Sans doute, il n'y a pas de foi!!
1. badboy
(
07/02/2009 11:44)
Sans doute, il n'y a pas de foi!! (raha tsy misy ny fanahiana, tsy misy ny finoana)
Ahoana ny hevitrao!! :?:
Ahoana ny hevitrao!! :?:
novalian'i ikaretsaka ny 09/02/2009 16:19
2. ikaretsaka
(
07/02/2009 14:07)
mampatsiaro ahy tenin'i St Augustin izay io manao hoe ny finoana de ny fanekena ny zavatra tsy hay,mba hahaizana ny zavatra ekena...
faith is to believe what you don't see; so you can see what you believe

3. badboy
(
07/02/2009 22:27)
Dia tokony hino ny zvtr tsy hita sy tsy hay ve izany??? Dia tokony hino tsy mila manahy sy manotany ve izany????? :?: :?: :?:
Izay ve izany no anton'ilay WAZAAAAAAAAAAA??? :?:

4. ikaretsaka
(
07/02/2009 22:47)
ka ialahy ange mila mino vao afaka mi doute e...
«Crois et tu comprendras ; la foi précède, l'intelligence suit.
Les miracles ne sont pas en contradiction avec les lois de la nature, mais avec ce que nous savons de ces lois.
Qu'y a-t-il d'étrange à ce que tu ne comprennes pas ? Si tu comprends, ce n'est pas Dieu !»
«Si je me trompe, je suis. Car celui qui n’est pas ne peut être trompé.»

5. marozevo
(
07/02/2009 23:32)
Il n'y a pas de foi = Tsy misy ny finoana. Iza ve no dikany ?
Amiko ny finoana misy fa ny mpino no tsy misy, na tsy ampy.

6. badboy
(
08/02/2009 01:08)
Ny valiny tsy azo raha tsy misy fanontaniana, ny tena marina tsy hita raha tsy nisy fahadisoana natao!!!
Admettre sans savoir pourquoi, comme pour s’abrutir. Douter sans savoir pourquoi, comme pour s’abrutir. Croire devoir chercher à savoir pour ne pas s’abrutir. :idea: :idea:

7. badboy
(
08/02/2009 01:09)
Croire, comme vouloir ne pas pouvoir douter. Refuser de prouver et choisir de croire, de manière à n’avoir pas à interpréter et à ne pas se laisser suggérer.
8. ikaretsaka
(
08/02/2009 01:47)
Ka le izy anie ry badboy dia mila zavatra hita sy hi basen ialahy ilay fanontaniana vao afaka manontany sy mi doute e..
@ fomba ahoana ohatra no hahafahan ialahy manontany hoe manga ve ny lanitra na inona no mahamanga ny lanitra ohatra raha tsy misy aloha ny lanitra sy le loko manga ary ireo zavatra mahamanga azy?
Eritrereto anie

9. badboy
(
08/02/2009 09:42)
Marina ilay hoe miainga @ zavamisy izay vao afaka mametraka fanontaniana!!
Ny tena tiako ho lazaina eto dia tsy hoe ilay fisiany sa tsia fa ilay famerahana "doute sur certaines choses ou certains faits"!! Ny tanjon'ilay fanahiana akory tsy hoe hanimba ny finoana, fa hanamafya azy aza satria hanome fototra mafimafy kokoa!! Mila ekena koa anefa ny fisian'ny zavatra tsy mitombona rehefa avy nametraka ilay fanontaniana ka nahazo valiny!! ! Izany hoe ilay mino tsy mametraka fanontaniana mihintsy no mila ovaina,, izay ihany fa tsy hoe akory mila fanova finoana!!! 8) 8)

11. ikaretsaka
(
08/02/2009 18:04)
badboy> raha izay no itondran'ialahy azy dia hafa koa, ary marina ny an'ialahy
12. tsikikely
(
09/02/2009 11:36)
Za tsy manan-kevitra ankoatra ny baiboly, io tsy ampiana tsy analana.
Voasoratra hoe
Ny finoana dia fahatokiana ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita (hebreo 10:1-2) ary koa
ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra (I jaona 4:18)
Tsy manda ny maha-olona ahy aho (feno tahotra +/- fahaizana) fa raisiko ho sabatra ho ahy ny tenin'Andriamanitra. :D

13. ikaretsaka
(
09/02/2009 16:19)
tsikikely> @ fomba ahoana ny hameranao ny momban'Atra (izay tsy voafetra) ho ao anaty boky (Voafetra) kay?