Intolerance : misy mangalatra

1. pissoa ( 14/07/2008 20:55)
Hono hoa,

Azo atao ve ny mitory na miresaka Andriamanitra ?

Anton'ny fanontaniana : mahatsikaritra intolerance aho amin'ny olona sasantsasany manoloana ny resaka Andriamanitra sy Finoana. Fahiny nefa dia noheveriko hoe fananana manokan'ny mpino ny intolerance (izay aloha ny fahalalana mba isan'ny azoko teto :-P ).

:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i prime ny 12/08/2008 14:57
2. Rasiligaoma ( 14/07/2008 21:20)
intolerance sa refus de coexistence?
3. Noue ( 14/07/2008 22:10)
pissoa:


Azo atao ve ny mitory na miresaka Andriamanitra ?

Anton'ny fanontaniana : mahatsikaritra intolerance aho amin'ny olona sasantsasany manoloana ny resaka Andriamanitra sy Finoana. Fahiny nefa dia noheveriko hoe fananana manokan'ny mpino ny intolerance (izay aloha ny fahalalana mba isan'ny azoko teto :-P ).
indrisy ...zany izy hoe "fahiny" zany !

efa niova be daholo ny toetsain'ny olona ankehitriny ! indrindra fa raha vao resaka finoana .

samy manana ny finoany tokoa ka hany ka samy miziriziry @ny azy .

Fa inona marina aloha no atao hoe "intolerance" ?


4. Rasiligaoma ( 14/07/2008 22:12)
raha izany "fahiny" izany foana no anembonembohina..naninona tsy nijanona tany ianao?

ny fanamboarana azy no vahaolana fa tsy ny fahatsiarovana azy: ny lasa tsy miverina manko
5. prime ( 15/07/2008 10:26)
Mitaky fandinihan-tena kosa Rasily no tiany ahatongavana fa tsy fanembonana ny fahiny loatra a... sa diso izany?
6. pissoa ( 15/07/2008 12:06)
Prime : marina :-D :-D :-D
7. Rasiligaoma ( 15/07/2008 12:14)
ilay fiteniny azy hoe "eeeee ilay fahiny" hafahafa ihany (i noue no lazaiko eto)
8. rakaroka ( 15/07/2008 16:19)
:?: :?: :roll: Tsy azoko loatra ny "sujet"
hoe "intolérance" misy mangalatra :?: :?: :?:
Fa angaha misy notolorana izany manokana taloha? Dia de quelle manière sy
oviana sy taiza sy ahoana sy ahoana fa tsy arako azafady! :roll: :?: :?:
9. fijo ( 15/07/2008 20:47)
jereo ny lasa hitsinjovana ny hoavy hoy ny razantsika .
io tsy misy hoe ity toetra ity dia voatokan ahoan'iry,fa samy manana daholo ny rehetra.na le tsara io na le ratsy.dia eo le mila mijery tena
10. rakaroka ( 15/07/2008 21:25)
Dia inn ny ifandraisan'ilay toetra @ hoe miresaka an'Atra :?: Hoe ny tsara toetra ihany ve no tokony hiresaka Azy sa ahoana?
11. fijo ( 17/07/2008 20:17)
de asa aloha
12. pissoa ( 17/07/2008 21:31)
:-D :-D :-D :-D :-D

Hi hi - tsy dia misy milaza na "somary milaza" hoe ny tsara toetra ihany no tokony hiresaka an'Andriamanitra kosa e .

Ny nolazaina dia hoe mahatsikaritra intolerance manoloana ny mpino (read : mahatsikaritra fa toa misy tsy mpino tsy manana tolerance mihitsy rehefa miresaka Andriamanitra) !

Araka ny efa nolazain'i Prime dia fandinihana - na fanairana - no tiana hahatongavana. (Izay koa angamba no nahatonga ahy tsy dia namaly teo no eo hatrany )
13. Rasiligaoma ( 18/07/2008 03:21)
afaka azavazavaina misimisy kokoa tokoa ve aloha ilay izy ry pissoa (raha misy ohatra entina maneho ilay hevitra dia tena mainka tsara)
14. pissoa ( 18/07/2008 17:13)
Ilay inona no mbola tsy azonao ? :-D :-D :-D
15. Rasiligaoma ( 18/07/2008 18:07)
pissoa:

Ilay inona no mbola tsy azonao ? :-D :-D :-D


afaka asiana ohatra ve
16. pissoa ( 18/07/2008 18:28)
Ka inona hoe le tsy azonao ka ilanao ohatra koa ! Wadray :-D :-D :-D :-D :-D
17. fijo ( 18/07/2008 21:04)
le ohatra eeee
18. pissoa ( 18/07/2008 22:30)
Za ange manontany e ! Inona no tsy azo ka mila ohatra ? :-D :-D :-D :-D :-D
19. Rasiligaoma ( 18/07/2008 23:10)
hoy i pissoa hoe mahatsikaritra "intolerance" ianao:
dia omeo ohatra hoe hijerena izany intolerance tsikaritrao izany koa
20. pissoa ( 19/07/2008 18:32)
Hay ve tsy hoe misy tsy azo fa tiana ho tsikaritra fotsiny ilay tsikaritro e !

Kaloha rehefa tapa-kevitra hanonona ps aho (tsy voatery serasera).

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2411