Mivavaka amin'ny anaran'i kristy ...ahoana izany ?
1. niryna
(
18/03/2009 04:05)
Ahoana no fahalalanao na ny fiheveranao izany hoe" mivavaka amin'ny Anaran'i kristy ?"
to pray in Jesus' name ?
(l) niryna
to pray in Jesus' name ?
(l) niryna
novalian'i niryna ny 02/04/2009 17:49
2. coopsal
(
18/03/2009 09:07)
Miarahaba indray e,
nona no atao hoe mivavaka ?
ahoana izany mivavaka amin\'ny anaran\'i KRISTY ?
\"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin\'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin\'Andriamanitra amin\'ny zavatra rehetra.\" [Filipiana 4:6]
==> Tsy ao anaty fivavahana izany ny fifonana sy fisaorana ? fa ny fivavahana + fifonana + fisaorana no entina manambara ny fangatahana amin\' Andriamanitra ?
Ny hoe \"amin\'ny anaran\'i KRISTY\" ... mino aho fa tsy formule magique io ka hoe ho tanteraka izay vavaka faranana amin\'ny hoe \"amin\'ny anaran\'i Jesosy zanakao .. Amen\"!
Tsotra, betsaka ny vavaka nofaranako t@izany kanefa tsy tanteraka.

3. Mirananirina
(
18/03/2009 09:46)
Izany hoe tsy amin'ny anaran'ny ray,fa amin'ny anaran'i kristy irery.
4. fahamarinana
(
18/03/2009 14:17)
coopsal:
Ny hoe "amin'ny anaran'i KRISTY" ... mino aho fa tsy formule magique io ka hoe ho tanteraka izay vavaka faranana amin'ny hoe "amin'ny anaran'i Jesosy zanakao .. Amen"!
Tsotra, betsaka ny vavaka nofaranako t@izany kanefa tsy tanteraka.
:arrow: Tsy mazava ! zany hoe raha tsy nivaly ny an'ny coopsal ve dia midika fa tsy izy io ? sa za ndray no hafa fandray ? Fa ny tamin'ny anaran'iza no tanteraka ,raha tsy mahadiso ? Mba azavao ahy raha mety ,misaotra hatrany e !!! (l)
5. ikaretsaka
(
18/03/2009 15:04)
Asivo famantarana ny hazo fijaliana (@ anaran ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina) ny vavaka dia tsy confus @ zany ianao... dia izay angatahana lazaina
6. Landrymimi
(
19/03/2009 04:57)
Mes amis, ny atao ho e vavaka dia fifampiresahana entre inao sy Atra.Midika izany fa ao anatin'ny vavaka dia ny deux partie no miresaka! Indraindray isika dia tsy avelatsika iresaka Atra fa isika ihany no miresaka... Fantaro ny sitrapon'Atra rehefa misy zavatra angatahitsika.
Ny theologie Kristiana dia mandala ny trinitarisme izany hoe Atra Ray, Zanaka, Fanahy Masina: ny fandraisana ireo personne telo ireo dia tsy hoe: 1+1+1=3 fa 1*1*1=1. Ka amin'ny maha mpisorona antsika rehetra dia afaka mivavaka malalaka amin'Atra isika.
Saingy I Jesoa tenany no nilaza hoe: Na inona na inona no angatahinareo amin'ny anarako dia ho azaonareo izany! Tena marina fa tsy formule magique io fa mitaky finoana sy firaisana tanteraka amin'I Jesosy satria hoy izy: Raha miray amiko ianareo ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tinareo na inona na inona.
Midika izany fa condition sine qua non amin'ny vavaka ny firaisana tanteraka amin'Atra.
Raha tsy nahazo valim-bavaka ary ianao, mandiniha tena, manana fifandraisana salama amin'I Jesoa ve ianao sa ahoana? Fa raha fantatr'Atra fa mahasoa anao ny zavatra angatahinao ho azonao izany...Bien a vous!

7. coopsal
(
19/03/2009 07:34)
fahamarinana:
coopsal:
Ny hoe "amin'ny anaran'i KRISTY" ... mino aho fa tsy formule magique io ka hoe ho tanteraka izay vavaka faranana amin'ny hoe "amin'ny anaran'i Jesosy zanakao .. Amen"!
Tsotra, betsaka ny vavaka nofaranako t@izany kanefa tsy tanteraka.
:arrow: Tsy mazava ! zany hoe raha tsy nivaly ny an'ny coopsal ve dia midika fa tsy izy io ? sa za ndray no hafa fandray ? Fa ny tamin'ny anaran'iza no tanteraka ,raha tsy mahadiso ? Mba azavao ahy raha mety ,misaotra hatrany e !!! (l)
==> Amiko KRISTY no FAHAMARINANA, araka izay noteneniNy. Ka izay lazaiNy rehetra dia marina. Fa matoa tsy tanteraka ny vavaka sasany nofaranako tamin'ny hoe "amin'ny anaran'i Jesosy", dia satria sûrement tsy izay mamarana azy @ formule magique izay no atao hoe "mangataka @ anaran'i Jesosy".
Moa Jesosy tsy niteny mihitsy hoe "raha mivavaka ianareo", fa hoe "raha mangataka ianareo" ... Isika mihevitra fa ny mivavaka dia miresaka amin' Andriamanitra ... Isika manome formule na vavaka hoe : fiderana, fisaorana, fifonana, fangatahana, fankalazàna. Fa Jesosy tsy nampianatra an'izany.
Jesosy no milaza fa ny mangataka no ataontsika! Satria isika tsy ampy, tsy tanteraka, dia mitady foana (avy amin' Andriamanitra izay namorona antsika izany ka tsy misy mahamenatra na mahadiso, ny mifanohitra no fahadisoana satria manjary mihevi-tena ho mahavita sy manana. Lasa manao an' Andriamanitra ho mitovy amintsika sy même niveau @ntsika).
1- Jesosy nilaza hoe : "mangataha dia homena ianareo".
2- Paoly nilaza hoe : "aoka ny fivavahana + fifonana + fisaorana no entinareo manambara ny fangatahanareo amin' Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra".
Tsy zavatra ao anatin'ny fivavahana noho izany ny fifonana, fisaorana ary fangatahana. Tsy ilay plan-tsika sy heverintsika izany no izy, fa plutôt, ny fivavahana, arahin'ny fifonana sy fisaorana dia entina manambara ny fangatahana amin' Andriamanitra.
Ny fivavahana dia tena fahavononam-panahy hihaino ny Ray ao am-po. Araka ny tenin'i Jesosy hoe "Raha mivavaka ianareo, dia midira ao @ efitrao mangingina, ka arindrino ny varavarana, ary ny Rainao ao amin'ny mangingina hamaly anao".
Tsy ny fihainoan' Andriamanitra no important, fa ny fihainoana an' Andriamanitra, araka ny nambaran'i KRISTY hoe : "Aza mba manao tahaka ny jentilisa raha mivavaka, fa heveriny fa ny hamaron'ny teniny no hihainoan'ny andriamaniny azy. Fa ianareo vao tsy mangataka akory dia efa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo"
... (mbola hitohy)
8. coopsal
(
19/03/2009 07:53)
fahamarinana:
Tsotra, betsaka ny vavaka nofaranako t@izany kanefa tsy tanteraka.
:arrow: Tsy mazava ! zany hoe raha tsy nivaly ny an'ny coopsal ve dia midika fa tsy izy io ? sa za ndray no hafa fandray ? Fa ny tamin'ny anaran'iza no tanteraka ,raha tsy mahadiso ? Mba azavao ahy raha mety ,misaotra hatrany e !!! (l)
==> Hoy Jesosy :
1- "Raha miray amiko ianareo na inona na inona angatahinareo dia ho azonareo izany"
2- "Na inona na inona angatahinareo amin'ny anarako dia ho azonareo izany"
3- "Raha mangataka ianareo, dia minoa sahady fa efa azonareo izany ka ho tanteraka aminareo"
4- "Raha misy roa mifanaiky aminareo ka hangataka zavatra, dia hotanterahin'ny Raiko izay any an-danitra izany".
4- "Mangataka ihany ianareo fa tsy mahazo satria diso fangataka".
Dia izao no fanontaniana ary hoe, moa ve izany raha mangataka @ anaran'i Jesoa aho kanefa diso fangataka dia hahazo sa tsy hahazo ? Na diso fangataka aho nefa mino dia hahazo sa tsia ? Na koa hoe tsy mino aho nefa mangataka amin'ny anaran'i Jesoa ? Na tsy miray amin'i Jesoa aho fa mangataka amin'ny anaran'i Jesoa ?
Azoko atao mantsy ny manonona any am-paran'ny vavaka ataoko hoe : "amin'ny anaran'i Jesoa", kanefa aho sady tsy miray amiNy no tsy mino af mba mitsapatsapa vintana, no mangataka zavatra tsy mifanaraka amin'ny angatahin'ny hafa (ohatra hoe rakoto mangataka mba ho rava ny tgv-isme, rabe mangataka mba ho rava ny ra8, rakoto sy rabe amin'io samy kristiana, antsoina hoe mpirahalahy ao amin'ny Tompo, na mpianaka ao amin'ny Tompo, ary ireo roa ireo samy afaka hamarana hoe : @ anaran'i Jesoa, na amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina ... Amen).
Fanoharana : Nisy mpitsara anakiray nanana mpanompo mahafatra-po, ka izay nangatahin'io mpanompo io dia notanterahin'ilay Mpitsara avokoa. Nanan-janaka maditra io mpanompo io izay tonga tao amin'ilay mpitsara mandrakariva nangataka zavatra t@ anaran'ny rainy. Hoy ny navalin'ilay mpitsara hoe "Aoka izay ny fanononanao amiko ny anaran'ny rainao, fa tahafo ny toetrany mpankato, amin'izay fotoana izay dia homeko anao izay tadiavinao, na dia tsy manonona ny anaran'ny rainao aza ianao."
Hoy Jesoa hoe : "Jusqu'à présent vous n'avez rien demandé en mon nom. ... Ce jour-là, vous adresserez vos demandes au Père en mon nom. Et je ne vous dis même pas que j'interviendrai en votre faveur auprès du Père.".
9. coopsal
(
19/03/2009 08:04)
ikaretsaka:
Asivo famantarana ny hazo fijaliana (@ anaran ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina) ny vavaka dia tsy confus @ zany ianao... dia izay angatahana lazaina
==> Tsy inoako fa izany koa no hahazoana valim-bavaka! Raha izany dia tsy ho nila namonjy dokotera intsony.
Ataoko fa efa mba nivavaka ho ana olona iray ianao izay tianao mba hiasa sy hamokatra fa tsy hipetrapetraka ... ary natombokao sy nofarananao t@ io famantarana io. Efa nivaly ve ary siora ve ianao fa izany no hahatonga an'ilay olona hiova ... comme par enchantement ?
10. Nandra1
(
19/03/2009 12:43)
Asivo famantarana ny hazo fijaliana (@ anaran ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina) ny vavaka dia tsy confus @ zany ianao... dia izay angatahana lazaina
Zay mihintsy ka izay angatahana de lazaina: mahitsy ary tsotra.
==> Tsy inoako fa izany koa no hahazoana valim-bavaka! Raha izany dia tsy ho nila namonjy dokotera intsony.
Ataoko fa efa mba nivavaka ho ana olona iray ianao izay tianao mba hiasa sy hamokatra fa tsy hipetrapetraka ... ary natombokao sy nofarananao t@ io famantarana io. Efa nivaly ve ary siora ve ianao fa izany no hahatonga an'ilay olona hiova ... comme par enchantement ?
Araka ny hevitro manokana, ny finoana no mitondra an'io, rhf mino ianao ary mangataka @ fo madio sy mahitsy, de hahazo valim-bavaka. Ary io valim-bavaka io de araka ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy ny sitrapon'ny olombelona, Izy sûre fa manana ny plan ho an'ny fiainan'ny tsirairay satria mahalala ny ao am-po izy.
11. ikaretsaka
(
19/03/2009 18:51)
Ary io valim-bavaka io de araka ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy ny sitrapon'ny olombelona, Izy sûre fa manana ny plan ho an'ny fiainan'ny tsirairay satria mahalala ny ao am-po izy
Izay mihitsy...
efa nolazaiko tato io hoe rehefa mamarana vavaka koa ka vavaka fangatahana dia ny hoe "aoka ho ny sitrapoNAO no hotanteraka"
4 eme phrase @ vavaka nampianarin'ny Tompo izay.. izay vao omeo omeo omeo!
12. fijo
(
19/03/2009 20:36)
izay hangatahana kosa letsy no ilaina,fa tsy hoe mangataka vomanga de homena mangahazo le.
13. niryna
(
25/03/2009 04:21)
Mirananirina:
Izany hoe tsy amin'ny anaran'ny ray,fa amin'ny anaran'i kristy irery.
tsy izay no tiako ho tenenina ka ,mivavaka izao isika dia faranana foana amin'ny anaran'i kristy
14. tywa68
(
25/03/2009 08:05)
Ny kristiana d mino an'Atra Ray, Zanaka ary Fanahy Masina (satria Kristy ilay nidina nanome ny ainy hanavotana antsika, d miandry antsika koa hanaraka Azy, lasa nanomana ny toerana ho antsika izy, fa mandra-pahatongan'io fitsaràna io d miezaka isika hanantanteraka ny hafatra navelany (didy 10 ary ny base hiaingàna d ny fifankatiavana) :wink:
15. tywa68
(
25/03/2009 08:13)
Tsy zay angatahina rhtr d ho azo eo no eo, ary io no maha-olombelona antsika, manantena valiny mivaingana, nefa fifaliana sy fitoniana koa d efa valimbavaka lehibe. :wink:
16. ari.malala
(
25/03/2009 09:14)
coopsal:
ikaretsaka:
Asivo famantarana ny hazo fijaliana (@ anaran ny ray sy ny zanaka sy ny fanahy masina) ny vavaka dia tsy confus @ zany ianao... dia izay angatahana lazaina
==> Tsy inoako fa izany koa no hahazoana valim-bavaka! Raha izany dia tsy ho nila namonjy dokotera intsony.
Ataoko fa efa mba nivavaka ho ana olona iray ianao izay tianao mba hiasa sy hamokatra fa tsy hipetrapetraka ... ary natombokao sy nofarananao t@ io famantarana io. Efa nivaly ve ary siora ve ianao fa izany no hahatonga an'ilay olona hiova ... comme par enchantement ?
in no idiran'ny resaka dokotera @ famantarana ny Hazo Fijaliana?
18. ikaretsaka
(
25/03/2009 15:37)
Coopsh efa hoe aza ampifandraisana sy forcena hifandray ny zavatra tsy mifandray
19. niryna
(
25/03/2009 17:26)
coopsal:tsy azoko ny tian'i ccoopsal lazaina
Miarahaba indray e,
nona no atao hoe mivavaka ?
ahoana izany mivavaka amin'ny anaran'i KRISTY ?
"Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no ho entinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra." [Filipiana 4:6]
==> Tsy ao anaty fivavahana izany ny fifonana sy fisaorana ? fa ny fivavahana + fifonana + fisaorana no entina manambara ny fangatahana amin' Andriamanitra ?
Fa rehefa rahoviana no mivavaka ny olona ,rehefa mifona amin'Atra anie dia efa miantso azy izany e,misaotra azy dia efa mankasitraka ny soa lehibe nomeny,tsy ho lehibe fa na dia ny rivotra hiainana vao mifoha aza isika dia efa misaotra azy sa ahoana no tianao tenenina e
ny fahafantarako izany hoe mivavaka izany dia tsy misy formule arahina ka,ny fo mangetaheta an'Atra no tadiaviny amintsika "manokatra ny varavaran'ny fo hoy ilay hira iray izay
Ny hoe "amin'ny anaran'i KRISTY" ... mino aho fa tsy formule magique io ka hoe ho tanteraka izay vavaka faranana amin'ny hoe "amin'ny anaran'i Jesosy zanakao .. Amen"!
Tsotra, betsaka ny vavaka nofaranako t@izany kanefa tsy tanteraka.
http://www.youtube.com/watch?v=O1Fz1rviXFU&feature=related
Open the eyes of my heart Lord
I want to see you, I want to see you
Mangataka amin'Atra izy mba ho sokafan'Atra ny mason'ny fony
:roll: 8O :roll: (l) (l)
20. ikaretsaka
(
25/03/2009 22:54)
ny fahafantarako izany hoe mivavaka izany dia tsy misy formule arahina ka,ny fo mangetaheta an'Atra no tadiaviny amintsika "manokatra ny varavaran'ny fo hoy ilay hira iray izay
misy ka
ACTS prayer formula —> Adoration, Confession, Thanksgiving, Supplication.