Epreuve dure du Pasteur Lala

1. Landrymimi ( 19/03/2009 06:41)
Sambatra i Pasteur Lala; tanteraka taminy ny zavatra niainan'i Jesoa tao anatin'ny chemin de croix. "ho halan'izao tontolo izao ianareo"
novalian'i mia ny 13/04/2009 20:45
2. Sanda ( 19/03/2009 08:10)
Marina anie ao fa sambatra izy niaina ho fahatsiarovana nianany Jesoa fa mbola ho avy hitsra ireo tsy matao tody
3. fijo ( 19/03/2009 20:24)
ka bebotikrasia anie izao e.mbola hoavy amin'ny gasy rehetar ny boty be aoriana kely eo
4. ikaretsaka ( 19/03/2009 20:48)
le izy koa ange tsy hay intsony ny tena marina....
raha i pasitera no nilaza hoe nataon'ny beboty nihinan'ny am.... dia ara bakiteny sa ara-kevitra?
soa fa tsy maty izy fa raha sanatria maty izy de nampite hiteny hoe tataho ny kibony de ataovy autopsie raha misy pipi tokoa any anaty taovam-pandevonan-kaniny any na tsisy
5. fijo ( 19/03/2009 20:50)
tena izay no natao azy ka.nasaina nipipy ,de avy eo nasaina nosotroiny ilay izy.
6. ikaretsaka ( 19/03/2009 21:18)
ka le pasy io malaza ho mahay manitatra izay
7. rabilabila ( 19/03/2009 22:07)
1) Mahagaga no ahafahana hiteny hoe "sambatra" ilay olona novetavetaina.
2)Mahagaga koa no hitadiavana hevitra hi-discrediter-na ny teniny sy izay zavatra mety nahazo azy.
3)Mahakivy ny famakiana ny hevitra tato anaty serasera tato ho ato (asa na vokin'ny "loi du talion" daholo angaha fa very ny "raison").

Kivy aho , ary tena kivy!!! Malahelo aho, ary tena malahelo!!!
Amiko dia ,tsy iriako ho an'izay fahavaloko indrindra ( raha misy izany) ny trangan-javatra toa izao ,na iza izy na iza , na inona finoany na tsy finoany,na avy aiza ny fihaviany na avy aiza.......Habibiana no hiantsoko izany .
8. ikaretsaka ( 19/03/2009 22:36)
le izy hanaovana "m'as tu vu" ange rabila no tena mampalahelo e..
le hoe avt daholo avy.... "jereo fa nataon'ny bodega nihinan'ny am.... ko aho"

de iny no hampitoviana ny tena @ le tary nofantsihina t@ 2000 taona lasa



9. Nandra1 ( 20/03/2009 09:28)
le izy hanaovana "m'as tu vu" ange rabila no tena mampalahelo e..
le hoe avt daholo avy.... "jereo fa nataon'ny bodega nihinan'ny am.... ko aho"
de iny no hampitoviana ny tena @ le tary nofantsihina t@ 2000 taona lasa

Fa inona no mahatonga ny bodega hampi... azy? mety ho Izy nijoro sy tsy nety nivadika t@ ze hitany ho MARINA satria izy kristianina: rehefa mahitsy de mahitsy, rehefa marina de marina na ho faty aza toa ny nanaovana an'i Jesoa Kristy.
10. toovs ( 20/03/2009 09:35)
aza afangaro intsony ny pôlitika sy fivavahana fa mampididoza.

tsy misy politicien madio izany
11. Landrymimi ( 20/03/2009 09:45)
rabilabila:

1) Mahagaga no ahafahana hiteny hoe "sambatra" ilay olona novetavetaina.
2)Mahagaga koa no hitadiavana hevitra hi-discrediter-na ny teniny sy izay zavatra mety nahazo azy.
3)Mahakivy ny famakiana ny hevitra tato anaty serasera tato ho ato (asa na vokin'ny "loi du talion" daholo angaha fa very ny "raison").

Kivy aho , ary tena kivy!!! Malahelo aho, ary tena malahelo!!!
Amiko dia ,tsy iriako ho an'izay fahavaloko indrindra ( raha misy izany) ny trangan-javatra toa izao ,na iza izy na iza , na inona finoany na tsy finoany,na avy aiza ny fihaviany na avy aiza.......Habibiana no hiantsoko izany .


Manao référence Biblique aho fa tsy maka partie.
Certes fa tena tsy rariny ilay izy fa izay ange ilay fivavahana kristiana e! nasaina mitia hatramin'ny fahavalo! mora tenenina fa sarotra ny manatanteraka azy. Ny maharesy amin'ny ady atyu ambonin'ny tany no atao hoe sambatra! fa tsy hoe sambatra satria novetavetaina. Ady izany ka raha mandresy ianao dia omena anao ny stro-boninahitry ny fiainana! Aoka ho mahatoky (fidèle) hatramin'ny fahafatesana ianao!

12. coopsal ( 20/03/2009 12:56)
Rabilabila >>> Hitako t@ resaka nataonao hatrizay fa be fitiavana ianao. Ary inoako fa tsy hampihinana maloto fahavalonao izany ianao, na dia tezitra mafy aminy aza ary manana fahefana feno aminy (manana basy).
Fa raha ianao no teo amin'ny toeran'ilay pasitera indray. Ho inona no nataonao ?
Eto moa ny Pasitera angamba mety tsy ho afaka hanao na inona na inona, fa ndeha ataontsika hoe manana occasion ianao hamaliana ny tsy nety.
Azoko an-tsaina fa i Pasitera teo dia natahotra ny ho faty ka nanao ihany izay nampanaovina azy ... fa taty aoriana dia kiriko be izy ka na dia niresaka t@ télé sy ny sisa aza tsy vitany, mety ho izao indray no tao an-tsainy hoe : "naleoko maty".

Mora ny miteny hoe : "tokony hihavana ... tsy rariny iretsy ... raha izaho no ..." rehefa tsy eo @ toerana. Fa rehefa ao anatin'ny fahatezerana sy alahelo tsy voafehin'ny olona ny fony.
Mety tsy ho tezitra angamba ianao namaly ny resako indray mandeha iny hoe : "je ne te permets pas de me tutoyer ... c'est une insulte à mon intelligence" ...
Hoy aho hoe, mety ho naleon'ilay Pasitera io notenenina ampahibemaso hoe : "dondrona ianao", toy izay izao nahazo azy izao.
13. coopsal ( 20/03/2009 13:06)
Mampalahelo sy mahatezitra tokoa ny niatra t@ Pasitera Lala Rasendrahasina, fa tsy t@ tenany ihany no nihatra izany fa @ lohan'ny FJKM azy dia ny FJKM iray manontolo no tahaka ny nihinana ny tsy fihinany. (Izaho moa FJKM)

Izaho kosa mino an'i KRISTY nilaza hoe "tsy manana fahefana amiko ianao raha tsy nomena anao avy tany ambony izany". Koa inoako fa tsy ho nanana fahefana t@ Filohan'ny FJKM ny capsat raha tsy avy t@ilay mahery indrindra. Ary tsy hisy ho nahavita hampisotro maloto azy koa raha tsy fahefana nomen'ilay mahery indrindra.

Koa ho ahy dia Izy no anontaniako ny anton'izany. Dia tsaroako ny tantara nitranga t@ Ezekiela mpaminany izay nitovitovy t@izany ... fa hoy Andriamanitra hoe : ho entina maneho fa ny vahoakan'Israely dia mihinana ny malotony (au sens spirituel).

Miezaka madio be isika @ ivelany, fa ny fontsika maloto. Mitandrina mafy ny @ sakafo atelin'ny vavantsika isika. Fa ny fanahintsika mihinana an'io maloto rehetra io.

Ity hafatra nalefa teto t@ 3 febroary :
Koa avelan' Andriamanitra hihatra amintsika izao zavatra izao satria tsy mitady an' Andriamanitra amin'ny fontsika isika fa manao "Tompoko, Tompoko" fotsiny ihany.
d- Eto no misy ny fampisainana antsika Malagasy ary itaomana antsika tena hitady an' Andriamanitra amin'ny fo. Fa raha tsy izany dia hisy korontana hahafatesana olona maro dia maro, roa arivo anatin'ny indray andro voalohany ary mety ho tonga hatramin'ny 120000 ny isan'ireo maty mandrapitsahatry ny korontana.
14. ikaretsaka ( 20/03/2009 13:31)
Le izy koa tsy hay intsony ny hoe nisy ve sa tsisy..tsy hoe @ maha pasitera an'ito na maha beboty an irokatra loatra fa raha za manokana no analyseko tany ny anaty kibon I pasitera juste apres an'io hijerena marina an'izany.

Fa @ maha mpino ahako koa de na eo aza ny tsy mety isankarazany dia misy antony ao matoa navelan'Atra ho tanteraka ny tranga 1. Na ny tranga faran'ny ratsy naturel (tsunami,cyclone,volcan) na artificiel (somalie,mada,mian'am.11 sept...) dia anjarantsika ny "mandinika izany ao am-po" tahaka an'i Masina Maria.

Izay ny finoantsika: tsy misy tsy hain'atra atao rehefa sitrany...dia hotanteraka anie ny sitrapony na tsy metimety amintsika aza.



15. ikaretsaka ( 20/03/2009 13:37)
"Indraindray mahatsiravina sy ratsy ny donne eo alohantsika.. fa ny fahaizana miatrika @ ze miseho eo ary ni fandrindrana an'iny tsy amin-pahakiviana no ahitana ny fisiam-panahintsika sy ny finoana'
P Pedro
16. rakaroka ( 20/03/2009 21:20)
Fa misy "zone rouge" maro koa anie ny xtiana, tahaka izany izay niseho tany Inde sy Chine sy tany @ rizareo Silamo. Tany aza ny aina mihitsy no nanaraka koh!
17. rabilabila ( 20/03/2009 21:37)
Coopsal>>>
Izaho tsy niresaka an'Ingahy Rasendrahasina mihitsy tamin'ny resako , fa ny resahiko dia ireo nampiasa habibiana taminy.

Manontany ianao hoe :"raha izaho no teo amin'ny toerany?"
Ny havaliko izay dia tsotra fotsiny ,mbola tsy teo amin'ny toerany aho , ary ny fiainako , ny fitondrantenako , izay rehetra ataoko dia ezahiko ny tsy hahatongavan'izany tranga izany amiko.
Hoy aho ary ambadika ary :"Ny hafa dia tokony ho fitaratra ho an'ny tena foana , izay ihany no ahafahana mampijoro ny maha-olombelona"
Dikany: fantatro loatra , na azoko an-tsaina ny horohoro nahazo azy teo amin'izao toe-javatra izao ; ny fazahoako an-tsaina izany no "rindrina lehibe" tsy hanaovako izany aman'olona , izay no mampijoro ahy .

Raha circontance hafa indray dia izaho tsy manolotra ny takolako hakavia ....
18. fijo ( 20/03/2009 21:53)
lesona hoan'ny mpivavaka manao politik akoa io e.sarao ireo fa ratsy
19. ikaretsaka ( 20/03/2009 22:11)
Za indray manao hoe atambaro raha zakanao sy fantatrao ny vokany ... ny an'i pedro izao ohatra atambany ary iadiany mafy ny tsy hanariana zoridira eny aminy intsony.... ary mifanjinja @ ze manampahefana nanao izany foana no nataony hatr@ izay ka hatr@ zao: azo lazaina hoe politika koa ny ataony...saingy nandeha nahitsy izy ary hafa ny valiny sy ny fiantrainkany...

Le anankiray no ampanontaniako tena izao hoe zakany sy fantany ve ny vokan'ny nanambarany ny fivavahana sy ny politika?
20. mia ( 13/04/2009 20:45)
somary hafahafa ihany raha milaza ho kristianina, izany hoe manaraka ny teny hoe tiava ny namanao tahaky ny tenanao no manaiky sy manamarina ny fomba mamohetra natao t@ pasitera!!
na fahavaloko aza toa tsy sahiko ny hampisotro maloto azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2532