Intolerance : misy mangalatra
21. Rasiligaoma
(
19/07/2008 18:42)
ohatra izao i pissoa "nahatsikaritra" fa nisy nangalatra tao aminareo dia mba hazavain'i pissoa hoe satria vaky ohatra ny varavarana!! dia tsy ao ohatra ireto entana ireto (dia tanisain'i pissoa avokoa ireo entana very)! dia azo antoka tokoa fa nisy nangalatra tao
raha "mahatsikaritra" intolerance i pissoa dia maninona no tsy hain'i pissoa ny manazava azy hoe satria izao avy no nitranga (dia lazaina ) ka nahatonga an'i pissoa niteny an'io
izay ilay tadiavina anie

24. Rasiligaoma
(
19/07/2008 21:31)
andrasako e ( tsy voatery amin'ny kendry tohana fa aza matahotra)
26. rakaroka
(
23/07/2008 19:40)
Fihevitro , raha ny marina saro-pady mihitsy ny resaka mikasika Andriamanitra.
Ary TSIPIHAKO eto fa "interessant" ny exploitn'ny sujet" nentin'i Pissoa ity !
Asa na efa na miha - azoko ny tian'i Pissoa ambara ohatra hoe: mahasarotiny ireo mpivavaka taloha ny Andriamaniny donk izay 'ngamba no nanesika azy ireny ho "intolérant" mikasika an'Andriamaniny?...
Dia izay fijery izay a, nitoetra fony aho tany Dago, fa nony tonga eto @ misy ahy eto aho, ary nony niteraka vao remise en question avokoa ny zava-drehetra noho ireo zanako. Dia nentina normal tahaka ny fombam-pijerintsika tany @ Eglisy izy ireo, ary nalefako sekoly alahady araka ny nitaizana izany e. Fa izao :-w :-w :-w Nahay loatra angamba ilay mpampianatra sekoly alahady nanesika ity antsoina hoe "Dieu" tao an-dohany fa tapitra nanontany mikasika "Dieu" daholo izao olona nifanenany rehetra izao, hatrany am-pianarana izay misy karazam-pinoana isan-karazany, dia farany no-convoqué-na aho hoe :"il n'arrive pa à concentré votre fils madame à cause de Dieu. Dia najaniko mihitsy aloha ny fiangonana hiverenan'ny concentration-ny iatrehany ny fianarany tahaka ny rehetra.
Ohatra iray izay!
Faharoa, misy finoana maro samy manana ny fiheverany an'Atra ary samy mitana ny heviny, ary samy manana ny fombany. Dia hifandresy lahatra ve?..
Ary misy manana fomba "barbare" mitaha amin'ny hafa. Asa izay no antsoina hoe "intolérance" eto. Fa dia fahasarotam-piaro sahala amin'ny hafa amin'ny endriny iray izany!

27. fijo
(
23/07/2008 20:55)
ka mety nampitahorina izy tamin'ilay resaka dia izay no mahatonga azy hanontany olona foana.
28. pissoa
(
23/07/2008 21:00)
Rakaroka : tsy ny intolerance amin'ny mpino no natsidiko fa ny mety hisian'ny intolerance amin'ny tsy mpino koa.
30. rakaroka
(
23/07/2008 21:54)
pissoa:
Rakaroka : tsy ny intolerance amin'ny mpino no natsidiko fa ny mety hisian'ny intolerance amin'ny tsy mpino koa.
Satria i Pissoa niteny t@ voalohany hoe ny mpino no nanana "intolérance" aloha. Donk fihevitro sesik'ilay hasarotam-piaro amin'ilay finoany an'Atra.
Ny antsoinao hoe tsy mpino: manana ny "conception"-inoany koa izy ary défendé-vany à sa manièr koa ny "conviction". Ka ilay confirmation de personnalité de chacun dia efa nisy foana na ho an'ny mpino na tsia fa mety
no-amplifié-ny angamba ny réactionn'ny antsoina ho tsy mpino hanamafisana ny "NON" eo amin'ny zavatra tsy inoany!
31. rakaroka
(
23/07/2008 22:00)
Azafady fa tapaka ny teny...
Misy zavatra tsy inoany anefa mbola "rabaché-na" asesika fahatany!
Donk mila mitandrina indrindra koa ny mpitory amin'izay fotoana.
xmpl concret : ny henjika famonoana kristiana mihitsy etsy sy eroa.
Ary tena marina ity fa nisy mpitory mpankaty an-trano aza , tsy nankaty intsony rizareo noho ny tahotra ny hnjehin'ny tsy mitovy firehana! Ary tsapako hoe "fahendrena" no nataony!
Izay mila mitandrina amin'ny fomba firesahana an'Andriamanitra satria tsy mitovy ny conception!

35. niryna
(
03/08/2008 04:14)
pissoa:
Ka inona hoe le tsy azonao ka ilanao ohatra koa ! Wadray :-D :-D :-D :-D :-D
=))
afaka miresaka an'Atra isika ka amin'izay fotoana tianao iresahana azy indrindra raha mangetaheta te ahalala ilay olona tsy mpino ohatra ka manontany hoe ary hianao woa toa falifaly lava e,misy toetra hafa mihitsy mantsy tazana eny amin'ny endriky ny olona na fifaliana na fahoriana na fahatezerana na fikonjokonjoina ohatra ary ny fahitan'ny olona an'ireo (tsy mitsara akory fa hita eny an)dia maha tonga azy ireo ho velom-panontaniana dia eo amin'izay pissoa no afaka mizara ny fitiavan'Atra aminao sy mijoro vavolombelona.Misy tonga dia miaky na mino ary misy mandalina dia miova koa ny toetrany ary dia mangetaheta izy dia ampiana amin'izay.Mety manazava azy ve io pissoa ?
:-*
36. prime
(
05/08/2008 07:36)
Izaho aloha dia mahazo tsara ny tian'i pissoa ambara...
pissoa> Misaotra amin'ny lohahevitra...
niryna> Ny maso raha ny hevitro no tena fitaratra ahitana ny ati-fanahin'ny olona... tsy mba mamitaka io... ilay endrika dia anisan'ny manampy ilay maso fotsiny ihany... (izay aloha no fahitako azy sa ahoana hoy ianao?)

37. ikaretsaka
(
05/08/2008 15:28)
tsy heo mahazo angamba ny fiteny izao ry prime fa "d'accord" amin'ny ambaran'i pissoa ianao satria ekeken'ny sainao ilay izy!
38. prime
(
06/08/2008 06:03)
ikaretsaka> "Mahazo" mihitsy no tiako ambara satria misy aminareo miteny hoe tsy mazava ny lazain'i pissoa no sady tsy mahay manazava no be loha i pissoa sns...
Ny hoe itoviako hevitra i pissoa dia efa ela aho no niteny izany... ary tsy hoe ekeken'ny saiko fa tena mitombina ny fanamarihany...

39. ikaretsaka
(
06/08/2008 16:47)
ka porofoy le fitombenan'ny fanamarihiny?
io lazain-drasily ao ambony io hoe intolerance ve no mahalaza azy sa refus de coexistence

40. prime
(
07/08/2008 10:07)
Ikaretsaka> Vao mipetraka ilay lohahevitra dia efa tsy azonareo (ianao sy rasily) sahady... ka izay no lazaiko hoe raha izaho aloha dia azoko ny tiany ambara...
Tsotra be ilay izy fa ianareo mbola variana be amin'ilay mahatonga ilay lohahevitra hipetraka mihitsy...
Raha hazavaina dia toa izao, ny kristiana dia tsapan'i Pissoa teo aloha (na fahiny) fa toa tsy ampy fandeferana sy fivelarana loatra (miteraka "intolérance") hany ka maika ny hanome hevitra tsy ampy fandinihana ka mahatonga ny olona hafa tsy kristiana sadaikatra na tsy te handray anjara...
Rehefa nandeha nefa ny serasera dia mivadika ny rasa ka ny olona "sasantsasany" indray no tonga manana "intolérance vis à vis" amin'ny mpino kristiana... hany ka raha vao misy kristiana mijoro amin'ny finoany na miresaka momba an'Andriamanitra dia avy hatrany ny "sasantsasany" tsy mihaino sy tsy mamaky fa mitsara sy manapempo, tsy mivelatra sy tsy mandinika no tsy mandefitra ihany koa...
Izay ilay ambara any aloha be any hoe tsy resaka "intolérance ou coexistence" no olana fa fandinihan-tena tsy ampy amin'ny tsirairay ka mahatonga izao lohahevira izao... izay tena isaorako an'i Pissoa manokana...
Porofo no tadiavinao?... tsy lavitra fa araho akaiky... :)