IZA MARINA MOA RETO JENTLISA LAZAIN NY BAIBOLY RETO

1. harry5 ( 03/10/2008 14:54)
Afaka manazava ve nareo hoe iza reto jentisa voalaza ao anati baiboly ireto isika ve ?? ary ni zanak israely ,de aza hadino ny toko sy andininy mazazava ,ary ny didifolo ve mbola miatra ary tokony ho respectena a a la lettra ,raha tsy...
de ahona ??? ary raha eny dia ahona ny sabata ?? (ni jiosy dia miatandrina io hatramin izao isika miteny izao ari jesosy kristy koa de jiosy ahoan ary no tokony ho izy ???? °)
novalian'i fijo ny 07/10/2008 21:16
2. niryna ( 03/10/2008 21:57)
harry5:

Afaka manazava ve nareo hoe iza reto jentisa voalaza ao anati baiboly ireto isika ve ??
voalazanao ,izay rehetra tsy jiosy na jew dia jentilisa avokoa dia isika koa izany dia tafiditra ao anatin'ilay antsoina hoe jentilisa

ary ni zanak israely ,de aza hadino ny toko sy andininy mazazava
hmm ! asiana toko sy andininy ? ka dia ho halan'ireo tsy tia simpona eto koa hianao raha izany kou :D vazivazy ny ahy iny fa ny baiboly ihany no references azoko omena ..
ireo no atao hoe jiosy,ireo no olona voafidin'Atra , ireo ilay tantara marobe ao anatin'ny testamenta taloha,nampijalian'ireo Egyptiana ary dia nafahan'Atra hiala tao Egypte ...ireo ilay tsy nety nandroso rehefa tafavoaka fa namorona Atra hafa. ireo no atao hoe zanak'israely na jiosy ary any amin'ny tanin'ireo Israel izany na dia ny tany misy tantely sy ronono( misy ireo harembe ,izay hifarombahan'ireo firenena rehetra)... Land with milk and honey.. dia hitariko kely indray .

Na dia nofidin'Atra aza ny zanak'Israely dia mbola miandry an'ilay Mesia mpaminany foana izy ireo...dia ahoana no hiafarany ? dia tonga miady aminy daholo ny firenena erak'izao tontolo izao,dia hisy olona hitsangana ho kristy sandoka avy ao amin'io firenena io ihany ka rehefa avy eo dia ho hitan'ireo zanak'israely fa tsy i kristy akory io fa mpisandoka ,dia avy eo amin'izay tapi-dalan-kalehy ireo jiosy dia hivavaka amin'Atra hiantso vonjy dia tonga amin'izay i kristy hamonjy azy ireo ...tara loatra ,eo vao mihiratra ny masony hoe hay ve ity olona nofatsihanay tamin'ny hazo fijaliana ity ihany no ilay messiah e..
Dia ho rehefa feno ny isan'ireo zanak'Israely 12X12.00 na tribes roambinin'ny folo no ho voavonjy ..(io koa mbola tantara lavabe fa mety tsy ho vitako eto) .
Ny tiako ho tenenina fotsiny dia misaotra an'Atra isika fa nomeny fotoana avokoa ny jentilisy mba hibebaka sy hila vonjy amin'ny Zanany satria samy tiany ho voavonjy avokoa isika na ireo firenena izay efa nofidiana . '^:^'
.
Voasoratra ao amin'ny tantaran'ny faminaniana avokoa izany ary afaka mijery an'ity koa isika hoe inona no mitranga alohan'izany rehetra izany?
Rapture
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ITESALONIANA&toko=4&andininy=16-17&dika=
,ary ny didifolo ve mbola miatra ary tokony ho respectena a a la lettra ,raha tsy...
dia araky ny finoanao ihany io satria tadidio fa vao teraka isika dia efa nahafantatra izany ary rehefa mihalehibe ka manomboka mahalala ny tsara sy ny ratsy
fampatsiahivana fotsiny ireo : aza mijangajanga,aza mangalatra,aza manao Atra hafa ...ka na omena aza ilay didy folo dia tsy misy na iray aza mahatandrina izany ka izay no antony nanomezan'Atra antsika ny Zanany: =D ny heloka hibaboana mody ho rariny :arrow: rehefa mahafantatra fa nanao ny tsy mety dia mibaboka dia voavela ny heloka
im-piry no mamela heloka izy ? mihoatra ny 70X7 ...dia tsy ho voaisa :D

Kristy koa tonga tety an-tany tsy nandrava ny didy folo fa vao maika aza izy nanamafy ny hoe didy vaovao no omeko anareo . aleloia ,niverina ho azy ny baiboly @ tenigasiko .he,he.

tiava an'i Jehovah Atrao amin'ny fonao rehetra ,ny fanahinao rehetra ary ny sainao rehetra ary tiava ny namanao tahaka ny tenanao hoy ihany Kristy...raha tsy misy azy tokoa angamba ny fiainantsika dia asa fotsiny ..mikorontana ambony sy ambany :D

de ahona ??? ary raha eny dia ahona ny sabata ??[quote]
dia ahoana ahoana?
raha resaka sabata hoe miangona sabotsy no tianao ahatongavana dia efa misy fanazavana lavabe nomeko sy nomen'ny namana maro koa any raha toa ka miangona sabotsy hianao .Tsy ny fiangonana sabotsy na alahady no mahavonjy na tsia fa isika tonga midera Azy ary tsy ny Sabotsy na Alahahady ihany fa isan'andro vao miposaka ny masoandro,vao mihiratra ny masontsika.

fa raha resaka sabata dia i kristy no Sabata
Izy no natao solon'ny zanak'ondry tsy misy kilema, ary mbola Izy ihany koa no nampianatra ny hoe tsy misy fady intsony ny sakafo rehetra na inona izany na inona raha arahina amin'ny fisaorana
dia alefaso aty ny pork chop endasiko .mety tsy mihinana firy aho fa mankarary ny mihinana hena be loatra ,raha izay dia fahasalamako indray no tsinjoviko fa tsy hoe tsy ho tonga any an-danitra raha mihinana na tsy mihinana.. (ariana any amin'ny wc daholo ny sakafo izay tsy mandeha ao anatin'ny vatan-tsika) fa ny fo izay mivavaka na manompa ny anaran'Atra no mikaonty ..ao anaty baiboly avokoa ireo a

[quote] (ni jiosy dia miatandrina io nohatramin izao isika miteny izao ari jesosy kristy koa de jiosy ahoan ary no tokony ho izy ???? °)

tsy azoko ny tianao ho tenenina ? ireo voazavako eo ambony ireo ny hevitro :arrow: hatramin'izao dia mbola mitady na miandry an'ilay messiah foana ry zareo Jiosy
fa ny zava-dehibe dia toy ny olona nivavaka tamin'atra hafa dia efa maro no nivadika ho kristiana ( jew for Jesus) ohatra fa mbola misy maro koa .Mino an'i kristy ny fisiany ry zareo =D ary mametraka azy ho mpaminany .Mazava ho azy ho an'i kristiana izany fa tena nisy ilay kristy .Fa tsy mino fotsiny ny jiosy ho zanak'Atra izy,tsy atao ahagaga fa misy koa aza milaza ho kristiana tsy mino azy ho Atra fa hoe zanak'Atra fotsiny (temoin de Jehovah)


.Dia ireo voalazako eo ambony ireo no mety hitranga .Mila mamaky ny baiboly ao amin'ny Apok isika fa ao daholo ny tantara rehetra.
Ny mpaminany no efa nampiasain'Atra hatrany amboalohany :hatramin'ny nahaterahan'ilay Messiah ka hatramin'ny nahafatesany dia mbola mitohy koa izany fa ho avy Izy haka ny olona (ireo izay rehetra mino ny Anarany ihany an ) vakio ny 1 Tes 4:16-17
izay no mba fantatro


(l) niryna
3. xxx ( 04/10/2008 16:35)
Refa tsy manana paps ho israelita defa jentlisa zany e , ary ra vo tafiditra any andanitra any ka tsy manana ny akanjo @ fapakarambadin'ny zanak'ondry defa klandy zany
4. pissoa ( 05/10/2008 14:09)
klandy =)) =)) =))
5. fahamarinana ( 05/10/2008 14:11)
:arrow: :-D iny koa no tsy voahevitro.. (l)
6. niryna ( 05/10/2008 21:21)
xxx:

Refa tsy manana paps ho israelita defa jentlisa zany e , ary ra vo tafiditra any andanitra any ka tsy manana ny akanjo @ fapakarambadin'ny zanak'ondry defa klandy zany

in'na izany paps izany ? na jentilisa na Jiosy ihany ka ary efa niteny izy fa mbola manana ondry maro izay tsy ao anatin'ny vala ihany koa izy ary dia ho angoniny avokoa izany ondry izany.
Toa tsy ho hisy klandy izany any ka,
Tsy misy rano matimaty fa na mangatsiaka na mafana hoy izy miresaka ny fiangonana fito ao amin'ny Apo.
Ataoko ho toa izao ary ny fanazavana e

miaraka an'Atra ......................Isika.........................manalavitra ATra

na isika miaraka amin'Atra na isika miala aminy dia manalavitra Azy

Anjarantsika no misafidy fa tsy afaka ny hivavaka Aminy dia mivavaka ny zavatra hafa koa ....... Iray ihany no safidy

toy ny ety an-tany hoe mi-klandy dia enjehina sy mijaly ary mitebiteby ? Ety an-tany ihany ireo no mety hijaly ary mety ho ela mety ho vetivety fa ny olona manana an'i kristy dia ho sambatra mandrakizay

ireo izay ataonao hoe klandy izany eto dia ireo izay tsy miaraka Aminy..?.
Tsy ho tonga any velively mihitsy raha tsy manana na tsy misy connection amin'ny Zanany ,ka rehefa mino ny anaran'ny Zanany dia efa mahazo citizen na ,citoyen any an-danitra avokoa ,mahazo tombokase sy voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana =D
7. ikaretsaka ( 05/10/2008 23:25)
baiboly inona aloha no tianao hitondrana azy

ny jentilisa dia avy amin'ny teny Latinina ao anaty Vulgate hoe Gentilis

Naka ny dikanteny Latinina ry KJV (king james version) sy ny baiboly prot gasy teto satria t@ iznay fotoana izany tsary tao anaty teny angalisy ny teny Hebrio hoe Goy sy ny teny Grika he Ethno na ethnee (etthnicite)

Raha ara baiboly sy ara tantara dia azo lazaina tsotra hoe ireo tsy Isarelites (tsy ao anaty foko 12n'i Davida) no natao hoe Jentilisa

tsara homarihina fa talohan'ny Kristianisma dia azo ataon'ny Jentilisa natao ny no miditra israelites rehefa foraina izy sy manaiky manaraka ny finoana Jodaisma izy ka naharonga an'i Md Paoly (zay tsy nifora) somary tafitohina t@ ireo ka nahatonga azy niteny le hoe "alika" (Jereo ny Filipianina tokko faha 3) na mpanapaka nofo....

amin'ny Mormons indray io dia misy dikany hafa izay somary mifamahofaho be... eo am-pandinihina sy am-pikarohana an'io koa moa ny tenanay izao fa holazaiko eo ihany
8. zoupi ( 06/10/2008 06:40)
manaoana oh.araka ny fahalalako aloa d reo izay tsy ao anaty ny firenena jody no jentily.fa refa tonga kosa ny kristianina d ireo zay ts ao anaty vala no jentily.mikasika ny sabata ndray.ny testamenta taloha sy ny testamenta vaovao d mitohy fa ts mifanohitra e.noho zay d tsy oe diso akory ireo mivavaka aminny sabata fa raha tonga tety an tany i Kristy d nilaza hoe ny zanak olona no tompon ny sabata d ny fototry ny finona ny kristianina nefa d Izy nitsangako velona,ny andro voalohany amin ny ernadro no nitsanganany tamin ny maty ka noho izany rariny raha atao alahady ny andro ny tompo.mikasika l didy Atra ndray d voafehy ao amin ny testament vaovao ny didy rehetra izany hoe ny didy mpitiavana izany E
9. coopsal ( 06/10/2008 18:10)
harry5:
Afaka manazava ve nareo hoe iza reto jentisa voalaza ao anati baiboly ireto isika ve ??

==> (ireto misy andinin-tSoratra Masina :
Matio 18:15-18 - Matio 6 5-8

harry5:
ary ni zanak israely ,de aza hadino ny toko sy andininy mazazava ,

==> Ny zanak'Israely dia ireo nofidian' Andriamanitra ho zanaNy, ireo rehetra mino ny Zanaka Lahitokan' Andriamanitra
Romana 4:16 - IJaona 5:1

harry5:
ary ny didifolo ve mbola miatra ary tokony ho respectena à la lettra ,raha tsy...de ahona ???

==> Ny didy folo : hatr@izao, izay mijangajanga dia mbola mandika ny hoe "aza mijangajanga", izay mangalatra dia mbola mandika ny hoe "aza mangalatra", izay tsy manamasina sabata dia mbola mandika ny hoe "manajà ny ny andro sabata hanamasinana azy"...[Eksodosy 20]
Izay tezitra @ rahalahiny dia mitovy @ mamono olona
Izay mijery vehivavy ka manana filàna fijangajangana aminy dia mijangajanga
(noho izany, izay vehivavy manao fihetsika, fiteny, fitafy, ... sns manaitra ka mahatonga ny lehilahy hijangajanga am-po dia meloka mampijangajanga ny lehilahy maro) [Matio 5]

Hoy Kristy,
- "tsy tonga aho handrava ny Lalàna sy ny Mpaminany, fa tonga hanatanteraka." [Matio 5: 17]
- "ianareo izay miasa fatratra sy mavesatra entana, mankanesa aty amiko, fa izaho hanome anareo fitsaharana"[Matio 11: 28]
----> Tsy tanterak'olombelona ny Lalàna, tonga Kristy nanatanteraka. Ka ianareo miasa @ Lalàna (Mosesy), kanefa mivesatra fahotana foana, mankanesa @ Kristy fa Izy no manatanteraka ny Lalàna rehetra ho anareo, fa ianareo homeny zioga (Didy) maivana.
- "Tsy hisy ho foana ambara-pahatanterak'izy rehetra" [Matio 5: 18]
----> rehefa niteny Jesosy teo @ hazo fijaliana hoe : "vita"[Jaona 19: 30], dia tanteraka izy rehetra.
10. xxx ( 06/10/2008 18:13)
Mba lazao kely hoe ry zoupi ny nitsanganan'i Jesosy t@ andro voalohany zany azafady na ny andro nahafatesany ihany koa raha tsy mahadiso , nyrina a mba ampishoy oe zany papsa nao zany :lol:
11. fijo ( 07/10/2008 21:16)
ie ve tsy hevitra taloha be e,efa misy fihovana ny heviny io raha izao fotoana izao no handikana azy."hevitro io,fa asa"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4097