Fivavahana, finoana

LazaDaddy ( 28/02/2008 02:16)
Raha noana ny fanahy, mivezivezy ny vatana. Raha noana ny vatana, tsy voatery hivezivezy ny fanahy raha tsy naona. Sambatra iza mangetaheta fahamarinana :)... tohiny
badboy ( 27/02/2008 18:46)
Mitovy lanja ve masina maria sy ny razambe satria : [list=1] [*] Refa mitady ny handefa hafatra any @ Zanahary de ny razambe no antsoina hampita ilay hafatra; [*] Refa mitady hampita hafatra any @... tohiny
novalian'i majesty ny 04/03/2008 05:41
LazaDaddy ( 27/02/2008 05:19)
Mila vavaka io Filoham-pirenen-tsika io fa be ireo fakam-panahy mandavo azy. Koa manentana anao amin'izany aho, eny fa na dia tsy ankasitrahako aza ny 99.99% an'ny zavatra ataony.... tohiny
novalian'i moi ny 10/03/2008 11:09
LazaDaddy ( 27/02/2008 02:23)
http://www.washingtontimes.com/apps/pbcs.dll/article?AID=/20080226/NATION/902727579/1001 sao dia io aza no mahatonga ny namana sasany manenjika sy mankahala ny "evangelicals"? ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/04/2008 04:30
soanja ( 26/02/2008 20:24)
Ny Sampy dia avy amin'ny teny hoe "Asampy" no nipoirany. Ny Sampy izany dia zavatra apetraka eo an-tsoroka ary iny no itokisana rehefa misy aleha na misy atao satria iny no Andriamanitra ho azy. ... tohiny
betroka ( 25/02/2008 23:24)
Ny paska no fety kristianina lehibe indrindra satria andro ankalazana ny nitsanganan'i Kristy tamin'ny maty rehefa avy nohombohana raha nisolo antsika teo amin'ny hazo fijaliana nohon'ny fahotantsika.... tohiny
niryna ( 25/02/2008 18:03)
Fotoana kely sisa no hiveloman'ity ramatoa Kristiana mananontena,roa taona ny zanany ary manana namana akaiky,mpirahavavy eo amin'ny Tompo izy ,ary manana rahavavy ihany koa,izay tsy mino an'Atra mihi... tohiny
niryna ( 25/02/2008 05:17)
Tsy ho voatery namaky baiboly na nihaino ny tenin'Atra na niangona isika vao nahalala ny didy folo,vao teraka tao ambohoka isika dia efa nomen'Atra an'izany tao am-po avy. Manaiky an'izany ve hiana... tohiny
novalian'i niryna ny 09/03/2008 02:51
LazaDaddy ( 24/02/2008 22:06)
Iza no mpamonjy ny fanahy? I Paoly ohatra nanambara fa tsy misy anarana hafa ankoatran'i Jesosy ahazoan'ny olona famonjena. Ny hevitrao kosa ahoana? [quote][b]Maria ô, vonjeo re ny fanahy maro[/b]... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 12:04
Ylly ( 24/02/2008 18:57)
>>>> > >> midika ve io hoe tsy hamaly ny ratsy nataon'olona ahy aho fa andriko Andriamanitra atsy ho atsy hitsara sy hanasazy an'io olona?... tohiny
niryna ( 24/02/2008 05:31)
[b]Ny lalana voalohany [/b] Hoy ny Soratra Masina [b]43 Efa renareo fa voalaza hoe: " Tiava ny namanao" , ary mankahalà ny fahavalonao.[/b] [color=blue] 44 Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: ... tohiny
novalian'i niryna ny 04/03/2008 07:02
soanja ( 24/02/2008 04:59)
Cutie indro ary, :) BUDDHISM Fampidirana Ny "fahitana" na act of "seeing" dia manana ny toerana tokoa amin'ny tantaran'i Bodisma ka amin'ny alalan'ny sary (visual imagery) no entiny mampita... tohiny
novalian'i cutie ny 12/03/2008 17:16
soanja ( 23/02/2008 15:37)
Voalaza ao anatin'ny [b]Ohabolana 1:5-6[/b] 5 [b]Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara;[/b] 6 Hahafantarana ohabolana sy fanoharana Ary ny ... tohiny
novalian'i prime ny 28/02/2008 12:41
niryna ( 23/02/2008 07:40)
Avy nandeha namonjy seminera ity mpitandrina dia nizaha toerana hisakafoanana.Niditra ity toerana iray izy,ary nanontany izay sakafo masaka,tsy misy sakafo ato hoy ilay rangahy fa zava-pisotro no misy... tohiny
novalian'i niryna ny 11/03/2008 03:58
LazaDaddy ( 23/02/2008 06:59)
[img]http://www.prophetofdoom.net/pics/Feedback_Muslim_Woman_Defends_Oppression/Muslim_family_photo.jpg[/img]... tohiny
LazaDaddy ( 22/02/2008 21:35)
Hoy i Mohameda: "[b]Naseho ahy ny afobe ary vehivavy ny ankamaroan'ny any[/b]" Hadith 1:28,301; 2:161; 7:124... tohiny
rakaroka ( 22/02/2008 18:20)
Asa na miombonkevitra amiko ianareo fa isan'ny fototry ny olana eto an-tany angamba dia ny aizina amin'ny endriny isan-karazany: nisy "document" nanery ahy hikatsaka honnêteté:tsy dans le sens hoe ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 07/03/2008 13:57
badboy ( 22/02/2008 11:07)
Ireto avy ny karazan' Andriamanitra voalaza tao @ le sujet "misy ve Andriamanitra" : Ny musulman : "Allah", prophète "Mahomet" isan'ny mpaminany koa Jésus Christ fa tsy Fils de Dieu Ny kristianina... tohiny
novalian'i soanja ny 26/02/2008 05:02
niryna ( 22/02/2008 09:17)
Ahoana no hilazana fa ny tenin'Atra dia fanafody manasitrana ny aretina,ny fahoriana ,ny olana amin'ny fiainana rehetra? ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/03/2008 06:06
LazaDaddy ( 22/02/2008 05:20)
Aleo mba resahina indray ary ny fampianaran'i Mahomeda mba ampifalifaly an'i Soanja (sy Obama) [b]Hoy i Mohameda: "voasazy ny maty satria mitomany azy ny fianakaviany".[/b] Hadith 2:375... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2008 22:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.411