Fanomezam-boninahitra ny fandresen'ny Tompo ve ny RNS ?
1. betroka
(
25/02/2008 23:24)
Ny paska no fety kristianina lehibe indrindra satria andro ankalazana ny nitsanganan'i Kristy tamin'ny maty rehefa avy nohombohana raha nisolo antsika teo amin'ny hazo fijaliana nohon'ny fahotantsika. Hahafaly ny Tompo ve ny fanaovantsika RNS amin'io andro fankalazana io ?
novalian'i Rasiligaoma ny 02/03/2008 07:21
2. ikaretsaka
(
25/02/2008 23:28)
miravoravoa fa tafatsangana ny Tompotsika aleloia....
raha tsaroana sy tsy adino moa ny nitsanganany dia avy eo miravoravo maninona?
sa hijery fasam-poana no tian'i betroka hatao?
raha tsaroana sy tsy adino moa ny nitsanganany dia avy eo miravoravo maninona?
sa hijery fasam-poana no tian'i betroka hatao?
4. betroka
(
26/02/2008 19:09)
Nozarainy ny fitafiako, ary nilokany ny akanjoko. Voalaza tao amin'ny Sal. 22. 18 io ary tanteraka (jaona 19 - 24). Tena fety anie izany rey olona ê !
Tena tsara ny manao RNS fa tokony mba ho tsy amin'ny fetin'ny paska no anaovana azy.
Tena tsara ny manao RNS fa tokony mba ho tsy amin'ny fetin'ny paska no anaovana azy.
5. badboy
(
26/02/2008 20:13)
mifalia, mihoby fa nitsangana t@ maty ny tompo! Samy manana ny fomba hihobiany sy hifaliany, ary aza terena ny kil hoe tsy maintsy hivavaka ny paska! Lasa "religion autoritaire" zany fa tsy "tolérante" tsony!:idea::idea:
6. ikaretsaka
(
26/02/2008 20:25)
betroka:
Nozarainy ny fitafiako, ary nilokany ny akanjoko. Voalaza tao amin'ny Sal. 22. 18 io ary tanteraka (jaona 19 - 24). Tena fety anie izany rey olona ê !
Tena tsara ny manao RNS fa tokony mba ho tsy amin'ny fetin'ny paska no anaovana azy.
ah izay vao azoko:
kay nen'i betroka mbola eo @ pejin'ny fizarana ny fitafiana ko... nefa le izy efa any @ pejin'ny fitsangananana amin'ny maty no ankalazaina @ paska..
efa tsy any @ fizarana fitafiana intsony isika @ paka fa any @ fitsanganan-ko velona
7. fijo
(
26/02/2008 22:25)
mandehan aletsy any ,de mivavaha,avy eo manaova sport an.vita izy roa amin'izay
8. kabatritra
(
26/02/2008 22:28)
Tsy azon'ise ilay resaka ry ikaretsaka. Te hilaza i Betroka fa ireo mpanao ny alahadin'ny paska ho fialam-boly dia mety ho toy ireo miaramila nanao filokana ny fitafian'i Jesosy Kristy.
Tsarovy fa matoa atao alahady ny fiangonana fa tsy ny asabotsy (sabata) dia satria tamin'io andro (fahatelo) io no nandresen'i Jesosy ny fahafatesana. Voavela ny fahotantsika ka ho setrin'izany ve dia tsy hatao feno ny fankalazana sy fanomezam-boninahitra azy ?
Anjaran'ny tsirairay ny mieritreritra fa raha izaho aloha dia tsy hanao RNS intsony raha mbola ny alahadin'ny paska ihany no anaovana azy.

10. ikaretsaka
(
26/02/2008 22:48)
kabaritra> azo atao anie ny mamonjy lamesa maraina dia manao RNS rehefa avy eo e
11. LazaDaddy
(
26/02/2008 23:31)
kabatritra:Fahatelo ahoana moa izany? Fahatelo tokoa ve sao dia tokony hiverina mianatra manisa?
Tsarovy fa matoa atao alahady ny fiangonana fa tsy ny asabotsy (sabata) dia satria tamin'io andro (fahatelo) io no nandresen'i Jesosy ny fahafatesana.
Telo andro sy telo alina:
1 Andro: Zoma hariva -> Asabotsy hariva
2 Andro: Asabotsy hariva - > Alahady hariva
3 Andro: Alahady hariva -> Alatsinainy hariva
Sa andro indray no isaina fa tsy andro sy alina?
1 Andro: Asabotsy
2 Andro: Alkahady
3 Andro: Alatsinainy
=> Alahady ny fiangonana satria nanova fotoana i Roma, ary novainy hatramin'ny calendrier mihitsy aza.
17. LazaDaddy
(
27/02/2008 03:12)
cutie> @ marsa retsy a...mba mividiana calendier sy diary fa aza kahidy =))=))