Raha omena safidy hianao,iza no asiana mitaiza azy?

1. niryna ( 25/02/2008 18:03)
Fotoana kely sisa no hiveloman'ity ramatoa Kristiana mananontena,roa taona ny zanany ary manana namana akaiky,mpirahavavy eo amin'ny Tompo izy ,ary manana rahavavy ihany koa,izay tsy mino an'Atra mihitsy.Tiany ho voataiza ara-pivavahana anefa ity zanany ary izay no efa faniriany hatrizay .

Raha hianao no omena safidy ,Iza amin'ireo no omenao hitaiza ny zanakao raha mino an'Atra hianao ?

27 Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! Ary tamin'izany ora izany dia noraisin'ilay mpianatra ho any aminy izy. Jaona 19:27
Maninona no tsy nomen'i kristy ny rahalahiny ny reniny fa ny mpianany Jaona no nomeny azy?

Misaotra mialoha.
2. ikaretsaka ( 25/02/2008 18:55)
amiko manokana dia izay assureko fa hahataiza ilay zaza amin'ny maha olona azy... rehefa mandeha ny maha olona dia mandeha ho azy ny ara panahy tsy forced!

mety Freako fanatique be ko ohatra ilay "rahavavy ao @ Tompo" iza no mahalala ka lasa tsy mivelatra tsara ilay zanak'olona fa vao mainka voageja sy voa "andevom-pivavahana" (izany heo tsy ny safidiny sy ny sitrapony no nataony fa ny nasesika tao an-dohany)
mety vao mainka hanimba azy izany fa attention!
3. nandrianina1 ( 26/02/2008 03:49)
niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy:wink:
ika>ko tsy aleo ary v freak toy zay tsis mints
4. rijadolly ( 26/02/2008 13:15)
nandrianina1:
niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy
=))=))=))Fetsy koa sé ty an!
Koa raha ohatra ny iray mampianatra ara-panahy nefa raha vao tonga ary amin'ilay iray dia pepony :wink:
5. ikaretsaka ( 26/02/2008 13:20)
fa raha vao trop loatra ko ange le fitezaina (izany heo efa freak) dia vao mainka manimba e
6. mmmhh ( 26/02/2008 13:43)
Ra ny ahy indray de eo anatrehan'izy roa vavy no atao ny safidy de zé vonona nyhitaiza an'le zaza @ izy roa vavy, fa tsy forcé-ko fotsiny oe rann na ranona;
Rah samy vonona moa de tonga @ le tenin'i nandrianina e!

nandrianina1:
niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy
ika>ko tsy aleo ary v freak toy zay tsis mints


7. rijadolly ( 26/02/2008 14:49)
Raha azoko tsara ny tian'ika tenenina dia tsy fehezina ara-pivavahana(oh sctotisme)?fa @inona?
8. ikaretsaka ( 26/02/2008 15:08)
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...
io no lasa miteraka rebellion foana manko
9. rabilabila ( 26/02/2008 15:11)
Zavatra efa niainako izao ; inona ny vokany ? Efa mandehandeha any amin'ny aterineto any ny anaran'ilay zaza ;tafitako soamantsara amin'ny maha-olona azy ;azy sisa ny safidy amin'ny fironany etsy na eroa ;ny ahy vita :olombelona mijoro izy ,manana ny mahaizy azy ,hitany ny lalana alehany.
Inona no nampitaiko taminy ? Ny fahendrena (izay tsy apanagen-ny fivavahana) ,ny fahalalàna ,ny saina tia kitikitika ........................
Tsy nofeheziko izy fa navelako nisokatra ,tsy nopepoiko izy raha nanana hevitra tsy mitovy amin'ny ahy ,misokatra foana ny adihevitra rehefa misy manahirana ......................................

Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?

Marihiko fa ilay zaza no-confier-na tamiko dia tsy lasa AT akory satria tsy izay ny but-ko ;raha te hirona any amin'izay tiany izy dia en toute connaissance des choses ary safidny manokana izay ;ary raha lasa kristianina na silamo na bodista na...... izy dia tsy izay mihitsy no hampisaraka anay mianaka satria matanjaka ilay rarim-pihavanana ,rarim-pitiavana no-tisser-nay.
10. rijadolly ( 26/02/2008 15:37)
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...
io no lasa miteraka rebellion foana manko
Zaza anie no resahina eto e!Mila tatanana sao dia mihanjera.
niryna:
Fotoana kely sisa no hiveloman'ity ramatoa Kristiana mananontena,roa taona ny zanany ary manana namana akaiky,mpirahavavy eo amin'ny Tompo izy ,ary manana rahavavy ihany koa,izay tsy mino an'Atra mihitsy.Tiany ho voataiza ara-pivavahana anefa ity zanany ary izay no efa faniriany hatrizay .
Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?
Ananan'Kristianina ireo ka,izy rehetra mihitsy.:D
11. ikaretsaka ( 26/02/2008 15:55)

Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?

izay!

12. nandrianina1 ( 26/02/2008 16:43)
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...
io no lasa miteraka rebellion foana manko

mba hazavao kel we r se
13. ikaretsaka ( 26/02/2008 16:49)
io efa voazavan-Rabilabila io ambony io
(jereo hafatra faha 8)
14. rabilabila ( 26/02/2008 17:33)
Rijadolly a!!
'za tsy niteny mihitsy hoe "tsy ananan'ny kristianina ireo" ,fa hoy aho hoe "tsy apanagen'ny kristianina na exclusivité-n'ny kristianina akory ".
Ny équilibre-ilay zaza no tanjona voalohany ary izay no IMPORTANT indrindra .Ary siora aho fa izay no ahiahin-dreniny voalohany (par instinct).

Raha ilay resaka rebellion indray (ka tsy fanirantsirana no dikany )dia hoy aho hoe : utile ny rebellion rehefa mazava ny rehetra rehetra , ça forge le caractère , tsy hanaiky lembenana izy fa ho afaka mijoro amin'ny maha-izy azy ,à une condition :misokatra ny adihevitra miaraka aminy . Ny insolence indray zavatra hafa ......
15. ikaretsaka ( 26/02/2008 17:38)
mankasitraka @ le fanazavana rabila a
16. niryna ( 26/02/2008 18:31)
ikaretsaka:

amiko manokana dia izay assureko fa hahataiza ilay zaza amin'ny maha olona azy... rehefa mandeha ny maha olona dia mandeha ho azy ny ara panahy tsy forced!

mety Freako fanatique be ko ohatra ilay "rahavavy ao @ Tompo" iza no mahalala ka lasa tsy mivelatra tsara ilay zanak'olona fa vao mainka voageja sy voa "andevom-pivavahana" (izany heo tsy ny safidiny sy ny sitrapony no nataony fa ny nasesika tao an-dohany)
mety vao mainka hanimba azy izany fa attention!


samy manaiky daholo izy roa ary atao an-taratasy mihitsy ka,ny fanirian'ilay ramatoa dia ilay zanany mba ho laza kristiana.

17. niryna ( 26/02/2008 18:35)
ikaretsaka:



mety Freako fanatique be ko ohatra ilay "rahavavy ao @ Tompo" iza no mahalala ka lasa tsy mivelatra tsara ilay zanak'olona fa vao mainka voageja sy voa "andevom-pivavahana" (izany heo tsy ny safidiny sy ny sitrapony no nataony fa ny nasesika tao an-dohany)
mety vao mainka hanimba azy izany fa attention!

:roll::roll::roll:

18. ikaretsaka ( 26/02/2008 18:44)
efa nohazavain'i Rabilabila ao ambony ao ny antony

Zavatra efa niainako izao ; inona ny vokany ? Efa mandehandeha any amin'ny aterineto any ny anaran'ilay zaza ;tafitako soamantsara amin'ny maha-olona azy ;azy sisa ny safidy amin'ny fironany etsy na eroa ;ny ahy vita lombelona mijoro izy ,manana ny mahaizy azy ,hitany ny lalana alehany.
Inona no nampitaiko taminy ? Ny fahendrena (izay tsy apanagen-ny fivavahana) ,ny fahalalàna ,ny saina tia kitikitika ........................
Tsy nofeheziko izy fa navelako nisokatra ,tsy nopepoiko izy raha nanana hevitra tsy mitovy amin'ny ahy ,misokatra foana ny adihevitra rehefa misy manahirana ......................................

Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?

Marihiko fa ilay zaza no-confier-na tamiko dia tsy lasa AT akory satria tsy izay ny but-ko ;raha te hirona any amin'izay tiany izy dia en toute connaissance des choses ary safidny manokana izay ;ary raha lasa kristianina na silamo na bodista na...... izy dia tsy izay mihitsy no hampisaraka anay mianaka satria matanjaka ilay rarim-pihavanana ,rarim-pitiavana no-tisser-nay.

19. niryna ( 27/02/2008 05:46)
nandrianina1:

niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy:wink:

ka iray ihany no safidy na samy manaiky aza izy mirahavavy.Ary hitaiza azy amin'ny fivavahana no safidiny hatramin'izay. :)
Ohabolana 22:6
6 Zaro amin'izay làlana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany.


ika>ko tsy aleo ary v freak toy zay tsis mints
hitako,misavorovoro anie izy e, raha kristiana ve dia hiteny an'izany ,asa aloha fa dia aleo ny soratra no hanambara azy :D
20. niryna ( 27/02/2008 05:50)
ikaretsaka:


mety Freako fanatique be ko ohatra ilay "rahavavy ao @ Tompo" iza no mahalala ka lasa tsy mivelatra tsara ilay zanak'olona fa vao mainka voageja sy voa "andevom-pivavahana" (izany heo tsy ny safidiny sy ny sitrapony no nataony fa ny nasesika tao an-dohany)
mety vao mainka hanimba azy izany fa attention!
Atra miharo azy foana eny na dia tsy mino aza ny rar izy no hanapaka ny gadran'ny satana koa inona no olana amin'izany? Indrindra fa ny hitaiza azy ara-pilazantsara,hampianatra azy hanatona an'i kristy mivatana tsy misy material,raha omeny an'ity iray tsy mino izy tsy andeha daholo ny dada rabe sy ny maty sy ny razana sy ny volana na ny kintana na ny atra hafa sy ny mpisikidy? Izay ilay tiany ho tanjovana satria tsy manana an'ATra ilay iray. sa ahoana indray hoy hianao,tsy mivelatra amin'ny ahoana tokoa moa izany?
Angaha moa ny olona voatendrin'Atra hitory ny teniny voatery avara-pianarana? Izay no mahatonga ny teny ho adalan'izao tontolo izao izy. :D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0443