Raha omena safidy hianao,iza no asiana mitaiza azy?
21. niryna
(
27/02/2008 05:53)
niryna:Eto izao dia tsy ny mpiray tampo amin'i kristy no noresahiny hijery ny reniny fa ilay mpianany ary ilay mpianany koa dia nasainy nojeren'ny reniny.Satria ahoana fantany fa nino Azy io mpianany io ary ireo mpiray tampo Azy tsy nino raha tsy taty aoriana elabe e ( James na Jakoba) :D
27 Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! Ary tamin'izany ora izany dia noraisin'ilay mpianatra ho any aminy izy. Jaona 19:27
Maninona no tsy nomen'i kristy ny rahalahiny ny reniny fa ny mpianany Jaona no nomeny azy?
22. niryna
(
27/02/2008 05:54)
rijadolly:
nandrianina1:=))=))=))Fetsy koa sé ty an!
niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy
Koa raha ohatra ny iray mampianatra ara-panahy nefa raha vao tonga ary amin'ilay iray dia pepony :wink:
izay indrindra mantsy
23. niryna
(
27/02/2008 05:57)
ikaretsaka:
fa raha vao trop loatra ko ange le fitezaina (izany heo efa freak) dia vao mainka manimba e
na inona na inona trop dia ratsy avokoa. Fa raha miaraka amin'Atra isika na mafy azy ny ziogan'ny fiainana dia fantany sy hainy foana ary misy fiafarany ilay izy fa tsy hijanona eo foana.Izay no mahatonga ilay fiteny hoe aza atositosika ny ondry botry fa tsy fantatra izay hanao kambana.Mivaly daholo ny atao,raha omeny hitaiza an'ilay zaza kanefa tsy nahatanteraka ,moa tsy hisy valiny izany?
24. niryna
(
27/02/2008 06:04)
mmmhh:
Ra ny ahy indray de eo anatrehan'izy roa vavy no atao ny safidy de zé vonona nyhitaiza an'le zaza @ izy roa vavy, fa tsy forcé-ko fotsiny oe rann na ranona;
Rah samy vonona moa de tonga @ le tenin'i nandrianina e!
nandrianina1:
niryna> asaiko tezain'le rahavaviko fa teneniko izy we asaivo tezain'itsy rahavaviko ao @Tompo itsy @lafiny ara-panahy
ika>ko tsy aleo ary v freak toy zay tsis mints
:D:D andao anie alaina sary an-tsaina e,efa nipetraka taman'olona ve hianareo? Mandefitra,tsy maintsy manao izay mampahafaly ny olona foana,ny sakafo hohanina andantsana ary isaky ny manao fihetsika tsy mifanaraka ny ao an-trano dia voapepo foana ny loha ,tsy mahazo manao an'izao na izao,alaina hoe fananarana sy fampianarana ho an'ny tena ilay izy.Misy anefa tena tsy any mihitsy,rehefa miady izy mivady dia ny tena no hiantsampazan'ny fahatezerana.Raha olon'Atra ilay olona dia tonga ao antsainy vetivety na ny fanahy masina no mampahatsiahy azy hatrany dia miova ilay olona.
Ataovy hoe naka vakansy tany amin'ny havana lavitra indray ohatra,miady izy mivady dia ny tena matory tsy maninona maninona no darohan'ilay havan'ny tena noho ny hatezerany amin'ny vadiny.Maraina ny andro dia mody tambazany hoe andao hividy kapa na kiraro kely.
Izany ny santionan'ny olona,ny havana ,mandatsa,ary afaka miteny izay tiany teneniny satria tsy afaka mankaiza,raha ny hafa mifidy vava satria tsy havany ka fantany fa raha ataony toetra tsy zaka dia hiala indray andro any ary dia mitamberina ao aminy daholo ny fampatokisany nataony tamin'ilay iray.
Asa aloha fa eritreritra ny ahy io,efa nipetraka taminkavana aho ka hitako izany fandeferana izany.
25. niryna
(
27/02/2008 06:05)
rijadolly:
Raha azoko tsara ny tian'ika tenenina dia tsy fehezina ara-pivavahana(oh sctotisme)?fa @inona?
izay no fahazoako ny teniny koa
26. niryna
(
27/02/2008 06:09)
ikaretsaka:
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...
io no lasa miteraka rebellion foana manko
ahoana no hiresahiny amin'Atra raha izany?
Raha nanafatra izy fa tiany ho tazaina amin'ny fivavahana ny zanany,rehefa lehibe izy na inona ataony efa vita fotombonkase ilay zaza ka na mibiloka aza ,zanak'Atra. Sa mbola tsy zanak'Atra ?
Mi -rebelle ny olona raha tsy nihaino na nino kanefa minomino zavatra maro dia tsy hitany intsony izay tena Atra hivavahany.Raha Atra iray ihany mantsy no hivavahany dia miaraka aminy ny fanahy masina na mbola kely aza ilay zaza.
Mi-rebelle ny olona raha te hanohitra ny hanatry ny rar ary tia mitsakatsaka,saingy tadidio fa raha zanak'Atra ilay izy ,raha mivavaka aminy ny rar dia tsy maintsy miova foana izy.Nanome fanantenana antsika Atra ka tsy mivadika amin'izany.
27. niryna
(
27/02/2008 06:15)
rabilabila:
Zavatra efa niainako izao ; inona ny vokany ? Efa mandehandeha any amin'ny aterineto any ny anaran'ilay zaza ;tafitako soamantsara amin'ny maha-olona azy ;azy sisa ny safidy amin'ny fironany etsy na eroa ;ny ahy vita :olombelona mijoro izy ,manana ny mahaizy azy ,hitany ny lalana alehany.
Inona no nampitaiko taminy ? Ny fahendrena (izay tsy apanagen-ny fivavahana) ,ny fahalalàna ,ny saina tia kitikitika ........................
Tsy nofeheziko izy fa navelako nisokatra ,tsy nopepoiko izy raha nanana hevitra tsy mitovy amin'ny ahy ,misokatra foana ny adihevitra rehefa misy manahirana ......................................
Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?
Marihiko fa ilay zaza no-confier-na tamiko dia tsy lasa AT akory satria tsy izay ny but-ko ;raha te hirona any amin'izay tiany izy dia en toute connaissance des choses ary safidny manokana izay ;ary raha lasa kristianina na silamo na bodista na...... izy dia tsy izay mihitsy no hampisaraka anay mianaka satria matanjaka ilay rarim-pihavanana ,rarim-pitiavana no-tisser-nay.
misaotra anao nizara,enga anie ka mba toa anao daholo ny olona rehetra izay mitaiza zanak'olona.Eny fa na dia ny mpiray tampo aza dia manalika rehefa hanalika tokoa satria fantany fa tsy afaka misaraka aminy ny iray tampo aminy mahantra dia ataony ela na zokiny lehibe noho izy aza.
Ny fandraisan'ilay rahavavy amin'ny tompo andraikitra dia efa resaka nataon'ilay ramatoa,tsy afaka ny hitaiza ny zanany intsony izy fa kely sisa ny androny ihainany.Na dia manao fahagagana aza Atra ary firifiry tokoa moa no nataon'ny dokotera hoe izao sisa ny andro hivelomanao fa mbola velona eny ihany folo, roa-polo taona?
Ny fitiavana no tena zava-dehibe ary raha nanaiky ilay namany izay mpivavaka ,raha misy fihavanana lehibe ao amin'izy roa dia tsy misy mihitsy ny olana amiko fa raisiko ilay zaza raha izaho no omeny azy
28. niryna
(
27/02/2008 06:20)
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...Zaza anie no resahina eto e!Mila tatanana sao dia mihanjera.
io no lasa miteraka rebellion foana manko
niryna:
Fotoana kely sisa no hiveloman'ity ramatoa Kristiana mananontena,roa taona ny zanany ary manana namana akaiky,mpirahavavy eo amin'ny Tompo izy ,ary manana rahavavy ihany koa,izay tsy mino an'Atra mihitsy.Tiany ho voataiza ara-pivavahana anefa ity zanany ary izay no efa faniriany hatrizay .
Ka hoy aho hoe : inona no but -n'ilay olona voatery handao ny zanany ? ny hinoany fotsiny ihany sa ny hananan'ilay zaza saina matsilo ,salama ......mba ahafahany mijoro ,mizara ,manasoa ny mpiara-belona aminy ?
rijadolly:=D=D ary mihoatra aza satria lasa mahafantatra an'Atra ilay zaza ka raha misy olana amin'ny fiainany dia miantso ny rainy any an-danitra izy hamonjy azy ,ary hafa ihany koa ny zaza voataiza ara-pivavahana:-D
Ananan'Kristianina ireo ka,izy rehetra mihitsy.:D
:D marina izany ary ilay but dia tsy but fa tsy fidiny fa andao azy noho ny aretina mahazo an'ilay reny :cry:
30. ikaretsaka
(
27/02/2008 13:42)
niryna:
amiko raha resa pinoana sy resaka ara-panahy dia Aleo le olona sy andriamanitra no misafidy fa tsy ianao no mi imposer hoe tsy maintsy izao...
io no lasa miteraka rebellion foana manko
ahoana no hiresahiny amin'Atra raha izany?
Raha nanafatra izy fa tiany ho tazaina amin'ny fivavahana ny zanany,rehefa lehibe izy na inona ataony efa vita fotombonkase ilay zaza ka na mibiloka aza ,zanak'Atra. Sa mbola tsy zanak'Atra ?
Mi -rebelle ny olona raha tsy nihaino na nino kanefa minomino zavatra maro dia tsy hitany intsony izay tena Atra hivavahany.Raha Atra iray ihany mantsy no hivavahany dia miaraka aminy ny fanahy masina na mbola kely aza ilay zaza.
Mi-rebelle ny olona raha te hanohitra ny hanatry ny rar ary tia mitsakatsaka,saingy tadidio fa raha zanak'Atra ilay izy ,raha mivavaka aminy ny rar dia tsy maintsy miova foana izy.Nanome fanantenana antsika Atra ka tsy mivadika amin'izany.
Dia eo indrindra no ijerena ny halalina sy ny hamafin'ilay finoana sy fitokisana ko... ny self awareness an'ilay zaza, ny sitrapon'Atra aminy fa tsy ny sitraponao aminy
31. nandrianina1
(
27/02/2008 13:51)
f'anga mo voatery ho lozab fona ny havana e!
zao no fahazoako az> ra fantatr'ilay ramatoa we fianakavina tsis filaminana ny ao@ le rahavaviny an tsy nanonona io option io akory izy fa tonga de nalefany tany@ rahavavivy ao@ Tompo
fa matoa iz mbola nanonona le rahavaviny de mbola mis azo antenaina ihany zany any aminy
zao no fahazoako az> ra fantatr'ilay ramatoa we fianakavina tsis filaminana ny ao@ le rahavaviny an tsy nanonona io option io akory izy fa tonga de nalefany tany@ rahavavivy ao@ Tompo
fa matoa iz mbola nanonona le rahavaviny de mbola mis azo antenaina ihany zany any aminy
33. ari.malala
(
27/02/2008 14:19)
hafahafa fipetraka le olana... inona ny filaza ny zanaky ny mpirahavavy, tsy hoe kibo tsy omby ve? de raha misy manjo ny reny, tsy ny rahavavindreny ve no mahasolo kokoa ny reny? k ra za no sanatria eo amle toerana d ny rahavaviko iray tampo amiko aloha no anankinako ny sombinaiko. Izay maha mpino na tsy maha mpino azy tsy idirako lalina satria aferany sy Andriamanitra! zaza 2taona v moa mbola mahalala inona? na averimberina in100 ao antsofiny aza ny hoe Andriamanitra tsy mbola misy zavatra fantany izany! avela aloha ho lehibebe ilay zaza d eo izy misafidy! (raha tsy diso aho d 7taona no manomboka ny âge de raisonnement) d eo zany le zaza no manomboka hahalala izany resaka momba an'Andriamanitra izany... rehefa tsy capable hampianatra azy ny ao antrano d ampidirina fikambanana masina izy toy ny scoutisme na FET na ts haiko TAMPIKRI arakarany
34. rijadolly
(
27/02/2008 17:21)
Marina tokoa ny anareo fa tsy nipetra ilay option' ilay reny raha tsy misy zavatra hitany ao.Inona ary ilay izy?Ny hitany araka ny fahazoako azy hatrany am-boalohany dia ny rahavaviny tsy mpino.Nefa ilay zaza tiany hanaraka azy ho mpino.Raha amin'fijery ety ivelany fotsiny dia any amin'rahavaviny iray kibo azy ilay zaza no tokony hipetraka.Noho izay antony izay anefa no nahatonga ny option satria tiany ho any amin'ilay rahavavy ao amin'Tompo izy no mipetraka(ny fahazoko ny heviny haviatrany zany an!)satria tiany ho mpino ilay zaza.
Raha miraiki-po amin'ilay rahavavy ara-mpinoana indray izy dia izay tenenin'ilay farany teo no ekeny.
ari-malala:Sao dia tara zany,satria mantsy efa raiki-po amin'ilay rahavaviny izy amin'izay dia izay tenenin'ilay rahavavaviny dia ekeny.
Izay maha mpino na tsy maha mpino azy tsy idirako lalina satria aferany sy Andriamanitra! zaza 2taona v moa mbola mahalala inona? na averimberina in100 ao antsofiny aza ny hoe Andriamanitra tsy mbola misy zavatra fantany izany! avela aloha ho lehibebe ilay zaza d eo izy misafidy! (raha tsy diso aho d 7taona no manomboka ny âge de raisonnement) d eo zany le zaza no manomboka hahalala izany resaka momba an'Andriamanitra izany... rehefa tsy capable hampianatra azy ny ao antrano d ampidirina fikambanana masina izy toy ny scoutisme na FET na ts haiko TAMPIKRI arakarany
Raha miraiki-po amin'ilay rahavavy ara-mpinoana indray izy dia izay tenenin'ilay farany teo no ekeny.
35. ikaretsaka
(
27/02/2008 17:32)
raha tena finoana marina fa tsy forced de tsy tara io ka... amiko tsy vokatry ny firaiketam-po amin'olona iray loatra no mitondra ny ara-panahy, izany hoe satria ilay rahavavindreniny izao na ilay rahavaviny ara pinoana izao de izay..
fa self discovery an'ilay zaza samirery iny, tsara sy marim-pototra kokoa raha izy ihany no mitady ny identite-ny ao anatin'ilay univers misy azy
fa self discovery an'ilay zaza samirery iny, tsara sy marim-pototra kokoa raha izy ihany no mitady ny identite-ny ao anatin'ilay univers misy azy
36. rijadolly
(
27/02/2008 18:04)
Fa maninona ary ry ika no sazina ny manodikodina zaza tsy ampy taona é!
38. rijadolly
(
27/02/2008 19:18)
Fa angaha efa nisy voasazy ny nanery aza andeha hianatra nefa izy kamo,ary mitomany mihitsy aza?
39. ikaretsaka
(
27/02/2008 19:28)
ny safidy ara-panahy voasazy rehefa terena sy forcena ka ny mianatra angaha safidy ara-panahy..
ny manodina zaza tsy ampy taona izao mikasika ilay safidy ara-panahy ao anatiny
torak'izany ny mi forcer azy hanaraka firehana anankiray ara pivavahana
ny manodina zaza tsy ampy taona izao mikasika ilay safidy ara-panahy ao anatiny
torak'izany ny mi forcer azy hanaraka firehana anankiray ara pivavahana
40. fijo
(
27/02/2008 22:04)
mitovy fijery amin'ika.izay hafaka hitaiza azy amin'ny maha olona azy .
