Ny amboa velona no tsara noho ny liona maty
1. niryna
(
10/02/2009 07:02)
Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.Mpitoriteny 9:4
Ny liona izany dia anisany biby faran'izy matanjaka indrindra raha ampanoharina ny alika izy kanefa tsara lavitra ny amboa velona toa izay liona maty
Raha oharina amintsika koa io dia zaraiko ity tantara ity
Rehefa nametraka ny fiainany ho tantanan'Atra amin'izay ity rangahy iray dia mba nizara ny vaovao mahafaly ity namany izay niaraka taminy fahiny.Dia naderaderany ny volany izay nameno ny paosiny no niteny izy hoe ity no Atro.
Fotoana fohy taty aoriana rehefa sendra avy niasa iny izy ka nandray karama dia nisy olona nanaraka ary noentin-dry zareo tao anatin'ity trano foana izy ka novonoiny sy nalainy daholo ny volany rehetra.mangana ny tavany ..tsy namonjy azy ilay andriamaniny tamin'izay.
Andao isika mianaka hoy ity mpitandriny amanginy ny havako any amin'ny hopitaly,ny hiangaviko anao fotsiny dia aza torina teny izy fa izay rehetra mitory teny azy dia roahiny ary tsy mety miova fo anaraka an'Atra izy.
Rehefa nandeha teo anefa ny resaka dia nitoriteny azy ihany ity rangahy ary dia io teny eo ambony io no noteneniny azy ny amboa velona no tsara noho ny liona maty inona no dikan'izany hoy ity rangahy ...dia nanao fanoharana izy hoe na dia manambola be tahaka an'inona aza aho ka very ny fanahiko dia toy ny lionamaty ihany aho ary na manana toy ny inona aza aho kanefa tsy mametraka ny fiainako ho tantanan'Atra dia maty toy ny liona ihany aho ka na dia matanjaka aza aho dai efa maty e .
Fa aleoko velona ny fanahiko toy ilay amboa velona toy izay maty toy ilay liona ... fa fahafatesana no tambin'ny ota .... farany resy lahitra izy ary dia niverina nanaiky an'Atra amin'izany .. Na dia nampalahelo fa roa andro taorian/ny nanomezany ny fiainany ho an'i kristy anefa dia maty izy ,dia faly ny fianakaviany fa hiaraka fa voavonjy ny fanahiny
Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.
Koa mbola manana fanantenana izany isika rehetra raha mbola velona koa ka aza misalasala ny mametraka ny fiaintsika ho tantanan'Atra amin'izay satria velona ihany isika no afaka manao izany ary ny fanirian'Atra dia ny ho havotra avokoa ny fanahintsika rehetra rahatr'izay ka miala ety isika
(l) niryna

novalian'i bor2lais ny 10/02/2009 08:32
2. bor2lais
(
10/02/2009 08:32)
Misaotra an\'i Niryna amin\'ny fizarana ...
Voalaza teo :
\"Koa mbola manana fanantenana izany isika rehetra raha mbola velona koa ka aza misalasala ny mametraka ny fiaintsika ho tantanan\'Atra amin\'izay satria velona ihany isika no afaka manao izany ary ny fanirian\'Atra dia ny ho havotra avokoa ny fanahintsika rehetra rahatr\'izay ka miala ety isika\"
-> Iombonako tanteraka ... Mahereza !