy.
Olona hoatra anao aho, manana ny maha-izy ahy, tsy menatra ny maha-Kristiana ahy, tsy FJKM, proRA8, tsy tery saina.

Mivavaka aho hilamina any Madagasikara. Arovy ny taniko Andriamanitra tsy ho azon'ny olon-dozabe. Amin'ny anaran'i Jesosy. Amena.
4. Veloo ( 30/03/2009 13:20)
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,


satria ny baiboly no boky tokony arahin-tsika ao amin'ny fianan-tsika ao daholo ny rehetra fananarana etc.....
5. Ilo ( 30/03/2009 13:53)
Misaotra Nyrina mizara.
Marina tokoa fa tsy tokony hankahala olona isika fa hankahala ota. Sarotra izany an!

rtcflora:
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .

Satria ny baiboly no Tenin'A/tra. Ao A/tra no miresaka amintsika, mampahafantatra antsika ny sitrapony.
Tsy misy fanarahana olona na antokom-pinoana izany fa fanarahana an'i Kristy.
6. rasobakobako ( 31/03/2009 14:31)
- ho an'ny pro ra-8
- ho an'ny pro tgv
- ho an'ny olona rehetra
- ho an'ny fjkm,
- ho an'ny katolika
- ho an'ny sekta sns e!

Misaotra Niryna fa mahery aho a! vao avy kivy aho teo, momba ity raharaham-pirenena ity, teto ambaravarankeliny trano fiasako aho nahita jiolahimboto teo amin'ny 30 teo ho eo nitondra langilangy, dia kivy aho, hoe rahovina ihany no ho vita ity korontana ity , dia ahoana ny asa, dia ahoana ny sakafo, sns e! navelako teo ny dinika politika, dia niditra ato amin'ny ty dinika ity aho. Soa fa eo Hianao Jesoa Kristy, mbola mitantana ahy, mbola mankahery ahy, tsy misy maharombaka amin'ny tanan'Andriamanitra e!

"Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah, sy fahamarinany avy amiko hoy Jehovah."Isaia
41 : 11

na iza ianao na iza, andao isika hitodika amin'Andriamanitra, amin'ny anaran'i Jesoa Kristy velona avy any Nazareta no ikasihan'Andriamanitra ny fonao izao ankehitriny izao, tsy itoeran'ny fankahalana, valy faty, fa FITIAVANA ihany. Maneke hoe Jesoa Kristy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fonao.
7. bazylou ( 03/04/2009 22:13)
:roll: :roll: :roll: :} :-D :-D
8. soanja ( 04/04/2009 03:22)
Ilo:

Misaotra Nyrina mizara.
Marina tokoa fa tsy tokony hankahala olona isika fa hankahala ota. Sarotra izany an!

rtcflora:
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .

Satria ny baiboly no Tenin'A/tra. Ao A/tra no miresaka amintsika, mampahafantatra antsika ny sitrapony.
Tsy misy fanarahana olona na antokom-pinoana izany fa fanarahana an'i Kristy.


Manerana antsika ny tenin'Andriamanitra ary tsy voafetra ao anaty baiboly irery ihany fa ny tena izy dia tsy miala aminao akory ny teniny fa ao anatinao miresaka/ mibitsika aminao mangina.


9. soanja ( 04/04/2009 03:25)
Veloo:

fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,


satria ny baiboly no boky tokony arahin-tsika ao amin'ny fianan-tsika ao daholo ny rehetra fananarana etc.....


Etc toy ny famonoana olona sy ny famaliana faty sns.. tsy voatanisa....


10. ikaretsaka ( 05/04/2009 00:55)
maninona tokoa ireny voakozy nefa tsy arahina... :-D :-D :-P
11. niryna ( 06/04/2009 03:03)
niryna:

ny herin'ny faherezany.

ny fiadian'Andriamanitra,

ny fiadian'Andriamanitra,
sikino fahamarinana ny valahanareo, ary mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra,

kiraroy ny fahavononam-panahy
------------------------------------
tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan''ilay ratsy.

ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy;
[b]
18 ary mivavaha mandrakariva ao amin'ny Fanahy amin'ny fivavahana rehetra sy ny fangatahana, ka miambena amin'izany amin'ny faharetana sy ny fangatahana rehetra ho an'ny olona masina rehetra,


[/color]





12. niryna ( 06/04/2009 03:57)
The Armor of God Na Ny Fiadian'Andriamanitra

1- The Belt of truth
2- The Breastplate of Righteousness
3- Feet Prepared with Gospel of Peace
4- The Shield of Faith
5- The Helmet of Salvation
6- The Sword of the Spirit



1- The Belt of Truth : koa sikino fahamarinana ny valahanareo


2- The Breastplate of Righteousness: mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra

3- Feet Prepared with Gospel of Peace: kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;

4- The Shield of Faith : tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan''ilay ratsy

5- The Helmet of Salvation: raiso ny famonjena ho fiarovan-doha

6- The Sword of Spirit : sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy




(l) niryna
13. niryna ( 06/04/2009 03:58)
rtcflora:

fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .


HS hianao fa tsy miresaka politika aho eto na kely aza


:D
14. niryna ( 06/04/2009 04:00)
tsikikely:

Niryna, mankasitraka anao aho.

rtcflora, tsy hoe akory saribakolin'ny pasitera ny Kristiana ka manoratra sy mizara ny ao anatin'ny baiboly. Io tompoko, ny haben'ny fo no itenenan'ny vava ka izay betsaka ao am-ponao ho hitan'ny olona. Mibaribary ny ao am-ponao.

hi,hi
hafa ny eritreriny fa ireo ambany ireo no tiako zaraina e

ProTGV ianao, mazava amiko izay. Izaho indray proRA8 aho satria nanao soa ho an'ny firenena izy tamin'ireny làlana, sekoly nataony ireny. Olombelona izy ary manana ny fahalemeny, raha misy tsy mety nataony manana mpitsara mafy be noho ny olombelona izy ( Andriamanitra ).
Ny resaka FKJM indray angamba, fikambanana io hoatra ny fianakaviana iray izay manana ny fomba fitondrany ; tsy nisy nanakana n'iza n'iza hanome vola na hanohana azy.
Olona hoatra anao aho, manana ny maha-izy ahy, tsy menatra ny maha-Kristiana ahy, tsy FJKM, proRA8, tsy tery saina.

Mivavaka aho hilamina any Madagasikara. Arovy ny taniko Andriamanitra tsy ho azon'ny olon-dozabe. Amin'ny anaran'i Jesosy. Amena.



:D
15. niryna ( 06/04/2009 04:01)
Veloo:

fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,


satria ny baiboly no boky tokony arahin-tsika ao amin'ny fianan-tsika ao daholo ny rehetra fananarana etc.....



=D
16. niryna ( 06/04/2009 04:03)
Ilo:

Misaotra Nyrina mizara.
Marina tokoa fa tsy tokony hankahala olona isika fa hankahala ota. Sarotra izany an!
marina izany

rtcflora:
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .


Satria diso sujet hianao fa tsy miresaka an'iza aho ,jereo ireo ampinga maro resahiko eo ambony eo e

Satria ny baiboly no Tenin'A/tra. Ao A/tra no miresaka amintsika, mampahafantatra antsika ny sitrapony.
Tsy misy fanarahana olona na antokom-pinoana izany fa fanarahana an'i Kristy.
aleloia ,izaho aza mba gaga kou


=))
17. niryna ( 06/04/2009 04:06)
rasobakobako:



Misaotra Niryna fa mahery aho a! vao avy kivy aho teo, momba ity raharaham-pirenena ity, teto ambaravarankeliny trano fiasako aho nahita jiolahimboto teo amin'ny 30 teo ho eo nitondra langilangy, dia kivy aho, hoe rahovina ihany no ho vita ity korontana ity , dia ahoana ny asa, dia ahoana ny sakafo, sns e! navelako teo ny dinika politika, dia niditra ato amin'ny ty dinika ity aho. Soa fa eo Hianao Jesoa Kristy, mbola mitantana ahy, mbola mankahery ahy, tsy misy maharombaka amin'ny tanan'Andriamanitra e!

"Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan’ny mpanompon’i Jehovah, sy fahamarinany avy amiko hoy Jehovah."Isaia
41 : 11

na iza ianao na iza, andao isika hitodika amin'Andriamanitra, amin'ny anaran'i Jesoa Kristy velona avy any Nazareta no ikasihan'Andriamanitra ny fonao izao ankehitriny izao, tsy itoeran'ny fankahalana, valy faty, fa FITIAVANA ihany. Maneke hoe Jesoa Kristy no hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'ny fonao.



marina izany ary tsy misy fisaorana ho an'ny rehetra e
:-* :-*
18. niryna ( 06/04/2009 04:07)
bazylou:

:roll: :roll: :roll: :} :-D :-D



:-* :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) (l)
19. niryna ( 06/04/2009 04:13)
Ilo:

Misaotra Nyrina mizara.
Marina tokoa fa tsy tokony hankahala olona isika fa hankahala ota. Sarotra izany an!


rtcflora:
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,sa nareo le nolazain ny pastera oe aza miaino afatsy radiom-pivavahana pour R8. satria nanao fivavahana hanonganana ny TGV am-vola nomend-R8 anareo FJKM. nefa nareo FJKM aza matetika miady antrano lava ,eny tsy omena tsiny fa ita ny maha sect azy toa anao tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa am-vola nomend-R8 anareo FJKM hanonganana ny TGV .

Satria ny baiboly no Tenin'A/tra. Ao A/tra no miresaka amintsika, mampahafantatra antsika ny sitrapony.
Tsy misy fanarahana olona na antokom-pinoana izany fa fanarahana an'i Kristy.


soanja:


Manerana antsika ny tenin'Andriamanitra ary tsy voafetra ao anaty baiboly irery ihany fa ny tena izy dia tsy miala aminao akory ny teniny fa ao anatinao miresaka/ mibitsika aminao mangina.


------------------------------------------------

The Armor of God Na Ny Fiadian'Andriamanitra

1- The Belt of truth
2- The Breastplate of Righteousness
3- Feet Prepared with Gospel of Peace
4- The Shield of Faith
5- The Helmet of Salvation
6- The Sword of the Spirit


1- The Belt of Truth : koa sikino fahamarinana ny valahanareo


2- The Breastplate of Righteousness: mitafia ny rariny ho fiarovan-tratra

3- Feet Prepared with Gospel of Peace: kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin'ny filazantsaran'ny fihavanana ny tongotrareo;

4- The Shield of Faith : tano ny finoana ho ampinga, izay hahazoanareo hamono ny zana-tsipika marehitra rehetra izay alefan''ilay ratsy

5- The Helmet of Salvation: raiso ny famonjena ho fiarovan-doha

6- The Sword of Spirit : sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy




20. niryna ( 06/04/2009 04:18)
[
fa maninona moa rehefa tsy mahita ho lazaina de tsy maintsy teny ao anaty baiboly foana no lazaina,

quote=Veloo]
satria ny baiboly no boky tokony arahin-tsika ao amin'ny fianan-tsika ao daholo ny rehetra fananarana etc.....
[/quote]
soanja:


Etc toy ny famonoana olona sy ny famaliana faty sns.. tsy voatanisa....

miampy ny lalana tokony ho zorana ,ny tokony atao sy ny tsia.Ny ampinga hoe enitna miady ny fahavalo dia ny ampingan'Atra izany ..na fiainantsika rehetra dia voasoratra ao anaty baibioly avokoa,mahita boky hafa ve hianareo mitovy ny teny nomen'Atra antsika ao anaty baiboly ? Tsia ,afaka maka ampahany ao avokoa izay te haka noho izany ny tenin'Atra irery ihany no ampinga hoentina miady ny fahavalo izay tsy hita maso fa tsy ny olona mitovy amintsika ,jereo eo amin'ny sujet natomboko


:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0945