Komondry sy rotaka bé
1. menalamba
(
09/11/2008 18:56)
Kaika mahay komondry bé tahaka izao koa ny pretra :/ hon ... :°) http://fr.youtube.com/watch?v=Z8g1YFIBX1Y
novalian'i fijo ny 11/11/2008 22:30
3. menalamba
(
09/11/2008 19:03)
Tsy haiko re ray olona ny manao azy fa ampio aho an ;tsss tena mandreraka :lol:
6. hery
(
09/11/2008 23:27)
menalamba> tsy hitanareo hoe mahery ihany ve ilay fivavahana? lol
Toa tsy mety tafiditra mantsy ilay lien...
Toa tsy mety tafiditra mantsy ilay lien...
7. ikaretsaka
(
10/11/2008 00:35)
tsy mety mande tokoa aloha ilay link entre pa...
fa izaho tokoa mahalala mompera mpanao karate sy kung fu ka....
ary tena manidina mihitsy izany fa tandremo :wink:
fa izaho tokoa mahalala mompera mpanao karate sy kung fu ka....
ary tena manidina mihitsy izany fa tandremo :wink:
8. rabilabila
(
10/11/2008 08:30)
tsy hitanareo hoe mahery ihany ve ilay fivavahana?
Ny tena izy angamba dia "matanjaka" ny fivavahana ,ka afaka manao pression any @ serveur mba tsy hisehoan'ny sarimihetsika :)
Faits:
Ilay komondry be dia niseho tao Jerosalema ( St sépulture) izay toerana kely dia kely hifampizaran'ireo "chapelles" kristianina maro : orthodoxe grika ,armeniana, katolika...........
Tsy fantatra izay niatombohan'ny "rotaka" sy ny totohondry ary ny daka sy ny boxe fa dia raikitra aloha ilay izy ary niantsoana polisy maro mihitsy hanasaraka ireto mpitondra fivavahana kristianina nifanjevo tao.
Voamarika fa tsy vao indray mandeha no niseho ny tarehin-javatra toa izany fa matetika dia matetika , ary araky ny filazan'ireo spesialista dia nohon'ny violence-n'ny rombo dia matahotra ryzareo hoe indray andro any hisy ny "meurtre au st sépulture", satria misy fifankahalàna mazana be entre-njareo ka na seza diso petraka ,na sendra olona diso pilopitra aza dia mitarika rombo ; izay no filazan'ireo spesialistes ka dia...............................................
9. sakaizakely
(
10/11/2008 08:30)
efa oe mpitory fivavahana oà modely fakantahaka fa tsisy manao boksa zany
http://tf1.lci.fr/infos/monde/moyen-orient/0,,4151891,00-pugilat-au-saint-sepulcre-.html
mivoaka tsara tsy mivoaka bof
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
http://tf1.lci.fr/infos/monde/moyen-orient/0,,4151891,00-pugilat-au-saint-sepulcre-.html
mivoaka tsara tsy mivoaka bof
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. rabingogilabanga
(
10/11/2008 11:57)
rabilabila:
Voamarika fa tsy vao indray mandeha no niseho ny tarehin-javatra toa izany fa matetika dia matetika , ary...
1) Marina tokoa izany, fa na i petera, lazaina fa rain'ny eglizy aza , ary namana anakaiky an'ni kristy dia nanangan-tsandry, saingy hoy i kristy
"Simon Pierre, qui portait un glaive, dégaina et frappa le serviteur du grand prêtre auquel il trancha l'oreille droite; le nom de ce serviteur était Malchus. Mais Jésus dit à Pierre:" Remets ton épée à sa place, car tous ceux qui prennent l'épée périront par l'épée. Penses-tu que je ne puisse faire appel à mon Père, qui mettrait aussitôt à ma disposition plus de douze légions d'anges? Mais comment s'accompliraient alors les écritures selon lesquelles il faut qu'il en soit ainsi?" ( Matthieu 26. 51 à 55)
2)donc ny hoe kristianina, dia i kristy no modeliny, fa tsy ny pretra , na i pierra, na i pape, na i billy graham:
3)ny zavatra toy izao dia mampalahelo, sady mahavaky fo tokoa, saingy ny tena kristianina dia zavatra telo no ilaina aminy:
a)izay tia ahy dia izay ataoko no hataony koa, hoy i kristy(jaona 14:12)
b)Tu aimeras le Seigneur, ton Dieu, de tout ton coeur, de toute ton âme, et de toute ta pensée(matthieu 22:37)
c)Et voici le second, qui lui est semblable : Tu aimeras ton prochain comme toi-même(matthieu 22:39)
fehiny: ka na i piera io, na i pape, na i pasitera, possible mety hahafaty olona ireo, fa tsy ireo akory no modely, tsy mila manaraka ny ataon'ireo akory isika, ny modely dia ilay tsy namaly, tsy nikasi-tanana, na niady raha nosamborina sy nofantsihina teo @ hazo fijaliana
12. isangojy
(
10/11/2008 13:20)
Tadidio fa ny kristianina dia mora tsaraina n izao tontolo izao satria tsy mba fiainany andavan andro zany kanefa reefa Krsity kosa no manadio azy de tsy manakotenenina io satana io, ny mahasamy hafa azy koa dia ny Kristianina mahalala mibebaka raha sendra nanota izy, fa ny zao tontolo izao, efa fiainany zany ary tsy hainy ny mifona @ fahotana nataony
13. ikaretsaka
(
10/11/2008 18:58)
sakaizakely:
efa oe mpitory fivavahana oà modely fakantahaka fa tsisy manao boksa zany
http://tf1.lci.fr/infos/monde/moyen-orient/0,,4151891,00-pugilat-au-saint-sepulcre-.html
mivoaka tsara tsy mivoaka bof
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
tssss jerosalema ve...... bof
14. menalamba
(
10/11/2008 20:09)
Nisy vaky tétamaso mintsy vé nama ...Ary ny lakiléam-piangonana aza hono ampitazomina fianakaviana silamo roa mba tsy hisian'ny korontana...
Dé mba ahoana hoy ireo mpino tarihin'ireto piretra izao rehefa tonga any am-piangonana ry zareo é??? " misy hiteny ve hoe ;tena dadany kosa ny namangosan'i mômpoéra ny mason'ilay iray an",dia iny ingahy rainy fa hiedinedina eran'ny pilipitra fa mahay miady ....Very zé rakitra sakàaaa... :°) :^)
Dé mba ahoana hoy ireo mpino tarihin'ireto piretra izao rehefa tonga any am-piangonana ry zareo é??? " misy hiteny ve hoe ;tena dadany kosa ny namangosan'i mômpoéra ny mason'ilay iray an",dia iny ingahy rainy fa hiedinedina eran'ny pilipitra fa mahay miady ....Very zé rakitra sakàaaa... :°) :^)
16. fijo
(
10/11/2008 22:26)
de ahoana izao hoy rajesoa amin'io le????
isika ihany wa ry rabila no ahazo io fanjakana mandrakizay io ny hiafarany,fa ireto sasany toa hanimba seza fotsiny ko.
isika ihany wa ry rabila no ahazo io fanjakana mandrakizay io ny hiafarany,fa ireto sasany toa hanimba seza fotsiny ko.
17. rakapy
(
10/11/2008 23:22)
Mahamenatra tokoa ^^ ^^ ^^ ^^ Asa izay angaha no nampianarina azy ireo. Miadiva fa izay mahery mahazo ny fanjakan'ny lalitra :-D :-D :-D hoy ny baiboliny
18. ikaretsaka
(
10/11/2008 23:36)
tsary misy bizinesin-drazezo @ io ko! fa rehefa dinihina dia io kozin'i rakapy io no marina hoe maidiva fa izay mahery no mahazo ny fanjakan'ny lanitra..
dia misy manao ilay izy ara baliteny tokotry
dia misy manao ilay izy ara baliteny tokotry
19. menalamba
(
11/11/2008 07:26)
Mino aho fa ompa sy teny ratsy rarak'ompana izao nandeha daholo tao am-piangonana t@ io ... :oops: :oops:
20. rakapy
(
11/11/2008 18:22)
Maty asina ilay fiangonana kle!!! Ilay epi- bar kely ary Akililoaka ary aza toa mbola misy asiny amin'izao :-D :-D :-D
