Ny antom-pisian'ny Fifohazam-panahy Tobilehibe 4
1. Landrymimi
(
16/03/2009 12:54)
Tena fanomezana manokana ny malagasy ny fijoroan'ny Fifohazam-panahy amin'ny alalan'ny tobibehibe efatra!
Moa ve tena resy lahatra an'izany ny malagasy sa manao toy ny jiosy tsy mino ny asan'Andriamanitra nataony tamin'io firenena voafidy io?

répondu par ikaretsaka le 23/03/2009 19:20
2. Rafahafahana
(
16/03/2009 16:07)
Sao dia diso hevitra koa ary isika fa ireo fifohazam-panahy toby lehibe 4 ireo koa aza anie ka tsy mifakahazo hevitra é.
Ataovy ny fandalinana dia ho hitanao ny marina.

3. fahamarinana
(
16/03/2009 16:42)
:arrow: rafahafahana : mba azavao misimisy kokoa hoe ilay lazainao hoe tsy mifakahazo hevitra raha tsy mahadiso ! misaotra mialoha !
landrymimi : Za manokana resy lahatra (ahy manokana iny ) na izany na tsy izany dia samy manana ny finoany sy ny maharesy lahatra azy ny tsirairay,tahaka ny finoana rehetra e,ohatra ireo tsy mino ihany koa ny fisian'ny toerana tahaka ny Lourdes sy ny maro hafa koa !
Amiko ,personnel ilay raha dia izay.Tsy lavina ihany koa fa mazana nohon'ny fanatisme n'ny sasany sy ny fitondra-tena tsy mety dia takona ilay Kristy .Hevitro manokana izay ! :? (l)

4. ikaretsaka
(
16/03/2009 17:16)
Miala tsiny dieny aty amboalohany aloha fa za tsy resy lahatra an.
Dia io ady anatiny lazain-drafahafahana io koa tsara raha asiana fanampim-panazavana misimisy.
Amiko manokana ny mampa resy lahatra ny tsy mpino ho lasa mpino ary hitako hoe passe partout dia miatomboka @ ara batana foana aloha. Zahako mino fa olona =vatana+fanahy ary tsy afaka misaraka ireo. Ankoatran'izay dia ny vatana aloha (teraka ianao) vao fanahy (vao natao batemy)
Ny ahalalako hoe avy @ Atra iny dia arak'io koa . Tsy ny fahaizany toko sy andininy fa ny fanasoavana ny mpiara belona aminy ara batana aloha izay vao ara panahy. I jesoa manko tsary nitory teny sy ara panahy fotsiny fa nanome koa ny ilain'ny vatana...nampahiratra,nampandeha,namoky ,namela hiasa,nanasitrana.
Amiko ny harinkarena sy ny fari piainan'ny manodidina ireny toby ireny koa dia tsara jerena. Inona ny soa azon'ny manodidina akaiky eo aloha....izay vao nanakatra atsy sy ary,
Ny hoe mifoha koa amiko dia tsy midika hoe manadino ny fandriana natoriana....na vatana io na fanahy

5. Landrymimi
(
17/03/2009 04:54)
Tsara ho tsiahivina amintsika fohifohy aloha ny tantaran'ny Fifohazana teto dago:
Tamin'ny andron'ny mpanjaka Radama I no tonga teto dago ny misionera LMS voalohany nitondra ny fivavahana kristiana. Taty aoriana vao tonga ny mission catholique sy Lutherien. Na dia nisy aza ny fanenjehana nataon'ny mpanjaka sasany dia niparitaka manerana ny nosy ny filazantsara ka niorina ny fiangonana
Tamin'ny taona 1894, izany hoe talohan'ny 1896 taona naha colonie frantsay an'I Madagascar dia namoha olona iray tao Soatanana fianarantsoa Andriamanitra dis tsy iza fa I Dada Rainisoalambo. Fa maninona ny hoe namoha? Satria tsy niaina ny filazantsara io rangahy io fa resaka interet pecunier no antony nanaovany ny asa katekista. Tsara ho fantarina fa tsy fombafomba ny fivavahana fa tena fiainana.
Na dia katekista aza ing Rainisoalambo dia mbola nankamamy ny sikidy sy ny ody. Vokany tena reduit a zero ny finoana tao anatiny, adika izany fa olona matory izy satria tsy nanana ilay finoana anaty. Tonga anefa ny ora namohazany'ny Tompo azy tanin'io illusion io ka nilazany fa ario ny odinao fa hanasitrana anao Aho (narary mafy izy tamin'izay) Tapa-kevitra Ing Rainisoalambo fa hanary ny odiny tanteraka fa tena hanompo an'Atra, izay no maha-fifohazana.
Taty amin'ny 1927, dia teraka koa ny fifohazam-panahy tao Manolotrony tamin'ny alalan'I nenibe Ravelonjanahary.
Nitohy izany asan'Atra ho famonjena ny dago tany Ankaramalaza ny aogositra 1941 tamin'ny alalan'I mama Nenilava
Nisy koa ny fifohazana tao Farihimena amin'ny alalan'I dadatoa Rakotozandry Daniela.
Ka ny Fifohazana dia natao ho an'I Malagasy ho fantso-pamonjena, mitaona ny olona hibebaka, ka hanolo-tena tena feno ho an'I Jesoa

6. ikaretsaka
(
17/03/2009 14:59)
De atombohy @ tenanao sy ny manodidina anao hoa le izy fa tsy ny olona any andakira no taritina hihinana fary nefa ny lohany matsatso
Amiko raha hoe hampibebaka e sns...dia ny eo antoerana no atao tsara aloha... rehefa mahita ny tena fandehany ny olona dia tonga ho azy....jereo ry pedro ohatra... jereo ry masera ohatra...jereo ny sekolindry zareo ireo ohatra...
Ny mila sy ny mifoha sy ny mahatsapa tena no manantona ho azy

7. fahamarinana
(
17/03/2009 15:24)
ikaretsaka:
Ny mila sy ny mifoha sy ny mahatsapa tena no manantona ho azy
:arrow: ny ahy manokana aloha ika dia tahaka izay voalazanao izay,izay no nanambarako hoe resaka perso ilay antso, fa mety ny ahy koa no diso ! :? (l)
8. ikaretsaka
(
17/03/2009 16:36)
amiko manokana ry faha ny hoe mifoha dia ny mi prendre contact amin'ny realite
Quand tu es éveillé, la vie continue, et, autour de toi, tout se passe de la
même manière qu'avant de t'éveiller, seulement maintenant tu es conscient
de ce qui se passe et tu y prends part.
Ce qui a changé, c'est toi, car tu commences à voir et à sentir les
personnes et les choses de façon différente. Les problèmes persistent,
mais ils ne t'affectent plus car maintenant tu ne les vis plus comme tels.
La différence vient de ce que tu es en paix et que plus rien ni personne ne peuvent te perturber.
Ton éveil te permet de voir les choses comme elles sont et cela te donne confiance et sérénité. C'est comme le lever du soleil après la nuit:
la lumière, en chassant l'obscurité, permet de découvrir les formes, les mouvements, les couleurs, et elle t'aide à comprendre la signification des choses.
C'est comme la joie qui se révèle en elle-même, dépouillée de toute image.
Elle est pure joie et n'a besoin ni de masques ni de parures pour nous combler d'allégresse."
Et pour vivre éveillé, il faut se défaire de ses attachements, de ses illusions
et de ses peurs pour vivre en personnes libres et vraies.

9. niryna
(
18/03/2009 02:56)
Landrymimi:
Tsara ho tsiahivina amintsika fohifohy aloha ny tantaran'ny Fifohazana teto dago:
Tamin'ny andron'ny mpanjaka Radama I no tonga teto dago ny misionera LMS voalohany nitondra ny fivavahana kristiana. Taty aoriana vao tonga ny mission catholique sy Lutherien. Na dia nisy aza ny fanenjehana nataon'ny mpanjaka sasany dia niparitaka manerana ny nosy ny filazantsara ka niorina ny fiangonana
Tamin'ny taona 1894, izany hoe talohan'ny 1896 taona naha colonie frantsay an'I Madagascar dia namoha olona iray tao Soatanana fianarantsoa Andriamanitra dis tsy iza fa I Dada Rainisoalambo. Fa maninona ny hoe namoha? Satria tsy niaina ny filazantsara io rangahy io fa resaka interet pecunier no antony nanaovany ny asa katekista. Tsara ho fantarina fa tsy fombafomba ny fivavahana fa tena fiainana.
Na dia katekista aza ing Rainisoalambo dia mbola nankamamy ny sikidy sy ny ody. Vokany tena reduit a zero ny finoana tao anatiny, adika izany fa olona matory izy satria tsy nanana ilay finoana anaty. Tonga anefa ny ora namohazany'ny Tompo azy tanin'io illusion io ka nilazany fa ario ny odinao fa hanasitrana anao Aho (narary mafy izy tamin'izay) Tapa-kevitra Ing Rainisoalambo fa hanary ny odiny tanteraka fa tena hanompo an'Atra, izay no maha-fifohazana.
Taty amin'ny 1927, dia teraka koa ny fifohazam-panahy tao Manolotrony tamin'ny alalan'I nenibe Ravelonjanahary.
Nitohy izany asan'Atra ho famonjena ny dago tany Ankaramalaza ny aogositra 1941 tamin'ny alalan'I mama Nenilava
Nisy koa ny fifohazana tao Farihimena amin'ny alalan'I dadatoa Rakotozandry Daniela.
Ka ny Fifohazana dia natao ho an'I Malagasy ho fantso-pamonjena, mitaona ny olona hibebaka, ka hanolo-tena tena feno ho an'I Jesoa
miaotra anao nanazava anay ireo foibe nisy ireo,
miankina amin'ny asa nasehon'Atra ny tsirairay io ,miankina ny fahasoavana nomeny azy ireo koa io .samy nomeny fahasoavana avy isika rehetra ary zarazarain'izany fahasoavana izany ..ny fanontaniana dia hoe mino izany fahasoavana nomen'Atra ireo olona izay maty aram-panahy kanefa dia velona indray ve isika.Ny finoana mantsy dia tsy hita maso kanefa dia hekena sy ampiharina amin'ny fiainana ary indrindra rehefa nasehony tamintsika manokana izany fitiavany antsika izany dia mazava ho azy fa tsy itazona izany ho antsika irery isika fa mizara ny hafa satria izay no hafa fa izay no hafany
:D
Mbola santionany fotsiny ireo ary misy tamin'ireo aza tsy nahay nanoratra kanefa dia nampianariNy hitoriteny ,notendreny ny lelany ka nahay teny maro dia maro ary dia nampahafantatra ny olona ny famonjena avy amin'i kristy
10. Landrymimi
(
18/03/2009 18:57)
Tsara hampahatsiahivina amintsika ry namako isany ny ethique kristiana: Raha ny kristiana normallement constitué dia tokony ihaina ny ethique, isan'izany ny hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina, Jesoa tenany mihintsy no nilaza an'io. Ka raha manao analyse isika eto, dia mampianatra antsika aho mba ihaina an'io ethique nampianarin'I Jesoa io. Matetika isika no toa sahisahy milaza fa ny lohany no matsatso ny fifohazana! Tsy tokony hanao izany isika. Miezaka isika manao analyse objective fa tsy sanatria subjective. Tena asan'Atra no nitranga teto Madagasikara, olona maro no nahazo famonjena! Koa nahoana no isalasalana?
Ho anao milaza fa vatana+fanahy ny olona: tena marina izany fa saingy izao, ny fanahy no zava-dehibe! Ianao io ve dia manantena fa mbola ho velona amin'ity tany ity afaka 100 ans ohatra? Mandalo izao fiainana izao! Ka hoy Paul ho e, raha amin'izao fiainana izao no anantenaiko an'I Kristy dia mahantra indrindra aho! Ka aoka isika tsy ho materialiste be loatra fa saino ny zavatra any ambony!
Hazony mafy ny finoana an'I Jesoa kristy fa ny marina amin'ny finoana no ho velona, aza variana mitsara ny hafa fa tsy anjaratsika izany!

11. ikaretsaka
(
18/03/2009 19:08)
ny momban ny hoe vatana ny lehibe na ny fanahy ny lehibe de rehefa eto an-tany fa tsy mbola any an-danitra dia MIFAMENO IREO
io ilay resaka filozofika hoe
rehefa maty ianao dia ny fanahinao lasa any @ fiainantsy hita
ny vatanao lasa any am_pasana
ary IANAO ho aiza?

12. Landrymimi
(
19/03/2009 04:39)
Averiko indray: ny olombelona=vatana+fanahy! Tsy misy troisième entité io? Sa ianao ry ikaretsaka misy composant hafa ankoatra an'io?
Ka marina tokoa fa raha mbola eto antany dia mifameno io! Tsy lavina izany fa saingy raha mijery ny facteur temps isika dia ny duree de vie n'io vatantsika io tsy maharitra ela, moins de 100 ans fa ny fanahy, izay fofon'aina napetrak'Atra Amintsika tsy mety maty io! Ka raha tonga ny andro ahafatesanao dia miala aminao ny fanahinao ary na izy ho voavonjy amin'ny fiainana mandrakizay, na izy very mandrakizay. Finoana no andraisana izany! Aza manao toy ireo sadoseo izay existencialiste ka tsy mino io fitsanganan'ny tena amin'ny maty io!
Ny raiaman-drenim-pifohazana toy an'I nenibe Ravelonjanahary sy mama Nenilava, dia nampahitan'I Jesosy an'io secret n'ny lanitra io! Tsy angano io ry namako ka apetraho ny fanontaniana: Aiza ny lanitra ianao, ry zanak'olona o? Moa mba efa miditra ao? Sa ao ivelany?

13. ikaretsaka
(
23/03/2009 19:20)
ny tiako hotsindrina ange iznay dia hoe raha hiteny hoe famonjem-panahy sns.. raha eto an-tany dia ampiaraho koa @ famonjem-batana..
fa tsy heo hamono tena akory sanatria na hampijaly ny 1 mba haha satisfait ny 1
diso io filaza io: tonga tany ankibon'Imerina fa tsy teto Dago voalohany!
17 eme sciecle die efa nisy Misiona tany Fort Dauphin (efa tany ny lazariste)

Tamin'ny andron'ny mpanjaka Radama I no tonga teto dago ny misionera LMS voalohany nitondra ny fivavahana kristiana