Fivavahana, finoana

ni81 ( 12/09/2008 16:18)
Maro amin'ny olona ato @ fivavahana sy finoana no tsy mba mamaly dinika, manome torohevitra mba hampahery ireo izay [i]manana olana ka mila fanampiana[/i] ao amin'ny lohahevitra hafa. Sa ianareo manke... tohiny
novalian'i Noue ny 13/09/2008 06:23
simplex ( 10/09/2008 14:43)
Rehefa inona no azo lazaina hoe mpivady ny olona 2 eo @ finoana iray? (na tsy mpino koa aza) * mpisipa? * vadibe, concubinage ? * voadiondry, fiancailles, engagement? * soratra, mariazy civile... tohiny
novalian'i prime ny 23/09/2008 07:55
niryna ( 09/09/2008 16:42)
Matetika isika dia mitady porofo foana vao mino ny fisian'ilay Atra izay hinoan'ny kristiana (Andriamanitr'Israely) izay nipoiran'ilay Mpamonjy dia i kristy izany. [b]Hoy Jesosy taminy:[u] Izay ela i... tohiny
novalian'i niryna ny 03/10/2008 22:12
rakaroka ( 06/09/2008 15:53)
Rehefa mirona @ vola loatra : dia antsoina hoe mivavaka @ vola! Misy rangahy mizara dépliant maimaipoana na tsy mis'interesse izany aza ny mpandalo..... Nisy silamo namelatra 'tapis dia nandohalika... tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/10/2008 14:59
niryna ( 04/09/2008 17:35)
Ny fahitana ,tsindrimandry,nofy ary ny feo dia voalaza ao anatin'ny soratra masina.Fomba anehoan'Atra ny olona amin'ny zavatra mety hiseho ,na hiraka ampanaoviny azy sns . Nisy olona nijoro vavolom... tohiny
novalian'i niryna ny 17/09/2008 17:29
sitraka1 ( 02/09/2008 16:04)
Manahoana daholo e, Mba adikao @ teny frantsay ange ry zareo zay mahay teny italiana ty vavaka ity a: " O gloriosa Santa Rita che fosti prodigiosamente partecipe della intensissima passione di Nos... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:01
nofinofy ( 02/09/2008 15:34)
Nisy vaovao androany (02 septembre 2008) tamin’ny gazety MADAGASCAR TRIBUNE, fa nisy MASERA tratra nifrôdy. Tsy tokony hisy intsony ny fifanenjehana na ny fifanaratsiana ato anatin’ity site ity... tohiny
bor2lais ( 01/09/2008 12:38)
Tsy fantatro na efa nandeha teto na tsia ity lohateny ity, fa nanintona ahy tao anatin\'ireo lohateny maro natsidiky \"Ikaretsaka\" ho antsika Kristiana izy ity : \"Inona no fandraisantsika (Krist... tohiny
novalian'i coopsal ny 07/11/2008 13:13
niryna ( 01/09/2008 02:26)
Mahafinaritra ery ny mihaino ny tonony,mazoto e. E izany fanirian'ny olona mba te ho diovina sy ho tempolin'i Jesosy ary mba ho sakaizaNy mandrakizay doria. Mino aho fa maniry ny ho toy izany hianao... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:09
naughtyboy ( 31/08/2008 13:32)
"this little light of mine.."fomba arajavakanto entina manambara ny vaovao mahafaly @ hafa nahafinaritra ahy ka mba zaraiko etohttp://www.youtube.com/watch?v=T3rn6eZKj0U&feature=related# de ankafizo t... tohiny
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:21
prime ( 29/08/2008 11:00)
[i]"Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina."[/i] [b]Jaona 8:12[/b] ... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2008 09:32
badboy ( 28/08/2008 21:58)
Inona moa ity antsoina hoe natao ao anatin'ny maizina??? Ilay natao nandritra ny fotoana tsy nisian'ny jiro ve? Ka raha izay dia mpilalao anaty maizina daholo izany na ny rehetra na ny mpivady aza... tohiny
novalian'i niryna ny 16/09/2008 17:25
fijo ( 28/08/2008 04:49)
Sambava Pasitera nahabevohoka ny zanany Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny faritr’i Sambava no niseho ity zavatra mamoafady ity fotoana elaela lasa izay. Ingahy pasitera ihany no nahabevo... tohiny
novalian'i fijo ny 05/09/2008 20:06
nathie86 ( 27/08/2008 13:14)
Voalaza ao @ bokin'ny Tantara, " Sy Hiday avy any @ lohasahandriakan'ny [color=red]Gasy[/color] ahoana no fahitanareo azy, taranak'i Davida marina v ny gasy? ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/09/2008 21:58
niryna ( 26/08/2008 17:04)
Raha sendra nihaino ity mpitandrina aho androany dia nanazava izy fa rehefa manomboka manaiky ho tantan'i kristy ny fiainantsika dia mahita ny zavatra mety sy tsy mety isika noho ilay fanahy masina mi... tohiny
novalian'i niryna ny 09/09/2008 16:35
simplex ( 25/08/2008 21:49)
ahoana ihany ny fandehan'ilay secta an'la iny fa toa misy secta vaovao vao mitsangana atsy ambany tsinanana atsy :^) sao dia mba mila ovaina ny komity foibe kle :P mety hirotsaka visy pre... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2008 21:20
niryna ( 25/08/2008 17:14)
Inona no mahasamihafa ny atao hoe Religion sy ny Salvation na (Famonjena) ? misaotra betsaka (l) niryna ... tohiny
novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:09
imbatake ( 25/08/2008 02:20)
ra ny testamenta talo neni jiosy ny vaovao neni kristianina ny coran neni islam aiza no arahina? moa ve mohamed no mpaminany farany? moa ve jesoa? moa ve le mbola andrasan ny jiosy? tompoko, ah... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:10
badboy ( 24/08/2008 19:55)
Hita izao fa maro ny mpisera mahay mitoriteny ary maro ireo disciple sy mpanohana azireo!! Koa mba hahamoramora ny fiainany dia raisiko ny andraikitra @ fangatahana aminareo mpiandraikitra ny serasera... tohiny
novalian'i fijo ny 28/08/2008 20:20
todisoa2 ( 23/08/2008 08:28)
Ny tsi-fahaizana ny tantaran’ny fiangonana matetika dia tena mampivaona ny resaka ataontsika, ary toa mampihomehy ny mamaky ny dinika rehefa mivoaky ny tenin’Andriamanitra, ny context nisy taminâ€... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9821