baiboly ihany dia ampy.coran ihany dia ampy

61. fijo ( 15/02/2008 22:52)
ravaka,misaotra amin'ilay mpampiady angely hi hiihi

maninona ary no mijaly sy tsy sahy mijoro ianareo.za anie tsy nilaza hoe silamo ny protes e,nilaza fotsiny aho hoe "raha samy mifototra amin'io saina tokan adia ampy io,dia mitovy ve izany????tsy midika izany fa tsy ihinana kisoa ny protes.
koa valio re le fanontaniana e;
62. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:37)
cutie> fa mila mi registrer ve leu!

fijo> fa zahay manao karemy izao raha hoe mitovy ny fisainana amin'ny silamo manao ramadan @ io lafiny piete io de manaiky zahay hoe ieuuu

fa ry zalahy vao heo coran fotsiny de eeeeeo de eooooo... tsary mba tsotra avao olo reo koeh!
63. fijo ( 15/02/2008 23:41)
izay izao mba mazava aloha,fa saika hanontany koa mantsy aho.

izaho anie wa tsy miteny hoe satria raha mitovy ilay fisainana eo dia tsy ihinana kisoa ny kato na ny protes e.fa eo amin'ny fampiharana ilay fomba na ilay fototra hinoana"hoan'ny protes"no tiako ho fantatra.
amin'ny silamo mantsy dia coran ihany,tsymisy ivelan'izay
64. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:45)
fa sarotra be ve le manaiky @ saina tsy miangatra sy manao heo ieeeu amin'ny protes?
fa tsy maintsy misy protestation kely fona?
65. fijo ( 15/02/2008 23:58)
tsy vitan'ny protestation,fa fanodikodinana resak alava be.jereo eo ambony eo
66. cutie ( 16/02/2008 00:13)
IKa
mila manao download vetivety fotsiny de vita e
67. niryna ( 16/02/2008 00:15)
Ny tena tsy azoko dia hoe misy miteny ve eo hoe ry kristiana kato isany na ry kristiana pro na adv na metho na ......
Amiko aloha dia tsy izay no tanjoko,aleo hilaza izay tanjony izay manana finoana hafa.
Amiko dia ny fizarana ny tenin'Atra izay ao anaty baiboly no toriko,satria averiko indray fa tantaran'i kristy ny baiboly koa noho izany dia izay voasoratra ao anatin'ny baiboly ihany no anankinako ny resaka.
Raha misy olona miteny na mamporisika anareo hoe avy aty aminay fa ny anay no marina dia mandiniha tena.Raha hianatra ny finoan'ny hafa moa inona no maharatsy an'izany?
Raha izaho no anontanianareo ny hoe iza marina aloha i kristy dia izao no avaliko izay mitady sy mangetaheta izany: Atra,Fanahy ,Zanaka ,nanavotra ny rehetra ho afaka ny fahotana,mitady antsika mba ahazo famonjena ary miangavy antsika mba hibebaka.Tia antsika izy ,ka nampianatra antsika mba ho tia ny namana sy hivavaka ny fahavalo ary hanome azy ireo rano na sakafo na fitafiana raha mila izany izy ireo fa tsy hamaly ratsy ny ratsy.
Amin'ny maha kristiana ahy no hijoroko eto dia mbola mampahafantatra ny rehetra ihany koa aho fa maty izy ary nahatohitra ny fahafatesana,nitsangana ary mbola hiverina indray haka ireo kristiana mpanara-dia azy.
Raha naseho ny mpaminany fa ho avy ny mpamonjy dia tonga tokoa,ary dia nampiseho fahagagana maro sy fanasitranana maro ary ireo izay mpanara-dia azy dia mbola manao izany hatramin'izao,eny fa na dia hianao io aza dia afaka mivavaka amin'ny olona na izay fanomezana nomeny anao ka ampiasainao dia mandaitra izany rehefa tena mino azy.Nanangana ny maty ihany koa izy,ary namahana vahoaka tsy voafetra ny isany tamin'ny hazandrano sy mofo kely fotsiny.
Nitranga daholo izay voasoratra tao anaty baiboly koa noho izany dia mbola miandry Azy hiverina koa izahay.

Eny raha resaka hoe famonjena no resahina dia ampy ny baiboly,ary voasoratra ao daholo izany ,eny na dia lazain'ireo olona fa tsy ampy aza izany,tsy ampy ny baiboly raha zavatra hafa no tadiavin'ireo mitady zavatra hafa :D:D:D vita tompoko.
68. ikaretsaka ( 16/02/2008 03:35)
tsy ny fanontaniana indray no novalian'i niryna..:roll: izy ho'a de a travers foana
ny fanontaniana dia hoe mitovy ve izany nareo bible alone sy ny silamo @ le fact hoe samy "book alone"?
69. fijo ( 20/02/2008 22:42)
ataovy teny gilisy letsy fa toa tsy azony an
70. ikaretsaka ( 21/02/2008 00:19)
i niryna rehefa teratran'izay very equilibre tsy te hahalala hafa tsy ny mahalala afa tsy manesika ny azy ko
71. fijo ( 21/02/2008 21:53)
hi hi hi maty aho nirynako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05