Fivavahana, finoana
rabingogilabanga
(
16/02/2008 11:25)
-ho anareo mpi-kritika fivavahana: hita fa [b]zaza vao nahita zavatra, ka manao excès de critique[/b], ny critique efa nisy ary t@ rennaissance no tena mafy be: ary ny mpino no nanao izany voalohany...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/02/2008 22:12
rakapy
(
16/02/2008 06:05)
Maro tokoa ireo olona izay mandany andro sy ron-doha @ fivavahana sy finoana nefa ny olana mianjady @ mpiara-belona azy izay eo ambany masony aza dia hodiany tsy hita na jerena akory. Mahay ny toko s...
tohiny
novalian'i tommykyle ny 26/03/2008 16:46
niryna
(
16/02/2008 04:46)
Ho an'ATra Irery ihany anie ny voninahitra ary ho antsika tsirairay ny fankasitrahana avy amin'ilay Zanany mpanavotra sy Tompontsika.Amena.
Maro ny fanontaniana apetraky ny ankizy ka mba zaraiko anar...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/02/2008 06:18
ravakamalala
(
15/02/2008 21:33)
Raha zohiana ny tantaran ny ankamaroan ny olomasina dia maro ireo nijaly tamin ny fiainany teto an tany.
Ary nisy olomasina iray izay aza tena nangataka tamin Andriamanitra mihitsy hoe ampijalio ah...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2008 01:04
LazaDaddy
(
15/02/2008 19:35)
Mba saino kely anie raha lasa firenena silamo Amerika, na tsy silamo ofisialy aza fa ny silamo no mitondra (toa an'i Malaisie)
Ny Sharia no didy arahina...dia diniho ny vokatr'io any Iran, Afghanis...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2008 23:54
ikaretsaka
(
15/02/2008 18:27)
Mba nanao reflexions kely @ ilay nolazain'i piste atsy @ ilay appartenance appartenance e (azafady ry rahalahy fa dia voatonona foana ianareo)
[quote=St Ignace de Loyola (Spirirual exercices)]
Exp...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 23/02/2008 01:08
soanja
(
15/02/2008 14:51)
Namaky ny tantaran'i Thecla sy ny fifandraisany tamin'i Masindahy Paoly aho dia variana tokoa.
Raha mba nampidirina tao anaty baiboly mantsy io tantara voasoratra io dia tena betsaka tokoa ny vehiv...
tohiny
novalian'i soanja ny 24/02/2008 22:19
piste
(
15/02/2008 12:01)
Zavatra tsy azon'ny maro eto dia ny Fiangonana dia tsy communauté des saints mais communauté de ceux qui en désirent. Na ny marimarina kokoa communauté des croyants.
Tsy olo-masina ireo mpino ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2008 22:36
fijo
(
14/02/2008 23:51)
azafady ry namana isany fa mankarary sofina le loahevitra saingy apetrako ihany.
ny silamo mantsy,(ny jiosy koa angamba)dia manizingizina fa io coran io ihany dia ampy azy.ary izay voalaza ao dia m...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2008 21:53
fijo
(
14/02/2008 21:19)
izany ka mendrika,
io rangahy io dia pretra eto frantsa.niresaka tao amin'ny radio RMC izy androany satria voahantso any amin'ny fitsarana.
ny maha samy hafa azy amin'ny sasany dia izy no nanao izay...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2008 22:59
lagoon
(
14/02/2008 14:14)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/463/jesosyph7.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/g.php?h=520&i=jesosyph7.png][IMG]http://img520.imageshack.us/img520/463/jes...
tohiny
novalian'i prime ny 18/02/2008 12:19
fijo
(
13/02/2008 23:11)
dia namaly izany ny protes fa ny baiboly ihany dia ampy,ahalalany an dandriamanitra sy ny rehetra tiany hofantatra momba izany.
mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2008 23:09
lagoon
(
13/02/2008 16:20)
http://www.dailymotion.com/related/5088026/video/x360dt_03-lelu-de-dieu_events...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2008 22:48
lagoon
(
13/02/2008 15:13)
http://www.alterinfo.net/La-conspiration-des-pretres-et-pasteurs-en-Afrique_a16733.html
Lien vidéo io ambony io.Tsara raha henointsika dia avy eo miady hevitra isika.Sa ahoana?
Na ity koa:
...
tohiny
novalian'i prime ny 18/02/2008 12:09
hery
(
13/02/2008 11:45)
12 ny mpianatr'i Jesoa. Samy nasaina nampianatra sy nitory ny filazan-tsara avokoa.
Nisy tamin'izy ireo no nanoratra satria afaka nanoratra ka voatahiry ao anaty [b]Baiboly[/b] ny nosoratany. Firy ...
tohiny
novalian'i prime ny 26/02/2008 11:33
niryna
(
12/02/2008 07:40)
Nisy olona niresaka fa tsy hiangona intsony hono izy fa be mpihatsaravelatsihy loatra hono any am-piangonana.
Dia hoy ny navalin'ilay mpitondra hoe ,dia niala tao amin'ny fiangonana izany hianao? ie...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/02/2008 06:13
LazaDaddy
(
12/02/2008 07:14)
[b]Papa Stephen VI mitsara ny Papa Formosus noho ny fitorian'ny Papa Jaona VIII: Fitsarana "cadavre"[/b]
Loharano: Wikipedia - "Pope Formosus" in the 1913 Catholic Encyclopedia.
Dika teny malalaka...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 02/07/2014 12:23
xxx
(
11/02/2008 23:00)
Nahoana no navelany hozeran'ny meteorita ny tany? Dia maty ny Dinaozaoro
Ho fanavotana ny zanak'Israely sy ny mpanota dia nalatsany ny rà
Dia izay no mba nahatonga ahy hametraka ilay fanontaniana h...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/02/2008 22:10
ikaretsaka
(
11/02/2008 22:58)
Fanontaniana vitsivitsy apetraka Ho an'ireo mpano Sola scriptura na ireo mino hoe "ampy ny baiboly" kamanasa azy ireo mba hamaly amim-pitoniana
1)Taiza ao anaty baiboly na zavatra hafa .. no nisy ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 25/02/2008 14:58
LazaDaddy
(
11/02/2008 22:08)
"Mahasalama ny maka makorelina etsy Tsaralalana rehefa tsy aloanao ny volany"
"Exercice spirituel namaste prostitutum" no ahafantarana an'izany =)). Tsy ampy mantsy ny Baiboly satria tsy milaza "sp...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/02/2008 06:00
