Fanomezam-boninahitra ny fandresen'ny Tompo ve ny RNS ?
23. LazaDaddy
(
27/02/2008 03:46)
cutie> tsy mila manafatra akory fa mandeha christian bookshop na catholic bookshop...
25. fahamarinana
(
27/02/2008 17:08)
betroka:
Ny paska no fety kristianina lehibe indrindra satria andro ankalazana ny nitsanganan'i Kristy tamin'ny maty rehefa avy nohombohana raha nisolo antsika teo amin'ny hazo fijaliana nohon'ny fahotantsika. Hahafaly ny Tompo ve ny fanaovantsika RNS amin'io andro fankalazana io ?
:arrow: Toa misy fotoam-pivavahana koa anie any e,sa diso aho (efa ela aloha za no nanatrika farany an ka mety efa niova angambany izao :?:(l)
26. ikaretsaka
(
27/02/2008 17:13)
eny tokoa hoa sady any ve de ts'izy fiangonana azo aleha na iray aza?
27. fahamarinana
(
27/02/2008 17:19)
:arrow: misy stand mikasika ny finoana sy fivavahana aza tamin'izay dia nisy fotoana kely mihintsy satria nanatrika aho fa ny amin'izao fotoana zao indray no tsy fantaro aloha,sao lasa miteniteny fontsiny eto.
Araka ny lazain'ny Ika io hoe mitady fiangonana koa e dia avy eo mba mijery rns,azo ampiarahana anie izany sa fahotana ve :?:(l)
Araka ny lazain'ny Ika io hoe mitady fiangonana koa e dia avy eo mba mijery rns,azo ampiarahana anie izany sa fahotana ve :?:(l)
28. ikaretsaka
(
27/02/2008 17:29)
sa koa misy lalana hoe tsy maintsy ao amin'ny fiangonaNY ihany (du genre hoa paroisse @ kato) no tsy maintsy mivavaka rehefa paka fa tsy mahazo mandehandeha?
29. fijo
(
27/02/2008 22:02)
izay mantsy.be fiangonana any ary misokatra vao maraina be izy ireny.mifohaza maraina di amankanesa any aloha.avy eo mody,mandro,de mihinana sakafo maraina,de miakanjo,de lasa manao sipaoro na mijery.de mitehaka rehefa faly.
de ......sssssss
de ......sssssss
31. ikaretsaka
(
27/02/2008 22:14)
ndao ko:wink: nga misy manakana eo:wink::wink:
nendroky ko tiana haleha aby zao rehetra izao..
ho TDM koa atsy ho atsy (Tonga De Mandehana:-D:-D:-D:-D)
nendroky ko tiana haleha aby zao rehetra izao..
ho TDM koa atsy ho atsy (Tonga De Mandehana:-D:-D:-D:-D)
33. fijo
(
27/02/2008 22:35)
tongava manaraka ny lalam be,fa milay any,sady ny mpivarotra aknjo any misokatra na paka aza
34. ikaretsaka
(
27/02/2008 23:38)
nga koa handeha tsy hiakanjo koa ry cutie rehefa mankany dia any vao hividy:roll: tsssss
fa ny tsy azoko @ le mpametraka ny sobjektra ahoana izany raha ireo efa nolazainay sy i fijo sy i fahamarinana ireo no atao
fa ny tsy azoko @ le mpametraka ny sobjektra ahoana izany raha ireo efa nolazainay sy i fijo sy i fahamarinana ireo no atao
35. fahamarinana
(
28/02/2008 07:32)
:arrow: Ika : ka nolazainy mazava ny azy hoe tsara hono ny rns fa tokony tsy atao amin'ny fetin'ny Paka. Ilay : voatery na tsy maintsy na tokony zao sy zao sns no tena hitako tafahotra sady koa an'ny tsi11 iny fa tsy ho imposer-na amin'ny rehetra.F'angaha moa nisy nanery hoe tsy maintsy mandeha any am rns koa raha zay ilay conviction? sady tokoty maharitra 2 ou 3 jours sa ahoana ry Fijo fa ianao toa mpandeha any ihany?(l)
36. mitsangana
(
28/02/2008 16:16)
samia mandeha amin'izay alehany fa samy minjija izay afafiny e! samy efa lehibe daholo!
37. ikaretsaka
(
28/02/2008 16:39)
faha: ka efa fetin'ny paka no fanaovana azy ary ko ahoana.. dia ianao no maka decision arak'izay
38. Fody
(
28/02/2008 17:06)
Fahatelo ahoana moa izany? Fahatelo tokoa ve sao dia tokony hiverina mianatra manisa?
Telo andro sy telo alina:
1 Andro: Zoma hariva -> Asabotsy hariva
2 Andro: Asabotsy hariva - > Alahady hariva
3 Andro: Alahady hariva -> Alatsinainy hariva
Sa andro indray no isaina fa tsy andro sy alina?
1 Andro: Asabotsy
2 Andro: Alkahady
3 Andro: Alatsinainy
Dia izao no tsy fahalalana nefa mba te hiteny.
Mianara manisa andro amin'ny fomba Jody, dia ho hitanao na alahady na alatsinainy izy no nitsangana tamin'ny maty.
Izay aloha!
39. ikaretsaka
(
28/02/2008 17:32)
tsy mahay sy tsy mahalala angamba izy ry fody fa mba ampianaro fa io no hainy an
40. rakaroka
(
29/02/2008 00:57)
Ka tsy hoe nitsangana t@ andro fahatelo moa Izy?...
He...:-w:-w:-$ 'zany hoe "Alatsinainy izany raha arahina tsara ity tabilaon'i Laza ity:-w:-w:-w:-w
Izany tokoa moa :roll::?::roll::roll::roll::?::?:
He...:-w:-w:-$ 'zany hoe "Alatsinainy izany raha arahina tsara ity tabilaon'i Laza ity:-w:-w:-w:-w
Izany tokoa moa :roll::?::roll::roll::roll::?::?:
