baiboly ihany dia ampy.coran ihany dia ampy
1. fijo
(
14/02/2008 23:51)
azafady ry namana isany fa mankarary sofina le loahevitra saingy apetrako ihany.
ny silamo mantsy,(ny jiosy koa angamba)dia manizingizina fa io coran io ihany dia ampy azy.ary izay voalaza ao dia mila arahana sy tanterahana.izay mivoana amin'izay dia very.
dia hialako tsiny ,fa raha mandinika ny mpilaza aho fa ny baiboly ihany dia ampy;sy ny fomba firesaky ny sasany eto,dia toa mitovitovy le fomba.
ka manaiky ve hianareo ireo(baiboly dia ampy)fa mitovy "fomba"fisainana amin'ireo silamo izay milaza koa fa coran dia ampy????

répondu par fijo le 21/02/2008 21:53
2. LazaDaddy
(
14/02/2008 23:58)
fijo:sao dia "faniratsirana" ny "namana" kosa io? :)
azafady ry namana isany fa mankarary sofina le loahevitra saingy apetrako ihany.
fijo ah, tapaka ny tsinaiko namaky ilay fomba nametrahanao ilay fanontaniana =))
3. ikaretsaka
(
15/02/2008 00:25)
tsary misy ambara fa tsary anisan'ilay mpiteny heo "ny izao sy izao ihany dia ampy" ny tenanay
5. ikaretsaka
(
15/02/2008 00:40)
ka manaiky ve hianareo ireo(baiboly dia ampy)fa mitovy "fomba"fisainana amin'ireo silamo izay milaza koa fa coran dia ampy????
io ny fanontaniana.. eny sa tsia ny valiny? eny satria nahoana de tsia satria nahoana?
iaho tsary izyyyyyyy
6. zamanoro
(
15/02/2008 00:54)
Ny fivavahan-dRazana tsy mila mividy baiboly, tsy mila mividy Koroany. Saingy tsy avy any Israely tsy avy amin'ny Arabo ka tsy misy mpitory
7. rakapy
(
15/02/2008 01:47)
Ilay finoana koa anie ka karazana competition-ndry zareo tandrefana sy middle Eastern hifehezana izao tontolo izao ! Mifaninana ry zareo hampalaza sy hampanjaka ny azy ,toy ny fomba izay nataony mba hampianaka ny fomba fiteniny eran'izao tontolo izao (English,Espagnol, Francais,Potuguais,arab). Ny antony dia amzay ny azy no manjaka dia ho mora aminy ny hanaovany ny zavatra rehetra. Ka ianao milaza sy mihevitra fa Xana,Silamo... anie ka toy ny akoho izay teraka sy voavolavola tao anaty ferme ny mahalala na mahafantra akory ny ivelan'ny ferme.Ary izay no mahatonga anao hilaza fa ampy ny ao satria misy sakafo tonga tsy tapaka ary ianao dia efa voaborosy fa ny fermier no A/trao. Ianao dia voahidy ary tsy mahalala izay fiainan'ny akoho hafa izay teraka ivelan'ny ferme ka afaka ny mankafy ny fiainany sy ny fahalalahany na dia voatery mitsindroka aza vao omana. Ka ho sarotra @ akoho teraka tao anaty ferme no hiaina any ivelany ary sarotra ho an'ny akoho teraka ivelan'ny ferme ny hiaina ao anaty ferme.
Mitovy amzany ny fomba ampiasain'ireo firenen-dehibe ireo @ firenena madinika na ara-pinoana izany na ara ekonomika na ara politika ka anajaratsika no misaina.
Mitovy amzany ny fomba ampiasain'ireo firenen-dehibe ireo @ firenena madinika na ara-pinoana izany na ara ekonomika na ara politika ka anajaratsika no misaina.
8. soanja
(
15/02/2008 01:57)
zamanoro:
Ny fivavahan-dRazana tsy mila mividy baiboly, tsy mila mividy Koroany. Saingy tsy avy any Israely tsy avy amin'ny Arabo ka tsy misy mpitory
Zama> Aza manahy ianao fa mbola ho avy ny karazam-baibolin-drazantsika fa aza manahy ianao!
Hafa ny taloha. Efa mahay manoratra sy mamaky teny ary miasa mikaroka ny Malagasy izao fa tsy notoloram-potsiny fotsiny sakafo tsy mahavoky de mihinana toy ny taloha.
9. LazaDaddy
(
15/02/2008 02:06)
soanja> salama tsara ve i Xhi sy i Mah? Mbola ao mady kaosy kara sa tsia? Ary ilay zavatra mamoaka setroka iny saika nitovy tamin'ilay ravina amin'ny sainam-pirenena Kanadianina e :)
10. ikaretsaka
(
15/02/2008 03:41)
ny fanontaniana rle olona ro valiana fa tsary ahodikodina ohatran'ny soval de boa le fanontanian'ny olona an!
mitovy fisainana amin'ny silamo ve izany hono anareo manao "baiboly de ampy" ireo fa ry zalahy kao hono misaina ohatran'izany? eny sa tsia ny valiny... dia ampiako hoe satria nahoana..porofoy!
mitovy fisainana amin'ny silamo ve izany hono anareo manao "baiboly de ampy" ireo fa ry zalahy kao hono misaina ohatran'izany? eny sa tsia ny valiny... dia ampiako hoe satria nahoana..porofoy!
13. LazaDaddy
(
15/02/2008 03:45)
fijo:iza tokoa no anontanian'i fijo amin'io aloha e? Ampy ahoana izany ampy izany fa toa mampahatsiaro ilay rangahy mpampianatra doroit civique tao amin'ny radio taloha...Ampy Portos =))=))=))
ka manaiky ve hianareo ireo(baiboly dia ampy)fa mitovy "fomba"fisainana amin'ireo silamo izay milaza koa fa coran dia ampy????
16. ikaretsaka
(
15/02/2008 03:48)
lasa niova "fotsiny" izany ilay hoe "ihany" sy ilay hoe "ampy"
pick your word(s):-D
fa "sola scriptura" ihany ny dikany amin'ny latinina
pick your word(s):-D
fa "sola scriptura" ihany ny dikany amin'ny latinina