Fivavahana, finoana

diamondra27 ( 20/10/2008 18:23)
nisy afrikana zay tafaresaka tamiko dia nilaza izy hoe: maty ny dadany any afrika efa 3j , efa tao anaty cerceuil dia velona tampoka indray hono. Efa intelo hono io dadany io no nanao toa izao hoe ... tohiny
niryna ( 18/10/2008 01:41)
Mahazaka mihaino ny fahamarinana ve isika ? Tsia no valiny . Afaka mizaka ny fahamarinana ve isika ? Inona moa ilay fahamarinana ? izay zavatra marina rehetra ! Indraindray dia manontany tena isika... tohiny
naritsimba ( 17/10/2008 10:19)
[b]I Timoty 2:10-15[/b] Mba vakio hoe io ho anareo dia mba lazao ny hevitrareo! Dia tohizako ao @ [b]Ohabolana 26:5[/b] Aminareo hadisoana ve raha toa ka mamaly ny vadiny ny lehilahy raha sendra ir... tohiny
novalian'i fijo ny 06/11/2008 22:14
niryna ( 17/10/2008 04:52)
[color=blue]Dia nihinana izy ireo ka voky tsara, ary izay nilainy dia nomeny azy. 30 Nefa tsy niala tamin'ny filàny izy, ary mbola teo am-bavany ihany ny haniny;[/color] [color=red] 31 Dia nireh... tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 01:04
fijo ( 16/10/2008 18:48)
Ambohibao Un théologien ligoté tout nu jeudi 16 octobre 2008, par Hassy Un fou presque nu a été vu attaché sur un poteau électrique à Ambohibao près du bureau de la commune... tohiny
xxx ( 15/10/2008 22:03)
Amin-kafaliana no anasana antsika amin'ny Antsam-panahy tokana hataon'ny VHF eto Paris. VHF ve ? Ireo kalazan'ny hira malagasy midera sy mankalaza an'Andriamanitra. Bodo, Via, Luk sy Mahery miar... tohiny
novalian'i cutie ny 13/11/2008 23:08
jagapeh ( 15/10/2008 13:07)
Miaraba daholo, Izay manana ny adiresy Email - Tantsoram-pirenen ny Aina ny Fivavahana (FET) na ny numeron' ny Aomonier National Mompera Julien Rakotosoa Marie, mba ome ahy re azafady! Misaotra mi... tohiny
novalian'i jagapeh ny 17/10/2008 09:49
niryna ( 14/10/2008 04:41)
Mahavariana ny tantaran'i Joba raha efa namaky an'io tantara io hianao.Izy dia olona marina sy mahitsy ,olona natahotra an'Atra ka nifady ny ratsy. Olona nanankarem-be ary nanan-janaka folo (fito lah... tohiny
novalian'i vivisexy ny 01/11/2008 18:39
xxx ( 13/10/2008 09:33)
Zaho mino an'i Jesoa Kristy fa izy tokoa no zanak'Andriamanitra, maty ary nitsangan-ko velona ho famonjena ary ho fanalàna ny ota, Izy no lalàna, fahamarinana sy fiainana izay mitondra any @ fanjaka... tohiny
novalian'i prime ny 14/11/2008 13:08
niryna ( 11/10/2008 03:42)
Samy nomen'Atra fahasoavana avokoa isika rehetra .Mety tsy ho tsaroana angamba indraindray ary mety hoe ny fahaizako no nahatonga ahy toa izao .Ny heriko sy ny tenako ihany no nahatonga ahy toa izao.F... tohiny
novalian'i niryna ny 18/10/2008 00:08
badboy ( 09/10/2008 21:42)
Ambatondrazaka Misy misitery ny ambalavelona Samy manana ny fijeriny momba ny ambalavelona na ny mpimasy sy ny mpitsabo. Samy mahasitrana an'ity aretina ity avokoa izy ireo. Dr Roger Randrianari... tohiny
badboy ( 08/10/2008 14:33)
Mahazatra ny tsirairay ny miteny tahaka izao manaraka izao rehefa misy trangan'olana 1 : "mivavaha fa tsisy zavatra tsy vitan'Atra"!! Vavaka ve izany dia ampy hanafoanana ny krizy erantany??? :-o ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2008 20:30
prime ( 08/10/2008 12:27)
Izany tokoa no hoe, tsy manavaka ny antson'i Kristy fa ny olona rehetra amin'ny mahaizy azy avy dia mety ho tratra avokoa... http://www.madagascar-tribune.com/Voninahitsy-devient-adventiste,9284.ht... tohiny
novalian'i prime ny 18/11/2008 08:08
niryna ( 07/10/2008 17:47)
Tsy fantatro aloha na fety inona na inona no nankalazain'ny fiangonana iray izay hitako nanomboka ny sabotsy ka hatramin'ny alahady(. Nilahatra nitondra ny alikany avokoa ireo mpiangona ao amin'ilay ... tohiny
nofinofy ( 06/10/2008 16:51)
Efa sahy manambara ampahibemaso ny zavatra tsy mety ataon'ireo izay heverina hoe finoana lehibe ny any ampita. Ny any Madagasikara anefa toa mbola atao ramatahora foana ny vahoaka ka tsy sahy milaza r... tohiny
novalian'i nofinofy ny 25/10/2008 05:14
menalamba ( 04/10/2008 19:19)
http://www.liveleak.com/view?i=230_1222996585 ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/10/2008 20:56
harry5 ( 03/10/2008 14:54)
Afaka manazava ve nareo hoe iza reto jentisa voalaza ao anati baiboly ireto isika ve ?? ary ni zanak israely ,de aza hadino ny toko sy andininy mazazava ,ary ny didifolo ve mbola miatra ary tokon... tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2008 21:16
niryna ( 02/10/2008 04:56)
Ny tenin'Atra dia azo am-piasaintsika amin'ny fiainana iray manontolo.Ohatra amin'izany ny fakam-panahy,fangalarina a,fanana toetra ratsy ...Ireo no anaovako ohatra fa samy mahalala ny tokony atao sy ... tohiny
novalian'i cutie ny 01/11/2008 18:40
badboy ( 01/10/2008 17:54)
Fandaniana andro sy rora ny adihevitra @ fivavahana sy ny fiainana iainana antany satria ny tena ao ambadika dia fampisehoan'ilay miady hevitra ny tenany fa tsy dia zvtr hafa loatra!!!!! :evil: :evil... tohiny
niryna ( 30/09/2008 17:51)
Rehefa nitoriteny ity rangahy iray dia nisy olona nitsatsaingoka niteny fa isika dia avy amin'ny rajako no niandohana .Dia hoy ilay rangahy nitoriteny hoe aza miala hianao fa rehefa avy eo aho hividy ... tohiny
novalian'i niryna ny 17/10/2008 04:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3413