Intolerance : misy mangalatra
41. ikaretsaka
(
08/08/2008 01:17)
fa toa tsy ampy fandeferana sy fivelarana loatra (miteraka "intolérance" )
ka le fandeferana sy fivelarana loatra nolazainao eto ve toleerance sa refus de coexistance?
eo ange isika izao e!
ary tadidio fa tsy manapempo ny manao confrontation ana argument
42. prime
(
08/08/2008 09:54)
ikaretsaka:... izay iantsoanao sy fandraisanao azy... fa ny lazain'i pissoa dia "intolérance" avy amin'ny mpino sy ny "sasantsasany"...
ka le fandeferana sy fivelarana loatra nolazainao eto ve toleerance sa refus de coexistance?
eo ange isika izao e
ikaretsaka:... :)
ary tadidio fa tsy manapempo ny manao confrontation ana argument
44. prime
(
12/08/2008 14:07)
:-D
Hahatsiaro tena voapempo ve aho hiresaka aminao...
Raha azoko tsara rehefa misy filazana hevitra izany dia ianao ireny ambaranao ireny??? :lol: :-D
Hahatsiaro tena voapempo ve aho hiresaka aminao...
Raha azoko tsara rehefa misy filazana hevitra izany dia ianao ireny ambaranao ireny??? :lol: :-D
46. ikaretsaka
(
12/08/2008 14:23)
tsy misy hafa @ hoe raha miteny aho hoe toa lobaka izany ataon'i prime pataloha iznay ohatra 8) 8)
dia arakaraky ny ao an-dohanao ihany io..
samy possible aby ny
hoe manala ny tsy fahaizan'i prime manavaka ny pataloha @ lobaka ve i Ika de manapepo
sa milaza amin'i prime hoe ity ny lobaka dia ity ny pataloha?
izya ilay heo samy manana ny perspective-ny io

47. prime
(
12/08/2008 14:57)
aho:... dia hita fa hamafisinao izy ireo... mahereza ra-Ika a... :)
Raha azoko tsara rehefa misy filazana hevitra izany dia ianao ireny ambaranao ireny???