misy gospel music mba nohenoiko nafinaritra ho zaraiko ito..

1. naughtyboy ( 31/08/2008 13:32)
"this little light of mine.."fomba arajavakanto entina manambara ny vaovao mahafaly @ hafa nahafinaritra ahy ka mba zaraiko etohttp://www.youtube.com/watch?v=T3rn6eZKj0U&feature=related# de ankafizo tompoko..
novalian'i xxx ny 12/09/2008 05:21
2. naughtyboy ( 31/08/2008 13:34)
http://www.youtube.com/watch?v=T3rn6eZKj0U&feature=related#
tratrany io foana za isaky ny mandefa horonantsary am :-D ,efa misokatra
3. fahamarinana ( 31/08/2008 16:56)
:arrow: misaotra e,miditra kokoa tokoa ny hira indrindra raha mankafy mozika zay... :) (l)
4. niryna ( 01/09/2008 02:25)
naughtyboy:

"this little light of mine.."fomba arajavakanto entina manambara ny vaovao mahafaly @ hafa nahafinaritra ahy ka mba zaraiko etohttp://www.youtube.com/watch?v=T3rn6eZKj0U&feature=related# de ankafizo tompoko..


misaotra naughtyboy a nizara a
zaraina izay jiro kely anantsika dia ny finoana an'i Kristy izany,Izy no nanome izany jiro ,fahazavana ho anao ,ho ahy sy ny manodidina antsika izany.
(l) niryna
5. naughtyboy ( 01/09/2008 09:35)
tsisy isaorana fa Ilay fahazavana mitsilo antsika no isaorana..
6. naughtyboy ( 05/09/2008 18:20)
misy hafa ihany ko ,zay ahitana an'i destiny child mpihira nalaza @ teo aloha niainga t@ reny tsy manadino ny fotompinoanyhttp://fr.youtube.com/watch?v=SDsqNl37mLk za naokana de maporisika ahy tsy hanadino an'Andriamanitra.. :D
7. fahamarinana ( 05/09/2008 18:28)
:arrow: naughty rangaha isaky ny mametraka jereo eto dia ohatrany mananihany zany... :) (l)
8. naughtyboy ( 05/09/2008 18:31)
na koahttp://fr.youtube.com/watch?v=cjsz6fRnsDc..
9. fahamarinana ( 05/09/2008 18:33)
:arrow: tena mbola tsary mety sa ny ordi-ko koa no manondrana va... :( (l)
10. ikaretsaka ( 05/09/2008 18:35)
http://fr.youtube.com/watch?v=L_h9eQ15CIs

ry faha an
11. fahamarinana ( 05/09/2008 18:40)
:arrow: misaotra ika,tena tsy voasokatry ny ordi-ko hono no soratra ao fa mila programme asa aia koa..
Ary tsara be ilay rythme,noheveriko gasy aloha,sa sudaf ...tsara kah,zà moa tsy mahay ity nglisi-nglisy ity fa ilay titre sy ny feony dia efa tiako.. :) (l)
12. naughtyboy ( 05/09/2008 21:45)
m'si. ika :D
misy hira ny protestant zay @ teny gasy mitovy @ io @ I surrender all.." fa tsy tadidiko asa iza no mahay :roll: sotra mialoha o. :D
13. naughtyboy ( 06/09/2008 11:26)
o.k fahamarinana,http://fr.youtube.com/watch?v=SDsqNl37mLk asa na io na ahoana,http://fr.youtube.com/watch?v=cjsz6fRnsDc..
ika > otrany safa(S.A) ny tempo le hira tsara,fa le hafatra fa tsy le lazainy no tsy azoko,misy oe I saw God the other day ,He loks like you ,He looks like me.. :roll:
14. naughtyboy ( 06/09/2008 11:27)
de tsy haiko re ry fahama fa tsy mety mivoaka :?
15. xxx ( 12/09/2008 05:21)
fahamarinana:

:arrow: naughty rangaha isaky ny mametraka jereo eto dia ohatrany mananihany zany... :) (l)



:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0924