Fanomezam-boninahitra ny fandresen'ny Tompo ve ny RNS ?
42. Fody
(
29/02/2008 12:05)
LazaDaddy:
1 - Raha mahay teny grika ianao dia hahita mazava tsara fa ny andro fahatelo (araka io voalazan\'i rakaroka io) izy no nitsangana tamin\'ny maty fa tsy hoe: afaka telo andro.
Jereo ireto:
Asa 10,40a
Grika: Touton ho Theos ègeiren en tèn trite hèmera
Malagasy: nefa natsangan\'Andriamanitra kosa izy tamin\'ny andro fahatelo,
Lc24, 46
Grika: kai eipen autois hoti houtòs gegraptai pathein ton Xriston kai anastènai ek nekròn tè tritè hèmera
Malagasy: ka hoy izy taminy: Araka ny voasoratra dia tsy maintsy hijaly ny Kristy sy hitsangana amin\'ny maty amin\'ny andro fahatelo
Manampy an\'ireo dia azonao vakina tsara ny:
Lc24, 21
Lc24, 7
Lc18, 33
Lc9, 22
Mt20,19
Mt17, 23
Mt16, 21
1kor15,4
Ity ny Baiboly: http://baiboly.katolika.org/
Ho an\'ny Jody ny andro iray dia mifarana rehefa maty masoandro.
Dia ataovy amin\'izay ny fanisana.
NB: ilay fanisana nataon\'i LazaDaddy dia avy amin\'ny fampianaran\'i Pastera Maiol
Misaotra.

43. fahamarinana
(
29/02/2008 12:16)
ikaretsaka:
faha: ka efa fetin'ny paka no fanaovana azy ary ko ahoana.. dia ianao no maka decision arak'izay
:arrow:eka ozy,na mandeha na tsy mandeha e,choix-ny tsi11 fa tsy ifanome tsiny lava,efa hankalaza ny faha-10 taona ilay rns mbola misy mitady hanakina sy hanova foana.
Ity fanisana sns ity koa no tsy arako,inona daholo zany ry reto a.:cry:(l)
44. fijo
(
29/02/2008 22:16)
B: ilay fanisana nataon'i LazaDaddy dia avy amin'ny fampianaran'i Pastera Maiol
maty elahy ry laza.hi hihi
maty elahy ry laza.hi hihi
46. ikaretsaka
(
29/02/2008 23:39)
lasa maiolique koa ve i LD?
kay vy kopyliskia le tary iny e?
nen lery kao toa tsimponina aby izao rehetra izao

47. ikaretsaka
(
29/02/2008 23:43)
dia aza adino koa fa nisy Eklipsa solaire t@ lery niala aina an
de rehefa tsary hita ny masoandro @ ny jiosy de hita indray dia mikoty ho 'andro iray izay!
le manisa indray tsay haiko loatra:wink:

49. Fody
(
01/03/2008 10:20)
Lc 23,54: Andro fiomanana tamin'izay andro izay, sady efa hiantomboka ny sabata.
Milaza io fa ny andro nahafatesan'i Jesoa dia ny andro mialohan'ny Sabata. Izany hoe ny andro voalohany voalaza dia ny andro nialahon'ny Sabata, ary ny andro faharoa kosa dia ny Sabata.
Ny andro fahatelo dia ny andro ampitson'ny Sabata, izay andro voalohany ho an'ny Jody, ary lazaintsika hoe: alahady ankehitriny.
Lc 24,1 Nony marainakoan'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy ireo nitondra ny zava-manitra efa namboariny
Ataoko fa mazava.
Misaotra

50. ikaretsaka
(
01/03/2008 15:10)
mazava... mandra mpiandry ny kaontin'isan'andro hafa indray aloha hampitoviana azy
51. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:21)
mazava fa misaotra..
aiz aary i LD hanazava ny azy indray aloha anaovana fampitahana fa manjary mihaino feon-dakolosy tokana ity