Komondry sy rotaka bé

21. fijo ( 11/11/2008 22:10)
ny tena mampiomehy anie momba io resaka io,de nomena ny silamo no mitana ilay lakile mba tsy hisian'ny ady ny farany e.Mba dinio anie ry zalahy e,lakile ny fiangonana kristianina de silamo no mitana azy.milay an,nefa lazain'ny sasany fa izay tsy mitovy finoana aminy dia very tsy hita tabilao.
maty aho zezokely
22. rakapy ( 11/11/2008 22:22)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. rabilabila ( 11/11/2008 22:23)
Eto 'zany lé hoe "very lakile very e!!!" :-D :-D :-D :-D
24. fijo ( 11/11/2008 22:30)
tena kozy,fa mba asio fandinihana kely ry zalahy mpitoriteny eto,fa na ny lakile ny tranonareo aza olona very tabilao no mitana azy fa ianareo tsy mifampatoky.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0067